Le transfert à l’Etat est une sanction donnée au propriétaire pour la non-occupation ou la non exploitation de ses terres durant 5 ans et plus.  Selon la loi, lorsqu’il sera établi qu’une propriété urbaine d’une superficie supérieure à mille mètres carrés n’a pas été exploitée personnellement, soit par le propriétaire, soit par ses ayants droit, cette dernière sera transférée à l’Etat.
Le chef de service des domaines et de la conservation, Norohanta Emilda RAKOTONDRAZANANY nous donne plus d’explication sur ce sujet.
Sazy omena ny tompon-tany noho ny tsy fampiasany ny taniny nandritra ny 5 taona na mihoatra ny famerenan-tany amin’ny fanjakana. Rahefa tonga ny andro hitsirihana ny tany, ka hita marina fa misy velaran-tany an-tanà n-dehibe mihoatra ny arivo metatra tsimivadimandry ny habeny, nefa izy tompony na ny mpan-dova tsy nanamaintimomaly azy mivantana na niala vola tamin’izany, dia lasa fananan’ny Fanjakana madiodio izany tany izany.
Hitondra fanazavana bebe kokoa mahakasika ny « Famerenana tany amin’ny fanjakana » ny lehiben’ny sampan-draharaha ny fananan-tany sy fikajiana ny fananan-tany, RAKOTONDRAZANANY Norohanta Emilda.
Selon les économistes, exporter est la solution d’augmenter la valeur de l’Ariary. D’ailleurs, Certains obstacles empêchent les exportateurs comme la destruction des routes vers les ports, les taxes élevés, et la difficulté des processus d’exportation, indique l’économiste Manitra Randriamahefa.
Ny fanondranana no vahaolana hampitomboana ny sandan'ny ariary hoy ireo mpahay toe-karena. Isan’ireo olona tsy ahafahana mampivelatra ny sehatra ny fanondranana anefa ny fahasimban’ny lalana eto amin-tsika. Ny fahabetsahan’ny hetra alaina amin’ireo mpandraharaha ary ny fahasarotanan’ireo dingana ahafahana manondrana hoy ny mpahay toe-karena, Randriamahefa Manitra.Â