L’organisation mondiale de la Santé reconnait, dans un communiqué publié en février, que des troubles auditifs peuvent apparaitre comme séquelles de la Covid-19.
L’année dernière, des chercheurs britanniques ont rapporté les résultats d’une étude sur les complications auditives liées à la covid-19. L’acouphène concerne 15% des cas rapportés. Il se manifeste par des bruits, des sifflements ou des bourdonnements dans l’oreille interne. En effet, une infection virale, comme le coronavirus ou la rougeole, peut endommager le nerf auditif. Celui-ci émet des signaux parasites au cerveau. En général, ce phénomène diminue avec le temps.
L’OMS a signalé aussi l’apparition d’acouphène comme effets secondaires des vaccins contre la Covid-19. Mais le nombre de cas recensé reste très faible : un cas sur 90 000 en France, par exemple.
Misy ifandraisany ve ny Covid-19 sy ny acouphène ?
Nanambara ny sampandraharahan’ny firenena mikambana momban’ny fahasalamana tamin’ny volana febroary teo, fa mety hamela takaitra eo amin’ny fandrenesana ny Covid-19.
Tamin’ny herintaona, nisy mpikaroka britanika maromaro nandinika manokana momba izay. Hitan’izy ireo fa 15% isanjaton’ny olona voan’ny coronavirus no nahitana acouphène. Izany hoe mandre feo maneno izy ireo ao anatin’ny sofiny ao, toy ny misioka kely na toy ny hoe misy jorery. Misy voakitika mantsy ny selan’ny fandresena vokatry ny tsimokaretina, ka mamorona ireo feo ireo sy mampita izany any amin’ny atidoha. Afaka ho azy anefa io rehefa mandeha ny fotoana.
Mety ho fiatraikan’ny vaksiny Covid-19 amin’ny vatana ihany koa ny acouphène hoy ny OMS. Nefa tranga iray amin’ny 90 000 no ahitana izany hatreto raha ao Frantsa manokana.Â
Â
Â
Â
Â
La préparation psychologique des enfants avant la prochaine rentrée scolaire consiste à les remettre au rythme scolaire, c’est-à -dire, l’heure où il faut se réveiller pour aller à l’école, moins de jeux et plus de leçons, etc. Ces préparations aident les enfants à ne pas avoir peur d’une situation inconnue parce qu’ils vont affronter une nouvelle année scolaire, surtout s’ils changent d’école. Selon les explications de la psychologue Ashley Razafindrabe, les parents peuvent simuler des jeux avec les enfants tout en leur faisant comprendre qu’il y aura des changements. Ils peuvent eux-mêmes simuler le changement avec leurs amis, toujours avec des jeux.
Hamerenana indray ireo ankizy amin’ny fahazarana mandritra ny fotoam-pianarana ny fiomanana ara-tsaina mialohan’ny fidiran’ny mpianatra. Izany hoe, zarina ny ankizy amin’ny ora fifohazana rehefa handeha hianatra, hamela ireo kilalao fa hifantoka amin’ny fianarana amin’izay, sns. Manampy ireo ankizy hanala ny tahotry ny tsy fahafantarana izay ho zava-misy any am-pianarana sy mandritra ny taompianarana ny fiomanana ara-tsaina, indrindra moa raha niova fianarana ilay ankizy. Araka ny fanazavan’ny psykology, Razafindrabe Ashely, azo atao amin’ny alalan’ny kilalao ataon’ny ray aman-dreny sy ny zanaka izany. Azon’ny ankizy ataon’izy samy izy ihany koa izany nefa.
- Huit milliards Ariary d’impôts ont été perçus au premier semestre 2022 dans la région Boeny.
- Quarante des cent soixante-sept détenus évadés ont été capturés.
- 58 « Tsena Mora » ont été installés à Antsirabe.
Â
- Faritra Boeny : Valo miliara ariary ny hetra voaray tao anatin’ny enim-bolana voalohan’ny 2022.
- Voafonja efapolo amin’ireo 167 tafatsoaka no efa tafaverina.
- Tsena mora miisa 58 no napetraka ao Antsirabe.
- CENI : Atelier de sensibilisation sur les méthodologies de recensement des électeurs.
- Interdiction de sortie du territoire : deux personnalités publiques concernées durant ce mois d’Août.
- La présentation du comité de paix s’est tenue aujourd’hui pendant la réunion du comité de paix Analamanga.
- Blogs: quelle ampleur pour l’audience malgache ?
Â
- CENI : Natolotra androany ny paik’ady entina hanisana ny mpifidy sy hanavaozana ny lisi-pidifidianana.
- Fivoriam-be momba ny fampanana asa sy ny fivelaran’ny tanora : hanao fanaraha-maso akaiky isan-telo volana ny observatoara momba ny tanora.
- Olom-panjakana roa no namoahan’ny ministeran’ny ati-tany Tsy fahazoana mivoaka ny sisi-tanin’i Mkar tamin’ity volana Aogositra ity.
- Festival des Fibres Naturelles tao Nosy Be : nampahafantarina ireo vokatra vita amin’ny singa natoraly.
Les fleurs séchées, tendances bohèmes et naturelles, tiennent une grande place dans les décorations événementielles ces derniers temps. Derrière ces jolies fleurs se cachent des travaux de séchage, de coloration, d'imagination et de créativité, explique Mme Lydia, fleuriste à Anosy.
Par ailleurs, selon RANDRIAMBOLOLONA Maria Andrianina, gérante d’une petite entreprise spécialisée en décoration évènementielle, rendre festif et unique un événement nécessite un travail d'équipe, de recherches et de nouvelles idées pour satisfaire et répondre aux attentes des clients. Composée de 10 personnes, son équipe trouve ainsi des idées innovantes grâce à ses recherches personnelles sur les réseaux sociaux et en répondant aux demandes de leurs clients.
Misy asa vitsivitsy takiana vao mahatafavoaka ireny voninkazo nohamainina fampiasa amin’ny fanaingona fiara na toerana hanaovana lanonana ireny, hoy ny fanazavan’i Madame Lydia, mpanamboatra sy mpivarotra voninkazo etsy Anosy. Miainga amin’ny fisafidianana ny voninkazo azo hampiasaina, ny fanamainana, ny fandokona ary ny fanambarana azy no ahazoana fehezam-boninkazo tsara tarehy.
Ankoatra izay, araka ny nambaran’i Randriambololona Maria Andrianina, mpandraharaha iray miantsehatra amin’ny asa fanaingona lanonana, dia mitaky fiaraha-miasa, fikarohana ary famoronana vaovao ny fanaingona lanonana iray mba hanomezana fahafaham-po an’ireo mpanjifa mametraka fitokisana amin’izy ireo. Anisan’ny hahazoan’izy ireo hevitra vaovao izao ohatra ny fikarohana ataony amin’ny tambajotra-tserasera samihafa na ihany koa ny fangatahana miavaka kely hoentin’ireo tompona lanonana.
Depuis plus de trois ans, les paysans d'Ankazobe sont initiés à l'agriculture biologique. Les pratiques et les résultats agricoles ont changé depuis ces dernières années : ils n'utilisent plus d'engrais ni de pesticides chimiques racontent les jeunes agriculteurs de cette région. En plus de leurs produits biologiques, ils ont constaté également une augmentation de leurs bénéfices. La mission de l'association Tsiky’Tsika consiste à accompagner et conseiller les agriculteurs dans les méthodes de l'agriculture biologique, a expliqué la présidente de l'association RAKOTOBE Iangotiana Miora. L’association a comme objectifs l’autonomie financière, l’utilisation des produits naturels ainsi que l’indépendance morale des paysans.
Telo taona mahery izao no nampahafantarina ny tantsaha ao Ankazobe ny fomba fambolena ara-biolojika. Nahitana fivoarana ny vokatra azo satria tsy mampiasa zezika na fanafody famonoana bibikely simika intsony izy ireo, raha ny fanazavana nentin’ireo tanora tantsaha avy any. Hitan’izy ireo tokoa fa ankoatra ny fahazoana vokatra biolojika dia mitombo ny fidiram-bola azony isan’andro noho ny fivarotana ny vokatra amin’ny vidiny lafolafo kokoa.
Manazava ny filohan’ny fikambanana Tsiky’Tsika, RAKOTOBE Iangotiana Miora fa ny fanohanana sy ny fanoroana hevitra ny tantsaha amin’ny fomba fambolena ara-biolojika no anjara asa imasoan’ny fikambanana. Ny tena tanjon'izy ireo dia ny hanamafisana ny fahaleovantena ara-bola, ny hanatsarana ny fomba fiasa ary ny fahaleovantena ara-tsaina an’ireo tantsaha.
Ces malades mentaux errants sont atteints de schizophrénie. Leurs familles les ont laissé tomber. Par ailleurs, s’il y a prise en charge, on peut tout à fait les guérir. Les services de psychiatrie des hôpitaux, que ce soit public ou privé, prennent en charge ces malades. Pour les hôpitaux publics de la capitale, il faut se rendre à l’hôpital Befelatanana, HOMI, Anjanamasina et à l’institut d’hygiène Analakely. Le centre hospitalier Imerintsiatosika pour les privés. Les hôpitaux psychiatriques existent dans tous les chefs-lieux de régions sauf pour Fianarantsoa. Selon les explications du Docteur Haja Manantena, psychiatre membre de l’association Psy’kôzy Madagascar, qui œuvre dans la santé mentale, la famille est le premier responsable de ces malades. Mais il existe des paramètres qui empêchent cette dernière de prendre ses responsabilités. L’hospitalisation n’est faite qu’en cas d’agitation. Pour interner un malade, il faut au moins préparer un budget de 400.000 ariary, soins et médicament tout compris.
Schizophrénie no aretin-tsaina mahazo ireny marary saina mirenireny eny andalam-be ireny. Navelan’ny fianakaviana amin’izao fotsiny izy ireny. Raha misy ny fikarakarana, azo sitranina tsara izy ireny. Ny sampana mpitsabo saina any amin’ny hopitaly, na miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana, no mandray an-tanana azy. Ho an’ny hopitalim-panjakana eto an-drenivohitra izao dia misy ao Befelatanana, eny amin’ny HOMI ary Anjanamasina. Misy ihany koa ao amin’ny Institut d’hygiène sociale Analakely. Raha tsy miankina kosa dia any amin’ny ivontoeram-pitsaboana any Imerintsiatosika. Misy hopitaly mpitsabo saina avokoa any amin’ny renivohi-paritra afa-tsy ao Fianarantsoa. Araka ny fanazavan’ny Dokotera Haja Manantena, mpitsabo saina ao amin’ny fiakmabanana Psy’Kôzy Madagasikara, izay misehatra eo amin’ny fikarakarana ny aretin-tsaina, ny fianakaviana no tokony mandray an-tanana voalohany an’ireny marary ireny. Rehefa mihetsika ihany ilay aretina vao ho entina any amin’ny amin’ny hopitaly ny marary. Raha hampiditra hopitaly moa dia mila manomana vola eo amin’ny 4 hetsy ariary eo, efa ao anatin’izany ny fanafody sy ny fitsaboana.Â
- Le vaccin à virus inactif issu du laboratoire Valneva serait plus efficace que le vaccin Astrazeneca.
- Une réforme du code de la route est attendue afin de renforcer le maintien de la sécurité routière.
- Incendie au marché du livre à Ambohijatovo : Des archives parties en feu, une énorme perte pour un bon nombre de familles.
- La relation entre la Grande Bretagne et Madagascar est exposée en une exposition photographique autrement.Â
Â
Â
Â
- Hanara-maso ny fitantanana ara-bola sy fizarana ireo kit scolaire eny anivon’ny sekolim-panjakana  ny firaisamonim-pirenana amin’ity taom-pianarana ity.
- Fampidirana zaza an-tsekoly : ny fiomanan’ny ray aman-dreny sy ny mpampianatra.
- Fahamaizana fivarotam-boky teo Ambohijatovo : rakitsoratra maro no lasa lavenona, faty antoka tanteraka ho an’ireo tompon- tsena.
- Aseho an-tsary amin’ny fomba hafakely ny fifandraisana eo amin’ny Grande Bretagne sy i Madagasikara.
- Le nombre des touristes à Majunga a augmenté cette année en raison d’évènements culturels et religieux.
- Les étudiants de Maninday attendent le calendrier de bourse.
- Un nouveau Lycée a été installé à Ambodirina Toamasina II.
- Base Toliara : Des riverains opposés au projet ont effectué une pétition.
- Nahamaro ny mpizaha-tany tonga tany Mahajanga ny fisian’ireo hetsika ara-pinoana sy ara-kolotsaina.
- Miandry ny tetiandro hivoahan’ny vatsim-pianarana ireo mpianatra ao Maninday.
- Nahazo lisea ny ao Ambodiriana Toamasina faharoa.
- Base Toliara : Nanao fanangonan-tsonia ireo mponina manohitra ny tetik’asa.
Région Boeny : Une baisse de 30% des festivaliens Sobahya.
Région Anosy : l’extraction du sel détruit les mangroves.
Région Anosy : L’activité du bateau pêcheur Japan Tuna commencera en mois de septembre.
Faritra Boeny : Nihena hatramin’ny 30isan-jato ny mpitsidika ny festival Sobahya.
Isan’ireo mahasimba ny ala honko ny fitrandrahana sira.
Faritra Anôsy : ny volana septambra izao no hanomboka ny fanjonoana ataon’ny Sambo Japan Tuna.
- Forum sur l’emploi et le développement des jeunes : L’observatoire de la jeunesse lance un suivi trimestriel.
- Inégalité sociales: les jeunes doivent être conscients des réalités sociales et agir.
- Problème au niveau de l’acquisition d’Etat civil et d’identité : lié à des multiples causes.
- Les drogues illicites sont interdites de consommation à cause de leurs effets sur la santé.
Â
Â
Â
- Olana amin’ny fahazoana sora-piterahana sy karapanondrom-pirenena : noho ny antony maro samihafa.
- Fahasamihafana eo anivon’ny fiaraha-monina : Manana andraikitra ny tanora ary tokony mirotsaka an-tsehatra.
- Mandalo aty Antananarivo ireo 100 mianadahy mendrika indrindra tamin’ny fanadinana CEPE teo, tao amin’ny faritra Analanjirofo.
- Voarara ireo zava-mahadomelina noho ny fiantraikany amin'ny fahasalamana.
Â
Miandrivazo : le prix des kilos d’haricots s’élève à 3.000 ar, les collecteurs ne veulent plus en acheter.
Analamanga : LNDV a été doté de plusieurs matériels pouvant réaliser des tests à la pointe de la technologie.
Amoron’i Mania : un projet de lutte contre la corruption pour le respect des droits de l’homme. Â
Miandrivazo : 3000 ariary ny vidiny iray kilao amin’ny tsaramaso, tsy mety mividy ny mpandraharaha.
Analamanga : nahazo fitaovana fangalà na singa hoan’ny biby ny LNDV.
Amoron’i Mania : fanombohana ny tetikasa ady amin’ny kolikoly mifototra amin’ny fanajà na ny zon’olombelona.
La sinusite se déclenche souvent en hiver. Ses symptômes se manifestent parfois, par des maux de tête, des douleurs sur la partie supérieure du visage etc. Il existe des remèdes naturels qui peuvent atténuer ces douleurs. L’inhalation d’huile essentielle ou d’oignons en sont des exemples. Il est indispensable aussi de bien nettoyer le nez. Et on peut aussi faire de l’automassage de la zone touchée avec nos doigts.
Selon le DR Paula RABEHEVITRA, certains médicaments sont particulièrement dangereux pour certains types de personnes. Si la personne est enceinte ou diabétique, elle doit lire attentivement les prescriptions des médicaments. Certaines de leurs compositions pourraient être néfastes pour son bébé si elle est enceinte. Elles pourraient également augmenter le taux de diabète pour la/ le diabétique. Elle a ajouté qu’il existe une différence entre l’intolérance aux médicaments et les effets secondaires. Pour le premier, la personne qui prend le médicament ne tolère pas une de ses composants et fait une allergie (des gonflements au niveau du corps). Pour le second, c’est le médicament lui-même qui provoque directement des réactions sur le corps.
Rehefa vanim-potoana mangatsiaka no tena fihetsehan’ny sinusite matetika. Manaintaina ny loha sy ny faritra ambonin’ny tava. Misy ireo akora natoraly azo ampiasaina hanalana izany ; ny lohamenaka na huiles essentielles ravintsara ohatra, na ny tongolo izay atao evoka mba hampihena an’izay manaintaina izay. Eo ihany koa ny fanadiovana tsara ny orona amin’ny alalan’ny fanisinan-delo. Dia misy koa ny fanorana kely atao eo amin’ny faritra marary amin’ny alalan’ny rantsan-tanana.
Â
Misy fanafody tena tsy azo hohanin’ny karazan’olona mihitsy, ohatra raha bevohoka na diabetique. Mila mijery ilay taratasim-panafody tsara sao hisy voka-dratsy amin’ny fahasalaman’ny reny sy ny zanany raha toa ka bevohoka hoy i DR RABEHEVITRA Paula, manam-pahaizana manokana momban’ny allegies. Nambarany ihany koa fa tsy mitovy ny tsy fahazakana fanafody, izay ilay singa anatin’ilay fanafody mihitsy no tsy zaka, ary miseho eny amin’ny vatana ohatra hoe mivontovonto, sy ny effets secondaires izay ny vatana no manao « reactions » amin’ilay fanafody.