COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

Le Bureau National de la gestion des risques et des catastrophes (BNGRC) utilise une matrice de suivi de déplacement pour pister le mouvement de la population. Cela permet de repérer l’urgence et d’estimer le nombre de migrants. Après les repérages, le BNGRC peut entreprendre des actions anticipatives : écoute de besoins de la population, identification des personnes vulnérables. Le BNGRC, avec d’autres acteurs, procurent des aides sanitaires, alimentaires ou selon les domaines respectifs de ces acteurs.

 

Ny Birao Nasionaly misahana ny loza voajanahary (BNGRC) dia mampiasa fitaovana fanaraha-maso ny fifindra-monina mba hijereny ny fihetsiky ny mponina. Izany dia ahafahana mamantatra ny hamehana sy manombana ny isan'ny mpifindra monina. Aorian'ny fijerena dia afaka manao hetsika mialoha ny BNGRC: fihainoana ny filan'ny mponina, famantarana ireo olona marefo. Ny BNGRC, miaraka amin’ireo mpisehatra hafa, dia manome fanampiana ara-pahasalamana sy ara-tsakafo na araka ny sehatra misy ireo mpisehatra ireo.

mercredi, 24 août 2022 09:27

Le « fafy vady » ou le mariage bara

Le « Fafy vady » (ou tandra vady) est un rituel incontournable dans la tradition bara.

C’est l’équivalent du mariage civil au sein de la tribu, sans quoi les nouveaux mariés ne seront pas légitimes, et donc ne pourront rien hériter de leurs familles respectives. Le « Fafy vady » est l’étape qui suit la demande en mariage. Cette dernière se fait sous le « Hazomanga », arbre sacré du village,

où un zébu est sacrifié pour demander aux ancêtres de bénir le nouveau foyer. Selon Andrianandraina Jacques Modeste, gardien de tradition bara, Le sacrifice de zébu est important, surtout dans la tradition bara, car il efface toute impureté et enlève le tabou si les deux personnes à marier viennent de la même famille.

 

Restons dans l’Ihorombe. Les éleveurs de zébus de la tribu bara ont coutume de pratiquer la culture sur brûlis. Selon le doyen de village et éleveur de bovin, Rakotonirina Jean Fidèle, il n’est pas question de nuire à l’environnement mais justement d’aider la terre à se régénérer. Une pratique régie par les lois de la nature dit-il. Cela aide les nouveaux plants de pousser et ainsi de permettre aux zébus de prendre de la force.  La localité d’Ampandra, à Ihosy par exemple, le fait pendant le printemps (de septembre à novembre), après la tombée de la deuxième pluie, afin d’accélérer les graines de germer. Si quelqu’un brûle la terre avant ou après cette période, c’est criminel car cela perturbe l’ordre naturel, comme ce qui se passe dans beaucoup de régions, termine-t-il.

 

 

Ny « Fafy vady » na « tandra vady » dia fomba fampakaram-bady ao amin’ny foko bara. Mitovy amin’ny fisoratam-panambadiana eny anivon’ny fanjakana izy io, izany hoe misitraka ireo zo rehetra sy ny toerany eo amin’ny fiaraha-monina ny mpivady aorian'ny fanaovana azy. Eo ambany hazomanga no anaovana azy ary mamono omby mba hanan-kery imason’ny fiaraha-monina ilay fomba. Nilaza i  Andrianandraina Jacques Modeste, mpitandro ny fomba bara, fa manala ireo fady amin’ny lahy sy ny vavy ihany koa izy io, raha misy rohim-pihavanana ny roa tonta.

Ao Ihorombe hatrany, isan’ny fomba bara ny mandoro tanety. Notsipihin’ny ray aman-dreny ara-drazana, Rakotonirina Jean Fidèle, anefa fa tsy hanimba tontolo iainana no tanjona fa hanampy ny tany hamokatra kokoa aoriana. Manaraka ny lalàn’ny zava-boahary, hoy izy, ny fanaovana azy : tsy maintsy lohataona ary miandry orana roa milatsaka izany no atao. Mifanaraka ihany koa ireo tanana manodidina fa tsy miara-mandoro. Rehefa izay dia mora mitsiry ireo bozaka sy hazo, ampy ny sakafon’ny omby ary mamokatra ny tany hoy izy.

mardi, 23 août 2022 13:08

Le Journal du 23 Août 2022

- Le salon de l’étudiant et de l’emploi 2022 propose un large choix sur les universités publiques et privées à Madagascar.

- Faire des études en sciences politiques n’intéresse que peu de jeunes Malgaches

- Préparation à la période de pluies : le nettoyage d’égouts ne suffira pas.

- Politique nationale de la protection sociale : le projet « filets sociaux de sécurité » s’attend à toucher 15% de ménages extrêmement pauvres d’ici 2023  

- Manome safidy betsaka hoan’ireo tanora ny salon de l’étudiant et de l’emploi amin’ireo oniversite misy.

- Fiomanana amin’ny fotoam-pahavaratra eto an-drenivohitra : tsy ampy raha fanadiovana tatatra fotsiny no atao.

- Hetsika fandoavan-ketra ao amin'ny faritra boeny.

- Asa fanaovana sary varatava: Tontolo arak’asa azon’ny tanora mana-talenta malagasy trandrahana tsara.

- Alaotra Mangoro : le Réseau des Jeunes Ambatondrazaka permettra aux jeunes de partager leurs expériences.

- Vatovavy : le congrès national des paramédicaux se déroule actuellement à Mananjary.

- Boeny : la commune et les individus qui gèrent actuellement la petite plage n’ont tous les deux aucune autorisation de gestion.

- Alaotra Mangoro : hahafahan’ireo tanora mifampizara traikefa ny Réseau des Jeunes Ambatondrazaka.

- Vatovavy : fanokafana ny kongresy nasionaly ny paramedy ao Mananjary.

- Boeny : tsy mbola manana fahazoan-dalana hitantana ny tora-pasika ny kaominina sy ny mpandraharaha mampiasa azy ankehitriny.

Le « nano-finance » est un système de gestion financière, d’épargne et de prêts à petite échelle.  Il est essentiellement appliqué dans une communauté locale, c'est-à-dire dans un groupe de villageois ou de quartier ou dans une association.  Les membres versent leurs contributions dans la caisse communautaire, l’argent peut servir de fonds pour les projets du groupe ou peut servir de prêt pour les membres. L’émission a pris  l'exemple du "Groupe d'épargne communautaire" dans la région de Sofia. Il peut y avoir 3 ou 5 groupes dans chaque village avec 10 à 30 membres dans chaque groupe. Les membres versent une cotisation chaque semaine et peuvent ensuite emprunter de l'argent chaque mois, explique le chargé de projet de la Fondation Aga Khan à Sofia, Tolojonahary Serge Angelo. 2 ou 3 personnes gardent l'argent et seuls les membres en sont au courant. Selon l'économiste Ralalason Jarus, cela fait partie des mesures qui peuvent être mises en place, pour la garantie de ce système. Mais il y a aussi les accords communautaires comme le « Dina ».

 

Fitantanam-bola, fanaovana tahirimbola sy findramam-bola amin’ny sehatra madinika ny atao hoe « nano-finance ». Eny ifotony no tena ampiharana azy, izany hoe misy olona mivondrona eo amina tanàna na fokontany iray, miara-manangona vola amin’ny alalan’ny latsakemboka ka iny vola iny no hiasana avy eo, hanaovana ny adidy na hampindramina ireo izay mila izany. Naka ny ohatra an’ilay « Groupe d’épargne communautaire » ao amin’ny faritra Sofia ny fandaharana. Misy vondrona 3 na 5 eo isaky ny fokontany ka misy mpikambana 10 hatramin’ny 30 isaky ny vondrona iray. Mandrotsaka vola ao isakerinandro izy ireo ary  afaka mindrana vola ao isambolana hoy   tomponandraikitry ny fondation Aga Khan faritra Sofia, Solofondraibe Tolojonahary Serge Angelo. Olona 2 na 3 eo no mitazona ny vola ka ireo mpikambana ihany no mahafantatra hoe aiza no misy izany. Anisan’ny azo ampiharina izany fepetra izany hoy ny mpahay toekarena, Ralalason Jarus, mba hahazoana antoka ity tahirimbola ifotony ity. Eo ihany koa ny fanoavana Dina na fifanekem-piarahamonina. 

Le « Kiloloky » est un instrument à vent du même type que la flûte, utilisée par la tribu Bara de Madagascar pendant des rituels. Il y a quelques siècles, Cet héritage de la région du Betroka a été transmis à Ihorombe mais avec le changement climatique, c’est devenu un héritage à protéger. Il n’est plus façonné avec le même type de plante qui était le « volo » (famille du bambou). Il peut jouer plusieurs notes comme le Do, Re, Mi, Fa et Sol et faire de la basse mais la qualité du son dépend surtout de la qualité et de l’humidité du bois, selon Alphonse Rafanomezantsoa, membre fondateur du groupe éponyme : « Kiloloky ».

 

À part le « kiloloky », la tribu Bara a aussi sa propre culture d’adoption d’enfants : L’ « Ateraky ambozom’omby » qui signifie littéralement « naître dans le cou du zébu ». Ce code social consiste à adopter des enfants d’un mariage composé ou ceux d’une sœur défunte. Le rituel se fait sous l’arbre sacré du village lors d’un sacrifice de zébu, d’où l’appellation « Ateraky ambozom’omby ». Les enfants adoptés jouissent alors des mêmes droits qu’un enfant légitime et seront traités sans discrimination.

Le sang du zébu, selon Jacques Modeste Randrianandraina, gardien de la tradition de la tribu Bara, efface toute impureté, toute inégalité et toute faute. C’est pourquoi c’est important dans l’ « Ateraky ambozom’omby ».



Ny « kiloloky » dia zava-maneno mitovy karazana amin’ny sodina, fampiasa ao amin’ny foko Bara mandritra ny fanatanterahana fomba iray. Fampiasa tao Betroka izy io an-jato taonay maro ary lasa fampiasa tao Ihorombe tato aoriana. Karazan-java-maniry atao hoe « Volo » no nanaovana azy tany am-boalohany, karazana fataka hafa kosa no anamboarana ny « kiloloky » ankehitriny noho ny faharitran’ny « Volo » vokatry ny fiovaovan’ny toetr’andro. Ahazoana riam-peo maro toy ny « Do », « Re », « Mi », « Fa », « Sol » ary feo beso ny kiloloky. Na eo ary izany, miankina amin’ny kalitao sy ny fahamainan’ny hazo anaovana azy ny feo mety ho azo hoy i Rafanomezantsoa Alphonse, mpamorona ny tarika « kiloloky ».

 

Ankoatra ny kiloloky, manana fomba fananganan-jaza hafakely ihany koa ny foko Bara dia ilay atao hoe « Ateraky ambozom’omby ».

Ireo zana-bady na zanak’anabavy efa maty no anaovana ny « Ateraky ambozom’omby ». Manoloana ny hazomanga (hazo masina fanaovan-joro) no anatanterahana izany, ary mamono omby. Rehefa izay dia mitovy zo tanteraka amin’ireo zanaka nateraka ireo zanaka atsangana ka tsy misy tombo sy hala.

Mamafa ny hadisoana, ny tsy fitoviana sy ny disadisa rehetra ny ran’ny omby alatsaka mandritra ny sorona ka izay no tsy maintsy anaovana azy amin’ny fomba tahaka itony hoy i Randrianandraina Jacques Modeste, mpitàna ny fomba Bara.

lundi, 22 août 2022 12:56

Le Journal du 22 Août 2022

  • Incendies ou accidents dans les entreprises: quels sont les droits des employés ?
  • Les nouveaux bacheliers ont une large gamme de choix sur ce qu’ils vont faire après le bac.
  • Le divorce protège la femme des violences conjugales.
  • Art Oratoire, Le Kabary suit l’évolution.

  • Manana safidy malalaka tsara ireo tanora aorian’ny fahafahany fanadinana baccalaureat.
  • Tranga firehetana na fahavoazana tampoka mahazo ny orinasa eto Madagasikara: Aiza ho aiza ny zon’ireo mpiasa ao aminy ?
  • Miaro ny vehivavy amin’ny herisetra ataon’ny vadiny ny fisaraham-panambadiana.
  • Miandrivazo : tsy ampy ny enti-manana sy ny fitaovana hampivoarana ny tanora.

lundi, 22 août 2022 12:24

Le Journal du 12 Août 2022

Les supporteurs malgaches à la queue pour acheter les billets de la demi-finale depuis 5 heures du matin.

Solidarité Intergénérationnelle, quel en est le blocage ?

30 étudiants des 6 universités publiques de Madagascar ont reçu une bourse de 500 dollars chacun pour leurs travaux de recherches sur les droits humains.

Mipoly, un jeu de société malgache pour sensibiliser au genre.

 

 

AFROBASKET : amin’ny 5 ora sy sasany maraina no efa milahatra tapakilan’ny manasa-dalana ny mpanohana Malagasy.

Nahoana no tsy mahay miara-miasa ny tsy mitovy « génération » ?

Nahazo vatsim-pianarana 500 dolara tsirairay avy ireo tanora manao fikarohana momba ny zon’olombelona.

Mipoly, kilalao malagasy hanentanana ny fitovian-jo eo amin’ny lahy sy ny vavy.

 

  • Sainte Marie : rappel sur les mesures de sécurité pour « Zéro accident maritime ».
  • Ihorombe : mis en place du centre de conservation au niveau du site protégé d’Ivohiboro.
  • Boeny : l’incendie de la société Pêche Export impact à l’économie de la région et du pays.

  • Sainte Marie : ireo fepetra tokony harahina hisorohana ny loza eo amin’ny fivezivezena an-dranomasina.
  • Ihorombe : fametrahana ny « centre de conservation » ao amin’ny faritra arovana Ivohiboro.  
  • Boeny : misy fiantraikany eo amin’ny toe-karen’ny faritra sy ny firenena ny fahamaizan’ny orinasa Pêche Export.
  • Vakinankaratra : la foire des 90 communes sera un échange économique entre les entrepreneurs et les communes.
  • Atsimo Andrefana : dernière journée du "Salon des Aires Protégées", point sur les éléments à retenir.
  • Boeny : facilitation des procédures de formalisation auprès de la direction régionale des impôts.
  • SAVA : nouvelles instructions pour les obligations des exportateurs de vanille pour la prochaine campagne.

  • Vakinankaratra : ambohipihaonan’ny mpandraharaha sy ny kaominina ao amin’ny faritra ny tsenaben’ny kaominina 90.
  • Atsimo Andrefana : Nifarana ny "Salon des Aires Protégées" tao Ankilisoafilira.
  • Boeny : fanamorana ny fidirana anatin’ny valan’ny ara-dalàna amin’ny hetra.
  • SAVA : nanao sonia ny taratasy fanekena amin’ny fanajana ireo fepetra fanondranana lavanila ireo mpanondrana lavanila.
vendredi, 19 août 2022 13:00

Le Journal du 19 Août 2022

  • Enseignement supérieur: 153 nombres d’universités privées sont habilités par l’Etat.
  • 32000 litres de fuels lourdes déversés sur la rocade Est : quels impacts pour la population riveraine ?
  • Les jeux de société Malgache augmentent de visibilité.
  • « Antsika hisôma an-dakoro » : une occasion pour faire revivre les jeux traditionnels malgaches et les jeux en plein air.

  • Fampianarana ambony: sekoly tsy miankina an-jatony no nahazo ny fahazoan-dalana avy amin’ny fanjakana ho amin’ity taona ity.
  • CONCOURS YALI MANDELA WASHINTONG 2023: Misokatra ny fametrahana atonta-taratasy ahazoana ilay vatsim-pianarana.
  • Miha mahaliana ny lalao iombonana Malagasy.
  • « Antsika hisôma an-dakoro » : fotoana hilalaovana ireo kilalao fahiny fanao eny an-tokontany.

vendredi, 19 août 2022 12:48

Le Journal des régions du 19 Août 2022

- Boeny : célébration de la journée régionale de l’artisanat et de la femme africaine.

- Mananjary : les jeunes formés en lifeskills sensibiliseront à leur tour d’autres jeunes de leur quartier.

- Toamasina : vérification et renouvellement des adresses dans les 5 arrondissements.

- Boeny : fankalazana ny andro isam-paritra ho an’ny asa tanana sy ny vehivavy afrikanina.

- Mananjary : Tanora manentana tanora hitondra tena tsara.

- Toamasina : fanatsarana ireo adiresim-pokontany isaky ny boriborin-tany 5.

Le nanisme est une malformation des os à la naissance. C’est une maladie très rare qui peut être diagnostiquée grâce à l’échographie. Il existe plusieurs types de nanisme, dont l’achondroplasie ou les os courts. Selon les explications du DR RAKOTOARIMANANA Andosoa, ce type de malformation est rare à Madagascar.

Ny aretin’ny fohy tsangana na ny maladie de petite taille dia vokatrin’ny tsy fahatomombanan’ny fivoaran’ny taolana hatrany am-bohoka. Aretina tsy dia fahita firy anefa azo fantarina tsara dieny any am-bohoka ny zaza amin’ny alalan’ny « échographie » na ny sary ako. Maro karazana ny aretin’ny fohy tsangana ary anisan’izany ny « achondroplasie » na ny fahabotrian-taolana. Araka ny fanazavan’i DR RAKOTOARIMANANA Andosoa dia vitsy io karazan’aretina io raha eto Madagasikara.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter