COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ÉLECTIONS

Andrea Razafi

Andrea Razafi

mercredi, 20 septembre 2023 09:01

Le Journal du 19 Septembre 2023

  • Amalgame entre société civile et opposition
  • Les effets du changement climatique se ressentent d’année après année
  • Lecture : les habitants en zones rurales aiment lire

  • Afangaron’ny olona ny firaisamonim-pirenena sy ny mpanohitra
  • Tsapa kokoa isan-taona ny fiovan’ny toetry ny andro
  • Vaky boky : liana saingy tsy ampy fampitaovana ny eny ambanivohitra

  • Présence de houle : alerte rouge jusqu’au 20 septembre
  • Manajary : un sur six des évadés ont été remis en prison
  • Analanjirofo : la récolte de girofle n’est bonne

  • Fampitandremana miloko mena ho an’ny mpiandriaka hatramin’ny 20 septambra izao
  • Mananjary : vao ny iray tamin’ireo voafonja nitsaoka no tafaverina
  • Analanjirofo : tsy dia tsara ny vokatra jirofo
mardi, 19 septembre 2023 07:15

Sifflet du 17 Septembre 2023

  • Tennis ambony latabatra : tompondakan’ny Afrika eo amin’ny sokajy « Double Messieurs » i Madagasikara
  • Basketball : ny samy ekipan’Analamanga no hifandona amin’ny lalao famaranan’ny N1B Vehivavy
  • Rugby Africa Mens sevens : raraka teo amin’ny ampahefa-dalana ny MAKI
  • Barea : hilalao ao amin’ny Fc Saint Denis La Reunion i Berajo

  • Tennis de table : Madagascar sacré champion d’Afrique en Double Messieurs
  • Basketball : une finale entre deux équipes d’Analamanga pour le championnat national N1B Dames
  • Rugby Africa Mens Sevens : Fin de parcours pour les MAKI
  • Football : Berajo rejoint le club Fc Saint Denis à La Reunion
mardi, 19 septembre 2023 06:16

Le Journal du 18 Septembre 2023

  • Les cartes d’électeurs sont déjà dans les Fokontany
  • Campagne électorale : conviction ou contrat pour les artistes ?
  • La présidentielle au masculin pluriel
  • Technologie : il sera difficile pour les Malgaches de basculer vers la TNT

  • Efa eny amin’ny Fokontany ny kara-pifidianana
  • Mpanakanto manao fampielezan-kevitra : faharesen-dahatra sa fitadiavam-bola ?
  • Tsy misy kandida vehivavy amin’ity fifidianana ho filoham-pirenena 2023 ity
  • Teknôlôjia : sarotra ho an’ny Malagasy ny hivadika hampiasa TNT

  • Foire Analamanga : pour promouvoir l’entrepreneuriat des jeunes
  • Mananjary : les Cyclos pousses ont reçu des badges de conformité
  • Amoron’i Mania : 9000 pêcheurs ont bénéficié d’une carte professionnelle

  • Foara Analamanga : nanomezana lanja ny tanora mpandraharaha
  • Mananjary : nahazo « badge » ho amin’ny fanarahan-dalàna ny mpitondra Cyclo pousse
  • Amoron’i Mania : mpanjono 9000 no nomena karatra mahamatihanina

Les cartes électorales sont déjà dans les Fokontany. Il présente quand même des anomalies. Le rapporteur général de la CENI a indiqué que dans ce cas, la carte reste toujours valide. Selon la loi si cette erreur est survenue, un représentant du Fokontany devrait témoigner qu’il s’agit bien de la personne. Et on enregistre ça sur le procès-verbal du bureau de vote.

Efa tonga eny anivon’ny Fokontany ny karatry ny mpifidy. Misy ihany ireo tsy fahatombonana madinidinika hita ao anatiny. Na dia misy aza izany, manankery foana ny kara-pifidianana hoy i Andriamarotafika Soava, mpampiaka-tenin’ny CENI. Araky ny lalàna, raha misy tranga toy izay dia mila vavolombelona iray avy ao amin’ny Fokontany fotsiny manamarina fa tena io tokoa ilay olona voasoratra anarana. Raisina an-tsoratra ao amin’ny biraom-pifidianana izany avy eo.

  • Nosy Be : la distribution des cartes d’électeurs a débuté le vendredi 15 Septembre
  • Région Boeny : des inspecteurs de pêche sont formés en pilotage de vedettes rapides
  • Foire Analamanga : sa première édition vient d’être lancée

  • Nosy Be : nozaraina nanomboka ny zoma 15 Septambra ny kara-pifidianana
  • Faritra Boeny : mahazo fiofanana momba ny fitondrana vedety ireo mpanara-maso ny jono
  • Foire Analamanga : nosokafana ny andiany voalohany
vendredi, 15 septembre 2023 12:49

Le Journal du 15 Septembre 2023

  • Hausse des cas de grippe dans la capitale
  • Les candidats à l’élection présidentielle sont très actifs sur les réseaux sociaux
  • Rentrée scolaire : un grand changement de routine pour les élèves et parents
  • De l’aquarelle et du diorama se complètent pour représenter la ville d’Antananarivo en exposition à L’IFM Analakely

  • Fanabeazana : notapahana tao amin’ny atrikasa mahakasika ny fanabeazana ny fanabeazana fototra ho 10 taona
  • Fidiran’ny mpianatra : miova manaraka izay ny fandaharam-potoan’ireo ankizy sy ray aman-dreny
  • Mampiasa tamban-jotran-tserasera ireo kandida
  • Lapa Fenovola Vohipeno : fangatahana tsodrano noho izy manana ny hasiny

vendredi, 15 septembre 2023 12:43

Le Journal des régions du 15 Septembre 2023

  • Région Fitovinany : la tenue de la journée internationale des régions dans la ville de Manakara représente des opportunités
  • Le district d’Ambohidratrimo et d’Ankazobe ont bénéficié des machines de transformation de tomates et de fabrication de chips 
  • RN4 : une perturbation de la circulation pendant un mois

  • Faritra Fitovinany : fanararaotra ny fandraisana ny hetsika iraisam-pirenena ho an’ny faritra ao an-toerana
  • Orinasa Fanodinana voatabia sy fanamboarana chips : nahazo ihany koa i Ambohidratrimo sy Ankazobe
  • lalam-pirenena faha 4 : hisy ampahan-dàlana tapaka noho ny fanamboarana ato anatin’ny iray volana
vendredi, 15 septembre 2023 06:27

Le Journal des régions du 14 Septembre 2023

  • Université de Fianarantsoa : les activités pédagogiques continuent
  • Protection sociale : le registre social unique initié dans la région Atsimo Andrefana pour sa facilitation
  • Marché de Coum 67ha : les marchands se sont installés dans leurs places réhabilitées

  • Oniversiten’ny Fianarantsoa : mitohy araka ny tokony ho izy ny fandaharam-pampianarana
  • Fiahiana ara-tsosialy : hamoraina amin’ny alalan’ny rejistra sosialy tokana ny fisitrahan’ireo mponina izany
  • Tsenan’ny Coum 67 Ha : efa tafaverina ao amin’ny tsena vaovao avokoa ireo mpivarotra teo aloha
jeudi, 14 septembre 2023 13:46

Le Journal du 14 Septembre 2023

  • Education : les dix ans d’enseignement obligatoire retenus à l’atelier sur l’éducation sectorielle
  • Les nouveaux bacheliers doivent chercher une maison à louer en ville
  • Antananarivo : les riziculteurs abandonnent la culture du riz
  • Le livre « Histoires de Madagascar » de Tsihaligno Rangers : pour une construction nationale

  • Sarotra ny mitady trano hofaina ho an’ireo tanora hanohy fianarana aty Antananarivo
  • Maro ireo tantsaha misafidy ny tsy hamboly vary intsony
  • ENTSO BE, Antso fampitandremana rehefa fotoanan’ny hafanana any Vatomasina Vohipeno
  • Boky « Histoires de Madagascar » an’i Tsihaligno Rangers : manome vahana ireo tantara iombonan’ny malagasy rehetra

jeudi, 14 septembre 2023 09:20

Le vin de tomates et le secteur rizicole

Nous allons vous emmener à Alaotra pour la distillation de vin de tomates dans la première partie de l’émission Ketrika sy Kandra. Le vin de tomates existe déjà vers 1930 au Québec Canada. Constatant l’abondance de tomates dans la région d’Ambatondrazaka, Raharisoa Josia a décidé d’en fabriquer à part la confiture qu’elle a déjà fait auparavant. Elle va nous partager les processus de fabrication, de la sélection des tomates jusqu’à la mise en vente.

Nous allons aborder également dans la deuxième partie de l’émission le secteur rizicole. Rabezatovo Haja, un jeune entrepreneur et PDG de l’entreprise Tour d’Alaotra, nous partage ses activités dans ce secteur. Nous vous invitons à suivre l’émission pour les détails.

Ho any Ambatondrazaka hiresaka ny fanamboarana divay vita amin’ny voatabia isika ato amin’ny fandaharana Ketrika sy Kandra anio. Efa nisy tany Québec Canada izy io tany amin’ny taona 1930 tany. Nahatsikarika kosa i Raharisoa Josia fa betsaka ny vokatra voatabia ao amin’ny faritra ka nanampa-kevitra ny anodina izany mba tsy ho verivery fotsiny na ho loa. Hitafatafa amintsika ny asa manodidina izay izy ka araho atramin’ny farany ary ny fandaharana.

Ato amin’ny tapany faharoa indray isika dia hiresaka ny sehatry ny vary any Ambatondrazaka ihany. Rabezatovo Haja, tanora mpisehatra ao anatin’izany no mpanorina ihany koa ny orinasa Tour d’Alaotra no hiresadresaka amintsika io sehatr’asa io.

 

jeudi, 14 septembre 2023 06:57

Le Journal du 13 Septembre 2023

  • FMF : le poste de coach reste vacant chez l’équipe nationale Barea
  • L’atelier de revue sectorielle thématique 2023 : vifs débats entre les acteurs
  • Jeunes observateurs : défier toutes formes de négligence sur l’élection

  • Tanora mpanara-maso ny fifidianana : mitandro ny endrika fanaovana tsinotsinona ny fifidianana
  • Fanabeazana : mafana ny ady hevitra mandritra ny atrikasa jery todika
  • FMF, Barea : mbola tsy manana mpanazatra ny Barea

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter