COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ÉLECTIONS

Andrea Razafi

Andrea Razafi

vendredi, 22 septembre 2023 10:13

Le journal du 22 Septembre 2023

  • La fuite de sujet au baccalauréat 2023 ne dévalorise pas le profil des bacheliers
  • De nombreux jeunes sont encore séduits par les cours préparatoires aux concours à l’université
  • Pas de mesure uniforme pour tous les établissements autorisant les élèves à conduire des scooters
  • Des familles dépensent plus de 5 millions d’ariary pour le famadihana

  • Ariana fotsiny ny vanila tsy lafo any amin’ireo faritra mpamokatra izany
  • Maro ireo tanora voasarika amin’ny fanaovana cours préparatoires ho fanomanana ny fifaninanana hiditra eny amin’ny oniversite
  • Tsy misy fepetra mitovy iraisan’ireo sekoly mamela ny mpianatra hitondra moto any am-pianarana
  • Mandany 5 tapitrisa ariary mahery amin’ny famadihana ireo fianakaviana sasany

vendredi, 22 septembre 2023 07:06

Energie solaire : fabrication de batterie

Actuellement, nombreux sont ceux qui recourent à l’utilisation de l’énergie solaire à Madagascar. Aujourd’hui, nous allons parler d’un dispositif inventé par un jeune Malgache. Tsiry, 31 ans qui a étudié à l’université polytechnique Vontovorona, a conçu une batterie à partir de lithium. Il nous donne plus de détails dans notre émission Question A.

Efa miha maro ny olona mirona amin’ny fampiasana ny angovo azo avy amin’ny masoandro eto Madagascar, eto andrenivohitra na any ambanivohitra. Hitafatafa amin’i Tsiry, tanora malagasy nanamboatra vato aratra vita amin’ny lithium hangalana herin’aratra azo amin’ny masoandro isika androany ato anaty fandaharana.

vendredi, 22 septembre 2023 06:14

Le Journal des régions du 21 Septembre 2023

  • Montée des eaux de mer dans le sud-ouest : près de 240 sinistrés recensés
  • Marohogo - Mahajanga : 600 hectares de station forestière partis en fumée
  • Sud : des lémuriens vendus sur les réseaux sociaux
  • Sambava : les jeunes et les femmes bénéficient d’un nouveau centre de formation technique

  • Fiakaran’ny ranomasina tatsy atsimo andrefana : tafakatra 240 mahery ireo traboina
  • Valan-janakazo 600 hektara no may tatsy Marohogo, Mahajanga
  • Faritra atsimo : misy mivarotra gidro anaty tambazotran-tserasera
  • Sambava : nahazo ivon-toeram-piofanana araka asa ny tanora sy vehivavy mivelona manodidina ny Valan-javaboary Marojejy
vendredi, 22 septembre 2023 06:10

Le Journal du 21 Septembre 2023

  • Promotion de la paix : les jeunes OBS MADA restent actifs
  • CENI : le quatrième dialogue du processus électoral prévu ce vendredi est reporté
  • Exigence européenne sur le résidu de nicotine : les exportateurs de vanilles malgaches risquent grand
  • Les problèmes des riziculteurs et les budgets correspondants

  • Andro maneran-tany ho an’ny fandriampahalemana : manohy ny asany ireo tanora amin’ny fanamafisana orina izany
  • Nahemotra ny fifampiresahana faha efatra anatin’ny zotram-pifidianana tokony hatao rahampitso zoma
  • Efa tazana eny antsena ireo kojakoja ilaina amin’ny andro mafana
  • Antananarivo Antsimondrano 250 000 ariary hatramin’ny 300 000 ariary no lanin’ny tantsaha ho amin’ny fambolena vary aloha

Connaissez-vous la différence entre les produits artisanaux par rapport aux autres ? Randriamorasota Soloniaina Junot, responsable à la Lisy Art Gallérie va nous apporter les caractéristiques de ces produits dans notre émission Question A.

Efa nanontany tena ve ianao oe inona no mampiavaka ny asa-tanana raha miohatra amin’ny tao-zavatra hafa ? Izay indrindra no hofantarin-tsika ato amin’ny fandaharana Hono ho aho, izay iarahana amin’i Randriamorasota Soloniaina Junot, tompon’andraikitra ao amin’ny Lisy Art Galérie.

jeudi, 21 septembre 2023 09:05

APMF : les transports maritimes à Nosy Be

Nous allons décortiquer les transports maritimes à Nosy Be dans notre émission Question A d’aujourd’hui. Randriamanga Ignace, directeur régional adjoint auprès d’APMF, va nous partager les conditions requises pour travailler dans ce secteur.

Hiresaka ny fitaterana an-dranomasina ao Nosy Be indray isika ato anaty fandaharana Hono Ho Aho androany. Randriamanga Ignace, tale rejionaly mpanampy ao amin’ny sampan-drahara misahana fitaterana an-dranomasina sy an-dranomamy na APMF ao Nosy Be no hiresadresaka amintsika ny fepetra mila arahina raha te hian-tsehatra amin’io.

jeudi, 21 septembre 2023 09:01

Septembre : le mois de l’Alzheimer

Le mois de septembre est dédié pour la sensibilisation à l’Alzheimer. L’association Madagascar Alzheimer « Masoandro Mody » participe à cet événement. Andriamaro Murielle Rason, vice-président de cette association va nous partager le programme de toutes les activités durant ce mois dans notre émission Question A.

Septembra, vola natokana hampahafantarana ny Alzheimer. Maro ny hetsika hitranga ary isan’ny mandray anjara amin’izany ny fikambanana « Masoandro Mody ». Fikambanana voalohany sady tokana mandray an-tanana ny olona voan’izay eto Madagascar. Resadresaka niarahana tamin’ny Andriamaro Murielle Rason, filoha lefitry ny fikambana, mahakasika ny fandaharam-potoana.

Dans notre émission Question A d’aujourd’hui, nous allons parler du livre « Histoires de Madagascar ». Un livre qui a comme objectif, la réconciliation de Madagascar selon son auteur Tsihaligno Rangers. Il essai de retracer 7 faits majeurs de notre histoire. Les détails sur le programme Feon'ny Tanora maroloko.

Fampihanam-pirenena no hevi-dehibe entin’ny boky iray « Histoires de Madagascar », nosoratan’i Tsihaligno Rangers. Miezaka ny manasongadina tantara 7 lehibe nisy teto Madagascar moa ity boky ity. Araho ao amin'ny fandaharana ary ny andinindininy.

mercredi, 20 septembre 2023 12:36

Le Journal des régions du 20 Septembre 2023

  • Ligne FCE : un accident de train est survenu à Ambahatrazo, district de Manakara
  • Nosy be : la CSB II de Hell-Ville est dotée d’une couveuse pour les bébés en sous-poids
  • Atelier national sur les langoustes à Manakara : le calendrier de la fermeture des pêches a été fixé

  • Zotra FCE : fiaran-dalamby iray no tra-doza ao Ambahatrazo, distrikan’ny Manakara
  • Nahazo "couveuse" hampiasaina amin’ny zaza teraka tsy ampy lanja ny CSB II ao Hell-ville
  • Atrik’asa nasionaly momba ny oratsimba : nofaritana ireo tetiandro hikatonan’ny fanjonoana azy
mercredi, 20 septembre 2023 12:30

Le Journal du 20 Septembre 2023

  • Houle hors norme sur les côtes sud malgaches et sud-africaines : des explications scientifiques attendues
  • Etudes supérieures : la filière informatique s’ouvre à tous les bacheliers
  • Situation préélectorale : la population n’as pas le moyen financier pour anticiper l’impact d’une crise politique
  • Nosy Be : quatre détenus ont terminé leur année scolaire

  • Alondrano mahery vaika tao atsimon’i Madagasikara sy Afrika Atsimo : andrasana ny fanazavana ara-tsiansa
  • Ny sehatra informatika sy ny sehatr’asa azo atao aminy
  • Fifidianana : 1 tapitrisa hatramin’ny 2 tapitrisa isan’andro ny isan’ny bileta tokana atonta any Afrika Atsimo
  • Nosy be : voafonja efatra mirahalahy nahavita fianarana mamaky teny sy manoratra ary manao kajy

mercredi, 20 septembre 2023 12:15

Sifflet du 20 Septembre 2023

  • Basket-ball : Fandrefiala à la tête de la N1B 2023 et ASS Menabe pour le U20 garçon
  • Quatre joueurs et deux entraîneurs malgache pour le «Camps de basketball d’élite» au Mali et au Rwanda
  • Rugby à 7 : les Maki de Madagascar termine à la 7e place en Afrique
  • Tennis : Andriantefihasina Mirija se qualifie pour la demi-finale du Master Africain U14

.

  • Basket-ball : nandrombaka amboaran’ny N1B ny Fandrefiala ary ASS Menabe eo amin’ny U20 lehilahy
  • Mpilalao efatra ary mpanazatra roa no malagasy hiatrika ny «Camps de basketball d’élite» any Mali sy Rwanda
  • Rugby 7 : laharana faha-7 aty Afrika ny Maki an’i Madagasikara
  • Tennis : tafiakatra amin’ny manasa-dalan’ny «Master Africain» U14 i Andriantefihasina Mirija

Randrianarisoa Razafindrakoto Mario a travaillé dans la sérigraphie depuis 13 ans. Après avoir suivi une formation, il a investi environ 2 millions d’ariary pour acheter les matériels. La bonne qualité de travail et le soin des détails sont les clés pour garder les clients.

Un propriétaire de cyber café a investi 5 millions d’ariary pour acheter les imprimantes. Pendant une élection législative ou communale, un candidat imprime environ 300 affiches. A préciser, que les candidats d’une élection présidentielle impriment leurs affiches à l’étranger.

13 taona nanaovana sérigraphie izao i Randrianarisoa Razafindrakoto Mario. Niofana momba io asa io izy ary nanokatra ho azy manokana. 2 tapitrisa ariary no nividianany ny fitaovana rehetra. Ny fikaliana ny asa no ahafahany mahazo mpanjifa maro.

5 taprisa ariary eo no natonton’ny mpanao cyber iray eny Ambohijatovo nividianana fitaovana « imprimante ». Tsy mampanonta afisy eto Madagasikara ireo kandidà ho filoham-pirenena fa any ivelany. Ireo kandida ho solombavam-bahoaka na ben’ny tanana no mampanamboatra afisy eto an-toerana. 300 isa eo no hampanaovin’izy ireo mandritra ny fifidianana.   

La question d’éthique est très importante, pour être un bon politicien, en plus de l’étudier. A l’université, l’étude de la politique consiste surtout à élaborer des stratégies à partir des paramètres autour du fait, d’après Emilio un étudiant en science politique. Un Parti, de son coté, a une vocation d’éduquer ses membres. Pourtant, les partis politiques à Madagascar ne sont pas bien structurés et ne tiennent pas ce rôle, avoue le député de Miarinarivo Itasy Fetra Rakotondrasoa. Une reforme de parti politique est donc nécessaire pour préparer des relèves politiques, selon Li Andrianasolo, président de l’ONG Andrisa.

Ankoatra ny mianatra dia ilaina ihany koa ny fananana etika raha te ahomby amin’ny fanaovana politika. Ny fianarana politika any amin’ny oniversite dia mandalina ny lafiny rehetra. Mila jerena mialoha ny handraisana fanapahan-kevitra, hoy i Emilio mpianatra momba ny siantsa politika. Ny antoko ihany koa dia tokony hampianatra politika ireo mpikambana saingy tsy mipetraka mazava ny rafitra misy azy ireo, hoy i Fetra Rakotondrasoa, solombavambahoaka any Miarinarivo Itasy. Mila mihavao ny antoko politika eto amintsika mba ahafahana manomana mpanao politika mahay mandray fanapahan-kevitra hampandroso ny firenena, hoy i Li Andrianasolo, filohan’ny ONG Andrisa.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter