COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Programme intégral

Andrea Razafi

Andrea Razafi

mardi, 05 septembre 2023 13:17

Le Journal du 05 Septembre 2023

  • Jeux des îles : le Président de la République de Madagascar a reçu les athlètes malgaches au Palais d'Etat Iavoloha
  • Les cantines scolaires jouent encore un rôle important dans la scolarisation des enfants
  • Espace d’allaitement au sein des entreprises : bénéfique pour les bébés, les mamans et l’économie

  • Lalaon’ny nosy : noraisin’ny filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara tao amin’ny lapam-panjakana Iavoloha ireo atleta
  • Sekoly amin’ny fokon-tany mampianatra ireo ankizy mirenireny
  • Mbola manan-danja amin’ny ray aman-dreny sy mpianatra maro ny fisitrahana sakafo eny an-tsekoly
  • Fanana toerana fampinonoana eny anivon’ny orinasa : mahazo tombony ny reny sy ny zaza ary ny toekarena

  • Fianaratsoa : le Forum de l’orientation IT s’était tenu samedi dernier
  • Manakara : distribution de fourniture scolaire pour les élèves les plus démunis
  • Ambohimanga Atsimo distrikan’ny Ifanadiana : la bilharziose sévit à cause de l’eau insalubre

  • Notanterahina ny Sabotsy teo ny Forum de l’orientation Bachelor IT
  • Fizarana kojakojam-pianarana ho an’ireo mpianatra sahirana ao Manakara
  • Miparitaka ny bilarziozy : maloto ny rano sotroin’ireo mponina ao Ambohimanga Atsimo distrikan’ny Ifanadiana
mardi, 05 septembre 2023 09:27

La Syphilis continue de sévir

Du pus sortant de la verge, suivi d’une douleur ; ces signaux alarment David avant de consulter un médecin. Résultat positif, il a la Syphilis. Cette maladie qui touche encore près de sept millions de personnes dans le monde d’après l’OMS, se transmet même par la salive. On peut la guérir par injection, et pour les prochaines relations sexuelles, l’individu doit se protéger à tout prix, comme utiliser un préservatif. Une prise de sang est alors obligatoire pour savoir s’il s’agit bien de cette maladie sexuellement transmissible.

Tsiranoka mivoaka avy ao amin'ny filahiana, arahina fanaintainana ; ireo famantarana ireo no nanaitra an’i Davida, mialohan’ny nanantonany mpitsabo. Nivaly ny fitiliana nataony, voan'ny Solopiso izy. Io aretina io, izay mbola mamely olona efa ho fito tapitrisa maneran-tany, araka ny voalazan’ny OMS, dia mifindra na amin’ny alalan’ny rora aza. Azo sitranina amin'ny tsindrona izy, ary tsy maintsy mampiasa fiarovana toy ny fimailo amin'ny firaisana ara-nofo manaraka. Tsy maintsy manao fitiliana rà noho izany mba hahitana raha tena io aretina azo avy amin'ny firaisana io tokoa no mahazo na tsia.

Pour célébrer les moments importants de la vie, comme le mariage ou la circoncision, la musique traditionnelle Hôsika se démarque dans la région Alaotra.

A travers le chant et la danse inchangées depuis des générations, les membres d’une famille qui constitue un groupe rend en même temps hommage aux ancêtres en utilisant leurs instruments d’origine. A savoir l’accordéon et le tambour. Des sauts et des pieds appuyant forts contre le sol, des applaudissements, et des voix résonnants à des mètres plus loin ; du hira gasy à l’ancienne mais très demandé sur place.

Les Dornasy assurent en représentant tous les Sihanaka.

Ho fankalazana ireo fotoana manan-danja eo amin’ny fiainana, toy ny fanambadiana na ny famorana, dia misongadina any amin’ny faritra Alaotra ny mozika nentim-paharazana Hôsika.

Amin'ny alalan'ny hira sy ny dihy tsy miova nifandimbiasan’ny taranaka tany aloha sy ankehitriny, dia manome voninahitra ny razana amin'ny fampiasana ny zava-maneno tany am-boalohany ny mpikambana ao amin'ny fianakaviana iray izay mivondrona ho tarika iray. Ny aponga sy ny angorodao izany. Ny godogodona sy tongotra manindry mafy amin'ny tany, ny tehaka, ary feo manako metatra maro miala eo ; hira gasy mitazona ny fomba fa malaza any an-toerana.

Ny tarika Dornasy dia misolo tena ny Sihanaka rehetra.

mardi, 05 septembre 2023 08:37

Journée internationale de la jeunesse

Jeunesse, élection et la participation dans la politique à Madagascar. Emission spéciale célébration de la Journée internationale de la jeunesse. Le rôle accordé aux jeunes dans les partis politiques,  le renforcement de capacité  pour les jeunes membres d’un parti politique. Le but de leur adhésion à un parti politique. Interview avec trois jeunes malgaches : Dimitri Randrianantenaina, Rakotoson Ambinintsoa Kevin et Lolly Ranaivoson. Ils sont tous membres du parti politique Hery Vaovao ho an’i Madagascar ou HVM.

Ny tontolon’ny tanora sy ny fifidianana ary ny fandraisan’anjara ao anaty antoko politika eto Madagasikara. Izay mifanindry andalana amin’ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora. Ny anjara andraikitra omena ireo tanora ao anatin’ny antoko politika. Ireo karazana fanamafisana traikefa sy fanabeazana ara-politika izay omena azy ireo. Ny tanjona hidiran’izy ireo ao anaty antoko politika. Resadresaka niarahana tamin’ny Tanora telo mianadahy : Dimitri Randrianantenaina, Rakotoson Ambinintsoa Kevin ary i Lolly Ranaivoson. Izy ireo dia samy mpikambana ao amion’ny antoko politika Hery Vaovao ho an’i Madagasikara na HVM.

  • Antsirabe : la vitrine du Vakinankaratra a été reportée au 7 Septembre 
  • Ligue Atsimo Andrefana : l’équipe féminine N1B et l’équipe masculine U20 rencontrent des difficultés pour le championnat national
  • Vavatenina : pavage d’une route de 700 mettre dans le centre-ville

  • Antsirabe : nahemotra amin’ny 7 septambra izao ny hetsika Vitrine du Vakinankaratra andiany faha 25
  • Ligue Atsimo Andrefana : manana olana amin’ny fiatrehana ny championnat national N1B sokajy vehivavy sy ny U20 sokajy lehilahy izay hatao any Mahajanga
  • Vavatenina : amboarina ho lasa rarivato ny ampahan-dalana 700 metatra eo ho eo ao antampotanana
mardi, 05 septembre 2023 08:04

Sifflet du 13 Août 2023

  • Jeux des îles de l’océan indien : le feu olympique est arrivé à Madagascar hier
  • Jeux des îles de l’océan indien : le tirage au sort des disciplines collectives était achevé le mercredi 9 Août
  • Football : le stade de l’Elgeco plus était inauguré jeudi dernier
  • Football : la 8-ème édition de championnat des orphelins se déroule à Varsovie Pologne actuellement

  • Lalaon’ny Nosy : nigadona teto Madagasikara omaly ny afo olimpika
  • Lalaon’ny Nosy : tontosa ny alarobia 9 aogositra ny atsapaka ho an’ny taranja iraisana
  • Baolina kitra : notokanana ny alakamisy lasa teo ny kianjan’ny Elgéco Plus
  • Baolina kitra : tontosaina any Varsovie Pologne ny andiany faha 8 amin’ny fifaninana ho an’ireo ankizy tezaina any amin’ny ankany
mardi, 05 septembre 2023 07:59

Sifflet du 09 Août 2023

  • Football : Barea est revenu dans la capitale après les préparations à Mahajanga pour les jeux des îles
  • Jeux des îles de l’océan indien : le tirage au sort des disciplines collectives se fera aujourd’hui au stade de Barea
  • Football : la compétition de D2 National a commencé vendredi dernier

  • Baolina kitra : efa tonga eto Antananarivo ny Barea avy nanoman-tena tany Mahajanga ary manomana hatrany ny lalaon’ny Nosy
  • Lalaon’ny Nosy : atao ao amin’ny kianjan’ny Barea ny atsapaka ho an’ny fanatanjahan-tena iraisana
  • Baolina kitra : natomboka ny zoma lasa teo ny fifaninanana D2 Nationaly

  • Fin des vacances : la plupart des parents prépare déjà la nouvelle rentrée
  • Nosy Varika : la caravane alimentaire distribue de la nourriture pour les victimes du passage des cyclones
  • Sortie de promotion des étudiants en agronomie à l’Université d’Antananarivo

  • Mamaraparana ny fialan-tsasatra : efa miroso amin’ny fanomanana ny fidiran’ny mpianatra ireo ray aman-dreny
  • Nosy Varika : mizara sakafo any an-toerana ho an’ireo traboina tamin’ny fandalovan’ny rivo-doza ny caravane alimentaire
  • Nivoka omaly teny amin’ny anjery manontolo ireo mpianatra momban’ny fambolena miisa 100
lundi, 04 septembre 2023 13:39

Le Journal du 04 Septembre 2023

  • Rentrée scolaire : les jeunes élèves vont plus travailler les matières scientifiques cette année
  • Les jeunes environnementalistes malgaches se préparent aux conférences internationales sur le climat
  • Maladie d’Alzheimer : les jeux de société comme prévention efficace

  • Fanamby manokana ho an’ireo mpianatra ny hifehezana ny taranja siantifika
  • Miomana amin’ny fivoriana iraisam-pirenena momba ny toetr’andro ny tanora Malagasy
  • Aretina Alzheimer : azo isorohana azy ireo kilalao-tsaina iombonana

Pour apaiser les différents problèmes auxquels nous devons faire face, que ce soit les relations avec autrui, la santé, le travail ou autre ; il existe la psychothérapie pour y remédier.

D’un enfant à un adulte, parler est un moyen de se vider. Nous le faisons la plupart du temps entre familles, amis ou encore entre collègues, mais n’oublions pas qu’un spécialiste peut apporter de meilleures réponses à nos questions. Une séance d’une heure peut changer notre façon de voir les choses. Certes peut-être répétitive avant d’obtenir un résultat probant, mais nous apprend à mieux gérer nos émotions. Kolo Randriamanana fait partie de ces personnes de soutien.

.

Mba hanamaivanana ny olana isan-karazany atrehintsika, na fifandraisana amin’ny hafa, na fahasalamana, na ara-kasa na zavatra hafa; dia misy ny atao hoe psychothérapie mba hamahana izany.

Manomboka amin'ny zaza ka hatramin'ny olon-dehibe, ny firesahana dia fomba iray hisorohana izany. Matetika isika no manao izany amin'ny fianakaviana, namana na mpiara-miasa, fa tsy adinoina koa fa misy ny manam-pahaizana manokana afaka manome valiny mihoatra noho ny hafa. Efa afaka manova ny fomba fijerintsika zavatra ny fizahana adin’ny iray miaraka aminy. Mety miverimberina ny fandehanana any aminy alohan'ny hahazoana vokatra mahafapo, fa mampianatra antsika kosa hahay handanjalanja kokoa ny fihetseham-pontsika. Anisan’ireo mpanohana ny olona manana olana izay i Kolo Randriamanana.

Parmi les maladies que risquent les femmes enceintes, il y a les différentes infections comme la varicelle ou la syphilis. Mais ne négligeons pas l’hypertension artérielle qui touche 10% d’elles dans le monde selon l’OMS. Alors pour s’assurer que les futures mamans iront bien, elles ont besoin de surveiller leur poids et faire de l’activité physique. Une femme enceinte âgée de plus de quarante ans est plus vulnérable d’être tensionnaire, de même pour les diabétiques d’après les explications du Docteur Ramanantsoa Tahina. Les maux de tête et les nausées sont les signes les plus courants pour reconnaître une tension élevée.

Anisan’ny aretina atahorana ho an’ny vehivavy bevohoka ny infection isankarazany na fihanaky ny aretina toy ny nendramboalavo na solopiso. Fa tsy azo atao antsirambina koa anefa ny fiakaran’ny tosi-drà izay mahakasika ny 10% ny vehivavy behovoka maneran-tany araka ny voalazan’ny OMS. Noho izany, mba hahazoana antoka fa salama tsara ny vehivavy iray mitondra vohoka, dia mila manara-maso ny lanjany sy manao fanatanjahan-tena izy. Ny vehivavy bevohoka efapolo taona noho mihoatra no mora voakasik’izay fiakaran’ny tosidrà izay, toy izany koa ho an’ny misy diabeta, araka ny fanazavan’ny dokotera Ramanantsoa Tahina. Ny aretinan-doha sy ny maloiloy no anisan’ny hamantarana ny fiakaran'ny tosidrà izay.

FIER MADA est un évènement de rencontre pour les acteurs de l’agriculture et de l’élevage. Chaque année, les étudiants de l’université de Bevalala, qui se spécialise dans ces domaines, profitent de cette grande occasion pour exposer leurs résultats de recherches.

Lucky Andrianirina, propriétaire d’une usine de transformation de tamarin, a pu rencontrer ses fournisseurs grâce à sa participation au FIER MADA. Il a eu plus de vente et a eu diverses expériences.

Hetsika natao hampihaonana ireo tantsaha, mpandraharaha ary ny mpanjifa FIER MADA. Misy oniversite mianatra manokana momba ny fandraharahana eo amin’ny tontolon’ny fambolena sy fiompiana eny Bevalala ary mampiranty ireo voka-pikarohany ireo mpianatra isaky ny Fier Mada mba hitady lalam-barotra.

Ho an’i Lucky Andrianirina, tompona orinasa manodina ny voamadilo ho saosy, dia tamin’ny FIER MADA tamin’ny herintaona no nahitany ireo tantsaha hamatsy voamadilo azy. Mahalafo betsaka noho ny andavanandro izy mandritra io hetsika io ary betsaka koa ireo traikefa azo vokatry ny fifampizarana tamin’ny namana.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter