COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Programme intégral

Andrea Razafi

Andrea Razafi

Reportage

Le premier insectarium, baptisé « Za Bibikely », vient d’être mis en place à Imerinkasinina. Il comporte une volière à papillons, un jardin de pollinisateurs, des locaux d’élevage pour promouvoir la biodiversité entomologique malgache. Ainsi un laboratoire de recherche y est disponible.

Interview

Les hiboux sont classés dans la catégorie des rapaces nocturnes.  Madagascar possède six différentes sortes d’hiboux. Ils tiennent une place très importante dans l’équilibre écosystème par le fait de chasser les micromammifères comme les rats. C’est pour ça qu’ils s’abritent souvent dans les greniers, là où les rats abondent selon Ramamonjisoa Julio, responsable de recherche auprès de Peregrine Fund. 

Astuces

Petites astuces pour le recyclage des capsules

Reportage

Napetraka ao Imerikasinina ny Insectarium na toerana fiompiana bibikely antsoina hoe « Za Bibikely ». Ahitana toerana fiompiana sy fanaharaha-maso lolo, mba ahafahana mampitombo sy mitahiry ireo bibikely eto Madagasikara.

Interview

Sokajiana ho ao anatin’ireo karazam-borona mpivoaka alina ny voron-dolo. Manana karazana enina i Madagasikara. Mitana anajara toerana lehibe eo amin’ny fiaianan’ny rohy voahary ny voron-dolo noho izy mihaza ireo biby toy ny voalavo. Izany no mahatonga azy mialokaloka amina toerana andalovan’ny voalavo toy ny fitoeran’entana na tilikambo ireny hoy ny mpanao fikarohana ao amin’ny Peregrine Fund, Ramamaojisoa Julio.

Astuces

Fikafika kely atao hampiasaina indray ny kapsily

La journée paralympique inclusive a été organisée à l’issue des jeux des îles de l’océan Indien et des jeux olympiques et paralympiques de 2024. C’était une occasion pour les sportifs paralympiques malgaches de montrer au public leur performance dans plusieurs disciplines.  Le président du Madagascar paralympic comitee, Mahasolo Tsivoa Morel affirme qu’il y a eu une évolution significative dans le monde du handisport malgache, qui renferme maintenant plus d’une dizaine de disciplines.

Nokarakaraina tato anatin’ny lalaon’ny nosy sy ny lalao olimpika sy paralimpika hatao any la frantsa amin’ny taona 2024 ny « journée paralympique inclusive ». Fotoana nampisehoana ireo fahaiza-manao ara-panatanjahantenan’ireo atleta malagasy manana fahasembanana izy ity. Nisy fivoarany be ny « handisport » hoy ny filohan’ny komity paralimpika eto Madagasikara, Mahasolo Tsivoa Morel, mandrafitra taranja am-polony mantsy izany ankehitriny.

Madagascar compte multiplier ses aires protégées au nombre de 140 si elles sont maintenant dans les 123. Les aires marines protégées sont particulièrement ciblées. Leur bonne gestion requiert une maitrise des pressions qui peuvent survenir dans les aires protégées ainsi que la prise en considération des communautés locales, selon la responsable en communication auprès du FAPBM, Roda Operman.

Mieritreritra hampitombo isa ireo faritra arovana ho lasa 140 eo i Madagasikara ho an’ity taona 2023 ity. Ny fari-dranomasina arovana no tena himasoana satria hampitoboana avo telo heny eo izany. Ilana fahaizana mifehy ireo tsindry rehetra mety hisy ny fitantanana faritra arovana iray, ary indrindra fanomezan-danja ireo vondron’olona ifotony, hoy ny mpiandraikitra ny serasera sy ny haitaky eo anivon’ny FAPBM Roda Operman.

Dans cette émission ‘Ndao Hilaoeky, les intervenants vont donner leurs opinions et leurs positions concernant l’éducation sexuelle des jeunes à Madagascar. Pour cela, nous avons invité une étudiante, un sociologue et une mère de famille. Le Ministère de l’Education Nationale a rappelé que les jeunes manquent d’informations et d’éducations sexuelles complètes et à temps dans son rapport sorti en 2022. L’éducation sexuelle fait partie de l’éducation de base, influençant le choix et la prise de décision des jeunes dans l’avenir selon le sociologue Zo Rabearison. L’étudiante et la mère de famille insistent sur l’importance de l’éducation sexuelle dans un foyer. Suivez les détails dans l’émission jusqu’à la fin.

Ny fanabeazana ara-pananahana ny tanora indray no lohahevitra resahintsika ato anaty fandaharana ‘Ndao Hilaoeky. Vahiny telo no hiaraka hitafa amintsika dia i Christina mpianatra, Zo Rabearison mpahay fiaraha-monona ary i Mme Lala renim-pianakaviana. Araka ny tatitra navokan’ny Ministeran’ny Fanabeazana Nasionaly ny taona 2022 dia tsy manana fahafahana sy tsy mahazo vaovao momban’ny fananahana feno sy ara-potoana ny tanora malagasy. Ny fanabeazana ara-pananahana nefa dia isan’ny fanabeazana fototra afahan’ny tanora hahay hitondra tena sy mandray fanampahan-kevitra tsara, alohan’ny hirosoany amin’ny firaisana ara-nofo hoy Zo Rabearison mpahay fiaraha-monina. I Christina si Mme Lala kosa dia samy manamafy fa tena ilaina mihintsy io fanabeazana ara-pananahana io ao antokatrano. Araho ary ny resadresaka nifanaovanay tamin’izy ireo teto amin’ny fandaharana.

lundi, 28 août 2023 13:57

Le Journal du 28 Août 2023

  • Handisport aux Jeux des îles de l’Océan Indien : une dizaine d’athlètes paralympiques malgaches participent à la discipline natation et athlétisme
  • Les hôtels déploient plus de moyens pour accueillir les athlètes aux Jeux des îles
  • Jeux des îles de l’Océan Indien 2023 : Volet jeunesse
  • Fihavanana et élection

  • Fanatanjahantena ho an’ireo olona manana fahasembanana ho an’ny lalaon’ny nosy : atleta malagasy am-polony eo no mandray anjara amin’ny lomano sy ny hazakazaka
  • Manao izay fara heriny andraisana ireo atleta ireo trano fandraisam-bahiny amin’izao lalaon’ny Nosy izao
  • Lalaon’ny Nosy 2023 Volet jeunesse
  • Fihavanana sy Fifidianana

  • Fianarantsoa : les nouveaux bacheliers se penchent vers la technologie ou l’entrepreneuriat
  • Ambatolampy : la recherche de débouchés reste un défi majeur pour les jeunes entrepreneurs
  • Melaky : la plateforme de pécheurs mise en place

  • Fianarantsoa : misafidy ny sampam-pianarana teknolojia sy ny fandraharahana ny ankamaroan’ny tanora mpianatra
  • Ambatolampy : sarotra ho an’ny tanora te andraharaha ny mitady lalam-barotra
  • Melaky : tafajoro ny vovonan’ny mpanjono
samedi, 26 août 2023 11:31

Le Journal des régions du 26 Août 2023

  • Région Itasy : les acteurs de la filière lait ont reçu des aides en équipement
  • Toamasina : les vendeurs au bord de la mer délogés ont reçu 250000 ariary pour les dédommager
  • Insécurité à Beraketa : ils vont mettre en place le dinan’ny Beraketa (règlement interne)

  • Faritra Itasy : nomena fitaovana ireo mpisehatra amin’ny ronono
  • 250 000 ariary no omena ireo mpivarotra noesorina teny amin’ny moron-dranomsaina tao Toamasina
  • Tsy fahandriam-pahalemana : Hatsangana ny dinan'ny Beraketa
vendredi, 25 août 2023 14:02

Le Journal du 25 Août 2023

  • Jeux des iles 2023 : la cérémonie d’ouverture très attendue
  • Grève à l’université d’Antananarivo : les huit étudiants relâchés
  • Liste électorale : la CENI sollicite une requête collective pour les non-inscrits qui ont la fiche d’inscription jaune
  • Astrochelys Radiata : destinées souvent à l’exportation dans les pays asiatiques

  • Liana amin’ny fanombohan’ny lalaon’ny Nosy ny rehetra
  • Fitokonana teny amin’ny oniversiten’Antananarivo : navotsotra ireo mpianatra valo voasambotra
  • Lisitry ny mpifidy : hanao fangatahana miaraka ho an’ireo tsy tafiditra ao kanefa nisoratra anarana ara-dalàna ny CENI

La politique de gauche ou la politique de droite est un terme utilisé pour désigner une orientation politique. La politique de gauche associe généralement des valeurs comme l’égalité sociale, la justice économique, la liberté et tout autre changement social vers le progrès.

Tandis que la droite prône le conservatisme en véhiculant les valeurs traditionnelles comme l’identité nationale, la propriété privée, l’autorité etc.

Au milieu, les centristes qui essaient de dépasser cette structure.

En Europe, on utilise généralement le terme « de gauche » ou de « droite » mais aux Etats-Unis, on préfère dire « parti démocrate » et « parti républicain ». A Madagascar, la position des parties politiques, s’ils sont de gauche ou de droite, ne sont pas clairement définies ni prononcées explicitement.

Inona izany hoe politikan’an-kavia sa an-kavanana ?

Ny politikan’an-kavia de gauche, na politikan’an-kavanana, de droite, dia entina hamaritana ny firehan-kevitra politika iray. Ny politikan’an-kavia dia ireo mivoy ny fitoviana ara-tsosialy, ny rariny ara-ekonomika, sns, izany hoe makany amin’ny fivoarana ara-tsosialy kokoa sy mametraka ny fahafahan’ny tsirairay. Etsy an-daniny nefa ny politikan’an-kavanana dia mitazona ireo fomba amam-panao sy soatoavina, toy ny hoe maha izy azy ny mponina amina firenena iray, ny fanananao manokana, ny filaminana sns.

Eo anelan’elan’ireo anefa misy ny afovoany na centriste izay mihezaka ny tsy mijanona anatin’ny famaritana iray ny firehan-kevitra politika.

Any Eropa, amin’ny ankapobeny no tena ampiasana io hoe an-kavia” na “gauche” sy an-kavanana “droite” io. Any Etazonia kosa ny atao hoe “parti démocrate” sy ny “parti républicain” no ampiasaina kokoa. Eto Madagasikara dia tsy fantatra mazava tsara raha an-kavia na an-kavanana ny hevitra voizin’ny antoko politika iray.

La propagande est destinée à influencer l’opinion des citoyens à adhérer à une idéologie particulière afin qu’ils changent de comportement en faveur d’un parti politique ou d’un gouvernement de manière générale. Avec la propagande, les informations peuvent être biaisées ou déformées pour manipuler la foule. Elle peut être utilisée à des fins politiques ou sociales et même militaire. Quant à la campagne électorale, elle vise à organiser une série d’activité comme des débats, des discours, des publicités pour faire connaitre les idées ou les projets d’un candidat ou d’un parti en vue d’une élection. Avec la compagne, les citoyens sont libres de choisir contrairement à la propagande. Avec la propagande, ils sont forcés indirectement.

Inona no maha samihafa ny propagandy sy ny fampielezan-kevitra ?

Ny propagandy dia entina hitaritana ny sain’ny olom-pirenena hiandany amina hevitra iray ataona vondrona politika amin’ny ankapobeny. Mety ho fanahy iniana nodisoina na novaina ny vaovao haparitaka rehefa manao izay propagandy izay hametsifetsena ny olom-pirenena ary hitarihana azy hanaiky ny hevitra haparitaka. Azo hampiasaina amin’ny sehatra politika, sosialy ary miaramila izy ity. Ny fampielezan-kevitra kosa, araka izay anarany izay, ny hevitra no ahely. Ao anatin’izany dia manomana hetsika toy ny adi-hevitra, lahateny sy dokam-barotra hanaovana izany mba hampahafantarana ireo kandida na vondrona politika ao anatin’ny fifidianana. Malalaka ny safidin’ny olom-pirenena fa amin’ny propagandy kosa dia terena an-kolaka izy ireo amin’ny safidiny.

vendredi, 25 août 2023 12:34

Le Journal des régions du 24 Août 2023

  • Anosibe An’Ala : la maladie contagieuse inconnue est maitrisée selon la direction régionale de la santé publique à Alaotra Mangoro
  • Manakara : des services médicaux gratuits pour les femmes enceintes
  • Stationnement Fasan’ny Karana : un contrôle technique est obligatoire pour tous les véhicules

  • Anosibe An’Ala : efa voafehy ilay aretina mifindra tsy fantatra hoy ny fitaleavam-paritry ny fahasalam-bahoaka ao Alaotra Mangoro
  • Manakara : omena tolotra ara-pahasalamana maimai-poana ireo vehivavy bevohoka
  • Atao fitsirihana teknika avokoa ny fiara miainga etsy amin’ny Fasan’ny karana
vendredi, 25 août 2023 11:19

Le Journal des régions du 25 Août 2023

  • Commune Miarinarivo Vavatenina : plus de 70% des élèves ne sont pas inscrits à la prochaine année scolaire
  • Environ 2 8000 personnes se sont déplacées entre Ankify et Nosy Be lors du festival Sômarôho
  • Nosy Be : après le baccalauréat, la majorité des jeunes choisissent la filière tourisme

  • Kominina Miarinarivo : 70% ny mpianatra no mbola tsy voasoratra anarana amin’ny taom-pianarana manaraka
  • Nahatratra 2 8000 ny mpandeha nivezivezy teo amin’ny seranatsambon’Ankifiny nihazo an’i Nosy Be nandritra ny festival Sômarôho
  • Nosy Be : ny lalam-piofanana fizahan-tany no safidian’ny tanora vao afaka bakalorea
vendredi, 25 août 2023 08:14

Le Journal du 24 Août 2023

  • Charte de bonne conduite pour les partis politiques : plus d’une trentaine de signataires
  • Les nouveaux bacheliers sont encore motivés à intégrer l’université publique
  • JIOI : les volontaires dans l’action
  • Village culturel des jeux des îles de l’océan Indien : la découverte de Madagascar est mise en évidence

  • Tsy zatra mitaky ny kalitaon’ny fitaterana manaraka ny fenitra ireo mpandeha
  • JIOI : mpirotsaka antsitrapo maro no manampy ao
  • Village culturel des jeux des îles de l’océan Indien : manasongadina ny fampahafantarana an’i Madagasikara
  • 30 mahery ny antoko politika nanao sonia ny fahaiza-miaina mandritra ny fifidianana

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter