Avez-vous déjà entendu parler de la maladie de goutte ? c’est une maladie liée naturellement à notre alimentation. Quels sont les symptômes et qu’en est-il du traitement ? Dr Kiki Ramanandraibe nous renseigne sur les bons à savoir.
Aretina efa fahenontsika eny amin’ny fiaraha monina eny ny goutte. Misy ifandraisany amin’ny sakafo ny fahazoana azy io. Tahaka ny ahoana ny fisehony, ahoana ny hisorohana azy ? Manazava ireo tsara ho fantatra Dr Kiki Ramanandraibe.
Il existe plusieurs techniques pour conserver les aliments, en plus de l'utilisation des réfrigérateurs. Les méthodes traditionnelles telles que le séchage, le salage, la déshydratation et le fumage permettent aussi une conservation à long terme. Britney Havannah Rasolonirina, technicienne en recherche à l'Office national de la nutrition, partage quelques conseils essentiels à savoir.
Maro  ireo fomba fitehirizana sakafo izay efa fataontsika amin’ny fiaianana andavanandro. Ankoatran’ny fampiasana vata fampangatsiahana, misy teknika toy ny fanamainana, ny fampiasana sira sy fampiasana setroka azo atao. Inona no singa mampaharitra ny fitehirizana sakafo, manahoana ny tombony ho an’ny vatantsika ? Hizara amintsika ireo tsara ho fantatra Britneny Havannah Rasolonirina, mpiandraikitra ny fikarohana eo anivon’ny ONN.
Le temps de cuisson assure la qualité de la nourriture que nous consommons. Cela joue un rôle important pour notre santé, notamment pour les nutriments. Britney Rasolonirina, responsable de la recherche auprès de l’office national de la nutrition, nous partage des informations importantes à connaître.
Antoka iray ho an’ny fahasalamana ny fihinanana sakafo azo antoko. Madio fa indrindra ihany koa tsara masaka. Samy manana ny fahazarany hiketrehana ny sakafo ny tsirairay. Hizara amintsika ny tsara ho fantatra amin’ny fotoana ilaina amin’ny fandrahoana sakafo i Britney Rasolonirina, misahana ny fikarohana eo anivon’ny ONN.
Le Président de la République élu au suffrage universel direct est le Chef de l’Etat. C’est lui qui assure le fonctionnement de la constitution ; rassemblant le respect et le bon déroulement des institutions publics. Plus précisément tout ce qui touche l’intérêt de la population.
Il est le dirigeant politique du pays et est aussi le Chef de l’armée, ce qui lui permet de consolider la sécurité de tout le pays.
Par ailleurs il est le chef exécutif, non seulement de ses devoirs en réalisant la continuité des travaux de l’Etat, mais aussi d’accomplir ses programmes annoncés lors de la propagande.
Le Chef de l’Etat renforce également l’indépendance de la nation, et représente ses intérêts à l’international.
En outre, il est chargé de nommer le premier ministre, les emplois militaires et civils, et mène les différents conseils, comme le conseil du gouvernement.Â
Il peut donner des droits aux grâces, et organise des référendums, une demande de modification politique par les citoyens.
A Madagascar, le mandat du président est de cinq ans.
Inona no andraikitry ny filohan’ny Repoblika ?
Ny Filohan’ny Repoblika voafidy amin’ny alalan’ny latsabaton’ny vahoaka tsy vakivolo dia Filoham-panjakana. Izy no miantoka ny fampandehanana ny lalà m-panorenana ; fampiharana ny fanajana sy ny fampandehanan-draharaham-panjakana. Izany hoe izay rehetra mahakasika ny tombontsoan'ny vahoaka.
Mpitarika ara-politika eto amin'ny firenena izy ary lehiben'ny tafika ihany koa. Izay no ahafahany manamafy ny fiarovana ny firenena iray manontolo.
Ankoatra izay, izy no lehiben’ny mpanatanteraka, tsy amin’ny adidiny amin’ny fitohizany ny asan’ny Fanjakana ihany, fa amin’ny fanatanterahana ny fandaharan’asa nambarany nandritra ny propagandy.
Manamafy ny fahaleovantenan’ny firenena ihany koa ny Filoham-pirenena, ary misolo tena ny vinany eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena.
Ankoatra izay dia tompon’andraikitra amin’ny fanendrena ny praiminisitra, ny asa miaramila sy sivily, ary mitarika ireo filankevitra samihafa, toy ny filankevitry ny governemanta.
Afaka manome zo amin'ny famotsoran-keloka manokana izy, ary mikarakara fitsapan-kevi-bahoaka, fangatahana fanovana ara-politika ataon'ny olom-pirenena.
Marihina fa dimy taona ny fe-potoam-piasany eto Madagasikara.
L’abandon de nouveaux nés est devenu un phénomène fréquent depuis quelques temps, partagé sur le réseau social Facebook. Il y en a ceux retrouvés déjà morts mais il y a aussi des survivants. Ce phénomène a été constaté en 2021 et actuellement cela recommence de nouveau cette année. Seulement le mois de Juillet 2023, on a recensé 3 cas dont 2 à Antananarivo dans des bacs à ordures, tous morts. Et 1 autre à Sambava qu’on a jeté dans les buissons mais a survécu. Nous allons décortiquer ce phénomène avec le sociologue Lanto Ratsida, une mère de famille Noelina et un jeune étudiant Andry dans notre émission ‘Ndao Hilaoeky.
Tranga iray niha nahazo vahana indray amin’izao ny fanariana zaza menavava, izay hita mameno ny tambanjotran-tserasera Facebook. Misy ireo efa maty vao hita ary misy koa ny mbola velon’aina. Tany amin’ny taona 2021 tany no nirongatra izy io ary izao niverina izao indray. Ohatra amin’izany izao ny zaza 2 hita faty tao anaty dabam-pako teto Antananarivo ary ny 1 kosa tany Sambava izay mbola velon’aina tao anaty lobolobo. Hiresadresaka io tranga io isika hiaraka amina mpahay fiarahamonina Lanto Ratsida, renimpianakaviana iray Noelina ary tanora mpianatra 1 Andry.