Selon les économistes, exporter est la solution d’augmenter la valeur de l’Ariary. D’ailleurs, Certains obstacles empêchent les exportateurs comme la destruction des routes vers les ports, les taxes élevés, et la difficulté des processus d’exportation, indique l’économiste Manitra Randriamahefa.
Ny fanondranana no vahaolana hampitomboana ny sandan'ny ariary hoy ireo mpahay toe-karena. Isan’ireo olona tsy ahafahana mampivelatra ny sehatra ny fanondranana anefa ny fahasimban’ny lalana eto amin-tsika. Ny fahabetsahan’ny hetra alaina amin’ireo mpandraharaha ary ny fahasarotanan’ireo dingana ahafahana manondrana hoy ny mpahay toe-karena, Randriamahefa Manitra.Â
La métrorragie au cours de la grossesse se manifeste par un saignement pendant cette période. Il ne s’agit pas d’une règle menstruelle car c’est impossible au moment de la fécondation. Il est important de consulter un médecin car cela peut être un risque de fausse couche ou d’un accouchement prématuré. Un œuf clair est un phénomène où l’œuf fécondé n’évolue pas en fœtus.
Tsy fadim-bolana ny rà mitsika rehefa mitoe-jaza fa tsy fahatomombanana eo am-pitondrana vohoka. Eo amin’ny faha telo-volana eo izany no mety mitranga ary tokony hanantona mpitsabo haingana. Mety hahafa-jaza izany na hahateraka tsy tonga volana. Ny hoe « œuf clair » kosa indray dia tsy fahatomombanan’ny vohoka : tsy mivadika ho zaza ilay atody fa ranon-dohany fotsiny ihany toy ny lamokan’atody.
L’effort physique après un moment de repos doit se faire petit à petit pour éviter la fatigue. Il est également déconseillé de changer brusquement l’alimentation pour perdre du poids, surtout après les fêtes. Pour accumuler de l’énergie petit à petit, veiller à prendre un petit déjeuné complet le matin, notamment une nourriture ou une boisson sucrée, selon le médecin, docteur Bira Jimmy RAKOTOERISON. La protéine aide à gagner plus de poids pourtant la consommation de protéine chimique apporte de mauvaise conséquence pour la santé. Â
Alefa tsikelikely ny fampiasam-batana rehefa avy niato kely tamin’ny fety, na ihany koa rehefa te hampihena vatana. Mila sakafo feno sy ampy izany mba tsy hahareraka ny vatana mandritra ny fanazarantena atao. Tsara raha mihinana na misotro rano mamimamy amin’ny maraina satria manome hery betsaka sy mampatanjaka ny vatana izany, hoy ny dokotera ara-panatanjahantena RAKOTOERISON Bira Jimmy. Ilaina hampitomboana vatana ihany koa ny proteina saingy miteraka voka-dratsy ho an’ny fahasalamana ny fihinanana proteina simika be loatra.
Â
Â
Â
Â
Â