COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ArticlesInterviews

Andrea Razafi

Andrea Razafi

jeudi, 16 février 2023 07:10

Le Journal du 15 Février 2023

  • Emergence de la drogue « rôrô » à Antananarivo : un danger pour les jeunes
  • Environnement : La stratégie de reboisement doit être améliorée pour assurer son effectivité
  • Cyberattaque : le sabotage des plateformes en ligne est la plus fréquente au sein des entreprises à Madagascar

  • Firongatry ny zava-mahadomelina mahery vaika rôrô : Zava-doza ho an’ny tanora
  • Tontolo iainana : mila hatsaraina ny paikady amin’ny fambolenkazo mba hampahomby azy
  • Cyberattaque : ny fanimbana ireo vovonana na habaka amin’ny tambajotra no mpahazo matetika indrindra ireo orinasa eto Madagasikara

  • Huit mois de fermeture de la ligne ferroviaire Fianarantsoa- Côte Est : l’économie et le tourisme sont en déclin à Manakara
  • Curage dans le Pangalane : les travaux n’avancent pas comme prévus, selon le maire d’Antakafana, Mananjary
  • Le nombre des personnes détenues est en hausse en saison de pluies à Tsiroanomandidy

  • Valo volana nampihatoana ny fiara andalam-by Fianarantsoa-Côte Est : mandringa ny toe-karena sy ny fizahan-tany ao Manakara
  • Kaominina Ankatafana, Mananjary : tsy mandroso ny asa fangadiana ny fasika mampisaraka ny lakandranon’ny pangalana, mihiboka ny tanàna
  • Miakatra ny isan’ireo miditra am-ponja rehefa fotoam-pahavaratra toy izao eto Tsiroanomandidy

Stupéfiant ou drogue illicite. C’est une substance qui provoque des effets néfastes sur la santé, surtout sur les fonctions psychiques. Sa consommation et sa manipulation sont interdites.

Il existe trois types de stupéfiants. Les dépresseurs comme les sédatifs dont les opiacés et l’héroïne. Cette dernière se présente sous forme de poudre et se consomme par injection ou aspirée par le nez. Elles ralentissent le fonctionnement du cerveau, par conséquent les fonctions physiques.

Au contraire, les stimulants accélèrent le fonctionnement du cerveau. Elles éveillent les sensations.  Rendant la personne extrêmement vigilante.

On a l’exemple de la cocaïne, des amphétamines, ou des ecstasys. Consommée sous forme de comprimés, gélules ou aussi de poudre.

Enfin, les perturbateurs ou les hallucinogènes. Comme le cannabis et les LSD, sous forme d’herbes ou de liquide. Elles se présentent aussi sous forme de liquide. Elles perturbent nos fonctions psychiques, comme nos perceptions, nos sensations : les goûts, les sons, ce qu’on voit, et tout. Les nouveaux produits de synthèse (NPS) en font aussi partie.

Toutes ces drogues ont des effets sur la santé. Mais c’est différent d’une personne à une autre. Le plus grand risque est la dépression respiratoire, l’intoxication, la surdose, mais surtout la dépendance pour les adolescents en période de croissance.

Ireo zava-mahadomelina no atao hoe stupéfiants. Karazana akora misy fiantraikany ratsy amin'ny fahasalamana, indrindra amin'ny fiasan'ny saina. Voarara ny famokarana, ny famarotana ary fanjifana azy.

Misy karazany telo izy ireo. Ao aloha ny depresseurs na ny sédatives, anisan'izany ny heroine. Vovon-javatra manify, trohana amin’ny orona na atsindrona. Mampiadana ny fiasan'ny saina, sy ny fihetsiky ny vatana, ary mampihena ny  fientanam-po.

Mifanohitra amin'izany ny stimulant. Manafaingana ny fiasan'ny saina indray. Manaitra fihetseham-po be loatra. Mahatonga ny olona ho mailo be na mora taitaitra. Lasa mitaintaina sy mitebiteby loatra izy amin’izay.

Ohatra ny cocaine, ny amphetamine, na ecstasy koa.

Farany, ny hallucinogènes na perturbateurs. Tahaka ny cannabis sy LSD, ravin-kazo na ranon-javatra matetika ary anaty karazana holatra no ahitana azy. Manakorontana ny fiasan’ny saina sy ny fahatsapana rehetra, ny hitan’ny maso, ny tsiro, ny ren’ny sofina, sns.

Misy fiantraikany amin'ny fahasalamana daholo izy ireo. Ny atahorana indrindra dia ny fahaketrahana amin'ny taovam-pisefoana, ny fahamamoana, fa indrindra ny fiankinan-doha ho an'ny zatovo andalam-pitomboana sy fivelarana.

mercredi, 15 février 2023 08:53

Le Journal du 14 Février 2023

  • L’application de la loi sur l’orientation du système éducatif général à Madagascar promeut le changement d’approches
  • Albinos : les cas d’enlèvements et disparition continuent
  • Circulation à Antananarivo : le mauvais état des routes augmente les accidents
  • Jeux de la francophonie : Madagascar sera représenté dans huit disciplines sur 11 aux concours culturels

  • Lalàna mifehy ny rafi-pampianarana ankapobeny eto Madagasikara : manome vahana ny fiovan’ny fomba fiasa
  • Varira : mbola misy hatrany ny fankana an-keriny azy ireny
  • Fifamoivoizana eto Antananarivo : mampitombo ny lozam-pifamoivoizana ny haratsian’ny lalana
  • Lalaon’ny Frankofonia : voasolo tena anaty sehatra valo amin’ireo sehatra ara-kolontsaina miisa 11 i Madagasikara

mercredi, 15 février 2023 08:43

Le Journal des régions du 14 Février 2023

  • Nouveau président de l’Université de Mandritsara : l’autonomisation de l’université comme objectif
  • Commune Belalanda Tulear II : kits de secours pour les pêcheurs
  • Amoron’i Mania : des soins gratuits par l’association Médecins de l’Océan Indien
  • Analamanga : renouvellement de l’autorisation des transports scolaires, personnels et livraison

  • Filoha vaovao ao amin’ny Oniversiten’i Mandritsara : vina ny fahaleovanten’ny Oniversite
  • Kaomina Belalanda Toliara II : nizarana salotr’aina ny fikambanan’ny mpanjono
  • Amoron’i Mania : hisy fizaham-pahasalamana maimaimpoana avy amin’ny fikambanana MOI
  • Analamanga : mila havaozina ny fahazoan-dalan’ny mpitatitra mpiasa, mpianatra ary entana
mardi, 14 février 2023 08:46

La violence électorale, on en parle ?

La violence électorale est l’attaque personnelle envers un candidat ainsi que ses partisans pour les intimider. Elle se manifeste généralement sous trois formes : querelles entre les partisans en se lançant des propos humiliants, entre candidats qui se critiquent la vie privée, abus de pouvoir commis par le candidat au pouvoir. Explication de Lalaina Harimanana, représentante de l’ONG Tokotany Iraisana lors de la Conférence Democracy Network à Nairobi, une occasion pour les acteurs en éducation électorale de s’échanger.    

Ny herisetra ara-pifidianana dia ireo fihetsika atao hentina hanakiviana kandidà iray sy ny mpomba azy, tsy ho sahy mifaninana. Mety hiseho ireo herisetra eo amin’ny samy mpanohana kandida, na eo amin’ny kandida izay manakiana ny mahaolona ilay kandida mpifanandrina aminy ary eo amin’ny kandida am-perinasa mety hanapatra fahefana eo am-pelatanany. Fanazavan’i Harimanana Lalaina, solotena avy amin’ny ONG Tokotany Iraisana tany amin’ny Demoracy Network Nairobi, izay fivoriana niresahana momba izany.

  • Les dépenses liées à la production de riz sont très élevées, selon Haja Rabezatovo, un agriculteur dans la Région Alaotra Mangoro : prix de semences et des engrais, couts des mains d’œuvre etc.
  • Les bénéfices recherchés par les entrepreneurs sont logiques par rapport aux dépenses investies. L’alternative au riz est envisageable pour le concurrencer sur le marché, évoque Ezekia Razafindrabe, un économiste.
  • L’importation du riz à un prix plus bas est une solution prise par le ministère du Commerce et de l’Industrie pour préserver les consommateurs. Une sanction est donnée pour les spéculations. Le plafonnement de prix concerne seulement le riz importé, rapporte Laurencia Razanadrakoto, commissaire du commerce au sein de ce ministère.

  • Nambaran’i Rabezatovo Haja, mpamboly vary any Alaotra fa lafo be ny vola atonton’ny tantsaha eo amin’ny famokarana vary : vidin’ny zezika, vidin’ny masomboly, olan’ny rano ary ny karaman’ny mpiasa.
  • Mitombina ny fakan’ny tantsaha sy ny mpandraharaha tombony raha mitaha amin’ireo voalaza ireo. Mila manatobaka sakafo hafa mahasolo vary eo amin’ny tsena, hifaninana aminy sy hampidinana ny vidiny hoy Razafindrabe Ezekia, mpahay toe-karena.
  • Ny fanafarana vary no vahaolana atolotry ny ministeran’ny Varotra sy ny Indostria ho fitsinjovana ny mpanjifa, misy ny sazy omena an’ireo manafina vary. Ny vary avy any ivelany ihany no ferana ny vidiny hoy Razanadrakoto Laurencia, kaomiseran’ny Varotra eo anivon’ny ministeran’ny Varotra.
mardi, 14 février 2023 07:04

Infos vues par les jeunes

Comme à chaque vendredi, Studio Sifaka invite des jeunes à s’exprimer sur les actualités de la semaine. Rio, Fanilo et Faneva, étudiants à l’Université d’Antananarivo, vont débattre à propos de la qualification des Barea au quart de final du CHAN, l’appréciation et la dépréciation de l’Ariary et les aliments substitutifs au riz.

Toy ny isaky ny zoma, manasa tanora ny Studio Sifaka hiresaka ireo vaovao nisongadina nandritra ny herinandro. Miresaka momba ny nahatafiakatra ny Barea amin’ny lalao ampahefa-dalan’ny CHAN, ny fiakarana sy ny fidinan’ny sandan’ny Ariary ary ireo karazana sakafo azo asolo ny vary i Rio, Fanilo ary Faneva, mpianatra eny amin’ny Oniversite an’Antananarivo.

Certains éléments de la culture apportent le développement comme la science. Cette dernière apporte des innovations dans la technique humaine. C’est pareil pour l’art qui est une opportunité à la création d’emploi, un rouage dans l’économie.

D’autres éléments sont considérés comme des blocages au développement. Des pratiques locales sont contraires au bon fonctionnement du travail. Elles s’opposent également au respect des droits humains, surtout des droits de la femme et des droits de l’enfant, qui sont qualifiés comme porteur de développement. Grâce à ces droits, chaque membre de la société peut ainsi être acteur de croissance. Les intervenants : Damy Govina, spécialiste en développement culturel et diversité culturelle ; Tiana Ravaloson, Président de l’ONG Tokontany iraisana ; Ny Ranto Rabarson, membre du Raro Aro Mada, défenseur des droits humains débattent sur la question « La culture est-elle un levier ou un blocage au développement ? »

 

 

 

Misy amin’ireo kolontsaina no mitondra fampandrosoana ho an’ilay fiarahamonina. Toy izany izao ny fahaizana na ny siansa. Mitondra ireo zava-baovao mitondra amin’ny fivoarana ny siansa ampifangaroana amin’ny fahaiza-manao. Mitovy amin’izay ihany koa ny zava-kanto. Lalana iray amin’ny famoronan’asa izy ireny ary hahafahana mampiodina ny toe-karen’ny vondrona iray.

Ny sasany amin’ireo kolontsaina kosa anefa dia sakana ho an’ny fandrosoana. Matetika misy ireo fomba amam-panaon’ny vondrona ohatra mifanohitra amin’ny fampandehanan’asa. Misy ihany koa ireo manohitohina ny zon’olombelona, ny zon’ny vehivavy sy ny zon’ny ankizy. Ireo zo ireo izay heverina fa mitondra amin’ny fampandrosona satria mampandray andraikitra ny tsirairay ary manisy lanjany azy ireo. Mahatonga ny olona ao amin’ny vondrona ho tompon’andraikitra amin’ny fampandrosoana. Miady hevitra amin’ity fanontaniana hoe « manandratra sa manakana ny fandrosoana ny kolontsaina ? » ireo mpandray anjara amin’ny ady hevitra : Damy Govina manampahaizana manokana momba ny kolontsaina marolafy ; Ravaloson Tiana, filohan’ny ONG Tokontany Iraisana ; Rabarson Ny Ranto, mpikambana ao amin’ny Rary Aro Mada, mpiaro ny zon’olombelona.

mardi, 14 février 2023 05:37

Le Journal du 13 Février 2023

  • Cyber sécurité : 40 000 cas de cyberattaques sont recensés par jour à Madagascar
  • Harcèlement au travail : une réalité souvent gardée sous silence
  • Etude Supérieure : l’université d’Antananarivo se dote d’un centre de ressources et de documentation « American Corner »
  • Les femmes astronomes malgaches en difficulté à cause du manque d’opportunité

  • Fiarovana an’habaka : trangana fanafihana an’habaka 40 000 isan’andro no hita eto Madagasikara
  • Herisetra sy fanerena eo amin’ny sehatry ny asa : zava-misy tsy resahana
  • Fampianarana ambony, napetraka eo anivon’ny oniversiten’Antananarivo ny ivon-toerana ahafahana manao fikarohana na « American Corner »
  • Misedra olana nohon’ny tsy fahampian’ny varavarana misokatra ireo vehivavy malagasy astronome

  • Commune Mahatara Sud Mananjary : des écoles ruinées par le cyclone Batsirai pas encore réhabilitées
  • Les joueurs de Barea sont officiellement accueillis dans leur Région d’origine
  • Des jeunes de Toamasina se sont intéressés par la conférence Psychologie de l’amour

  • Kaominina Mahatsara Sud, distrikan’ny Mananjary : herintaona taorian’ny rivodoza batsirai mbola tsy nisy fanarenana ny sekoly rava rehetra
  • Notsenaina tamina lanonana isaky ny Faritra niaviany ireo mpilalaon’i Barea
  • Tanora maro no liana momba ny « Psychologie de l’amour » tao Toamasina
lundi, 13 février 2023 07:56

Sifflet du 12 Février 2023

  • Préparation des jeux des îles : 45 Athlètes vers la chine
  • Basketball : Mathias M'Madi participera au camp Basketball Without Borders
  • Tennis : Madagascar Vice-champion du championnat d’Afrique U18
  • Football : Et c’est parti pour la Pro Ligue
  • Judo : Le judoka Japonais Tomokazu Iwahori entamera une tournée nationale

  • Fanofanana ho an’ny Lalaon’ny nosy : Atleta malagasy miisa 45 hihazo an’i Chine
  • Baskety : Handray anjara amin’ny fanofanana maneran-tany atao isan-taona na ilay hoe Basketball Without Borders i Mathias M'Madi
  • Tenisy : Laharana faharoa isika teo amin’ny fifaninanana afrikana tamin’ny tenisy ho an’ireo latsaky ny valo ambinifolo taona izay natao tany Egypte
  • Baolina kitra : Niverina an-kianja nanomboka omaly ireo ekipa mpikatroka anatin’ny Pro League
  • Judo : Hanatanteraka fitetezam-paritra hizarana traikefa i Tomokazu Iwahori, judoka Japoney
dimanche, 12 février 2023 09:30

Le Journal des régions du 11 Février 2023

  • Antsirabe : La clinique Ave Maria dotée d’un « mammographe »
  • Mananjary : Des nouvelles salle de classe pour le CEG Tsiatosika
  • Ihorombe : Le cas paludisme ne cesse d’augmenter

  • Antsirabe : Nahazo « mammographe » ny Clinique Ave Maria
  • Mananjary : Nahazo lakilasy vaovao  ny CEG ao amin’ny kominina tsiatosika
  • Ihorombe : Miakatra ny tahan’ny olona voan’ny tazomoka
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter