COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ArticlesInterviews

Andrea Razafi

Andrea Razafi

mardi, 21 février 2023 13:02

Le Journal du 21 Février 2023

  • Consommation : le prix du riz local à son plus haut niveau
  • Paludisme : les tests sont gratuits mais pas le traitement
  • Dettes des pays africains : l’Union africaine a juste plaidé, mais l’annulation dépend des négociations avec les bailleurs
  • Lecture pour enfant en langue malgache : en laisse faute de politique

  • Fanjifana : midangana ny vidin’ny vary vokarina eto an-toerana
  • Tazo moka : Maimaimpoana ny fitiliana fa tsy ny fitsaboana
  • Trosan’ireo firenena afrikaina : Arakaraka ny fifanarahana miaraka amin’ireo mpampindram-bola ny hanafoanana izany
  • Vakiteny amin’ny teny malagasy ho an’ny ankizy : tavela noho ny tsy fananana pôlitika mazava

lundi, 20 février 2023 12:42

Sifflet du 19 Février 2023

  • JIOI : Le regroupement se fera en Chine
  • Ski : Mia Clerc et Matthieu Neumuller dans le top 40 du Grand Slalom
  • Foot : L’écart entre le Fosa Junior et l’Usca Foot se creuse
  • Foot : Koloina Razafindranaivo commence son entrainement avec son nouveau club en Algérie
  • Basket : les joueurs, garçons et filles, de l’Ankoay Basket 3x3 ont reçu des médailles

  • Lalaon’ny nosy : Atao any sina ny fifampivondronan’ireo malagasy mandray anjara amin’ny andihany faha-11 ny lalaon’ny nosy
  • Ski : Tafiditra ao anatin’iroe 40 voalohany tamin’ny fifaninana maneran-tany amin’ny ski i Mia Clerc sy Matthieu Neumuller
  • Baolina kitra : vao maika mifanalavitra ny elanelana eo amin’ny Fosa Junior sy ny Usca foot
  • Baolina kitra izay ihany : dia nanao ny fanazarana voalohany miaraka amin’ny kliobany vaovao I Razafindranaivo Koloina
  • Basikety : Notolorana mari-boninahitra ireo ekipam-pirenena Malagasy ao amin’ny Ankoay lahy sy vavy taranja basiket 3x3
lundi, 20 février 2023 12:35

Le Journal des régions du 20 Février 2023

  • Les habitants de Toamasina et Mananjary se préparent à l’arrivée du cyclone Freddy
  • Le cout du traitement de paludisme est élevé à Mananjary
  • Incendie au campus universitaire de Mahajanga : L’enquête est ouverte

  • Efa miomana amin’ny fiatrehana ny rivo-doza Freddy ny ao Toamasina sy Mananjary
  • Mananjary : Tsy zakan’ny mponina ny saran’ny fitsaboana tazomoka
  • Misokatra ny fanadihadiana momban’ilay firehetana tranona mpianatra tao Oniversiten’ny Mahajanga
lundi, 20 février 2023 12:33

Le Journal du 20 Février 2023

  • L’intensité du cyclone Freddy se rapproche de celle Batsirai ou de Gafilo
  • Covid 19 : Analamanga est la seule touchée par la pandémie
  • Administration : la mise en place du conseil économique, social et culturel- CESC réclamée
  • Réduction d’émission de carbone : Ravinala Airports a obtenu le certificat ACA

  • Herin’ny rivodoza Freddy : Mitovitovy amin’ny an’i Batsirai sy Gafilo
  • Covid 19: Analamanga irery no tratry ny valan’aretina
  • Fitantanana : Mangataka ny hananganana ny filan-kevitra ara-toekarena sy sosialy ary ny kolotsaina na ny CESC ireo mpisehatra
  • Fampihenana ny fanapariahana karbaona : nahazo ny taratasy fanamarinana ACA ny Ravinala Airports

lundi, 20 février 2023 11:12

Le Journal des régions du 18 Février 2023

  • Region Anosy : mise en place d’un réseau des jeunes pour signaler des cas de conflits
  • Première signe d’invasion acridienne dans la Région Ihorombe 
  • Vakinankaratra : l’huilerie à Betafo commence à élargir ses clients

  • Faritra Anosy : natsangana ny vovonan’ny tanora hitoroka ny disadisa
  • Ihorombe : manomboka ny andiam-balala
  • Vakinankaratra : manomboka manondrana any amin’ny Faritra hafa ny orinasa mpanao menaka ao Betafo
vendredi, 17 février 2023 13:05

Le Journal du 17 Février 2023

  • L’accessibilité du processus électoral aux personnes en situation de handicap reste encore un grand défi à Madagascar
  • Lutte contre la poliomyélite : l’assainissement sera renforcé pour 2023
  • Infrastructure : l’Etat poursuit la réhabilitation de la Route Nationale 2
  • Enseignement primaire : les enseignants suivront des cours de remise à niveau en français

  • Fifidianana : Mbola olana ny fanamorana ny fahafahan’ireo sembana mifidy
  • Ady amin’ny lefa-kozatra : hamafisina ny fandiovana ho an’ny taona 2023
  • Fotodrafitr’asa : Ho Tohizan’ny fanjakana ny fanarenana ny lalam-pirenena faharoa
  • Fanabeazna fototra : Hanaraka fanofanana amin’ny taranja frantsay ireo mpampianatra

vendredi, 17 février 2023 13:00

Le Journal des régions du 17 Février 2023

  • Menabe : des risques de corruption dans l’exploitation de bois précieux
  • Analanjirofo : quelques jours avant le cyclone, pas de déplacement dans les sites d’hébergement
  • Diana : un mois pour parler de l’épilepsie

  • Menabe : ambana kolikoly eo amin’ny fitrandrahana hazo sarobidy
  • Analanjirofo : tsy mbola nisy nafindra toerana ny mponina amin’ny rivo-doza Freddy
  • Diana : iray volana hiresahana momba ny aretina androbe
vendredi, 17 février 2023 06:55

Le Journal des régions du 16 Février 2023

  • Toamasina : les pécheurs n’arrivent plus à éduquer leurs enfants
  • Antananarivo : 40 gargotiers formés en cuisine saine et secourisme en cas d’incendie
  • Mananjary : vol des riz sur les rizières dans la commune de Tsiatosika

  • Toamasina : tsy mahavita mampiana-janaka firy intsony ny mpanjono
  • Antananarivo : gargoty 40 nofanina momba ny sakafo madio sy fifehezana ny afo
  • Mananjary : mirongatra ny halatra vary maintso eny an-tanimbary
vendredi, 17 février 2023 06:51

Le Journal du 16 Février 2023

  • Vanille : les exportateurs doivent acheter chez les cultivateurs
  • Exportation de crevettes : plus de 13 milliards d’ariary de redevances en 2022
  • Plus de 80% de la population locale d’Ambositra sont touchées par la bilharziose
  • Lutte contre le cancer des enfants à Madagascar : le manque de moyens financiers reste le principal blocage

  • Lavanila : Tsy maintsy mividy ny Lavanila eto an-toerana ireo mpanondrana
  • Fanondranana Makamba : nampiditra maherin’ny 13 miliara ariary ny taona 2022
  • Maherin’ny 80%-n’ny mponina ao Ambositra no voan’ny Bilharziose
  • Ady amin’ny homamiadan’ny ankizy eto Madagasikara : mbola ny tsy fahampiana vola no sakana lehibe indrindra

Non. Qu’il s’agisse de drogue douce ou de drogue dure. Elles sont  toutes dangereuses selon les addictologues. On emploie le terme drogue dure lorsque le stupéfiant provoque une dépendance psychique et physique importante. Par exemple, la cocaïne et l’héroïne. Les effets surviennent rapidement.

Et la drogue douce ?

Principalement le cannabis. Celle-ci engendre des effets psychiques, considérés comme plus faibles. Mais cela dépend des usages. Car des fois, certaines personnes consomment les drogues douces avec un usage dur selon l'Association nationale de prévention en alcoologie et addictologie en France. Elles en consomment avec abus et fréquemment.  Le  THC est un produit actif du Cannabis. Cette substance réside longtemps  dans les graisses de l’organisme, après la consommation. Les effets sont moins visibles au début mais surviennent lentement comme le cancer. Il ne faut donc pas  banaliser la drogue douce.

D’ailleurs, dès qu’une personne s’habitue et réagit moins au cannabis, son corps demande des doses et des substances plus élevées, qui provoquent des effets plus intenses.

Marina ve fa tsy mampidi-doza ny « drogue douce » ?

Tsia. Na « drogue douce »  na « drogue dure ». Mampidi-doza avokoa ireo zava-mahadomelina ireo hoy ireo manampahaizana manokana momba ny fiankinandoha.

Miteraka fiankinan-doha ara-tsaina sy ara-batana ny « drogue dure ».

Cocaine sy héroine ohatra anisany. Aingana be ny fisehon’ny fiantraikany.

Ary ahoana ny indray ny « drogue douce »?

Ny cannabis no tena voakasika. Misy fiantraikany ara-tsaina, izay heverina ho maivana kokoa. Saingy miankina amin'ny fampiasana anefa izany. Indraindray, misy olona mandray ny « drogue douce » be loatra, hoy ny fikambanana nasionaly momba ny fisorohana ny fiankinandoha ao Frantsa. Mandray izany matetika izy ireo ka lasa ohatran’ny « drogue dure » ihany ny fiantraikany. Ilay hoe THC, singa anatin’ny Cannabis anefa dia mitoetra ela ao anatin’ny tavin'ny vatana. Noho izany, tsy hita eo no eo ny fiantraikany fa misoko miadana toy ny homamiadana. Tsy tokony hamaivanina araka izany ny « drogue douce ».

Ankoatra izay, raha vao zatra mandray cannabis ny olona iray, dia mitaky fatra sy karazana zavamahadomelina ambony kokoa ny vatany, izay miteraka fiantraikany mahery vaika kokoa.

D’abord, on dit qu’une personne est dépendante lorsqu’elle n’est plus capable d’accomplir un acte dans sa vie quotidienne sans la consommation de cette substance. On peut être dépendants à l’alcool, aux drogues, aux médicaments, etc.

Il existe deux types de dépendances dans ce cas : la dépendance physique et la dépendance psychique.

La personne a une dépendance physique quand elle veut constamment consommer plus de dose pour pouvoir fonctionner au quotidien. Elle ressent un manque de ce produit et cela provoque chez elle des troubles physiologiques. Maux de têtes, tremblements, nausées, douleurs…On appelle cette étape le sevrage.

Quant à la dépendance psychologique. Il s’agit du changement du comportement et de la personnalité de la personne. Cela peut durer longtemps car elle est plutôt liée aux habitudes de la personne. Elle a besoin de ladite substance pour pouvoir réfléchir et pour se sentir bien. Par exemple, elle a l’habitude de fumer une cigarette à chaque heure de pause et ne peut donc se détacher de ce mode de vie.

Atao hoe fiankinan-doha aloha raha toa ny olona iray tsy afaka manohy miaina ara-dalàna intsony eo amin'ny fiainany andavanandro raha tsy mandray azy io. Mety ho toaka izany, mety hoy ilay zava-mahadomelina voalaza mihitsy, mety ho fanafody ihany koa, sns.

Misy karazany roa ny fiankinan-doha amin'ity tranga ity : fiankinan-doha ara-batana sy fiankinan-doha ara-tsaina.

Miankin-doha ara-batana ny olona iray rehefa te handray fatra bebe sy ambony kokoa foana mba hahafahany miaina sy miasa isan'andro. Mahatsapa tsy fahampiana eo amin’ny vatany izy ary miteraka aretina ara-batana izany. Marary andoha, mangovitra, maloiloy, manaintaina… antsoina hoe « sevrage » ity dingana lalovany ity.

Mikasika ny fitondran-tena sy ny toetran’ilay olona ny miankin-doha ara-tsaina. Mety haharitra ela izany satria mifandray amin'ny fahazarana. Mila mandray ilay zava-mahadomelina izy vao afaka mieritreritra sy mahazo aina ao anatiny. Ohatra ihany koa, zatra mifoka sigara isaky ny ora fiatoana izy ka sarotra ho azy  ny miala amin’izany fomba fiaina izay isanandro.

Jadis, elle était définie par la société elle-même. Il n’y avait pas d’écrit, la tradition se transmettait de bouche à oreille. C’était à l'homme de choisir les règles. Et il avait le droit d’avoir plusieurs épouses en même temps.

En 1881, la reine Ranavalona première a promulgué une loi appelée le "code de 305 articles". A partir de là, il est interdit de tromper, de forcer une partie ou une autre à un mariage, le mariage doit être légalisé. Il y avait ce qu’on appelait « sakaizam-bohitra » ou un responsable matrimonial, auprès de qui on célèbre le mariage, une semaine après le vodiondry. Interdit de faire du concubinage. Sinon, le « sakaizam-bohitra » doit sacrifier 5 zébus et payer 5 ariary. Le couple, quant à lui, paye cent ariary. Sinon, ils doivent aller en prison et payez une amende journalière d'un huitième d'ariary.

La royauté doit être avisée de la séparation.

Ohatran’ny ahoana tokoa moa ny lalàna nifehy ny fanambadiana teto Madagasikara ?

Fahiny, ny fiarahamonina ihany no namaritra azy. Tsy voasoratra fa lovan-tsofina no nitondrana azy. Ny lahy no misafidy ny lalàna ka afaka nanana vady maro izy tamin’izany. Nisy koa ny atao vady atolotra.

Ny taona 1881, namoaka lalàna kosa ny Mpanjaka Ranavalona faharoa antsoina hoe “DIMY VENTY TELONJATO”na ny “code des 305 articles”.  Voarara amin’izay ny mampirafy, tsy azo atao antery ny fanambadiana, tsy maintsy misoratra ara-dalàna ka ny sakaizam-bohitra no mpanoratra ny fanambadiana, herinandro aorian’ny vodiondry, voasazy ireo izay manao tokantrano imaso, izany hoe tsy vita vodiondry sy soratra. Mamono omby 5 sy mandoa vola ariary 5 ny sakaizam-bohitra. Izy roa kosa mandoa vola 100 ariary (ariary zato). Raha tsy mahefa izany dia miditra am-ponja ary  mandoa sikajy isan’andro na ampahavalon’ariary. Tsy maintsy hampahafantarina ny fanjakana kosa ny fisarahana.

Ny taona 1884 no nanaovana ny fanambadiana voalohany tao amin’ny Fiangonana tranovato Anatirova. Ka teo vao nanomboka ny toko telon’ny fanambadiana : vodiondry, soratra, fanamasianana.

Non, ce n'est pas vrai. C'est une arnaque.

Il y a quelques semaines, une publication sur un recrutement du PAM CANADA pour cette année 2023 s’est répandue sur les  réseaux sociaux.  

La page Facebook  qui le publie se nomme Programme Pam CANADA. Elle utilise un logo officiel du PAM et de nombreux emplois y sont cités. Le baccalauréat est le diplôme requis. C’est ce qui attire les chercheurs d’emplois.

Cependant, la seule manière de candidater au PAM se fait sur le site  www.wfp.org/careers.

L’arnaque dirige les candidats à envoyer leur demande  et les CV par email.

Pourtant, sur le site officiel, la pratique consiste à remplir un formulaire en ligne.

C’est aussi une arnaque car l’annonce utilise un cachet de couleur rouge. Pourtant, seul le gouvernement peut utiliser ce type de cachet.

Enfin, lors de l'envoi des dossiers, des frais d'environ 200 à 300 dollars sont démandés. Le  PAM a fait savoir qu’il ne demandera jamais d’effectuer le moindre paiement lors de son processus de recrutement.

On retrouve aussi ce genre d’arnaque dans d’autres organismes. Il faut donc savoir distinguer le vrai du faux.

Marina ve ilay tololotrasan’ny vondron’ny firenena mikambana misahana ny sakafo na PAM any CANADA  iny ?

Tsia, tsy marina iny ary fisolokiana.

Herinandro vitsivitsy izay no niparitaka tao amin’ny tambajotra sosialy fa mampiditra mpiasa vondron’ny firenena mikambana momba ny sakafo na PAM CANADA amin’ity taona 2023 ity.

Ilay pejy facebook Programme PAM CANADA no mamoaka azy io. Misy logo an’ny PAM ary karazana asa maro no ao anatiny. Baccalauréat no diploma takiana ao. Mahasarika ny maro izany.

Tranokala tokana ihany no ahitana ny tolotrasan’ny PAM. Dia ny  www.wfp.org/careers.

Hita ao anatin’ilay tolotra asa sandoka mantsy hoe alefa mailaka ny taratasy fangatahana asa sy ny CV. Kanefa ny tena fanao ao anatin’ny tranokala ofisialy, dia mameno taratasy sy mamaly fanontaniana maromaro anjotra.

Sandoka ihany koa izy ity satria mampiasa tombokase mena anatin’ilay taratasy fampahafantarana. Ny fanjakana ihany anefa no afaka mampiasa ity tombokase ity.

Farany, rehefa mandefa ny fangatahana dia misy sarany manodidina ny 200 hatramin’ny 300 Dollars eo. Milaza anefa ny PAM fa tsy misy vola aloa izany rehefa mandefa taratasy fangatahana asa ao amin’izy ireo.

Tsy ny PAM irery ihany moa no ahitana fisolokiana toy izao. Mila fantarina tsara araka izany hoe iza no tena izy.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter