COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ArticlesInterviews

Andrea Razafi

Andrea Razafi

samedi, 05 novembre 2022 11:02

Le Journal des régions du 05 Novembre 2022

  • Nosy Be: Des jeunes formés sur la culture entrepreneuriale pour préparer à la semaine mondiale de l’entrepreneuriat.
  • Analanjirofo : Le festival Jerijery se poursuis jusqu’à demain.
  • Bateau croisière Hanseatic Spirit : Nosy be, Sainte Marie et Toamasina seront les prochaines destinations de la semaine à venir.

  • Nosy Be: Misy ny fampiofanana mandritra ny 2 herinandro ireo tanora ho fanomanana ny “semaine mondiale de l’entrepreunartiat”
  • Analanjirofo: Mitohy hatramin’ny rahampitso ny hetsika festival Jerijery andiany faha 19
  • Sambo mpitondra mpizahantany Hanseatic Spirit: Handalo ao Nosy Be, Sainte-Marie ary Toamasina amin’iny herinandro iny.

vendredi, 04 novembre 2022 13:30

Le Journal du 04 Novembre 2022

  • Hausse du prix de riz : les consommateurs en subissent les conséquences.
  • La société civile revendique davantage de procès équitables sur les cas de non-respect de l’environnement.
  • Après crise sanitaire, les transitaires font face à des difficultés.
  • Biologie médicale : une révolution pour les recherches de nouveaux produits anti covid.

  • Fiakaran’ny vidim-bary : mampihena ny fatra vidian’ny mpanjifa.
  • Mitaky fitsarana ara-drariny ny fiarahamonim-pirenena amin’ny tranga tsy fanajana ny tontolo iainana.
  • Sehatr’asa taorian’ny covid-19, Miatrika fahasarotana ihany koa ireo mpamoaka sy mpamiditra entana eto Madagascar.
  • Fikarohana ara-biolojika : mampivoatra ny fikarohana amin’ny ady amin’ny coronavirus.

vendredi, 04 novembre 2022 13:28

Le Journal des régions du Novembre 2022

  • Androy : Le plan d’aménagement de la pêcherie mise en place.
  • Nosy Be : Festival Marokintana fait bénéficier les petits vendeurs
  • Mahajanga : 20 enseignants d’anglais formés pour la 3 è édition de l’anglais américain AE TOT 

  • Androy: atomboka ao an-toerana ny drafitra fanajariana ny sehatry ny jono.
  • Nosy Be: Mahazo tombony amin’ny hetsika festival Marokintana ireo mpivaro-madinika.
  • Mahajanga: mpampianatra teny anglisy 20 no mahazo fiofanana anglisy amerikanina AE TOT andiany fahatelo.
vendredi, 04 novembre 2022 06:48

Le Journal des régions du 03 Novembre 2022

  • Toamasina : des jeunes privés de la célébration de la fête des morts à cause de la hausse des frais de transport.
  • Atsimo Atsinanana : Réduction de 50% de la production de litchis.
  • Ihosy : 19 jeunes de la région Sud-Ouest et d’Ihorombe formés par le projet Obs MADA.

  • Tsy afaka namonjy ny fetin'ny maty ny tanora sasantsasany tao Toamasina nohon’ny fiakaran'ny saran-dalana.
  • Atsimo Atsinanana: hihena 50 isan-jato ny vokatra litchis amin’ity taona ity.
  • Ihosy : Mifarana androany ny atrik’asa natrehin’ireo tanora 19 avy amin’ny faritra Atsimo Andrefana sy Ihorombe karakarain’I OBS MADA.
jeudi, 03 novembre 2022 12:42

Le Journal du 03 Novembre 2022

  • Refonte de la liste électorale : La CENI va envoyer des recenseurs électoraux au niveau des entreprises privées.
  • 50ème anniversaire de la neurochirurgie : Quatorze Neurochirurgiens seulement pour tout Madagascar.
  • La gentillesse comme outil de résolution de conflit.
  • Bourse « Ghislaine Dupont Claude Verlon 2022 » : Remportée par le malgache Henintsoa Miranto Rakotomalala et la camerounaise Esther Senpa Blaksemdi.

  • Handefa mpanisa mpifidy eny amin’ny orinasa tsy miankina ny CENI.
  • Efatra ambinifolo monja ireo « Neurochirurgiens » eto Madagasikara.
  • Ny fandeferana fomba iray enti-mandravina ny disadisa.
  • Vatsim-piofanana « Ghislaine Dupont sy Claude Verlon » : norombahan’i Henintsoa Miranto Rakotomalala sy i Esther Senpa Blaksemdi.

Non. Le virus de la COVID-19 ne se transmet pas quand on nage ou quand on fait de la natation. Elle ne se transmet pas à travers l’eau. En particulier l’eau des piscines, car cette dernière contient des chlores et des désinfectants. Ces derniers éliminent les virus et les microbes. Et le coronavirus ne survit pas longtemps dans un milieu humide ou dans l’eau.

Mais on peut être contaminé si on est à proximité d’une personne infectée. Surtout si elle souffle et expulse de l’eau de sa bouche.

Quand on va à la piscine ou  à la plage par exemple, gardons toujours la distance d’un mètre avec les autres. Toujours porter un  masque en dehors de l’eau ou lorsqu’on ne peut pas respecter la distance. Pour éviter toute contamination, les personnes qui présentent des symptômes ne doivent pas se baigner.

Tsy tokony hifindra ny COVID-19 rehefa milomano. Tsy mifindra any anaty rano  izy. Indrindra fa eny amin’ireny dobo filomanosana ireny, satria mamono ny tsimokaretina ny chlore sy rano fanadiovana anatin’izy ireny. Ary tsy maharitra ela amina toerana mando na anaty rano ihany koa ny coronavirus.

Mety ho voan’ny coronavirus  anefa ianao raha manakaiky olona voan’ilay tsimokaretina, indrindra raha mitsoka sy mamoaka rano amin’ny vava izy.

Mila hajaina foana ny elanelana 1 m rehefa milomano anaty dobo na anaty ranomasina. Manaova aro vava orona hatrany ivelan'ny rano na rehefa tsy afaka manaja ny elanelana. Mba hisorohana ny fifindrana, tsy tokony milomano ny olona misy soritr'aretina.

mercredi, 02 novembre 2022 12:35

Le Journal du 02 Novembre 2022

  • Les villes les plus polluées enregistrent un taux élevé de mortalité lié à la Covid-19.
  • L’insécurité persistante affecte le quotidien des habitants de Toamasina.
  • Pitch By Fihariana : Les jeunes entrepreneurs malgaches ont un penchant vers l’agriculture et les nouvelles technologies.
  • La production de briques dans les rizières réduit la production rizicole.

  • Mitombo ny isan’ireo olona voan’ny Covid-19 tany amin’ireo toerana maloto rivotra.
  • Misy fiatraikany amin’ny fidiram-bolan’ny mponina ao Toamasina ny tsy fandriam-pahalemana.
  • Pitch By Fihariana : Mirona kokoa amin’ny fambolena sy ny teknolojia ireo tanora mpandrahara.
  • Mihena ny voka-bary amin’ireo tanimbary anaovana biriky.

mercredi, 02 novembre 2022 12:28

Le Journal des régions du 02 Novembre 2022

  • Diana : le gobelet de riz vendu à 800 Ar à Mahagaga, district de Diego II
  • Amoron’i Mania : 12 000 familles vulnérables dans trois districts de Fandriana et Manandriana auront accès au projet « Asa Avotra Mirindra »
  • Antsirabe : La foire de la mécanisation agricole débutera demain.

  • Diana : Niakatra 800Ar ny kapoakam-bary ao Mahagaga, distrikan’I Diego II.
  • Amoron’I mania : tokan-trano marefo miisa 12 000 no misitraka ny tetik’asa asa avotra mirindra.
  • Antsirabe : Hanomboka rahampitso ny foire de la mécanisation agricole karakarain’ny CFAMA.
lundi, 31 octobre 2022 12:34

Le Journal du 31 Octobre 2022

  • Forum des investissements 2022 : Près de 200 milles hectares de terrains seront exploités par les investisseurs durant trois ans.
  • Concours de projet en énergie renouvelable : la faisabilité de production d’électricité à partir de l’énergie solaire et du biogaz.
  • Harcèlement scolaire : 53% des filles et 47% des garçons en sont victimes.
  • Makua Tour 2022 : retour sur le spectacle.

  • Forum des investissements 2022 : Velaran-tany 2 hetsy hektara, ho trandrahin’ny mpampiasa vola mandritra ny telo taona.
  • Fifaninanana tetikasa famokarana angovo azo havaozina : azo ampiarahina ny angovo avy amin'ny masoandro sy ny fako.
  • Herisetra any an-tsekoly: 53%-ny ankizivavy sy 47%-ny ankizilahy no iharany.
  • Makua Tour 2022 : Akon’ny fampisehoana.

  • Clôture de l’octobre rose : Près de 5 000 femmes dépistées au cancer du sein et du col de l’utérus.
  • Menabe : La journée des lémuriens célébrée hier et avant –hier.
  • Mananjary : 50 maisons résistantes aux catastrophes et aux changement climatiques disponibles pour les sinistrés d’ici 3 mois.
  • Toamasina : la 3è manche du championnat national de course en voiture catégorie RUN a eu lieu hier.

  • Famaranana ny octobre rose: vehivavy maherin’ny 5 000 tamin’ny faritra maro no vita fitilian’ny homamiadan’ny nono sy tranon-jaza.
  • Menabe : nankalazaina omaly sy afak’omaly ny andro natokana ho an’ny varika eto Madagasikara.
  • Mananjary: Trano mahazaka rivo-doza 50 no hahorina ho an’ireo fianakaviana sahirana sy tsy manan-kialofana.
  • Toamasina: natao omaly ny fifaninana ho tompondakan’I Madagasikara amin’ny fanamoriana fiara sokajy RUN 3è manche.
samedi, 29 octobre 2022 09:49

Le Journal des régions du 29 Octobre

  • Diana : Les résidents du quartier Ambonary, Nosy Be se plaignent du problème de coupure d’eau.
  • Mananjary : 85% de la production de girofle en ruine dans la commune de Mahatsara Sud.
  • Journée des filles à Ihorombe : Les enfants sensibilisés pour la lutte contre le harcèlement sexuel et le viol.

  • Diana: Mampimenomenona ny mponina ao Nosy be ny olan’ny fahatapahan-drano
  • Mananjary: Ratsy ny vokatra jirofo ao amin’ny kaominina Mahatsara sud.
  • Andro iraisam-pirenena ho an’ny tovovavy tao Ihorombe: Entanina amin’ny ady atao amin’ny herisetra sy ny fanolanana ireo ankizy any an-sekoly.
samedi, 29 octobre 2022 08:18

Infos vues par les jeunes

Rakotondrainibe Hasina, Andrianantenaina Hoby Nomena et Randriamahery Myma Daddy sont nos jeunes invités de la semaine. Ils ont apporté leur point de vue sur trois actualités marquantes de la semaine, à savoir les marchés noirs de médicaments, l’enjeu du changement climatique et l’intérêt des jeunes malgaches à s’inscrire dans la liste électorale.

Vaovao telo nisongadina nandritra ity herinandro ity indray noresahana niaraka tamin’I Rakotondrainibe Hasina, Andrianantenaina Hoby Nomena ary i Randriamahery Myma Daddy tao anatin’ny fandaharana Ndao­ hilaoeky. Nitondran’izy ireo ny heviny sy ny fomba fijeriny ny momba ny fivarotam-panafody tsy manara-dalàna, ny fiovaovan’ny toetr’andro ary ny fahavitrihan’ny tanora Malagasy hiditra anaty lisi-pifidianana.

Jusqu’ici, deux pays ont approuvé l’utilisation d’un vaccin nasal comme dose de rappel : la Chine et l’Inde. Mais les essais cliniques sont nombreux un peu partout dans le monde : Hongrie, Pakistan, Malaisie, Argentine, Mexique, Royaume-Uni.

Au Royaume-Uni, des chercheurs de l'université d'Oxford ont menés l’expérience sur une trentaine de personnes, avec le vaccin nasal de AstraZeneca. Ils ont annoncé l’échec de ce premier essai au début du mois d’octobre. En effet, les patients avaient développé une moindre réponse immunitaire qu'avec une vaccination classique par injection. Ils pensent que le spray nasal est tout simplement avalé et détruit par l'estomac, avant même d’atteindre les poumons. En revanche, ce type de vaccin ne présente aucun effet secondaire majeur jusqu’ici. Malgré cet échec, les scientifiques continuent à explorer cette piste.

Hatramin’izao dia firenena roa no efa mampiasa vaksiny atete amin’ny orona atao vaksiny fanampiny amin’ny Covid-19 : Sina sy Inde. Fa maromaro ireo andrana efa mandeha amin’izao fotoana ireo : any Hongrie, Pakistan, Malaisie, Argentine, Mexique, Royaume-Uni.

Any Royaume-Uni izao, mpikaroka avy amin’ny oniversiten’ny Oxford no nanandrana izany tamina olona telopolo teo, tamin’ny vaksiny atete novokarin’ny AstraZeneca. Nanambara izy ireo ny volana oktobra teo fa tsy nahomby io andrana voalohany io. Hita fa kely kokoa ny hery fiarovana foronin’ny vatana raha oharina amin’ny vaksiny atsindrona mahazatra. Tsy tonga any amin’ny avokavoka hoy izy ireo ny fiasan’ilay vaksiny fa lasa levon’ny vavony. Mbola manohy mitrandraka sy manatsara ity endrika vaksiny vaovao ity noho izany ireo manam-pahaizana.  

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter