- La carence à l’éducation sur la formation de la conscience politique des citoyens est un défi pour Madagascar en processus électoral et de gouvernance démocratique.
- Choiseul Africa Business Forum : Madagascar en quête d’investisseur.
- Cancer du sein : la naturopathie comme complément de traitement peut réduire les risques
- Le nombre de femmes en période de ménopause consultant les gynécologues s’accentue dans un hôpital public d’Antananarivo.
- Choiseul Africa Business Forum : fotoana hahafahan’i Madagasikara mitady mpampiasa vola.
- Tsy fahampian’ny fanabeazana ny fahatsampan-tena ara-politikan’ny olom-pirenena no fanamby ho an’ny Madagasikara amin’ny fifidianana sy ny fitondrana demokratika.
- Homamiadan’ny nono : fomba iray manampy amin’ny fanafainganana ny fitsaboana amin’ny fomba natoraly na ny « naturopathie »
- Mitombo ny isan’ny vehivavy manantona mpitsabo momba ny fitsaharan’ny fadim-bolana ao amin’ny hopitalim-panjakana iray eto Antananarivo.
Varatava est une association regroupant des jeunes talentueux dans le monde du dessin en mode portrait. Crée en 2018, elle a lancé son tout premier concours de l’année sous le thème "gasy ka manjary" avec plus d'une vingtaine de participants. Varatava souhaite élargir son réseau dans les autres régions pour y exploiter des nouveaux talents.
Ny Varatava dia fikambanana iray mampivondrona ireo mpanan-talenta amin'ny fanaovan-tsary varatava na « dessin en mode portrait". Niforona tamin'ny 2018 izy io ary etsy amin'ny ivotoeran'ny Kolontsaina Malagasy Antananarivo no misy azy. Isan-taona dia misy ny fifaninanana mifandraika amin'izany. 20 mahery teo ireo mpandray anjara tamin'ity taona ity ka loha-hevitra noraisina ny hoe "gasy ka manjary". Maniry ny hivelatra hatrany amin'ny faritra ny fikambanana varatava.
Herilala Daniela Razafimandimby est cuniculteur depuis près de 10 ans maintenant. Il a commencé dans la filière en tant qu’amateur avec un fond de 20.000 Ar en achetant 2 lapins. Depuis, il a fait de son élevage une activité génératrice de revenue à temps partielle. Aujourd’hui il possède des centaines de lapin de plusieurs races. A savoir qu’un lapin de race local coûte actuellement aux environ de 25.000 Ar et les lapins de race, 150.000 Ar.
10 taona niompiana bitro izay i Herilala Daniela Razafimandimby. Bitro roa novidiana 20.000 Ar no nanombohany ny fiompiany tamin’izany fotoana. Amin’izao, efa aman-jatony ireo bitro ompiany amina karazany maro ary nataony ho fidiram-bolany mihitsy izany, ankoatra ny asa izay fanaony an-davanandro. Marihina fa 25.000 Ar eo ny vidin’ny bitro kely ary 150.000 Ar ny bitro karazany lehibe.Â
- Assemblée Nationale : la deuxième session ordinaire des députes de Madagascar débute ce mardi à Tsimbazaza
- Pollution marine dans la région de l’océan Indien : quels sont les risques causés par les plastiques ?
- Les impacts des feux de brousse sur les activités agricoles et l’élevage.
- Lutte contre les feux de brousse : les artistes passent à l’action.
- Antenimierampirenena : manomboka androany ny fivoriana ara-potoana faharoan’ny solombavam-bahoaka eny Tsimbazaza
- Fiantraikan’ny doro ala amin’ny fambolena sy ny fiompiana.
- Doro tanety sy aretina : hahitana fitomboany ny valan’aretina pesta atoditarimo hoy ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka eto Madagasikara.
- Fandotoana an-dranomasina aty amin'ny faritry ny ranomasimbe Indianina : inona ny loza ateraky ny plastika?
Depuis le début de la pandémie, l’Afrique a reçu près de 980 millions de doses de vaccins covid-19. Mais seulement 68% ont été utilisées jusqu’à maintenant. Une personne sur 5 est complètement vaccinée.
Il existe 7 vaccins différents déployés sur tout le continent. Le vaccin Johnson & Johnson reste le plus prisé, suivi de Pfizer, d’AstraZeneca et de Sinopharm. Certains pays sont particulièrement en avance dans la campagne de vaccination, à l’exemple de Maroc, Tunisie, Botswana ou encore Mozambique où presque la moitié de la population est vaccinée.
Hatramin’ny nanombohan’ny fanaovam-baksiny dia nahazo fatra miisa 980 tapitrisa mahery ny kaontinanta afrikana. Hatreto anefa, ny 68% amin’ireo ihany no efa nampiasaina. Olona iray amin’ny 5 no nahavita vaksiny feno amin’ny covid-19.
Misy karazany fito ny vaksiny miparitaka aty Afrika amin’izao. Fa ny vaksiny Johnson & Johnson no be mpisafidy indrindra, manaraka azy ny Pfizer, AstraZeneca sy Sinopharm. Misy firenena vitsivitsy efa lasa aloha amin’ny fanaovana vaksiny, toa an’i Maroc, Tunisie, Botswana na ihany koa Mozambika. Saika ny antsasa-manilan’ny mponina ao aminy no efa nahavita izany.
Comme la plupart des régions à Madagascar, les conflits fonciers font aussi partie du quotidien de la région Itasy. Les conflits sont surtout issus des abus de pouvoir, des conflits de famille par rapport aux  héritages et de la mise en valeur des terrains. Pour cause, la mauvaise interprétation des décisions du tribunal, la lenteur des procédures administratives et certains n’ont pas de certificat foncier. Quelques solutions ont déjà été initiées par quelques autorités de la région, comme le tribunal ambulatoire et la signature d’une convention de règlement de conflit. Ils prévoient également la mise en place d’un BIF intercommunal et la préparation d’une campagne de distribution de titre foncier.
Nos intervenants :
Le projet OBSMADA ou Observatoire des jeunes engagés pour une gouvernance plus inclusive efficace et apaisée, du Programme des Nations Unies pour le développement, financé par le Fonds pour la consolidation de la paix, et mis en œuvre par l'ONG Action Intercoopération Madagascar, le MutliSector Information Service, Alliance Voahary Gasy, l'ONG Ivorary, l'ONG Ravitsara et le Studio Sifaka.
Toy ny hita amin'ny ankamaroan'ny faritra eto Madagasikara dia misedra olana vokatry ny fisiana ady tany ny eto Itasy. Ny lova, ny fanararaotam-pahefana amina tanim-panjakana, ny tanim-bazaha ary ny olana amin’ny fanajariana ny tany. Ireo no ady tany mateti-pitranga indrindra ao amin’ny faitra Itasy. Antony, misy amin’ireo olona no tsy mahay mandika ny didim-pitsarana ka mitarika tsy fifankazahoana amin’ireo voakasik’izany. Eo ihany koa ny tsy fisian’ny taratasin-tany sy karan-tany mazava mamaritra ny tena izy mombamomba ny tany sy ny tompony. Manampy izany ny fahaelan’ny fikarakarana ireo taratasy na ny fahatontan’ny boky manamarina ny mombamomba ireo tany ka mitarika kolikoly eny anivon’ny birao fikarakarana izany. Isan’ireo vahaolana efa nampiharina tany an-toerana ny nametrahana « tribunal ambulatoire », ny nanasoniavana fifanarahana mikasika ny fepetra famahana olana ady tany teo anivon’ny faritra. Eritreretina ihany koa anefa ny hametrahana birao ifotony fananan-tany na BIF iraisan’ny kaominina vitsivitsy mifanakaiky sy ny fanaovana indray ny hetsika lehibe hanomezana kara-tany.Â
Nandray anjara tamin’ny ady hevitra :
Ny tetikasa OBS-Mada izay fadaharan’asan’ny Firenena Mikambana ho an’ny fampandrosoana PNUD Madagascar, vatsian’ny Fonds pour la consolidation de la paix ary tanterahan’ny ONG Action Intercoopération Madagascar, MutliSector Information Service, Alliance Voahary Gasy, ONG Ivorary, ONG Ravitsara ary Studio Sifaka.
L’association « Sambatra Attitude Life » a participé dernièrement au concert MAMAFY, œuvrant pour la protection de l’environnement et la défense des droits humains. Composé d’une centaine de jeunes éparpillés à Antananarivo, Antsirabe et Fianarantsoa, elle rassemble de jeunes bénévoles engagés. Rakotondramanana Andriniaina alias Dadafara Zilibera, fondateur de « Sambatra Attitude Life », explique que leur mission tend à rendre leur dignité aux gens marginalisés ou rejetés par la société, afin qu’ils puissent contribuer à leur développement personnel et à celui de la société. Dadafara Zilibera parle souvent de « recyclage humain ». C’est alors que l’association coopère avec des écoles primaires afin d’y soutenir les élèves en difficulté. Une étape cruciale, dit-il, car l’école est la garantie d’une meilleure société.
Isan’ireo mpandray anjara tamin’ny hetsika MAMAFY farany teo ny fikambanana « Sambatra Attitude Life ». Hetsika ho an’ny tontolo iainana sy ny zon’olombelona. Tanora manan-talenta sy mpanabe an-jatony no mivondrona ao amin’ny fikambanana, izay miparitaka eto Antananarivo, Antsirabe sy Fianarantsoa. Manazava i Rakotondramanana Andriniaina (Dadafara Zilibera), mpamorona ny « Sambatra Attitude Life », fa mamerina ireo olona very zo sy nahiliky ny fiaraha-monina ahatoky tena sy hitrandraka ny tsara ao aminy no tanjon’ny fikambanana. Manampy ireo tanora hiatrika ny olana eo amin’ny fianarana sy ny fampanana’asa ihany koa izy ireo ka ny « développement personnel » no lalana iray ahatongavana amin’izany. Ohatra amin’izany ny fanampiana ireo mpianatra sahirana amin’ny sekoly ambaratonga voalohany.
- Feu de brousse et maladies : augmentation de cas de peste bubonique en vue, selon le ministère de la santé publique.
- Journée internationale de la femme rurale : 2 millions de titres fonciers à distribuer aux agriculteurs.
- Fédération nationale des femmes rurales de Madagascar : les appuis n’arrivent pas à couvrir certaines filières.
- 85ème anniversaire de l’ordre des avocats de Madagascar : Comment les avocats exercent-ils leur fonction ?
- Andro iraisam-pirenena ho an’ny fisakafoana : tafiditra tanteraka tao anaty fankalazana ny fampianarana olona hisakafo.
- Andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy any ambanivohitra : 2 tapitrisa ny kara-tany hozaraina ho an’ny tantsaha.
- 85 taona nijoroan’ny Fikambanan’ny Mpisolovava teto Madagasikara: Ahoana no fomba fanatanterahan’izy ireo ny asany?
- 85 taonan’ny sinema malagasy : hanangana tranobe fijerena sarimihetsika ireo sehatra tsy miankina.
Le projet « pêche durable » est l’une des stratégies de l’Etat, en partenariat avec les ONG, pour permettre la durabilité du secteur pêche à Madagascar. Il consiste surtout à venir en aide aux petits pêcheurs dans les régions où ce secteur est leur principale source de revenus, en les regroupant pour former une mesure de gestion. Le fond mondial pour la nature - WWF fait partie des ONG qui mettent en œuvre ce projet dans 4 principales régions : Atsimo Andrefana, Melaky, Menabe et Diana. Interview avec Lalaina Rakotonaivo, mpandrindra ny tetikasa Jono Maharitra.
Tetikasan’ny fanjakana hiarahany miasa amin’ireo vondrona tsy miankina ny « jono maharitra ho an’ny fampandrosoana ». Natao mba hampiroboroboana sy hampaharitra ny asa fanjonoana, indrindra ho an’ireo mpanjono madinika any amin’ny faritra izay mivelona amin’io sehatr’asa io izany. Hofanina hahay hihary izy ireo ary hampahafantarina foto-pivelomana hafa mandritra ny fotoana hikatonan’ny jono mba hitsinjovana ny fitohizan’ny asa fanjonoana hatrany. Isan’ny manao io tetikasa io ny WWF ka faritra 4 no voakasik’izany : Atsimo Andrefana, Melaky, Menabe ary Diana. Manazava i Lalaina Rakotonaivo, coordinateur du projet Peche Durable.