- Nahazo fahalalana vaovao ireo tanora tonga nanatrika ireo hetsika fahatsiarovana ny 13 mety 1972.
- Ankatso : Nanao hetsika fampahafantarana ny tolona tamin’ny 13 Mai 1972 tamin’ireo mpianatra sy tanora.
- Hiova ho oniversite nomerika ny Cntemad.
- Lalao an-tsolosaina sy lalao am-pinday, marisika milalao sy mamorona ny tanora Malagasy.
- Lutte contre la malnutrition aigüe : 8 localités bénéficient du projet Aintsoa.
- Crainte de pollution environnementale : La société QMM et les riverains trouvent un terrain d’entente.
- Ambilobe : l’exploitation de la noix de cajou crée des emplois.
- Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo lalina : faritra 8 no ahazo tombony amin’ny tetikasa Aintsoa.
- Disadisa ao Anôsy : mifanantona sy mitady vahaolana maharitra ny orinasa QMM sy ireo vahoaka.
- Ambilobe : mamorona asa maro ny fambolena mahabibo.
- Moramanga : l’association Rovainafo motive les jeunes à s’intéresser à l’histoire de Madagascar.
- Alaotra-Mangoro : un barrage d’Amparafaravola remise à neuf pour irriguer 10.000 hectares de rizières.
- Recrudescence des maladies sexuellement transmissibles : Boeny devient une zone rouge.
- Moramanga : manamafy ny fampitiavana ny tantaram-pirenena amin’ny tanora ny fikambanana Rovainafo.
- Alaotra-Mangoro : vita ny toho-drano mamatsy tanimbary 10.000 hektara ao Amparafaravola.
- Mirongatra ny tsimok’aretina VIH/Sida : lasa faritra mena i Boeny.
- Naranty an-tsary sy an-tsoratra tetsy Antaninarenina ny tolona 1972.
- Fisondrotan-karama, manahy amin’ny fisondrotan’ny saram-pianarana ireo ray aman-dreny.
- Misy biby mpanimba ny fambolena vaovao antsoina hoe acarecide ao amin’ny distrika Ambatoboeny, Mampikony sy Port Berger.
- Fifamoivoizana: Tsy ampy ireo takelaka famantarana.
- Androy : les élèves en situation de handicap peuvent désormais accéder aux nouvelles infrastructures scolaires.
- Forum des jeunes : les jeunes de l’Analanjirofo et de Vakinankaratra parlent de leurs besoins.
- Menabe : les criquets détruisent 6000 hectares de rizières.
-
- Androy : afaka mampiasa ireo sekoly sy ireo foto-drafitrasa vaovao ihany koa ireo mpianatra manana fahasembanana.
- Fikaonandohan’ny tanora : mampahafantatra ny filàny ireo tanora ao Analanjirofo sy Vakinankaratra.
- Menabe : Tanimbary 6000 hektara no simban’ny valala.
- 13 mai 1972 : tsy misy akony amin’ny fiainam-pirenena 50 taona aty aoriana.
- Ilaina ny « Permis de conduire » hoy ny mpampiasa lalana.
- Hifidy izay ho mpikambana maharitra hitantana azy ny antenimieran’ny varotra sy indostria Antananarivo.
- Rastafari : hetsika sy fomba fiaina ho amin’ny fandriampahalemana sy ny fitovian-jo.
- Tsy hisy ny taranja iombonana mandritran’ny adina ara-panatanjahan-tena amin’ny BEPC.
- Zon’ny ankizy, nanolotra tatitra ireo Fiarahamonim-pirenena.
- Campus Internat IT et Digital: Fanofanana momba ny nomerika ho an'ny tanora sahirana.
- « Zana-bolana – Femme lunaire » : mahatsiaro voakasika amin’ireo tantara ao anatiny ireo tanora vehivavy aty amin’ny faritra.
- Ampanihy : 22 jeunes initiés aux droits humains, au civisme et à l’informatique.
- Forum des jeunes : les défis des régions respectives et les solutions durables évoqués au CCI Ivato.
- Education et rugby : le tournoi “Donan’ny Samy Ngeza” fait parler de lui dans le Vakinankaratra.
Ampanihy : Mpianatra miisa 22 no nofanina momba ny fahaiza-miaina sy ny teknolojia vaovao.
Fikaonandohan’ny tanora : mampahafantatra ireo olana sy mandroso vahaolana maharitra isa-paritra ny tanora.
Fanabeazana sy baolina lavalava : raikitra ny “Donan’ny Samy Ngeza” ao Vakinankaratra.
- Melaky : l’installation d’un nouveau matériel offre de l’éléctricité en continu pour Maintirano.
- Antsiranana : Ramena se lance aussi dans l’exploitation de l’énérgie solaire.
- Ordre des sage-femmes de Madagascar : une matrone pour 20.000 patientes.
- Sud-Ouest : Près de 7400 enfants protégés contre le mariage précoce et de l’echec scolaire précoce.
- Melaky : handeha tsy ankianto amin’izay ny jiro ao Maintirano.
- Antsiranana : Mamokatra herin’aratra avy amin’ny masoandro koa ao Ramena.
- Holafitry ny mpampivelona eto Madagasikara : mpampivelona 1 no miantoka mpisafo 20.000 eto amintsika.
- Atsimo Andrefana : ankizy manodidina ny 7400 no voaaro amin’ny fanambadiana aloha loatra sy ny fialàna an-tsekoly.
- Fikaonan-dohan’ny tanora : hanangana tetik’asa mivaingana avy amin’ireo tolo-kevitra voaray ny fanjakana.
- Tsy manana fiarovana ara-kasa ireo tanora mandeha miady vato any andohan’Ilakaka.
- Oniversité Maty, manahy ny amin’ny ho aviny ireo mpianatra.
- Fanokafana ny Youzou Smatch’in 2022: feno ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina.
- Atsimo Andrefana : 7400 enfants ont pu être scolarisés.
- Miarinarivo : 2 communes ont bénéficié d’électricité.
- Haute Matsiatra : 57% bénéficiaires du projet Fihariana sont des femmes.
Atsimo Andrefana : zaza 7 400 no tafiditra na-tsekoly.
Miarinarivo : komina miisa roa no ahazo herinatra.
Matsiatra ambony : vehivavy no tompon’ny 57% amin’ireo tetik’asa ao amin’ny Fihariana.
Fikaonan-dohan’ny tanora : maneho ny heviny momba ny famoronan’asa ny tanora.
Manjavozavo amin’ny rehetra izany fiahiana ara-tsosialy izany.
Fénerive Est : ny vidin’entana hangalana azy ao Toamasina no mamaritra ny eny an-tsena fa tsy manaraka ilay napetraky ny fanjakana.
« Digitalisation » eo amin’ny tontolon’ny fandraharahana: Manampy betsaka amin’ny fiaraha-miasa amin’ireo mpamatsy vola.
Akany TAFA, prend en soin les personnes touchées par les troubles psychologiques.
Lutte contre la malnutrition : le projet WASH en vigueur.
Fianarantsoa : Des sages femmes de tout Madagascar se sont rencontrés.
Akany TAFA : Manohana ara-tsaina sy ara-pahasalamana ireo olona marefo.
Nanampy ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo ny WASH.
Fianarantsoa : Nampihaona ireo mpampivelona eraky Madagasikara.