Le 28 Septembre est la journée internationale du droit d'accès à l'information complète et fiable. On constate que la plupart des citoyens n’ont pas accès à l’information durant cette préparation de l’élection. Les informations concernant la vie sociale n’est pas partagée, certains responsables du service public ne peuvent pas s’exprimer librement, il y a aussi les sources d’informations qui sortent des informations incomplètes ou par fois fausses. Selon une étude d’Internews, 4 journalistes sur 10 ont des difficultés à chercher les informations. Nous allons décortiquer cela avec Tsimihipa Andriamazavarivo, le coordinateur du projet Tolotsoa dans l’émission Tolotsoa.
Salama aby o ! Andro iraisam-pirenena ho an’ny zo hisitraka vaovao feno sy azo antoka ny 28 Septambra. Hita mandritra izao fanomanana fifidianana izao fa mbola maro ireo olom-pirenena no tsy afaka misitraka izany. Maro ohatra ireo vaovao mahakasika ny fiainam-bahoaka no tsy mivoaka, misy koa ny hoe tsy afaka maneho hevitra ireo tompon’andraikitra, misy koa ny loharanom-baovao manome vaovao tsy feno na diso. Ankoatra izay, nanambara ny voka-pikarohana nataon’ny Internews fa mpanao gazety 4 amin’ny 10 no manana olana amin’ny fikarohana vaovao, izay misy fiantraikany amin’ny vaovao azon’ny olom-pirenena. Famoaboasana ny momba izay, miaraka amin’ny mpandrindra ny tetikasa Tolotsoa, Tsimihipa Andriamazavarivo, ato amin’ny antso an-davitra ato.
Nous allons parler du Forum Handicap Emploi, auquel les participants vont discuter de l’accès à l’emploi des personnes en situation de handicap. Le forum commence aujourd’hui et se termine demain dans la Commune Urbaine d’Antananarivo. Ecoutons l’entreprise l’entrevue avec Vahinintsika Dolicia Rotovonkery, une des organisateurs de l’événement dans l’émission Hono Ho’A.
Miresaka momba ilay fikaonan-doha hiresahana manokana ny fahafahan’ireo olona manana fahasembanana miasa isika anatin’ny vaoavao. Tontosaina etsy amin’ny Lapan’ny tanà na Antananarivo Renivohitra ny Forum Handicap Emploi izay nanomboka anio ka hifarana rahampitso. Ndao ary ho arahantsika ny resadresaka niarahana tamin’ny mpikaraka momba ireo tsara ho fantatra anatin’ny Hono ho aho. Vahinintsika Dolicia Rotovonkery isan’ny mpikararaka ity andiany voalohany ity.
Le Slam National 14 c’est du 26 au 30 Septembre 2023. Aujourd’hui dans l’émission Hono Ho’A, nous allons parler de l’importance du scénique dans le slam, avec Hoby Rajoelison, comédienne dans la compagnie Miangaly. L’expression scénique aide beaucoup dans la compréhension de tel ou tel message.
Ho tontosaina ny 14 ka hatramin’ny 26 Septambra ny Slam National 14. Ny tena ilaina ny fihetsika an-tsehatra ao anatin’ny slam no resahintsika ato anaty fandaharana Hono Ho’A, miaraka amin’i Hoby Rajoelison, mpikambana ao amin’ny compagnie Miangaly. Manampy be amin’ny fahazoana ny tiana ambara ny fihetsika ao anatin’ny slam.
Le 21 Septembre c’est la journée internationale de la paix. Nombreux sont les conflits qui surgissent lors d’une élection. Nous allons parler de ces cas avec Anjara RATSIMBASON, Coordinatrice de projet OBSMADA pour éviter les conflits. C’est un réseau de jeunes prônant la paix et la sécurité.
Un millier de jeunes de l’OBS MADA travaillent avec les jeunes observateurs électoraux de Safidy pour une sensibilisation et observation de l’élection.
Andro maneran-tany ho an’ny fitoniana sy fandriam-pahalemana ny 21 septambra. Betsaka ireo disadisa mety ho teraka manodidina ny fifidianana, ho resahitsika eto. Misy ny andraikitra azon’ny tanora raisina isorohana izany. Fanazavana entin’i RATSIMBASON Anjara, mpandrindra ny tetikasa OBS MADA, izay tambazotran’ny tanora mivoy ny fitoniana sy fandriam-pahalemana.
An’arivo ireo tanoran’i OBS Miara-miasa amin’ireo tanoran’ny mpanaraha-maso Safidy amin’izay fanentanana sy fanaraha-maso ny fifidianana izay.
La façon dont on éduque son enfant est une préoccupation pour chaque famille. Dans la société malgache, les idées se divergent entre parents. Il y a ceux qui encouragent encore les punitions physiques en pensant que c’est le meilleur moyen de pouvoir les corriger. D’un autre côté, certains le qualifient de violence et se penchent plutôt vers des alternatives plus pacifiques. Comment parvenir à une éducation réussite des enfants dans la non-violence ? Majelo Jean et Olivia, Deux parents qui ont deux façons différents en discutent avec l’éducateur Tilahy Ramanamahandry dans l’émission « Ndao hilaoeky ».
Manahirana ny fomba fitaizana ankizy ao an-tokatrano ankehitriny. Mifanipaka ireo hevitra amin’ny samy ray aman-dreny eo amin’ny fiaraha-monina Malagasy. Ao ireo mbola manohana fa mahomby ny fanitsiana zaza amin’ny alalan’ny sazy ara-batana toy ny kapoka. Misy kosa ireo mihevitra izany ho herisetra ka miditra kokoa amin’ny vahaolana hafa. Ahoana no hahatongavana amin’ny fanabeazana mahomby kanefa tsy misy herisetra? Miady hevitra mikasika izany I Majelo Jean sy Olivia, ray aman-dreny, miaraka amin’ny mpanabe Tilahy Ramanamahandry.