Les femmes journalistes de province de Toliara ont organisé un débat public sur le thème : « La participation des femmes dans la vie politique à Madagascar » dans le cadre pratique de la formation sur la couverture journalistique des élections et la réalisation d’un débat radiophonique.
Patrick RAMAROSON, défenseur de droit de l’homme, Armandine RAKOTOZAFY, enseignante et Perline RAZANAKOTO, femme journaliste étaient leurs intervenants.
Cette formation rentre dans le cadre du projet MANDA : « Projet d’Appui à la lutte contre les violences et le harcèlement sexuel envers les femmes journalistes à Madagascar », mise en œuvre par Studio Sifaka, en partenariat avec l’Ordre des Journalistes de Madagascar et soutenue par l’UNESCO à travers le Programme International pour le Développement de la Communication.
Nikarakara ady hevitra ireo vehivavy mpanao gazety avy ao amin’ny faritan’i Toliara, tao aorian’ny fiofanana nomena azy ireo mahakasika ny fikirakirana vaovao momban’ny fifidianana sy ny fanaovana ady hevitra amin’ny onjam-peo. « Ny fandraisan’anjaran’ny vehivavy amin’ny raharaha politika eto Madagasikara » no lohahevitra tamin’izany.
RAMAROSON Patrick, mpiaro ny zon’olombelona, RAKOTOZAFY Armandine, mpampianatra ary RAZANAKOTO Perline, vehivavy mpanao gazety no niara-niady hevitra tamin’izany.
Ity fiofanana ity dia fanatanterahana ny tetik’asa MANDA, hiarovana ireo vehivavy mpanao gazety eto Madagasikara amin’ny fanararaotana sy herisetra ara-nofo, tontosain’ny Studio SIFAKA, miaraka amin’ny Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara izay tohanan’ny UNESCO amin’ny alalan’ny fandaharan’asa iraisam-pirenena ho an’ny fampandrosoana ny serasera.
La sous-alimentation peut être un empêchement important pour un enfant de rejoindre l’école. Actuellement, ils sont 1 200 000 à bénéficier de la cantine scolaire dans tout Madagascar, justement pour remédier à ce problème. En effet le ministère de l’éducation nationale a mis ce projet en place depuis 2021, notamment dans les écoles publiques. Le riz, les légumes et la viande sont les principales nourritures à distribuer.
Ny tsy fahampian-tsakafo dia mety ho sakana lehibe amin'ny fahafahan'ny ankizy mandeha mianatra any an-tsekoly. Amin’izao fotoana izao dia mahatratra 1 200 000 ny ankizy misitraka tohana ara-tsakafo any an-tsekoly manerana an’i Madagasikara, mba hamahana izany olana izany indrindra. Nanomboka ny taona 2021 no nampiharan’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena io tetikasa io, indrindra ho an’ny sekolim-panjakana. Vary sy legioma ary hena no zaraina amin’izany.
Dans tous les bureaux de vote, on mentionne dans le PV les éléments suivants :
Inona avy no tokony ho hita anatin’ny fitanana an-tsoratra aorian’ny fifidianana ?
Ho an’ireo biraom-pifidianana rehetra, tsy maintsy raketina an-tsoratra