COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ÉLECTIONS

Andrea Razafi

Andrea Razafi

  • Tuléar : des cas de conjonctivite bactérienne sont confirmés
  • Mandritsara : une hausse des prix du riz est constatée à cause des fortes pluies
  • Ambalavao : les retraités se plaignent du retard de paiement de leur pension

  • Tafiditra ao Toliara ny aretimaso conjonctivite bactérienne amin’izao
  • Mandritsara : nahitana fiakarana ny vidim-bary vokatry ny rotsak’orana nisesy
  • Ambalavao : tsy mahazo ny volany aram-potoana ny mpisotro ronono
vendredi, 19 janvier 2024 13:08

Le Journal des régions du 19 Janvier 2024

  • Toamasina est actuellement victime de fortes pluies
  • Sensibilisation sur les violences dans les établissements scolaires à Ihosy
  • Hausse des cas de viol à Mananjary

  • Ao anaty oram-be i Toamasina amin’izao fotoana
  • Ampahafantarina ny mpianatra ao Ihosy ireo karazana herisetra
  • Miakatra ny tahan’ny fanolanana ao Manajary
vendredi, 19 janvier 2024 13:03

Le Journal du 19 Janvier 2024

  • La majorité des jeunes malgaches sont sans emplois ou occupent des emplois vulnérables
  • Le secrétariat d’Etat en charge de la Jeunesse et de la lutte contre les stupéfiants doit relever de grands défis
  • Secteur immobilier : les tarifs des loyers ont doublé en 5 ans
  • L’Institut Français de Madagascar rend hommage à Ndrematoa à travers ses œuvres personnelles

  • Tsy an’asa na manao asa marefo ny ankamaroan’ny tanora malagasy
  • Fanamby lehibe no miandry ny secreteram-panjakana misahana ny tanora sy ny ady amin’ny zava-mahadomelina
  • Nahitana fiakarana avo roa eny ny hofan-trano eto Antananarivo tao anatin’ny 5 taona
  • Ho solon’ny fanomezam-boninahitra an’i Ndrematoa sy ho fahatsiarovana azy dia mampiranty ny asany ao amin’ny tranom-bokiny ny IFM

vendredi, 19 janvier 2024 08:28

Le Journal du 11 Janvier 2024

  • Imeritsiatosika : quand un jeune de 24 ans est à la tête de la commune
  • Droit d’acquisition des diplômes universitaires : le prix varie dans les établissements publics du pays
  • Cybercriminalité : 70% des victimes de pornodivulgation sont déjà majeurs mais peu ose porter plainte

  • Imeritsiatosika : kaominina manana ben’ny tanana tanora
  • Saran’ny fakana diplaoma : samy hafa ny vola aloha any amin’ireo oniversitem-panjakana isam-paritra
  • Efa ampy taona avokoa ny 70% ireo olona iharan’ny pornodivulgation eto Madagasikara fa vitsy amin’ireo nefa no mahasahy mitory

vendredi, 19 janvier 2024 07:50

La culture et la consommation de sorgho

Le sorgho est une céréale comme le maïs, le riz, le blé et l'orge. C’est une plante herbacée, très répandue à l’état sauvage sous les climats tropicaux et subtropicaux. Elle résiste aux changements climatiques. Dans la partie Sud-Est du pays, des paysans en cultivent et nous partagent les processus de culture et leur consommation.

Voamadinika mitovitovy haavo amin’ny katsaka ny apemba. Maniry any amin’ny tany maina na dia eo aza ny fiovan’ny toetr’andro. Ny mponina amin’ny faritra Atsimon’ny Nosy dia efa mamboly azy ity. Mizara ny fomba fambolena sy ny fihinanany ampemba ity tantsaha iray avy any Amboasary ity.

Les fruits contribuent au bon fonctionnement de notre organisme. Nous sommes actuellement en pleine saison de récolte de divers fruits comme le melon, pastèque mangue, ananas, litchi... Voici quelques recommandations pour faciliter la digestion de ces fruits et leur manipulation.

Vanim-potoana ahitana voankazo betsaka sy maro karazana amin’izao. Isan’izany ny manga, litchi, mananasy, votango, paiso sy ny maro hafa koa. Mitondra voka-tsoa ho an’ny fahasalamana ny fihinanana azy ireny fa mila fitandremana ihany koa ny fikirakirana azy mba ho ara-pahasalamana hatrany.

Connu pour la suppression temporaire de la douleur durant une intervention chirurgicale. L’anesthésie facilite la procédure médicale. Mirana Ravallison, anesthésiste nous partage ce qu’il faut savoir sur l’anesthésie dans notre émission Santénakà.

Fanalana fanaitainana matetika no fahafantaran’ireo mararay ny anesthésie. Misy olona tsy handairana anesthésie ve ? Inona avy ireo tsara ho fantatra momba ny toem-pahasalaman’ny olona iray mialoha ny ampiasana ny anesthésie. Ireo tsara ho fantatra mahakasika ny anesthésie sy ny fampiasana azy ary ny fitandremana tokony atao amin’ny fahasalamana no resahintsika ato anaty fandaharana Santénakà.

Malgré les progrès, la tradition reste importante pour nous, Malgaches. Les Malgaches se sentent malheureux et tristes s'ils ne peuvent pas faire leur devoir envers les ancêtres, s’ils ne peuvent pas faire le « Famadihana » ou y assister. C'est un moment de joie et les larmes sont interdites.

 « Sao-drazana » c’est l’argent qu’on donne en cadeaux à la famille lors du Famadihana. « Lapa » c’est le nom du lieu clôturé en Bâche installé pour la cérémonie, et "Afa-boady sy Nahefa Adidy" sont ceux qui ont accompli le Famadihana et c'est pourquoi ils sont félicités.

Na eo aza ny fandrosoana dia mbola manan-danja amintsika Malagasy ny famadihana. 

Mahatsiaro ho ory sy malahelo ny Malagasy raha toa ka tsy mba afaka manao ny adidiny amin’ireo efa lasan-ko razana na tsy mba afaka mandeha amin’ny Famadihana. Fa inona avy ireo atao hoe Famadihana ? Fotoam-pifaliana izy io ka fady ny mandatsa-dranomaso.

Sao-drazana no fiantso ny vola tso-drano atolotra rehefa famadihana, lapa no anaran’ny toerana voafefy jiafotsy na labasy atsangana hanaovana ny lanonana, ary “Afa-boady sy nahefa Adidy” ireo nahatontosa ny famadihana ka izay no iarahabana azy.

Le « Lebaleba » qui consiste à ne pas pleurer la mort des personnes âgées, est une coutume propre à l’ethnie Antambahoaka.  Selon Tody Velo Vincent, spécialiste en sorabe dans cette ethnie, ses personnes ont achevé leur devoir dans ce monde, lorsqu’ils ont atteint un certain âge, notamment à partir de 80 ans. Ça devrait donc être une réjouissance plutôt qu’un malheur.

Le « Sambatra » est une forme de circoncision pratiquée dans cette même ethnie. Celui-ci n’a lieu que tous les 7 ans. Parmi ses spécificités, tout garçon non circoncis doit passer à cette phase, peu importe son âge.

Hafa kely ny fomba atao rehefa misy ray aman-drenibe maty ho an’ny foko Antambahoaka. Atao “Lebaleba” hoy ny fiantson’izy ireo azy. Araka ny fanazavan’i Tody Velo Vincent, mpahay sorabe, mpahay fomba sady katibon’ny foko Antambahoaka dia tsy hitomaniana ny fatin’ireto farany, tsy andrasana toy ny atao amin’ireny fiandrasam-paty mahazatra ireny ihany koa fa tokony heverina ho zavatra tsara sy tokony  hahafaly izany satria nahavita be izy manomboka eo amin’ny faha 80 taonany eo.

Endrika famorana manana ny maha izy azy any Mananjary ny Sambatra. Isaky ny fito taona no hanaovana azy io ary tsy ny zazalahy irery ihany no voakasika fa ireo rehetra mbola tsy voafora, eny fa na efa lehibe aza. Ny taona 2021 no nisy Sambatra farany ary tsy hiverina izany raha tsy ny taona 2028 indray.

jeudi, 18 janvier 2024 13:30

Le Journal du 18 Janvier 2024

  • La politique générale de l’Etat a été présentée hier lors du premier conseil des ministres
  • Agrobusiness à Madagascar : la transformation du maïs et des huiles essentielles sont encore des pistes à exploiter pour les jeunes
  • Risque d’inondations et d’éboulements : le BNGRC lance une alerte
  • Türkiye Scholarships, parmi les bourses d’études complètes les plus compréhensives

  • Nampafatarina omaly nadritra ny filan-kevitry ny minisitra ny politika ankapoben’ny fanjakana
  • Sehatry ny fandraharahana ho an’ny tontolon’ny fambolena eto Madagasikara : ny fanodinana katsaka ny lohamenaka dia anisan’ny sehatra mbola azo trandrahana hatrany
  • Fiakaran’ny rano sy fiotsahan’ny tany : manao antso avo ny BNGRC
  • Türkiye Scholarships, isan’ny vatsim-pianarana feno mitsinjo mpianatra indrindra

jeudi, 18 janvier 2024 12:40

La pépinière géante d'Antananarivo

Reportage 

Un million de jeunes plants, c’est ce que produit la pépinière d’Analamanga chaque année, d’où son nom pépinière géante. Avec plus de 40 espèces d’arbres, cette dernière contient surtout des arbres à croissance rapide comme le frêne. L’objectif étant de combler les besoins aux bois d’énergie. Un entretien régulier se fait sur les lieux et la plantation des pépinières suit des étapes bien définies pour arriver à une telle quantité de production.

Interview

La 28ème conférence des nations unies sur le climat ou COP28 a eu lieu du 30 novembre au 12 décembre dernier à Dubaï. Elle a regroupé plus de 100 000 délégations venant de plus de 100 pays, dont Madagascar. Lors de cette édition, la plateforme Aika a relevé comme défit l’envoie des jeunes délégués venant de plusieurs régions différentes, qui n’y ont jamais participé. Ces jeunes ont eu une opportunité de formation en guise de préparation à cet événement, une chance que les anciens délégués n’ont pas pu avoir, selon Kathia Mahery Rakotonirina, coordonnatrice de la plateforme.

DIY 

Sachez que les capsules sont aussi bien recyclables que les bouteilles en plastiques. Une bonne idée est d’en faire des jouets, comme des petites chenilles, pour ceux qui ont des petits chez eux.

Reportage 

Zanan-kazo iray tapitrisa eo no vokarin’ny tanin-janakazon’Analamanga isan-taona, izay nahatonga ny anarany ho tanin-janakazo goavana. Karazan-kazo 40 no vokarina ao, isany tena betsaka ao ny hazo maniry haingana toy ny “frêne”. Tanjona ny hamenoana ny filan’ny olona ireo hazo mamokatra angovo. Mila asa fikarakarana isan’andro ity toerana ity, ary manaraka dingana maro ny fambolena ireo zanan-kazo mba hanatrarana ny tanjona amin’ny famokarana.

Interview

Ny 30 novambra hatramin’ny 12 desambra no niatrehan’ireo firenena an-jatony, hivondronan’ny delegasiona maherin’ny 100 000 any Dubaï, ny zaikabe faha 28n’ny firenena mikambana momba ny fiovaovan’ny toetr’andro na COP 28. Ezaka napetraky ny vovonana ara-tontolo iainana AIKA ny fandefasana tanora malagasy mbola tsy nanatrika COP mihitsy amin’ity andiany ity. Nahazo fiofanana manokana ho fanomanana izany ireto farany, tombony lehibe izay tsy nananan’ireo andiany teo aloha, hoy i Kathia Mahery Rakotonirina, mpandrindra ny vovonana.

DIY 

Fantaro fa toy ny vatany ihany, dia tsy voatery ariana foana ireny sarona tavoangy ireny fa azo angonina tsara ary hanamboarana kilalao maro isan-karazany ho an’ny ankizy. Sary fanday kely na chenille izao ohatra iray.

  • Saison pluvieuse : Boeny, Sofia et Betsiboka sont encore en alerte rouge
  • 70 % des femmes à Ambalavao subissent des violences physiques et morales
  • Betampona Fénérive Est : quatre ponts sont maintenant accessibles

  • Oram-baratra : mbola fampitandremana miloko mena ho an’ny faritra Boeny, Sofia ary Betsiboka
  • 70 % ny vehivavy ao Ambalavao no iharan’ny herisetra ara-batana sy ara-moraly
  • Betampona Fénérive Atsinanana : nahazo tetezana vaovao miisa efatra
  • Forte pluie : arrêt des cours dans la partie Nord de Madagascar
  • Première bibliothèque dans le Fokontany Verrerie Toamasina
  • Poulet de chair à Ambositra : les demandeurs se font nombreux

  • Rotsak’orana : miato ny fampianarana any avaratry ny nosy
  • Verrerie Toamasina : fokontany voalohany nahazo trano famakiam-boky
  • Akoho fakana nofo ao Ambositra : mitombo ireo mpanjifa
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter