Le DPN est une tumeur bénigne cutanée. C’est une affection cutanée qui se compose de petites bosses sombres qui apparaissent généralement sur le visage et le cou. Le DPN apparait à l’adolescence et il est héréditaire.
Fitambarana tandra na kambo maro ary mety matevitevina eo amin’ny tarehy ny DPN. Mety manelingelina ilay olona misy azy ireny. Manomboka eo amin’ny adolantseto izy io no mipoitra dia mihabetsaka araky ny fitombon’ny taona. Mety nolovaina avy amin’ny fianakaviana izy io na héréditaire.
Un « wedding planner » organise un mariage. Il assure le bon déroulement et la réussite du mariage, à partir du plus petit détail jusqu’au plus grand. Ses principaux clients sont, pour la plupart, les jeunes mariés qui vivent à l’étranger et ceux qui n’ont pas le temps de l’organiser. Le contrat se fait entre les mariés et le wedding planner, qui vont négocier directement avec les prestataires.
Un orchestre s’investit beaucoup sur la répétition, la qualité des instruments et les costumes de scènes. Il doit marquer son style spécial pour le différencier des autres.
Ny mpikarakara lanonam-panambadiana na « wedding planner » dia mandamina ny pitsopitsony hatramin’ny lehibe indrindra amin’ny mariazy. Matetika dia ireo mpifamofo mipetraka any ivelany na ireo tsy manampotoana hikarakarana no maka azy ireny. Aminy no mandoha vola ny mpivady dia izy indray no mifanaraka amin’ireo mpanatontosa lanonana.
Asa ilaina fahaiza-manao hiavahana amin’ny hafa ny maha mpanentana sy manafana lanonana na « orchestre ». Ny famerenana sy ny haingo entina miantsehatra ary ny kalitaon’ny fitaovana ampiasaina no antoka mahatsara azy. Mifameno ny ekipa rehetra ary mitovy avokoa ny karaman’ireo mpikambana.
Le Club d’Anglais est un moyen plus divertissant pour pratiquer et utiliser davantage la langue anglaise. La séance est animée par des chants, danses et divers jeux et animations. Un reportage auprès du Lycée Moderne Ampefiloha.
Le volontariat en Allemagne permet au jeune d’échanger et se développer à l’étranger. Les jeunes intéressés peuvent s’exercer dans le social ou l’environnement. Interview avec Loucas Ravoniarison, président de l’association des jeunes étudiants en Allemand à Madagascar.
Fomba iray ahafahana mampihatra sy manatsara ny fahaizana teny anglisy ny fidirana « Club d’anglais ». Atao amin’ny alalan’ny lalao, hira, dihy ny fampiasana ny teny anglisy amin’izany. Fanadihadiana natao tao amin’ny lisea moderne Ampefiloha.
Fomba iray ahafana mandroso sy mivoatra any ivelany ny firotsahana an-tsitrapo any Allemagne. Afaka misehatra eo amin’ny sosialy ny tanora lahy sy vavy liana. Resadresaka niarahana tamin’ny filohan’ny fikambanan’ny tanora mpianatra teny alimaina eto Madagasikara.