COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ÉLECTIONS

Andrea Razafi

Andrea Razafi

lundi, 21 août 2023 12:50

Le Journal du 21 Août 2023

  • Focus sur les autres profils qui ont passé le Baccalauréat
  • Election : les candidats à la présidentielle commencent à parler leurs projets de société
  • Les actions pour développer l’économie bleue sont insuffisantes
  • Jeux des îles de l’océan Indien : des billets sont en vente pour y assister

  • Nivaly omaly ny Baccalauréat ho an’Antananarivo
  • Fifidianana 2023 : efa manomboka milaza ireo fandaharan’asany ireo candida sasan-tsasany
  • Tsy ampy tosika hampiroboroboana azy ny toekarena manga
  • Lalaon’ny nosy : misy vidim-pidirana ny fijerena ireo taranja sasany

  • Antananarivo : le taux de réussite au baccalauréat est de 57,31%
  • Foulpointe : des infrastructures d’assainissement sont suffisantes pour les vacanciers
  • Les jeunes de l’association Tampikri nettoient la plage de Mananjary

  • Bakalorea Antananarivo : 57,31% ny taham-pahafahana
  • Foulpointe : manana fotodrafitr’asa hoan’ny fidiovana sy fanadiovana ho an’ireo mpiala sasatra
  • Tanora miisa 350 avy amin’ny fikambanana tampikri nanao fandiovana amoron-dranomasina
  • Cinq échouages de baleine ont été enregistrés cette année 2023
  • L’IOST Mahajanga célèbre son 46ème anniversaire
  • Festival de l’écologie : les jeunes dans les régions revendiquent les compensations aux pollutions environnementales

  • Trozona dimy no fefika tamin’ity taona 2023 ity
  • Mankalaza ny faha 46 taonany ny sekoly ambony IOSTM Mahajanga
  • Tanora miisa 120 manerana ny lafy valon’ny nosy no nihatrika ilay festival de l’écologie
  • Bazary Be Toliara : un espace 1m2 chacun pour les marchands des légumes et poissons
  • Les produits manufacturés dominent pendant la Grande foire RN44
  • Culture de maÏs : les chenilles légionnaires diminuent

  • Bazary be Toliara : nihena ho 1m2 ny anjara toeran’ny mpivarotra legioma sy trondro
  • Grande foire RN44 : nibahan-toerana kokoa ny vokatra voahodina
  • Nihena ny olitra lezionera hita tamin’ny katsaka
  • Tuléar : un nouvel aéroport international
  • Lemaka bas Mangoky : 44 000 tonnes de plus pour la production de riz
  • Marolambo : l’état de la route reste un blocage pour l’épanouissement des jeunes

  • Nahazo seranam-piaramanidina iraisam-pirenena i Toliara
  • Lemaka bas mangoky : hamokatra vary 44 000 taonina fanampiny
  • Faratsian-dalana manimba ny ho avin’ny taora ao Marolambo
lundi, 21 août 2023 06:31

Sifflet du 20 Août 2023

  • Jeux des Iles : la cérémonie d’ouverture prévu vendredi mais la compétition débutera ce jeudi
  • Athlétisme : les compétiteurs des jeux des îles ont fini leur entrainement
  • Tennis : les 5 médailles d’or visés par les équipes nationales malgaches aux jeux des îles
  • Football : l’équipe d’Antananarivo et de Toamasina en final pour la coupe du président au stade de Barea

  • Lalaon’ny nosy : atao amin’ny zoma izao ny lanonana fanokafana fa efa manomboka ny alakamisy kosa ny fifaninanana
  • Atletisma : mamarana ny fanomanana ny mpandray anjara amin’ny lalaon’ny nosy
  • Tennis : fanambin’ny ekipam-pirenena Malagasy ny handrombaka ny medaly dimy amin’ny lalaon’ny nosy
  • Baolina kitra : ny ekipan’Antananarivo sy Toamasina no miady ny Amboaran’ny filoha ao amin’ny kianjan’ny Barea
vendredi, 18 août 2023 14:00

Le Journal du 18 Août 2023

  • Election : le plafonnement du compte de campagne est toujours exigé par la plupart des partis politique
  • Les habitants d’Ampasindava continuent à s’opposer à l’exploitation des terres rares
  • Nosy be : le taux du transport maritime augmente deux fois de plus lors d’un festival
  • 50 ans de l’Hip Hop : Madagascar organise le Hip Hop 50 jam à Mahajanga

  • Fifidianana : mbola mitaky ny famerana ny tetibola ampiasaina amin’ny fampielezan-kevitra ireo antoko politika sasany
  • Manohy ny fanoherana ny fitrandrahana ny akora amin’ny tany sarobidy ireo mponina any Ampasindava
  • Nosy Be : mitombo avo roa heny ny fivezivezena an-dranomasina rehefa misy festivaly
  • 50 ans de l’Hip Hop, mikarakara fankalazana any Mahajanga i Madagasikara

vendredi, 18 août 2023 13:53

Le Journal des régions du 18 Août 2023

  • Mandritsara : le prix des poissons est à 10 000 ariary maximum
  • Morondava : de centaine de jeunes ont été formés sur la pisciculture
  • Ambovombe Androy : la 1ère édition de Foara Voatse sera au rendez-vous

  • Mandritsara : iray alina ariary farany ambony no handraisan’ireo mpiantoka trondro
  • Morondava : tanora an-jatony niatrika fiofanana momban’ny fiompiana trondro an-dobo
  • Ambovombe Androy : Foara Voatse andiany voalohany atao amin'ny faha 04 hatramin’ny 07 Oktobra 2023 izao
vendredi, 18 août 2023 13:17

Le Journal du 17 Août 2023

  • Campagne électorale : les partis politiques se préparent au lancement de la campagne électorale
  • Importation de 45 000 tonnes de maïs pour aider les grands éleveurs
  • Lettre ouverte au futur Président de la République : Louiz Faza exprime ses ressentis

  • Efa miomana amin’ny fampielezan-kevitra ireo antoko politika
  • Fanafarana katsaka 45 000 taonina hanampiana ireo mpiomy lehibe
  • Tsy dia liana amin’ny nomerika ny tanora ao Nosy be
  • Taratasy misokatra ho an'ny Filohan'ny Repoblika ho avy eo : naneho ny fihetseham-pony i Louiz Faza

vendredi, 18 août 2023 13:09

Le Journal du 14 Août 2023

  • Bilan de la journée internationale de la jeunesse à Morondava
  • Madagascar remporte le trophée de l’équipe Fair play à la Coupe du monde des orphelinats à Varsovie, en Pologne, grâce à l’Akany Avoko Ambohidratrimo
  • Election : 21 partis politiques ont signé la charte de la bonne conduite jusqu’ici
  • Festival « Godié hip hop », un festival de danse urbaine à Antsiranana

  • Jery todika ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora tany Morondava
  • Nibata ny amboaran‘ny ekipa « Fair-Play » i Madagasikara amin’ilay amboara eran-tany ho an’ny ankizy taizana amin’ny akany, natao tany Varsovie, Pologne
  • Fifidiana : antoko politika 21 amin’izao no nanasonia ilay sata « charte de bonne conduite »
  • « Godié hip hop » : festival ana dihy fanao an-tanan-dehibe mba hitaizana ny tanora amin’ny kolontsaina hip hop

vendredi, 18 août 2023 12:55

Le Journal des régions du 16 Août 2023

  • Maroantsetra : malgré la revendication des producteurs de vanille, le problème persiste
  • Les résultats du examens baccalauréat à Fianarantsoa, Mahajanga et Antsiranana sont déjà publiés
  • Le coopérative Miara Mizotra a remporté le meilleur projet de GALS+ à Ihorombe

  • Maroantsetra : tsy mbola nisy vokany ny fietsiketsehana nataon’ireo tantsaha mpamboly vanila
  • Efa nivaly ny bakalorea tao Fianarantsoa, Mahajanga sy Antsiranana
  • Ny koperativa Miara mizotra no nandrobaka ny laharana voalohany tamin’ny fifaninana GALS+ tao Ihorombe

L’hybridation et le local, ce sont deux grandes thématiques évoquées à l’issue de la conférence des chercheurs enseignant hybriconférence à Fénerive Est. Il a été question de savoir en quoi est-ce que les notions ou idéologies venant de l’étranger peuvent impacter le local et jusqu’où ça peut contribuer à la paix ou au conflit.

« Hybridation et local », loha-hevitra roa lehibe nodinihina nandritra ny atrik’asa « hybriconférence » niarahan’ireo mpampianatra mpikaroka tao Fenoarivo Atsinanana. Nezahina nojerena nandritra izany ny vokatra ateraky ny fifampikasohan’ny avy any ivelany amin’ny eto an-toerana sy ny mety ho vokany amin’ny fisian’ny fandriam-pahalemana na ny disadisa eo amin’izany toerana izany.

vendredi, 18 août 2023 10:30

Le Journal du 16 Août 2023

  • Élection : déclaration de patrimoine pour les candidats à la présidentielle : pourquoi ?
  • Campagne litchis
  • Les jeux des îles profitent au secteur de la restauration
  • Quinze jours de musique non-stop pour les fêtards de l’îles aux parfums

  • Fifidianana : fa nahoana no tsy maintsy manao fanambaram-panànana ireo kandidà ?
  • Campagne ny litchis
  • Mahazo tombony amin’ny lalaon’ny Nosy ny sehatry ny fikirakirana sakafo
  • Lanonana dimy ambinifolo andro tsy ankiato hoan’ireo tia mozika tany Nosy be

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter