Le Président de la République élu au suffrage universel direct est le Chef de l’Etat. C’est lui qui assure le fonctionnement de la constitution ; rassemblant le respect et le bon déroulement des institutions publics. Plus précisément tout ce qui touche l’intérêt de la population.
Il est le dirigeant politique du pays et est aussi le Chef de l’armée, ce qui lui permet de consolider la sécurité de tout le pays.
Par ailleurs il est le chef exécutif, non seulement de ses devoirs en réalisant la continuité des travaux de l’Etat, mais aussi d’accomplir ses programmes annoncés lors de la propagande.
Le Chef de l’Etat renforce également l’indépendance de la nation, et représente ses intérêts à l’international.
En outre, il est chargé de nommer le premier ministre, les emplois militaires et civils, et mène les différents conseils, comme le conseil du gouvernement.Â
Il peut donner des droits aux grâces, et organise des référendums, une demande de modification politique par les citoyens.
A Madagascar, le mandat du président est de cinq ans.
Inona no andraikitry ny filohan’ny Repoblika ?
Ny Filohan’ny Repoblika voafidy amin’ny alalan’ny latsabaton’ny vahoaka tsy vakivolo dia Filoham-panjakana. Izy no miantoka ny fampandehanana ny lalà m-panorenana ; fampiharana ny fanajana sy ny fampandehanan-draharaham-panjakana. Izany hoe izay rehetra mahakasika ny tombontsoan'ny vahoaka.
Mpitarika ara-politika eto amin'ny firenena izy ary lehiben'ny tafika ihany koa. Izay no ahafahany manamafy ny fiarovana ny firenena iray manontolo.
Ankoatra izay, izy no lehiben’ny mpanatanteraka, tsy amin’ny adidiny amin’ny fitohizany ny asan’ny Fanjakana ihany, fa amin’ny fanatanterahana ny fandaharan’asa nambarany nandritra ny propagandy.
Manamafy ny fahaleovantenan’ny firenena ihany koa ny Filoham-pirenena, ary misolo tena ny vinany eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena.
Ankoatra izay dia tompon’andraikitra amin’ny fanendrena ny praiminisitra, ny asa miaramila sy sivily, ary mitarika ireo filankevitra samihafa, toy ny filankevitry ny governemanta.
Afaka manome zo amin'ny famotsoran-keloka manokana izy, ary mikarakara fitsapan-kevi-bahoaka, fangatahana fanovana ara-politika ataon'ny olom-pirenena.
Marihina fa dimy taona ny fe-potoam-piasany eto Madagasikara.
L’abandon de nouveaux nés est devenu un phénomène fréquent depuis quelques temps, partagé sur le réseau social Facebook. Il y en a ceux retrouvés déjà morts mais il y a aussi des survivants. Ce phénomène a été constaté en 2021 et actuellement cela recommence de nouveau cette année. Seulement le mois de Juillet 2023, on a recensé 3 cas dont 2 à Antananarivo dans des bacs à ordures, tous morts. Et 1 autre à Sambava qu’on a jeté dans les buissons mais a survécu. Nous allons décortiquer ce phénomène avec le sociologue Lanto Ratsida, une mère de famille Noelina et un jeune étudiant Andry dans notre émission ‘Ndao Hilaoeky.
Tranga iray niha nahazo vahana indray amin’izao ny fanariana zaza menavava, izay hita mameno ny tambanjotran-tserasera Facebook. Misy ireo efa maty vao hita ary misy koa ny mbola velon’aina. Tany amin’ny taona 2021 tany no nirongatra izy io ary izao niverina izao indray. Ohatra amin’izany izao ny zaza 2 hita faty tao anaty dabam-pako teto Antananarivo ary ny 1 kosa tany Sambava izay mbola velon’aina tao anaty lobolobo. Hiresadresaka io tranga io isika hiaraka amina mpahay fiarahamonina Lanto Ratsida, renimpianakaviana iray Noelina ary tanora mpianatra 1 Andry.
Reportage
Le premier insectarium, baptisé « Za Bibikely », vient d’être mis en place à Imerinkasinina. Il comporte une volière à papillons, un jardin de pollinisateurs, des locaux d’élevage pour promouvoir la biodiversité entomologique malgache. Ainsi un laboratoire de recherche y est disponible.
Interview
Les hiboux sont classés dans la catégorie des rapaces nocturnes. Madagascar possède six différentes sortes d’hiboux. Ils tiennent une place très importante dans l’équilibre écosystème par le fait de chasser les micromammifères comme les rats. C’est pour ça qu’ils s’abritent souvent dans les greniers, là où les rats abondent selon Ramamonjisoa Julio, responsable de recherche auprès de Peregrine Fund.Â
Astuces
Petites astuces pour le recyclage des capsules
Reportage
Napetraka ao Imerikasinina ny Insectarium na toerana fiompiana bibikely antsoina hoe « Za Bibikely ». Ahitana toerana fiompiana sy fanaharaha-maso lolo, mba ahafahana mampitombo sy mitahiry ireo bibikely eto Madagasikara.
Interview
Sokajiana ho ao anatin’ireo karazam-borona mpivoaka alina ny voron-dolo. Manana karazana enina i Madagasikara. Mitana anajara toerana lehibe eo amin’ny fiaianan’ny rohy voahary ny voron-dolo noho izy mihaza ireo biby toy ny voalavo. Izany no mahatonga azy mialokaloka amina toerana andalovan’ny voalavo toy ny fitoeran’entana na tilikambo ireny hoy ny mpanao fikarohana ao amin’ny Peregrine Fund, Ramamaojisoa Julio.
Astuces
Fikafika kely atao hampiasaina indray ny kapsily
La journée paralympique inclusive a été organisée à l’issue des jeux des îles de l’océan Indien et des jeux olympiques et paralympiques de 2024. C’était une occasion pour les sportifs paralympiques malgaches de montrer au public leur performance dans plusieurs disciplines.  Le président du Madagascar paralympic comitee, Mahasolo Tsivoa Morel affirme qu’il y a eu une évolution significative dans le monde du handisport malgache, qui renferme maintenant plus d’une dizaine de disciplines.
Nokarakaraina tato anatin’ny lalaon’ny nosy sy ny lalao olimpika sy paralimpika hatao any la frantsa amin’ny taona 2024 ny « journée paralympique inclusive ». Fotoana nampisehoana ireo fahaiza-manao ara-panatanjahantenan’ireo atleta malagasy manana fahasembanana izy ity. Nisy fivoarany be ny « handisport » hoy ny filohan’ny komity paralimpika eto Madagasikara, Mahasolo Tsivoa Morel, mandrafitra taranja am-polony mantsy izany ankehitriny.
Madagascar compte multiplier ses aires protégées au nombre de 140 si elles sont maintenant dans les 123. Les aires marines protégées sont particulièrement ciblées. Leur bonne gestion requiert une maitrise des pressions qui peuvent survenir dans les aires protégées ainsi que la prise en considération des communautés locales, selon la responsable en communication auprès du FAPBM, Roda Operman.
Mieritreritra hampitombo isa ireo faritra arovana ho lasa 140 eo i Madagasikara ho an’ity taona 2023 ity. Ny fari-dranomasina arovana no tena himasoana satria hampitoboana avo telo heny eo izany. Ilana fahaizana mifehy ireo tsindry rehetra mety hisy ny fitantanana faritra arovana iray, ary indrindra fanomezan-danja ireo vondron’olona ifotony, hoy ny mpiandraikitra ny serasera sy ny haitaky eo anivon’ny FAPBM Roda Operman.
Dans cette émission ‘Ndao Hilaoeky, les intervenants vont donner leurs opinions et leurs positions concernant l’éducation sexuelle des jeunes à Madagascar. Pour cela, nous avons invité une étudiante, un sociologue et une mère de famille. Le Ministère de l’Education Nationale a rappelé que les jeunes manquent d’informations et d’éducations sexuelles complètes et à temps dans son rapport sorti en 2022. L’éducation sexuelle fait partie de l’éducation de base, influençant le choix et la prise de décision des jeunes dans l’avenir selon le sociologue Zo Rabearison. L’étudiante et la mère de famille insistent sur l’importance de l’éducation sexuelle dans un foyer. Suivez les détails dans l’émission jusqu’à la fin.
Ny fanabeazana ara-pananahana ny tanora indray no lohahevitra resahintsika ato anaty fandaharana ‘Ndao Hilaoeky. Vahiny telo no hiaraka hitafa amintsika dia i Christina mpianatra, Zo Rabearison mpahay fiaraha-monona ary i Mme Lala renim-pianakaviana. Araka ny tatitra navokan’ny Ministeran’ny Fanabeazana Nasionaly ny taona 2022 dia tsy manana fahafahana sy tsy mahazo vaovao momban’ny fananahana feno sy ara-potoana ny tanora malagasy. Ny fanabeazana ara-pananahana nefa dia isan’ny fanabeazana fototra afahan’ny tanora hahay hitondra tena sy mandray fanampahan-kevitra tsara, alohan’ny hirosoany amin’ny firaisana ara-nofo hoy Zo Rabearison mpahay fiaraha-monina. I Christina si Mme Lala kosa dia samy manamafy fa tena ilaina mihintsy io fanabeazana ara-pananahana io ao antokatrano. Araho ary ny resadresaka nifanaovanay tamin’izy ireo teto amin’ny fandaharana.