COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Programme intégral

Andrea Razafi

Andrea Razafi

Reportage

Les VOI ou Vondron’olona Ifotony sont les premiers responsables des forêts avoisinantes, qui abritent des plantes ou des bêtes sauvages endémiques de Madagascar. Ils assurent la sécurité avec les « polisin’ala » ou les policiers de la forêt. Ils peuvent exploiter la flore et la faune mais juste au premier niveau, c’est-à-dire dans la zone « zo nentimpaharazana ». Il existe deux autres niveaux plus éloignés des riverains : la zone de recherche et le noyau dur (là où se trouvent généralement les bêtes sauvages). Tera Fredo Gilbert et Randrianjaka Radolalaina, tous deux responsables de VOI nous expliquent comment ils vivent dans ces endroits-là.

Interview

Daniel Rafidimanana, enseignant-chercheur en biologie végétale à l’Université d’Antananarivo nous parle de l’importance de la présence de ces VOI dans le développement local.

Culture générale

Il existe 6 catégories d’aires protégées

Fanadihadiana

Ny Vondron’olona ifotony no tompin’andraikitra voalohany amin’ny fikarakarana ny ala manodidina, izay misy ireo zava-maniry sy biby dia tsy misy hafa tsy eto Madagasikara. Izy ireo no miaro ireo zava-manan’aina ireo amin’ny alalan’ny polisin’ala. Azon’izy ireo atao ihany ny mitrandraka ireo zava-manan’aina ireo fa misy fetrany ihany izany ary ao amin’ny faritry ny ala antsoina hoe zo nentim-paharazana, faritra akaiky indrindra ny olombelona. Misy anakiroa fanampiny io faritra zo nentim-paharazana io: ny faritra izay natokana hanaovana fikarohana fotsiny ary ny faritra izay anaty ala kitroka tsy azo aleha fa ao ireo biby dia no tena monina. Manazava ny fomba fianan’ireo VOI ireo i Tera Fredo Gilbert sy Randrianjaka Radolalaina, izay samy mpiandraikitra VOI avy.

Interview

Manazava ny maha-zava-dehibe ny fisian’ireo VOI ireo amin’ny fampandrosoana i Rafidimanana Daniel, mpampianatra mpikaroka momba ny haizavamaniry ao amin’ny oniversiten’Antananarivo.

Fahalalana ankapobeny

Misy karazany 6 ireo faritra arovana

mardi, 25 avril 2023 13:24

Le Journal des régions du 2023

  • District de Mananjara : 76% des électeurs sont inscrits dans la liste électorale provisoire
  • Addiction à la drogue chez les jeunes de Foulpointe : un jeune, ancien drogué partage son expérience
  • Coupures fréquentes de l’électricité à Mandritsara :  les activités économiques compromises

  • Lisi-pifidianana vonjimaika : manodidina ny 76% eo ny taham-pisoratana anarana ao amin’ny distrikan’i Mananjary
  • Fiankinan-doha amin’ny zava-mahadomelina : mizara ny nahazo azy sy ny dingana narahiny ny tanora iray avy ao Foulpointe
  • Mandritsara : Miteraka fatiantoka ho an’ireo miasa tena ny fahatapahanjiro
mardi, 25 avril 2023 13:17

Le Journal du 25 Avril 2023

  • Secteur agricole : une hausse de prix des semences pour l’année 2023
  • Paludisme et catastrophe naturelle à Madagascar : pas de prise en charge spéciale
  • Biodiversité : l’exploitation sauvage met en danger les baobabs
  • Soudan : plus de 420 morts et 3700 blessés dans des affrontements

  • Fambolena : hiakatra ny vidin’ny masomboly ho an’ny taona 2023
  • Fihanaky ny tazomoka vokatry ny loza voajanahary eto Madagasikara : tsy misy fitsaboana manokana
  • Arena voajanahary : mitera-doza ho an’ny reniala na baobab ny fitrandrahana tsy voafehy
  • Lisitra vonjimaika Mahajanga I : tsy dia marisika hanamarina ny anarany ny olona

mardi, 25 avril 2023 11:01

Le Journal du 24 Avril 2023

  • Don d’ambulances : une nécessité réservée à une population restreinte
  • Obtention de certificat foncier : la corruption ralentit les procédures
  • La haute ville d’Antananarivo, un patrimoine architectural et paysager en danger ?

  • Fanomezana fiara fitaterana marary : fitaovana ilaina natokana ho ana mponina voefetra
  • Fahazahoana kara-tany : mampikatso ireo dingana arahina ny kolikoly
  • Fitrandrahana volamena : Kaominina efatra ao amin’ny faritra Betsiboka no nanaovana ny fitsirihana
  • Fianarantsoa : orinasa enina no tafatsangana tao anatin’ny efa-taona

  • Tsiroanomandidy : la formation Piqure, une formation qui accompagne les jeunes à la recherche d’emploi
  • Faute de carburant, Ihosy observe trois à cinq heures de délestage par jours
  • Zetra Festival Alaotra Mangoro : la culture Sihanaka sera mise en avant
  • Sambava : la consultation de masse gratuite, organisée par le ministère de la santé public, commence ce jour

  • Tsiroanomandidy : manampy ny tanora amin’ny fitadiavana asa ny Formation piqure izay karakarain’ny fikambanana maintimolaly
  • Ihosy : adin’ny 3 ka hatramin’ny adin’ny 5 no tapaka ny jiro isanandro
  • Zetra Festival Alaotra Mangoro : hisongadina ny kolontsaina Sihanaka
  • Sambava : manomboka androany ny fizaham-pahasalamana maimaim-poana ao amin’ny hôpitaly CHRR Besopaka
  • Nosy-Be Helle Ville : les électeurs inscrits sont peu nombreux à venir dans les fokontany pour la vérification de leurs noms dans la liste électorale provisoire
  • Analanjirofo : beaucoup de jeunes s’intéressent à l’agriculture et l’élevage
  • Commune rurale Ambohimanga Sud Ifanadiana : deux mois après le passage du cyclone Freddy, la population sombre dans la pauvreté

  • Nosy-Be Hell Ville : tsy dia marisika hijery anarana ao anaty lisim-pifidianana vonjimaika eny amin’ny fokontany misy azy ny mpifidy
  • Analanjirofo : Mirona amin’ny fambolena sy fiompiana ny ankamaroan’ny tanora
  • Kaominina Ambohimanga atsimo : tsy mbola tafarina ny fiharian’ny mponina taorian’ny fandalovan’ny rivo-doza Freddy

La corruption sexuelle dans le milieu scolaire est observée dès la classe de sixième ou au collège, rapporte l’ONG Tolotsoa et Transparency International Initiative Madagascar. Souvent, elle est utilisée dans le but d’avoir une meilleure note ou pour passer en classe supérieure. L’étude a démontré que sur les 8501 personnes questionnées, 62 % d’entre eux reconnaissent avoir su l’existence de la corruption sexuelle ou a déjà pratiqué ce type de corruption au moins une fois dans leur vie. Liantsoa Rakotoarivelo, responsable du projet de lutte contre la corruption au sein de Transparency International Initiative Madagascar, donne les détails dans l’émission.

Manomboka any amin’ny taona faha enina, eny amin’ny ambaratonga faharoa, dia efa isehoana trangana kolikoly ara-pananahana, araka ny fanadihadiana nataon’ny ONG Tolontsoa sy ny Transparency International Initiative Madagascar. Matetika dia mba hahazoana naoty tsara na hifindrana kilasy ambony no anton’izany. Fantatra ihany koa tamin’ireo olona 8501 nametrahana fanontaniana, ny 62% tamin’izy ireo dia nilaza fa efa naheno na efa nanao an’ity karazana kolikoly ity farafahakeliny indray mandeha tamin’ny fiainany. Hitondra fanazavana mahakasika izany ato anatin’ny fandaharana, i Liantsoa Rakotoarivelo, mpiandraikitra mahakasika ny ady amin’ny kolikoly eo anivon’ny Transparency International Initiative Madagascar.

jeudi, 20 avril 2023 14:49

Le Journal du 20 Avril 2023

  • CSI : la lutte contre la corruption est-elle loin d'être terminée ?
  • Education : les suspensions des cours durant le cyclone ont causé une baisse de niveau des élèves
  • Marché du livre 17ème Edition : « la jeunesse malgache est atteinte de famine intellectuelle »

  • Fampianarana : nampidina ny taham-pahaizan’ny mpianatra ny fihatoan’ny fianarana tamin’ny rivo-doza
  • Fiaraha-miasan’i Madagasikara sy ny PNUD : hitohy mandritra ny 4 taona manaraka
  • Tsenaben’ny boky andiany faha 17 : « tsy ampy sakafon-tsaina ny tanora malagasy »
  • Atsimo Andrefa : olona manodidina ny 2000 no mahazo tombotsoa avy amin’ny voly lomotra

La CLRE, ou commission Locale de recensement des électeurs est une structure créée au niveau de chaque fokontany. Son rôle principal est d’établir les listes électorales qui vont servir pendant le scrutin.

En ce sens, elle se charge donc de recenser tous les citoyens ayant acquis les qualités exigées par la loi pour pouvoir voter.  La CLRE est composée du premier responsable du Fokontany, c’est-à-dire le chef fokontany et de deux à quatre autres représentants du Fokontany, chacun nommé par le démembrement de la CENI au niveau de chaque district.

Toujours sous la responsabilité du démembrement de la CENI, les membres auprès de cette structure font en sorte de recenser les électeurs en visitant chaque ménage pour collecter des données individuelles sur chaque électeur, comme son nom complet, date et lieu de naissance, date et lieu de délivrance de CNI, etc.

Mandritra ny vanim-potoana mialohan’ny fifidianana, inona no andraikitra sahanin’ny CLRE?

Ny vaomiera ifotony misahana ny fanisana mpifidy na CLRE dia rafitra iray apetraka eny anivon’ny isam-pokontany. Adidy lehibe hiandraketany ny fandrafetana ny lisitry ny mpifidy izay hampiasaina mandritra ny fotoam-pifidianana.

Manisa ireo olom-pirenena rehetra mahafeno ny fepetra tokony hifidy izy araka izany. Ny tompon’andraikitra voalohany eny anivon’ny fokontany, izany hoe ny sefo fokontany, miaraka amin’ireo solontena 2 hatramin’ny efatra, tendren’ny rantsa-mangaikan’ny CENI eny anivon’ny distrika tsirairay no mandrafitra ny CLRE.

Eo ambany fiahian’ny CENI hatrany, midina ifotony ireo mpikambana ao amin’ny CLRE ireo mitsidika isan-tokantrano ary maka ny mbombamomba ny mpifidy rehetra, toy ny anarany feno, ny daty sy toerana nahaterahany, ny daty sy toerana nanaovana ny karapanondro sy ny sisa.

  • Une opération de délivrance de carte d’identité nationale pour les jeunes qui auront 18 ans avant le 10 juin se tient à Tsiroanomandidy
  • Ihosy : beaucoup de citoyens en âge de voter ne sont pas encore inscrits dans la liste électorale
  • Morondava : Des jeunes s’engagent à des actions sociales
  • Alaotra-Mangoro : la consultation de masse gratuite dans les locaux du CHRR Ambatondrazaka est clôturée hier

  • Tsiroanomandidy : misy ny fanaovana karapanondro manokana ho an’ireo tanora feno taona mialohan’ny 10 jona
  • Ihosy : mbola betsaka ireo olom-pirenana ampy taona tsy mbola nanoratra ny anarany anaty lisi-pifidianana
  • Morondava : tanora mandray andraikitra amin’ny fanampina ny hafa
  • Alaotra-Mangoro : nifarana omaly ny varavarana misokatra tao amin’ny CHRR Ambatondrazaka

Au sens propre du terme, la liste des électeurs contient donc le nom de tous les citoyens remplissant les conditions pour être électeurs. Un citoyen apte de voter se doit d’y être inscrit. C’est-à-dire âgé de 18 ans et plus, et jouissant de leurs droits civils et politiques.

Pour le cas de Madagascar, la liste provisoire est actuellement disponible pendant 20 jours au niveau des fokontany afin que les citoyens puissent vérifier leurs noms et apporter des modifications si nécessaires. Passé ce délai, les dernières modifications sont transmises à la commission Nationale Electorale Indépendante ou CENI.

A son tour, la CENI prend en charge les dernières retouches. Dès le 30 juin, date de l’arrêtage définitive, on ne peut plus apporter aucune modification à cette liste, qui devient donc la liste électorale.  C’est celle qu’on va utiliser tout au long du scrutin.

Inona no maha samihafa ny lisitry ny mpifidy amin’ny lisi-pifidianana ?

Ny lisitry ny mpifidy, araka izany anarany izany, dia lisitra ahitana ny anarana sy mombamomban’ireo olom-pirenena mahafeno ny fepetra ahafahana mifidy. Izany hoe feno 18 taona mihoatra, ary mbola manana zo hifidy. Izany hoe, ao anatin’io lisitra io ny anaran’ireo olom-pirenana afaka mifidy raha te hanao izany izy. Ho an’i Madagasikara manokana, misokatra ho an’ny daholo be amin’izao ny fanamarinana eny anivon’ny fokontany isanisany raha tafiditra na tsia ao anatin’ny lisitra vonjimaikan’ny mpifidy ny olona iray.

Maharitra 20 andro izay, miaraka amin’ireo fanitsiana raha ilaina izany. Rehefa tapitra io fe-potoana io dia alefa eny amin’ny birao mahaleotena misahana ny fifidianana na CENI ny lisi-pifidianana. Ity farany indray no mitondra fanitsiana farany mialohan’ny fikatonana tanteraka amin’ny 30 Jiona. Tsy misy azo kitihina intsony izany manomboka amin’io daty voatondro io. Iny no antsoina hoe lisi-pifidianana ofisialy izay hampiasaina mandritra ny fifidianana.

L'éducation nationale enfin améliorée 30 ans après à Madagascar. De ce fait, le système éducatif et les outils tels que les manuels scolaires sont mis à jour. Pour le moment, les ouvrages de SVT, de français et de physique-chimie sont les premiers à être réformés. Selon Rakotoarisoa Zo Lala, du ministère de l'Éducation nationale, l'objectif est d'améliorer la qualité de l’enseignement. Les livres déjà utilisés par les écoles privées et publiques à Madagascar sont revus un à un, niveau par niveau, suivant les recommandations des experts. Une nouvelle méthode et de nouveaux ouvrages seront ensuite vulgarisés, en livres physiques, numériques ou radiodiffusés, selon les régions afin que les élèves soient traités équitablement. La restitution du rapport lié à cette réforme a eu lieu les 17 et 18 Avril 2023 à Antananarivo.

Hatsaraina ny fanabeazam-pirenena 30 taona aty aoriana. Ny fanavaozana ireo rafitra sy ireo fitaovana toy ny boky fampianarana no natao tamin’izany, izay natomboka tamin’ny taranja 4 toy ny siansa, ny frantsay sy ny fizika simia. Tanjona hoy i Rakotoarisoa Zo Lala, avy ao amin’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena, ny hanatsarana ny fari-pahaizan’ny mpianatra. Miainga amin’ireo boky efa ampiasain’ny mpianatra ihany no nanaovan’ireo manam-pahaizana fikarohana ka nanaovana fanavaozana. Samy hafa ny fomba fanapariahan’ny fitondram-panjakana ireo boky sy fomba fampianarana an-drenivohitra sy eny ambanivohitra mba hitovy tantana ireo mpianatra. Natao ny 17 sy 18 Aprily 2023, teto Antananarivo,  teo ny tatitra mahakasika izany.

REPORTAGE :

Ricky et sa famille sont producteurs de biogaz dans la commune de Mananasy, à Soavinandriana. Du gaz propre, stockable et respectueux de l'environnement. Déchets de fruits et légumes, herbes et crottes d’animaux, tout peut être transformé en biogaz. Une énergie abondante et gratuite d’après Ricky. Selon lui, agir ainsi évite l'utilisation du charbon de bois et la coupe des forêts. Aujourd’hui, le Biogaz de Ricky a de plus en plus de demandeurs, ce qui lui a permis de monter son entreprise « Maitso Angovo » (Énergie Verte).

INTERVIEW :

Herilaza Thierry, responsable au sein de l'association Planète Urgence parle de leurs projets menés à Madagascar pour répondre à la dégradation de l'environnement. La sauvegarde des forêts de tapia dans la région d'Itasy, habitat naturel des vers à soie sauvages, figure parmi l’une de leurs priorités. L’association apprend aussi les communautés locales (VOI) comment mieux protéger les forêts de tapia à travers des activités communes et des formations.

DIY : Comment fabriquer une dentifrice écologique ? Mélangez argile, bicarbonate de sodium, arôme menthe avec un peu d’eau suivant la dose prescrite. Gardez dans un endroit frais et appliquez sur une brosse à dent.

FANADIHADIANA :

Mpamokatra entona fandrehitra ao Mananasy, Soavinandriana i Ricky sy ny fianakaviany. Entona madio, azo tehirizina ary miaro ny tontolo iainana. Ireo akora hita eo an-tanàna (voankazo, ahitra sy taim-biby…) ihany no avadika ho entona. Maimaim-poana. Misoroka ny fampiasana arina fandrehitra sy ny fanapahana ala hoy izy ny firosoana amin’izany. Mitombo isa ireo voasarika hampiasa ity angovo ity ao amin’ny kaominina Mananasy sy any amin’ny tanana hafa ka nanosika an’i Ricky hanangana ny orinasa “Maitso Angovo”.

RESADRESAKA :

Mampahafantatra ireo tetikasa ataony eto Madagasikara manoloana ny fahasimban’ny tontolo iainana ny fikambanana Planète Urgence. Ny famerenana amin’ny laony ireo ala tapia simba ao amin’ny faritra Itasy, izay fonenan’ireo landibe, no isan’ny imasoany. Mampianatra sy mampiofana ireo vondron’olona ifotony hikajy ireo ala koa ity fikambanana ity. Miresadresaka ny momba izany ny tompon’andraikitra iray, Herilaza Thierry.

DIY : Fikafika fanamboarana « dentifrice », tsy mampiasa akora simika. Afangaro ny tanimanga, karibonetra, lohamenaka misy hanitra solila (menthe) sy rano kely, araky ny fatrany avy. Tehirizina amin’ny toerana mangatsiaka. Ahosotra amin’ny borosy nify toy ny « dentifrice » mahazatra.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter