COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Programme intégral

Andrea Razafi

Andrea Razafi

mercredi, 05 avril 2023 13:01

Le Journal du 05 Avril 2023

  • Lutte contre la corruption : 420 comptes bancaires gelés pour cause de corruption selon l’Agence de Recouvrement des Avoirs Illicites
  • Les mauvaises opinions publiques freinent la prise en charge et l’insertion des personnes atteintes de fente labio-palatine ou bec de lièvre à Madagascar
  • Les chercheurs malgaches doivent apprendre à mieux respecter les sujets de recherche
  • La socialisation pour inculquer la culture de la paix aux enfants

  • Ady amin’ny kolikoly : 420 ireo kaonty any amin’ny banky no tsy azo kitihan’ny tompony nohon’ny raharaha kolikoly hoy ny Agence de recouvrement des avoirs illicites
  • Sakana ho an’ny fandraisana an-tanana ara-pitsaboana sy eny amin’ny fiaraha-monina ny olona sima sy vaky lanilany ny fihevi-dison’ny sarambabem-bahoaka
  • Mila mianatra manaja ireo olona anaovany fikarohana kokoa ireo mpikaroka malagasy
  • Hampidirina amin’ny alalan’ny fampiaraha-monina ny toe-tsaina tia fandriam-pahalemana sy filaminana any amin’ny zaza

mercredi, 05 avril 2023 09:29

Ecole de Valiha et Conférence concert

Razafindrakoto Hary est un formateur de valiha. Il a bien hérité ce talent par son grand-père mais en même temps il a appris et a fut des nombreuses recherches sur le Valiha pendant des années. Actuellement, il est le premier responsable de l’école nationale de Valiha « Valiha Academy »

Entant que travailleur social, Vahantsaina a importé le concept « Conférence concert » lors de chaque conférence avec les jeunes. Il joue surtout le musique de bien-être. Par conséquent, les jeunes sont plus actifs lors de l’échange.

Efa maherin’ny telopolo taona izao no nanaovan’i Razafindrakoto Hary ny asa amin’ny maha mpampanofana valiha. Nolovainy tamin’ny raibeny ny fandalinana izany fa mbola nianatra sy nanao fikarohana marobe momban’ny valiha ihany koa anefa izy tao aorian’izay. Izao dia izy no tompon’andraikitra voalohany amin’ilay sekoly « Valiha Academy »

Mpiasa sosialy i Vahantsaina. Ny mampiavaka azy amin’ny maro anefa dia noho ny azy ravahiny mozika rehefa mampanao laha-dinika, ilay antsoiny hoe « Conférence concert ». Vokatr’izay dia haingana sy mavitrika kokoa ireo tanora izay mandray anjara amin’ilay laha-dinika.

Les Etats Unis, le Royaume-Uni, le Canada, l’Australie et de nombreux pays européens ont déjà fait ce pas. D’abord, parce que la plateforme chinoise est accusée de recueillir beaucoup trop de données à ses utilisateurs. Depuis leur localisation, l'appareil qu'ils utilisent et même les textes qu’ils copient. Mais le gouvernement américain s’inquiète surtout de l’utilisation de ces données et à quoi elles vont servir. En effet, la sécurité nationale pourrait être menacée si ces informations sont parvenues aux services des renseignement chinois, expliquent les législateurs américains.    

Les autorités américaines pensent également que Tik Tok présente un danger pour les jeunes utilisateurs. Ces derniers seraient exposés à des contenus pornographiques et à des propagandes russes. Depuis quelques semaines, le PDG de Tik Tok a dû s’expliquer devant le congrès américain sur ces accusations.

Fa maninona no raràna ny fampiasana Tik Tok any amin’ny firenena sasany ?

Ny Etazonia, Royaume-Uni, Canada, Australie sy firenena sasantsasany ao Eoropa izao dia isan’ny mandrara ny fampiasana Tik Tok. Voalaza hoe betsaka loatra mantsy ny antontan-kevitra alain’ny Tik Tok amin’ireo mpampiasa azy, toy ny hoe ny mombamomba azy ireo, ny toerana misy azy, ny zavatra soratany sns. Manahy noho izany ny governemanta amerikanina hoe ampiasaina amin’ny inona ireo antontan-kevitra ireo, sao tonga eny ampelatanan’ny sampan-draharaha mpanaramaso any Chine. Loza mitatao ho an’ny fiarovam-pirenena mantsy izany hoy izy ireo.

Ankoatr’izay, dia hitan’izy ireo fa mety hanimba ny ankizy sy tanora ny fampiasana Tik Tok. NIsy tamin’ireo ankizy ohatra no efa nahita horonantsary mamoafady tao na koa fampielezankevitra ataon’ny firenena rosiana. Amin’izao fotoana izao moa dia mandalo eny amin’ny congresy amerikanina ny filohan’ny Tik Tok hanazava ireo fanamelohana ireo.

mercredi, 05 avril 2023 06:54

Droit des femmes et le numérique

En 2018, seules 3 femmes sur 10 ont eu accès à un téléphone portable en milieu rural, contre 6 sur 10 dans les grandes villes à Madagascar. 1 femme sur 100 pourrait utiliser un ordinateur dans les zones rurales contre 10 sur 100 dans les grandes villes. Et peu de femmes occupent des postes politiques et économiques jusqu'à présent. Ces chiffres sont liés.

« Donner accès aux outils informatiques et à communiquer aide à impliquer davantage les femmes dans les sphères politique et économique », avance Manitra Ala RATSIMBAZAFY, de l'EISA. "Les parents et les familles ne devraient pas interdire l'accès des filles aux emplois qu'elles souhaitent exercer, en particulier dans les zones rurales", ajoute Karen ANDRIAMAMONJY, fondatrice de Red Raketa. "Nous recrutons hommes et femmes à parts égales dans nos entreprises. Nous allons également former des milliers de jeunes dans 8 villes de Madagascar cette année » complète Matina RAZAFIMAHEFA, fondatrice de SAYNA.

« Pour un monde digital inclusif : innovation et technologies pour l’égalité des sexes » était le thème de la célébration du 8 mars de cette année. De plus en plus d'entreprises du NTIC militent pour l’équité des genres aujourd’hui.

Ny taona 2018, vehivavy 3 amin’ny 10 ihany no afaka nampiasa finday teny ambanivohitra. 6 amin’ny 10 izy ireo taty antanan-dehibe. Vehivavy 1 amin’ny 100 kosa no afaka nampiasa solosaina tany ambanivohitra raha 10 amin’ny 100 izany aty an-tanan-dehibe. Ary vitsy ireo vehivavy mitàna andraikitra politika sy ara-toekarena hatreto. Mifandray anefa ireo.

« Manampy amin’ny fampandraisana anjara ny vehivavy amin’ny sehatra politika sy ara-toekarena ny fanomezana fahafahana azy hampiasa ireo fitaovana informatika sy hiserasera » hoy i Manitra Ala RATSIMBAZAFY, avy ao amin’ny EISA. «tsy tokony mametra ireo ankizivavy amin’ny asa tiany ho atao ny ray aman-dreny sy ny fianakaviana, indrindra ireo eny ambanivohitra » hoy i Karen ANDRIAMAMONJY, namorona ny Red Raketa.

« Ampitovianay ny isan’ny lehilahy sy vehivavy miasa ao aminay. Mbola hanofana tanora an’arivony amin’ny tanàna 8 eto Madagasikara koa izahay amin’ity taona ity» hoy i Matina RAZAFIMAHEFA, namorona ny SAYNA

« Ho an’ny tontolo nomerika mampiaty : fanavaozana sy teknolojia ho an'ny fitovian'ny lahy sy ny vavy » no lohahevitra nentina nandritra ny fankalazana ny 8 marsa tamin’ity taona ity. Mitombo isa ireo orinasa misehatra amin’ny NTIC no mampitovy ny isan’ny lehilahy sy vehivavy na manome vahana ny isan’ny vehivavy miasa ao amin’izy ireo.

Le "cyberharcèlement" ou la violence sur Internet est l’une des formes de la "cybercriminalité". Elle apparaît sous de nombreuses formes : diffamation, calomnie, diffusion d'images obscènes, escroquerie, etc. 8 jeunes sur 10 déclarent de moins de 24 ans confirment en avoir été victimes. Beaucoup de parents ne connaissent pas ce fléau qui range la jeunesse à petit feu.

"Le petit ami de ma sœur m’a dragué et harcelé au téléphone et en ligne pendant des mois. Il ne manquait pas de me menacer car j’ai refusé » a témoigné Tiana (nom fictif).

"Par ignorance, la société sous-estime la violence en ligne. Elle cause pourtant de nombreux effets psychologiques sur ses victimes et doit être considérée sérieusement », a déclaré Tokinirina Rakotarimana, de l’ECPAT France.

"La gendarmerie privilégie d'abord la sensibilisation avant la pénalisation. Nous travaillons avec des écoles et des associations locales", a déclaré le colonel Ramanantsahanina Rado, de la cellule anti-cyber-criminalité de la gendarmerie.

Le cyberharcèlement a gagné du terrain durant la pandémie du coronavirus. C’est un acte interdit par la loi et puni d'une amende et/ou d'une peine d'emprisonnement allant jusqu’à 10 ans.

Tranga iray isehoan’ny « cybercriminalité » ny « cyberharcèlement » na ny herisetra amin’ny tambazotra. Miseho amin’ny endrika maro izy io : fanalam-baraka, fiantsiana, fanapariahana sary mamoafady, fisolokiana sns. Tanora 8 amin’ny 10 latsaky ny 24 taona no nilaza fa efa niharany. Olana ihany koa ny tsy fahalalan’ny ray aman-dreny sasany io tranga io.

« Ny olontian’ny rahavaviko ihany no nanao herisetra tamiko. Nanadala ahy tamin’ny finday sy tamin’ny tambazotran-tserasera foana izy. Nandrahona ahy rehefa nandà aho » Hoy i Tiana (solon’anarana), vavolombelona.

« Noho ny tsy fahalalana, dia amaivan’ny fiaraha-monina ireo herisetra anaty tambazotran-tserasera. Misy fiantraikany ara-tsaina maro amin’ireo iharany izany ka tokony sorohina » hoy i Tokinirina Rakotarimanana, ECPAT France.

« Mba tsy ahatonga amin’ny fanasaziana, manome vahana ny fampahafantarana aloha izahay zandary. Miara-miasa amin’ny sekoly maro sy fikambanana izahay » hoy ny kolonely Ramanantsahanina Rado, sampana “cybercriminalité” eo anivon’ny zandarimaria.

Nanome vahana ny heristera amin’ny endriny maro ny amehana ara-pahasalamana vokatry ny valan’aretina coronavirus. Anisan’izany ny heristera an’abaka. Mampigadra sy andoavana onitra ny fanaovana herisetra an-tserasera.

mardi, 04 avril 2023 13:15

Le Journal du 04 Avril 2023

  • Les travailleurs invisibles sont importants pour l’intérêt public
  • Observation électorale : 1200 jeunes observateurs déployés par l’observatoire SAFIDY
  • Inclusion : les travailleuses du sexe et les porteuses du VIH/SIDA ont le même droit que tout le monde
  • Pêche : Ouverture de la saison de Mahaloky

  • Manan-danja ho an’ny tombotsoa iombonana ireo mpiasa tsy hita maso
  • Mpanara-mason’ny fifidianana : 1200 ireo tanora miara-miasa amin’ny observatoire SAFIDY
  • Fampiatiana : manan-jo toy ny olon-drehetra ireo vehivavy mpampanofa tena sy miaina miaraka amin’ny tsimokaretina VIH/SIDA
  • Mihitatra tsy kelikely ka efa maharakotra ny distrika telo aminy enina ao aminy faritra Analanjirofo ny fikambanana lakile telo

  • Vacances universitaires : enseignement suspendu pendant deux semaines à l’université Andrainjato Fianarantsoa
  • Morondava : le prix du charbon a doublé lors de ses trois derniers mois
  • Toamasina : les associations de jeunes s’entraident pour la prise en charge des enfants autistes

  • Fotoam-pialan-tsasatra : miato mandritra ny tapa-polana ny fampianarana ao amin’ny Oniversiten’Andrainjato Fianarantsoa
  • Morondava : Niakatra avo roa heny ny vidin’ny arina fandrehitra tao anatin’ny telo volana
  • Toamasina : mandray anjara amin’ny fanampiana ireo zaza hafakely na Autistes ireo fikambanana tanora
mardi, 04 avril 2023 12:54

Le Journal du 28 Mars 2023

  • Comité de suivi-évaluation du pôle anti-corruption : la société civile démissionne
  • Filière vanille : en attente d’une énième résolution
  • Héros nationalistes de l’insurrection du 29 mars 1947 : pas forcément des combattants directs mais aussi des victimes
  • SWAT : le projet Rohy s’en sort gagnant

  • Komitim-panombanana ny rafitra miady amin’ny kolikoly : niala tsy ho ao anatiny intsony ny firaisamonim-pirenena
  • Sehatra lavanila : eo ampitadiavana marimaritra iraisana ireo mpisehatra
  • Bekotro Maro Holatra : tsy voatery ireo nitana basy ihany no antsoina hoe mahery fo fa ireo niaina ny tolona koa
  • SWAT : ny tetikasa ROHY no nibata ny fandresena

  • Plafonnement du Prix du riz local : le ministère fait en sorte de diminuer le circuit du riz
  • Région Vatovavy : Une usine de production de poivre vert s’ouvre à Nosy Varika
  • Ligne ferroviaire Fianarantsoa Côte-Est : un train pascal liant Fianarantsoa et Sahambavy pour marquer son ouverture

  • Fampidinana ny vidim-bary : ahena ny fanelanelanana eo amin’ny mpamboly sy ny mpaninjara
  • Faritra Vatovavy : Nosokafana ny orinasa vaovao mpamokatra dipoavatra maitso ao Nosy Varika
  • Zotra an-dalam-by Fianarantsoa Côte-Est : hisy ny zotra manokana hampitohy an’i Fianarantsoa sy Sahambavy ho fanamarihana ny fisokafany
  • Les rassemblements politiques dans les lieux publics sont interdits dans chaque région
  • Behoririka : Cinq personnes sont mortes, des dizaines ont été blessées à la suite du glissement de terrain
  • Mandritsara : 99 445 personnes inscrites à la refonte de la liste électorale dans le district
  • Toamasina : les étudiants de l'Université de Barikadimy ont planté 1000 arbres

  • Tsy azo atao ny famoriam-bahoaka ara-politika eny an-dalambe amin’ny faritra rehetra
  • Behoririka : Olona dimy no maty, ampolony no maratra vokatry ny fihotsahan’ny trano
  • Mandritsara : olona 99 445 vosoratra anarana sy voarakitra ao anaty rindram-baiko natokana ho amin’ny fanavaozana ny lisim-pifidianana
  • Toamasina : nanao fambolen-kazo 1000 fototra ny mpianatry ny oniversiten’ny Barikadimy
mardi, 04 avril 2023 07:36

Le Journal du 03 Avril 2023

  • Santé publique : les manipulateurs en radiologie médicale tirent la sonnette d’alarme face à la dégradation de leurs conditions de travail
  • Consommation : Le prix du porc flambe
  • Intelligence artificielle : le système d’enseignement malgache manque de moyens pour contrôler son utilisation
  • Le modèle sociétal rejette les mères célibataires

  • Fanjifana : Miakatra ny vidina henan-kisoa
  • Intelligence artificielle : tsy manana fitaovana hanaraha-maso azy ny rafi-pampianarana malagasy
  • Fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny jono Mahaloky ao amin’ny faritra Diana : hitondra fampandrosoana ho an’ny toe-karena malagasy
  • Manilikilika ireo tovovavy reny tokan-tena ny lasitra ara-tsosialy eto amintsika

jeudi, 30 mars 2023 09:47

Le Journal du 27 Mars 2023

  • Céréale : Baisse du prix de maïs
  • Les démarches médicales exigées par la loi ne sont pas respectées dans la réalité
  • Earth hour : que font les jeunes malgaches pour marquer cette heure ?
  • Intelligence Artificielle : son application sur l’agriculture est envisageable pour une meilleure allocation des ressources

  • Sakafom biby : Midina ny vidin’ny katsaka
  • Tsy voaahaja ny fepetram-pitsaboana mifanaraka amin’ny lalana
  • Earth hour : dian-tongotra hanenana ny loto eto an-drenivohitra
  • Intelligence Artificielle : mety hanatsara ny fomba fampiasa ny loharanon-karena ny fampiasana azy amin’ny fambolena

lundi, 27 mars 2023 14:41

Le Journal des régions 27 Mars 2023

  • Mandritsara : Les agriculteurs vendent leur matériel agricole pour survivre
  • Mitsinjo Betanimena, Toliary : les dispositifs solaires dans l’hôpital sont fonctionnels
  • Betsiboka : 200 cas de tuberculose tous les trois mois
  • Mananjary est saturée : l'eau que boivent les habitants n'est pas saine

  • Mandritsara : mivarotra fitaovam-pambolena ireo mpamboly mba asolo sakafo
  • Mitsinjo Betanimena, Toliary : Efa mandeha ireo milina mamokatra herin’aratra mandeha amin’ny masoandro ao amin’ny hopitaly
  • Betsiboka : mahatratra 200 isaky ny telo volana ireo voan’ny raboka.
  • Mahavoky Mananjary : tsy ara-pahasalamana ny rano sotroin’ny mponina

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter