COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Programme intégral

Andrea Razafi

Andrea Razafi

mercredi, 19 avril 2023 13:49

Le Sifflet du 19 Avril 2023

  • Championnat national de basketball N1A : la compétition se poursuivra jusqu’à dimanche
  • Ankoay U19 : les joueurs s’améliorent de plus en plus, selon le coach
  • Championnat de Madagascar en natation : Holy Antsa Rabarijaona remporte 3 médailles d’or
  • Infrastructure : Toamasina sera doté d’un tout premier terrain de rugby

  • Fifaninanana Basketball N1A : mitohy hatramin’ny alahady ho avy izao ny lalao
  • Ankoay U19 : mivoatra hatrany ny fomba fillalao hoy ny mpanazatra
  • Tompondakan’i Madagasikara amin’ny taranja lomano : nisalotra medaly volamena telo i Holy Antsa Rabarijaona
  • Fotodr’afitr’asa : hahazo kianja vaovao fanaovana rugby i Toamasina
mercredi, 19 avril 2023 13:06

Le Journal du 19 Avril 2023

  • La liste électorale en ligne n’est plus modifiable, indique la CENI
  • Coopération entre Madagascar et PNUD : vers l’élaboration de la théorie de changement 2024-2028
  • Musée Rainilaiarivony à Amboditsiry : peu le connaissent encore

  • Tsy azo kitihina intsony ny lisitra jerena an’habaka, hoy ny CENI
  • Fanadinam-panjakana : niakatra ny tahan’ireo nisoratra anarana
  • Tranom-bakoka Rainilaiarivony eo Amboditsiry : mbola vitsy ny mahalala azy

mercredi, 19 avril 2023 12:53

Le Journal des régions du 19 Avril 2023

  • Ambositra : les listes électorales provisoires ont été distribuées dans les Fokontany depuis vendredi dernier
  • Toliara : 8 jours après la date de clôture, les imprimés de la liste électorale provisoires ne sont pas encore arrivés à Tuléar
  • Bongolava : la récolte du poivre rouge a diminué à cause des insectes ravageurs des cultures
  • Faratsiho : Consultation médicale gratuite pendant trois jours pour la population de Faratsiho

  • Ambositra : nanomboka ny zoma lasa teo no niparitaka teny amin’ny fokontany ny lisi-pifidianana vonjimaika
  • Toliara : valo andro taorian’ny fanakatonana azy, tsy mbola tonga ny lisi-pifidianana vonjimaika
  • Bongolava : Miharatsy ny vokatra voatsiperifery nohon’ny fisian’ireo bibikely
  • Faratsiho : Fizaham-pahasalamana maimaim-poana faobe nandritran’ny telo andro

Toutes les femmes quel que soit leur travail doivent bénéficier du même droit. Très peu de travailleuses du sexe et des personnes vivant avec le VIH/SIDA connaissent leurs droits et elles sont souvent victimes de stigmatisation. Des associations prennent en charge les activités de vulgarisation de leurs droits à l’égard de ces personnes comme l’association SISAL. A part des séances d’informations sur les droits fondamentaux, intégrant la prévention de la violence, 33 femmes bénéficiaires du projet PISSCA ont reçu une formation sur l’autonomisation à travers les atouts de chacune. Parmi ces 33 femmes, 25 d’entre elles continuent toujours de travailler dans leurs domaines respectifs. Le projet PISSCA intervient dans 2 zones par la présence de dispensaires implantés à Antananarivo dans le quartier de 67ha et à Toliara dans le quartier de Tsimenatse I. Intervention du coordonnateur national de l’association SISAL, Docteur Olivier Randrianarivelo.

Manan-jo mitovy amin’ny olon-drehetra ny vehivavy na inona na inona asa ataony. Vitsy ireo vehivavy mpampanofa tena sy miaina miaraka amin’ny tsimokaretina VIH/SIDA no tsy mahafantatra ny zony. Matetika izy ireo no voahilikilika. Misy ireo fikambanana mandray an-tanana ny fampahafantarana ny zon’izy ireo, toy ny fikambanana SISAL. Ankoatra ireo fampahafantarana ny zo fototra, indrindra ireo fiarovana amin’ny herisetra, vehivavy 33 no raisin’ny tetikasa PISCCA an-tanana. Nahazo fampiofanana mba hahazaka tena izy ireo amin’ny alalan’ny fahaiza-manao ananan’ny tsirairay. 25 tamin’ireo vehivavy 33 no mbola manohy izay asany izay ihany hatramin’izao. Misy tobim-pahasalaman’ny tetikasa PICSSA ao 67ha, Antananarivo sy Tsimenatse I – Toliara no misy ny tetikasa PISCCA. Ireo izany no toerana tena iasany. Manazava ny mpandrindra nasionalin’ny association SISAL, dokotera Randrianarivelo Olivier.

Les citoyens font recours à l’arrangement à l’amiable parce qu’ils ont peur du tribunal et la corruption selon René Rakotondrasoa, président du fokontany Ankadilalana. D’un autre côté, ils ne connaissent pas leur droit dixit Heriniaina Jean Eric de la CRAAD-OI, acteur des droits de l’Homme. Porter plainte au niveau du tribunal fait partie du Droit des citoyens. L’arrangement à l’amiable n’est valable que pour une affaire civile. Par contre pour une affaire de droit pénal, recourir à l’arrangement enfreint la loi. Les citoyens ont donc besoin d’être éduqués.

Manao raharaham-pihavanana ny olom-pirenena noho ny tahotra ny hiditra tribonaly sy ny fisiana kolikoly hoy Rakotondrasoa René, sefo fokontanin’Ankadilalana. Etsy an-daniny, tsy mafantatra ny zony izy ireo hoy kosa i Heriniaina Jean Eric avy ao amin’ny CRAAD-OI, mpisehatra eo amin’ny zon’olombelona. Zon’ny olom-pirenena ny mametraka fitoriana eny amin’ny tribonaly. Mety ilay raharaham-pihavanana raha resaka sivily no anaovana izany. Mandika lalana kosa raha heloka be vava no hanaovana ny raharaham-pihavanana. Mila beazina noho izany ny olomp-pirenena.

mercredi, 19 avril 2023 08:40

La bioéthique, c’est quoi ?

Les progrès des sciences de la vie sont impressionnants. D’un côté, ils permettent de mieux traiter les maladies. D’un autre côté, ils modifient nos rapports à la vie quand on parle de clonage ou d’euthanasie. De ce fait, des réflexions sont nécessaires pour que les progrès restent au service des êtres vivants. Des réflexions fondent ce que l’on appelle la bioéthique. Herimampita RARIVOMANANTSOA, chef de la mention philosophie à l’Université d’Antananarivo et philosophe spécialiste en bioéthique nous explique ce que c’est.

Mahatalanjona ny fivoaran’ny siansa mikasika ny manan’aina. Mampahomby kokoa ny fitsaboana izy ireo. Manova ny fomba fahitantsika ny fiainana koa rehefa miresaka « clonage » na « euthanasie » ohatra. Noho izany dia ilaina ny mandinika mba hikendry ny tombotsoan’ny zava-manan’aina hatrany ireo fivoarana ireo. Ireo fandinihana ireo no mandrafitra ny atao hoe « bioéthique ». Manazava amintsika ny momba izany i Herimampita RARIVOMANANTSOA, filohan’ny sampana filôzôfia ao amin’ny Oniversiten’Antananarivo ary filôzôfa mpandinika manokana ny bioéthique.

  • Itasy : le réseau des jeunes OBS Itasy dénonce la recrudescence de la consommation du tabac chez les adolescents de 12 à 17 ans
  • Toamasina : beaucoup de jeunes sont intéressés par la formation Life Skills
  • Ambohidratrimo : 140 faux billets de 20.000 Ariary saisis par la gendarmerie
  • Mandritsara : le frais de posy en déclin face à la du prix des PPN

  • Itasy : mitombo isa ireo zatovo 12 ka hatramin’ny 17 taona mifoka sigara
  • Toamasina : nahaliana ny tanora tao Toamasina ny fiofanana momba ny Life Skills
  • Apangabe Ambohidratrimo : vola sandoka miisa 140 amin’ny vola 20.000 nokasaina hamparitaka eny an-tsena no tratra
  • Mandritsara : miha-mora ny saran’ny fitarihana posy manoloana ny fiakaran’ny vidim-piainana
mardi, 18 avril 2023 13:19

Sifflet du 16 Avril 2023

  • Run and Bike stop aux viols arrive à sa troisième édition
  • L’équipe de Sifaka participera au « Iray eny an-kianja »
  • La deuxième édition du Rallye VHR de Madagascar se déroulera le 19 au 21 Mai prochain

  • Tonga amin’ny andiany fahatelo ny Run and Bike stop aux viols
  • Mandray anjara amin’ny hetsika iray eny an-kianja ny ekipan’ny Sifaka
  • Hotontosaina ny 19 hatramin’ny 21 Mey izao ny andiany faharoa amin’ilay hetsika Rallye VHR de Madagascar
mardi, 18 avril 2023 12:26

Le Journal du 18 Avril 2023

  • CENI : la liste électorale en ligne présente des anomalies
  • Examens officiels : le taux d’inscription a augmenté pour cette année
  • Nouveau code minier : les changements apportés incitent les exploitants à être plus responsables

  • CENI : misy tsy fahatomombanana ny lisi-pifidianana anaty tranonkala
  • Sehatra politika : ambany ny fandraisana anjaran’ny tanora amin’ny zotram-pifidianana
  • Mandrisika ireo mpitrandraka ho tompon'andraikitra ilay fehezan-dalàna vaovao momba ny harena ankibon'ny tany

Sur notre série chômage et recherche d’emploi, voici 3 autres conseils pour optimiser sa période de chômage

  • C’est le moment de faire une autoévaluation : quels sont vos points forts, quelle a été l’expérience professionnelle qui vous a le plus marqué, quelle sont les compétences que vous voulez mettre en avant dans votre candidature, etc.
  • Restez cultivé. Suivez les actualités, lisez les journaux, tenez-vous au courant de ce qui se passe autour de vous, dans votre région et dans le pays. Intéressez-vous également à l’évolution du secteur qui vous intéresse. Visitez les salons, les séminaires et les conférences dans votre quartier, même s’il n’y pas forcément de recrutement.
  • Soignez votre profil sur les réseaux sociaux. Certains recruteurs vont aller jeter un Å“il sur le compte personnel des candidats. Paramétrez votre compte pour qu’il ne soit visible que par vous et vos amis

Ahoana ny hiatrehana ny fotoana tsy fananana asa ?

Vanimpotoana sarotra ho an’ny tanora ny tsy fananana asa sy fitadiavana asa. Ireto misy torohevitra telo afaka hanampy anao miatrika izany :

  • Makà fotoana handinihana ny tenanao : inona ny zavatra hainao ? Inona ny traikefa anananao ? Inona no mety mampiavaka anao amin’ny hafa ? sns
  • Mazotoa manara-baovao, na amin’ny onjampeo na fahitalavitra na amin’ny aterineto. Fantaro izay mitranga eo amin’ny tanana na faritra misy anao. Tsara ihany koa ny manatrika ireny salon, foara, seminera na fihaonam-be momban’ny asa ireny.
  • Raha mampiasa tambazotran-tserasera ianao, dia amboary mba hanintona mpampiasa ny zavatra zarainao any. Safidio tsara ny sary avoaka sy ny zavatra soratana.

D’un point de vue économique, les jeunes sont les plus touchés par les pertes d’emploi liées au Covid-19, rapporte l’INSTAT dans le résultat de son enquête réalisée en 2021. Ces jeunes sont âgés de 25 à 40 ans et les individus ayant un niveau d’enseignement supérieur sont les plus concernés. C’est-à-dire, ceux qui ont terminé le niveau secondaire et les études supérieures.

La majorité de ces jeunes ont exercé des emplois liés aux activités scientifiques et techniques, dans le secteur d’hébergement et de restauration ou transport. 70% d’entre eux sont dans le salariat, d’autres sont autoentrepreneurs et d’autres encore travaillent pour une entreprise familiale.

Inona ny fiatraikan’ny valanaretina covid-19 teo amin’ny tanora ?

Raha ny lafiny ara-bola no jerena, dia ireo tanora no betsaka very asa indrindra vokatry ny valanaretina covid-19, araka ny fanadihadiana nataon’ny INSTAT ny taona 2021. Tanora eo anelanelan’ny 25 hatramin’ny 40 taona eo, ary ireo izay nahavita fianarana no voakasika kokoa amin’izany. Izany hoe nandalo ambaratonga faharoa sy ambaratonga ambony.

Ny ankamaroan’ireo tanora very asa ireo dia niasa tamin’ny sehatra siantifika sy teknika, na koa tamin’ny fandraisam-bahiny sy fisakafoana ary fitaterana. Ny ankabeazany niasa tamina orinasa, ny hafa nanana ny orinasany manokana ary tao koa ireo niasa tamina orinasam-pianakaviana.

Le système douanier à Madagascar a été amélioré, plus modernisé grâce à une coopération bilatérale Madagascar et la Corée. Une solution pour booster le système de contrôle des fraudes et contrebande. Ainsi la surveillance des côtes sera renforcée.

Ny fanatsarana ny fampitaovana eo anivon’ny fadin-tseranana hanatsarana ny fitiliana sy ny fanaraha-maso ny fidirana sy ny fivoahan’ny entana eto amin’ny Nosy fa indrindra ny mety ho fisian’ny hosoka. Ny fanatsarana ny fampitaovana sy fomba fiasa no laharam-pahamehana ao. Eo ihany koa ny fanamafisana ny fanaraha-maso ny sisintany.

Les paysagistes font des prestations par rapport à la commande des clients. Le prix des fleurs pour bordure est à partir de 1000 ariary chacune. Ils plantent les gazons par partiel et le prix varie du type de gazon.

La médecine du sport est une spécialisation comme tous les autres après la médecine générale. Le médecin du sport conseille ses patients sur la physiologie du sport, la diététique sportive etc ; fait une couverture médicale des athlètes lors d’un match ou d’une compétition.

Miankina amin’ny komandin’ny mpanjifa ny asa zaridaina atao ao an-tokotaniny. Manomboka amin’ny arivo ariary ny sisim-boninkazo. Isaky ny ampahany na « partiel » kosa ny fambolena bozaka ho an’i Christian Eric sy ny ekipany.

Sampana iray aorian’ny fianarana ho dokotera ny dokotera ara-panatanjahantena. Manoro ny ezaka tokony hatao anaty fanatanjahantena izy ireo. Mitsabo ny atleta rehefa misy lalao lehibe ireny ihany koa. Misy 10 eo izy eto Madagasikara.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter