L’échange entre les jeunes sur la prise de rôrô, la participation des jeunes pendant la préparation électorale, et la grève des enseignants à l’université d’Ankatso était vif. Des sujets qui concernent surtout les jeunes.
Nafana ny ady hevitra niarahana tamin’ireo tanora mahakasika ny fandraisan’ny tanora Roro, ny fampandraisana anjara ny tanora amin’ny fanomanana ny fifidianana ary ny fitokonana ataon’ny mpampianatra eny. Loha-hevitra izay tena mahakasika ny tanora avokoa.
Le girofle graine une fois par an dès leur 4ème âge. Par contre son entretien se fait pendant toute l’année. Un climat ambiant lui est favorable. En 2022, les collecteurs achètent le kilo de girofle à 28000 ariary.
Pépinière de girofle
Les jeunes plantes de girofle peuvent être cultiver à partir de douze mois environ. Pour Isabelle, une pépiniériste, les clients devraient commander un an à l’avance pour acheter. Son prix varie entre 1000ar à 1500 ariary.
Indray mandeha no manome vaoniny ny jirofo ao anatin’ny taona iray fa mandavataona kosa ny fikarakarana azy. Manomboka eo amin’ny faha efa-taona eo izy amin’ny ankapobeny no manome vaoniny. Toe-trandro antonona foana ihany koa no tadiaviny mba ivelomany. 28000 ariary no nandraisan’ireo mpanangom-bokatra ny kilaon’ny jirofo efa maina sy voafantina tamin’ny taom-piotazana 2022 teo.
Zanaka-jirofo
Heritaona eo amin’ny ankapobeny vao azo afindra hambolena ny zanaka jirofo. Ho an’i Isabelle dia fandrihana heritaona mialoha ny zanakazo raha te hanjifa fa tsy misy tonga dia vonona. 1000 ar ny vidin’izany ao aminy.
L’ordre des infirmiers prévoit une stricte surveillance de ses membres. En effet. Des doléances sur des cas de corruption et de dérives ont été reçues. La plupart des infirmiers dans les hôpitaux de la ville sont plus concernés par cette doléance selon les informations que nous avons reçues. Et les infirmiers sortants de certains établissements privés sont les plus impliqués dans ce genre de cas.
Hanatanteraka fanaraha-maso entitra ho an’ny mpikambana ao aminy ny holafitry ny infirmier. Fitorohana momba ny kolikoly sy tsy fanatanterahana araka ny tokony ho izy ny asany no voarain’ny tompon’andraikitra. Ny ankamaroan’ireo mpitsabo mpanampy amin’ny hopitaly an-tanà n-dehibe no tena voakasik’io fitorohana. Ary ny ankamaroan’ireo mpitsabo mpanampy nivoaka tamin’ireo oniversite tsy miankina amin’ny fanjakana no tena voakasik’ity raharaha ity.
Les Sihanaka et le Ody Â
Depuis des siècles, les Sihanaka n’utilisent uniquement les plantes et les ressources naturelles que pour se soigner, mais aussi pour se protéger. Au fil des années, de génération en génération, ils ont su exploiter les ressources naturelles. Raison pour laquelle les Sihanaka sont réputés comme étant pratiquants des Ody ou mpilalao ody.
Nosindratsimilao
Le Nosindratsimilao est un ilot près de la plage de Fénerive Est. Il s’agit d’un tombeau qui est devenu un lieu sacré pour demander bénédiction aux ancêtres. Ce lieu est rempli de fady : interdit de s’y rendre le jeudi, les Merina n’ont pas accès à ce lieu.
Sihanaka sy ny Ody
Ara-tantara, tsy nampiasa fanafody hafa ankoatran’ny tao amin’ny faritra nisy azy ny olona Sihanaka na hitsaboana tena, na hiarovana ny fananana. Notrandrahin’izy ireo ny fampiasana izany ary tena nahomby taminy izany tany aloha. Izany no nahatonga ny tantara hoe mpilalao Ody ny Sihanaka
Nosin-dratsimilao
Nosy kely iray manakaiky ny sisin-dranomasinan’i Fenoarivo Atsinanana ny Nosindratsimilao. Fasana izy io saingy lasa toerana fanasinanana sy fangatahana fitahiana amin’izao fotoana izao. Misy fadiny io toerana io. Ohatra hoe tsy azo andehanana eny rehefa andro alakamisy. Tsy azon’ny Merina aleha ihany koa eny an-toerana. Â
Nous utilisons des matériaux faits en pierre au quotidien, que ce soit des matériaux de construction, des ustensiles divers ou des objets de décoration. Avant de devenir ces articles polis à notre disposition, la pierre brute suit un trajet : des carrières d’extraction jusqu’aux points de vente, en passant par des étapes de transformation. Nous allons d’abord consulter les conditions de travail des miniers sur une des carrières d’extraction célèbres près de la communauté d’Akamasoa, ensuite, un point de vente en plein air d’objets d’artisanat sur la Route Nationale 1.
Mampiasa fitaovana vita amin’ny vato isika amin’ny andavanandro, na hanorenana fotodrafitrasa, na ampiasaina ao an-tokantrano, na koa haingon-tanà na. Mialohan’ny ahazahoana mampiasa azy ireny anefa dia manaraka lalana ny vato : eny amin’ny toerana fitrandrahana vato ka hatrany amin’ny toerana fivarotana, mandalo dingana maro hamadihana azy. Hojerentsika aloha ny fomba fiasan’ireo mpamaky vato eny amin’ny toerana famoahana vato malaza manodidina ny akany Akamasoa, avy eo toerana fivarotana asa tanana iray eny amin’ny lalà m-pirenena voalohany.
Les langoustes sont des crustacés de la Grande île très prisées sur le marché international. Nous sommes actuellement en pleine campagne de la pêche à la langouste dans toute l’île. Il y a deux calendriers de fermeture de la pêche de ce crustacé. Etienne Bemanaja, directeur général de la pêche nous dit plus sur cette filière.
Mampiavaka an’i Madagasikara ny fananana Oratsimba na langouste. Anatin’ny vanim-potoanan’ny jono an’ity karazana hazandrano ity isika amin’izao ary amin’ny faritra rehetra dia ahitana azy. Tsy mitovy ny vanim-potoana hidian’ny jono ho an’ny faritra maromaro eto Madagasikara. Hizara momba io seham-pihariana io  Bemanaja Etienne Tale Jeneralin’ny Jono eo anivon’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena manga. Â
La commune de Manakara a du mal à gérer proprement ses déchets. Avec plus de 4 tonnes d’ordures par jour, seulement une dizaine de bacs à ordure et un camion sont utilisés pour les stocker dans des endroits déjà débordés. Pourtant, aucune société de recyclage n’est en vue. Rien que des initiatives personnelles comme celle de Natana, un jeune chercheur dont le projet est de collecter les déchets plastiques de sa ville pour les transformer en carburant. Il veut bien arriver loin, mais pas sans le soutien de l’Etat.
Ratsy tantana ny fako ao amin’ny kaominin’i Manakara. Fako 4 taonina mahery eo isan’andro no sahanina amin’ny fiara lehibe iray monja sy dabam-pako am-polony vitsy. Efa himpoka tanteraka ihany koa ny toerana fanatobiana izany, simba ny tontolo iainana. Tsy misy orinasa mpamadika sy mpikirakira fako anefa ao an-toerana na iray aza. Finiavan’olo-tsotra no misy, toa an’i Natana, tanora mpikaroka manangona ireny fako plastika ireny sy mamadika azy ho lasa solika. Tsy afaka hampiroborobo izany izy raha tsy misy fanohanana.