Baolina lavalava : maneho ny tsy fankasitrahany ny fihetsika nataon’ny Cosfa ny federasiona malagasin’ny rugby
Taranja Basketball : miatrika fiofanana mandritra ny 15 andro any Le Caire, Egypta ny ankoay U19 zazalahy ho fiomanana amin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany