COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Programme intégral

Andrea Razafi

Andrea Razafi

mercredi, 08 février 2023 11:05

Le Journal du 06 Février 2023

  • Chan 2022 : Les Barea accueillis en héros
  • Exploitation minière : la zone d’encadrement des petits exploitants miniers et d’orpailleurs de Vakinankaratra est opérationnelle
  • 300 mères célibataires ont bénéficié des formations pour l’accès aux emplois décents
  • Art culinaire : Orlando Randriamihaingo a porté haut le flambeau de Madagascar lors de la compétition Young chef Olympiad

  • Chan 2022 : Fandraisana makotrokotroka ho an’ireo Barea
  • Fitrandrahana harena an-kibon’ny tany : efa misy ny toeram-pitrandrahana ho an’ny mpitrandraka madinika
  • Antananarivo : reny tokan-tena miisa 300 no nisitraka fiofanana mba hazahoana asa mendrika
  • Haitaon’ny sakafo : nitondra ny fanilon’i Madagasikara i Orlando Randriamihaingo nandritra ny fifaninanana Olympiad Young chef

  • Encore quelques circulations suspendues après le passage de Cheneso
  • Morombe : plus d'une semaine sans électricité
  • Antananarivo - Vavatenina : 120 étudiants étudient temporairement sous des tentes de l'UNICEF
  • Covid-19 : Analamanga, Antsinanana, Vakinakaratra, 15 personnes testées positives

  • Fahatapahan-dalana taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Cheneso
  • Morombe : herinandro mahery tsy nisy jiro
  • Antananarivo - Vavatenina : mpianatra 120 no manohy fianarana vonjimaika anaty tranolain’ny UNICEF
  • Covid-19 : Analamanga, Antsinanana, Vakinakaratra, nahitana olona 15 voatily mitondra ny valanaretina
  • Ambohibary, Sambaina : l’exploitation de l’Artemisia aide les paysans à faire face aux périodes de soudure
  • Transformation d’huile d’arachide dans le Menabe : les paysans réclament du matériel adéquat à leurs besoins
  • Marovoay : 1200 hectares de rizières inondés
  • Région Melaky : citoyens et autorités plantent 10.000 arbres

  • Ambohibary, Sambaina : manampy ireo tantsaha hiatrika ny maitso ahitra ny vokatra artemisia
  • Menabe : mila fitaovana mifanaraka amin’ny filany ireo tantsaha amin’ny famadihana voanjo
  • Marovoay : tanimbary 1200 hektara no tondraky ny rano
  • Faritra Melaky : manam-pahefana sy olom-pirenena, namboly zana-kazo 10 000 fototra
vendredi, 03 février 2023 14:11

Le Journal du 03 Février 2023

  • CENI : la refonte totale de la liste électorale sera clôturée avant le 10 juin
  • Scolarisation : 90 % des élèves malgaches sont pauvres selon la Banque mondiale
  • 1500 nouveaux cas de lèpre ont été détecté à Madagascar chaque année

  • CENI : hifarana mialohany 10 jona ho avy izao ny fanavaozana tanteraka ny lisi-pifidianana
  • Avy amin’ny fianakaviana mahantra ny 90%-n’ny mpianatra malagasy hoy ny Banky iraisam-pirenena
  • Trangana habokana 1500 eo no hita eto Madagasikara isan-taona

vendredi, 03 février 2023 12:39

Le Journal des régions du 03 Février 2023

  • Le gobelet du riz à 1300 ariary à Ampasinambo Ifanadiana
  • Coupure de route à Soavinandriana : la commune de Mananasy isolée
  • Commune Ambohidratrimo : plus de 1000 veuves bénéficient d’un renforcement de capacité en artisanat
  • Vonjeo Ny Tsy an'Asa à Ihosy, pour une meilleure employabilité chez les jeunes

  • Tafakatra 1300 ariary ny kapoakan’ny vary ao Ampasinambo Ifanadiana
  • Soavinandriana : mitoka-monina ny kaominina Mananasy, tapaka ny lalana
  • Kaominina Ambohidratrimo : vehivavy mananotena 1000 nahazo traikefa amin’ny sehatra asa tanana
  • Programa Vonjeo Ny Tsy an'Asa ao Ihosy, ho fanampiana ireo tanora tsy an’asa
jeudi, 02 février 2023 13:53

Le Journal du 02 Février 2023

  • La task-force : élaboration de plans d’actions pour apporter des solutions à la lutte contre la malnutrition
  • International Catering Cup : l'équipe malgache est satisfaite du résultat
  • Le styliste Sih Rakout nominé au concours d’entreprises de mode Fashionomics
  • 2023
  • Jeunes diplômés : 80% ne savent pas quoi faire après les études

  • Task-force : famolavolana drafitr’asa ho fitondrana vahaolana amin’ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo
  • International Catering Cup : Afa-po tamin'ny valin'ny fifaninana amin'ny ankapobeny ny ekipa Malagasy
  • Fifaninanana orinasa misehatra amin’ny lamaody : tafiakatra amin’ny dingana famaranana ilay mpamorona hay fitafy Sih Rakout
  • Manodidina ny 80 isan-jaton’ireo tanora nahavita fianarana no tsy mahalala izay ho ataony aorian’ny fianarana

jeudi, 02 février 2023 12:52

Le Journal du 01 Février 2023

  • Activités d’orpaillage dans la région Betsiboka : Plus de 700 milliards d’Ariary de perte de devise pour Madagascar entre 2018 et 2021, selon la cour des comptes
  • Salles de classe détruites par le passage de Cheneso : les classes d’examen sont priorisées pour la reprise des cours
  • La méthode d’agriculture intelligente permet de rendre productif les sols infertiles et secs
  • Football : l’homme du match est évalué par rapport à sa performance sur terrain

  • Fitrandrahana volamena any amin’ny faritr’i Betsiboka : very vola mitentina 700 milliara ariary eo i Madagascar teo anelanelan’ny 2018 sy 2021, hoy ny fitsarana momba ny kaonty
  • Sekoly rava tamin’ny fandalovan’ny rivodoza Cheneso : atao laharam-pahamehana ireo kilasim-panadinana amin’ny fiverenana an-tsekoly
  • Hahafahana manampy amin'ny famokarana ny tany tsy mahavokatra sy maina ny teknika pfumvudza
  • Tsaraina amin’ny fahombiazany eo ambony kianja izay hofidiana mpilalao mendrika

  • Toamasina : comment les jeunes font-ils face à l’inflation
  • Mananjary : réhabilitation de la maison des jeunes achevée
  • La région de Bongolava procède au reboisement de lilas de perse et de Leucaena cette année

  • Toamasina : fiatrehan'ny tanora ankehitriny ny fiakaran'ny vidim-piainana
  • Mananjary : vita ny fanarenana ny tranoben'ny tanora taorian’ny 10 volana tsy nahafahana nampiasa izany
  • hiditra amin’ny fambolena voandelaka sy «leucena» ny faritry Bongolava manomboka amin’ity taom-pambolen-kazo ity

L’Euro s’est progressivement déprécié par rapport à l’Ariary. En fin janvier, elle s’échange à 4 600 ariary contre 4 800 ariary le 16 Janvier.  A chaque d’année, les opérateurs économiques importent moins des marchandises en Euro. Cette devise est donc facile à trouver en cette période et se dévalorise. De plus, la devise issue de l’exportation de fin d’année comme les letchis revient au pays et augmente la valeur d’Euro disponible à échanger localement. Explication de Manitra Andriamahefa, un économiste.

Nihena 200ariary ny sandan’ny EURO iray mitaha amin’ny Ariary ny volana Janoary 2023. Fotoana tsy dia hanafarana entana, vidiana amin’ny Euro, avy any ivelany ny volana Janoary. Betsaka ny EURO mijanona eto ka tsy hifampitadiavana loatra. Efa miverina eto ihany koa ny vola avy amin’ny fanondranana letchis izay mampiditra vola betsaka. Fanazavana entin’ny mpahay toe-karena, Andriamahefa Manitra.

mardi, 31 janvier 2023 12:27

Eau douce et eau de pluie, on en parle ?

REPORTAGE

Les résultats de recherche de l’Institut de Recherche pour le Développement ont été exposés à l’Alliance Française de Madagascar : 97% des eaux dans le monde représentent l’eau de mer. L’eau douce est considérée comme une ressource rare. Madagascar subit le changement climatique et seulement 24% des malgaches ont accès à l’eau potable. La désalinisation est une des solutions pour créer une eau douce.

Tsimok’arret est un jeu créé par Infinity Créative pour sensibiliser les enfants à respecter l’eau douce et connaitre les maladies issus des eaux pollués

INTERVIEW

L’eau de pluie est-elle salubre ?

Explication de Jimmy Lahinambinina, Ingénieur en météorologie

ASTUCE

Comment nettoyer ses plantes ?

REPORTAGE

Naranty tao amin’ny Alliance Française Antananarivo ireo voka-pikarohana momba ny ranomamy nataon’ny Institut de Recherche pour le Développement : 97 isan-jaton’ny rano eto an-tany no ranomasina. Loharano sarobidy ny ranomamy ao anatin’izany. Misedra ny fiovaovan’ny toetr’andro i Madagasikara ary 24 isan-jaton’ny Malagasy ihany no misitraka rano fisotro madio. Fomba iray azo hamoronana ranomamy ny fanalana ny sira amin’ny ranomasina.

Fitaovana iray noforonin’ny Infinity Creative ny kilalao Tsimok’arret hanentanana ireo ankizy tsy handoto rano sy hamantatra ireo aretina azo avy amin’ny rano maloto

INTERVIEW

Madio sa maloto ny ranon’orana ?

Fanazavan’i Lahinambinina Jimmy, Injeniera momba ny toetry ny andro

ASTUCE

Fanadiovana ireo zava-maniry ao an-trano na zaridaina

  • Route nationale : La circulation reprend sur les RN4 et RN6
  • Mahajanga : Le prix des tomates a décuplé
  • Vankinankaratra : Les habitants vont travailler ensemble pour développer le tourisme rural
  • Région Melaky : La forêt de mangrove s'abîme à cause du changement climatique
  • Plantation d'arbres : Nous brûlons plus de forêts que nous n'en plantons

  • Lalam-pirenena : Miverina ny fifamoivoizana any amin’ny lalam-pirenena faha-4 sy faha-6
  • Mahajanga : Niakatra avo folo heny ny vidin’ny votabia
  • Vankinankaratra : Hiara-mientana hampandroso ny fizahan-tany amin’ny tontolo ambanivohitra ny mponina
  • Faritra Melaky : Miha simba vokatry ny fiovaovan’ny toetr’andro ny ala honko
  • Fambolen-kazo : Mandoro ala mihoatran’ny mamboly isika
mardi, 31 janvier 2023 12:03

Le Journal du 31 Janvier 2023

  • Indice de Perception de la Corruption 2022 : Madagascar classé 142ème sur 180 pays
  • Les rumeurs sont des facteurs de réticence à la vaccination COVID 19
  • Peste à Anjozorobe : tous les cas suspectés sont négatifs
  • Métiers du numérique :  les compétences sur la cybersécurité et l’infrastructure informatique sont les plus recherchées par les entreprises 

  • Maridrefy itarafana ny kolikoly taona 2022 : Mitana ny laharana faha 142 amin’ny firenena 180 i Madagasikara
  • Isan’ny mampihemotra ny olona hanao vaksiny COVID19 ny tsaho
  • Peste any Anjozorobe : voamarina taorian’ny fitiliana fa tsy misy tranga any antoerana
  • Sehatry ny asa nomerika : ny fahaiza-manao eo amin’ny lafin’ny fiarovana an’habaka sy fotodrafitr’asa Informatika no tena tadiavin'ny orinasa

  • Vatovavy : La saison de plantation sera officiellement ouverte le jeudi 2 février
  • Tsiafajavona : des femmes en formation pour devenir technicienne en charge de l'énergie solaire
  • Vakinankaratra : Le 5ème caserne a été inauguré hier dans la capitale du Vakinankaratra

  • Vatovavy : Sokafana amin’ny fomba ofisialy ny alakamisy 2 febroary izao ny taom-pambolenkazo
  • Tsiafajavona : Vehivavy miofana ho teknisianina miandraikitra ny fikarakarana herinaratra avy amin’ny masoandro
  • Vakinankaratra : Notokanana omaly ny holafy vonjiaina faha-5 eto amin’ny renivohitry vakinankaratra
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter