COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Programme intégral

Andrea Razafi

Andrea Razafi

Certains éléments de la culture apportent le développement comme la science. Cette dernière apporte des innovations dans la technique humaine. C’est pareil pour l’art qui est une opportunité à la création d’emploi, un rouage dans l’économie.

D’autres éléments sont considérés comme des blocages au développement. Des pratiques locales sont contraires au bon fonctionnement du travail. Elles s’opposent également au respect des droits humains, surtout des droits de la femme et des droits de l’enfant, qui sont qualifiés comme porteur de développement. Grâce à ces droits, chaque membre de la société peut ainsi être acteur de croissance. Les intervenants : Damy Govina, spécialiste en développement culturel et diversité culturelle ; Tiana Ravaloson, Président de l’ONG Tokontany iraisana ; Ny Ranto Rabarson, membre du Raro Aro Mada, défenseur des droits humains débattent sur la question « La culture est-elle un levier ou un blocage au développement ? »

 

 

 

Misy amin’ireo kolontsaina no mitondra fampandrosoana ho an’ilay fiarahamonina. Toy izany izao ny fahaizana na ny siansa. Mitondra ireo zava-baovao mitondra amin’ny fivoarana ny siansa ampifangaroana amin’ny fahaiza-manao. Mitovy amin’izay ihany koa ny zava-kanto. Lalana iray amin’ny famoronan’asa izy ireny ary hahafahana mampiodina ny toe-karen’ny vondrona iray.

Ny sasany amin’ireo kolontsaina kosa anefa dia sakana ho an’ny fandrosoana. Matetika misy ireo fomba amam-panaon’ny vondrona ohatra mifanohitra amin’ny fampandehanan’asa. Misy ihany koa ireo manohitohina ny zon’olombelona, ny zon’ny vehivavy sy ny zon’ny ankizy. Ireo zo ireo izay heverina fa mitondra amin’ny fampandrosona satria mampandray andraikitra ny tsirairay ary manisy lanjany azy ireo. Mahatonga ny olona ao amin’ny vondrona ho tompon’andraikitra amin’ny fampandrosoana. Miady hevitra amin’ity fanontaniana hoe « manandratra sa manakana ny fandrosoana ny kolontsaina ? » ireo mpandray anjara amin’ny ady hevitra : Damy Govina manampahaizana manokana momba ny kolontsaina marolafy ; Ravaloson Tiana, filohan’ny ONG Tokontany Iraisana ; Rabarson Ny Ranto, mpikambana ao amin’ny Rary Aro Mada, mpiaro ny zon’olombelona.

mardi, 14 février 2023 05:37

Le Journal du 13 Février 2023

  • Cyber sécurité : 40 000 cas de cyberattaques sont recensés par jour à Madagascar
  • Harcèlement au travail : une réalité souvent gardée sous silence
  • Etude Supérieure : l’université d’Antananarivo se dote d’un centre de ressources et de documentation « American Corner »
  • Les femmes astronomes malgaches en difficulté à cause du manque d’opportunité

  • Fiarovana an’habaka : trangana fanafihana an’habaka 40 000 isan’andro no hita eto Madagasikara
  • Herisetra sy fanerena eo amin’ny sehatry ny asa : zava-misy tsy resahana
  • Fampianarana ambony, napetraka eo anivon’ny oniversiten’Antananarivo ny ivon-toerana ahafahana manao fikarohana na « American Corner »
  • Misedra olana nohon’ny tsy fahampian’ny varavarana misokatra ireo vehivavy malagasy astronome

  • Commune Mahatara Sud Mananjary : des écoles ruinées par le cyclone Batsirai pas encore réhabilitées
  • Les joueurs de Barea sont officiellement accueillis dans leur Région d’origine
  • Des jeunes de Toamasina se sont intéressés par la conférence Psychologie de l’amour

  • Kaominina Mahatsara Sud, distrikan’ny Mananjary : herintaona taorian’ny rivodoza batsirai mbola tsy nisy fanarenana ny sekoly rava rehetra
  • Notsenaina tamina lanonana isaky ny Faritra niaviany ireo mpilalaon’i Barea
  • Tanora maro no liana momba ny « Psychologie de l’amour » tao Toamasina
lundi, 13 février 2023 07:56

Sifflet du 12 Février 2023

  • Préparation des jeux des îles : 45 Athlètes vers la chine
  • Basketball : Mathias M'Madi participera au camp Basketball Without Borders
  • Tennis : Madagascar Vice-champion du championnat d’Afrique U18
  • Football : Et c’est parti pour la Pro Ligue
  • Judo : Le judoka Japonais Tomokazu Iwahori entamera une tournée nationale

  • Fanofanana ho an’ny Lalaon’ny nosy : Atleta malagasy miisa 45 hihazo an’i Chine
  • Baskety : Handray anjara amin’ny fanofanana maneran-tany atao isan-taona na ilay hoe Basketball Without Borders i Mathias M'Madi
  • Tenisy : Laharana faharoa isika teo amin’ny fifaninanana afrikana tamin’ny tenisy ho an’ireo latsaky ny valo ambinifolo taona izay natao tany Egypte
  • Baolina kitra : Niverina an-kianja nanomboka omaly ireo ekipa mpikatroka anatin’ny Pro League
  • Judo : Hanatanteraka fitetezam-paritra hizarana traikefa i Tomokazu Iwahori, judoka Japoney
dimanche, 12 février 2023 09:30

Le Journal des régions du 11 Février 2023

  • Antsirabe : La clinique Ave Maria dotée d’un « mammographe »
  • Mananjary : Des nouvelles salle de classe pour le CEG Tsiatosika
  • Ihorombe : Le cas paludisme ne cesse d’augmenter

  • Antsirabe : Nahazo « mammographe » ny Clinique Ave Maria
  • Mananjary : Nahazo lakilasy vaovao  ny CEG ao amin’ny kominina tsiatosika
  • Ihorombe : Miakatra ny tahan’ny olona voan’ny tazomoka
vendredi, 10 février 2023 13:34

Le Journal des régions du 09 Février 2023

  • Antsirabe : Les « sous-produits » des usines au bénéfice des artisans recycleur
  • Entrepreneuriat : Une formation pour le Centre d'affaires régional d’Anosy
  • Tourisme : les tarifs en vigueur applicables pour les droits de Visa pour Madagascar n’ont pas encore été ajustés
  • Enseignement : Le Lycée LTP Soavina en extension

  • Antsirabe : Hisitraka ireo lamba tsy mety amin'ny famokaran'ny orinasa intsony ireo mpanao asa-tanana misehatra amin'ny lamba
  • Anosy : Hahazo fanofanana ny Centre d'affaires régional any Anosy na Cara
  • Fizahan-tany : Tsy mbola nasiam-panovana ny sandan’ny fangatahana VISA
  • Lisea Teknika LTP Soavina : Efa manomboka ny fanitarana ny foto-drafitrasa
vendredi, 10 février 2023 13:28

Le Journal du 08 Février 2023

  • La société civile insiste sur la modification du code électoral
  • Le nombre d’enfants de rue d’Antananarivo a été multiplié par dix en 5 ans
  • Impacts de la pauvreté : une série de suicides depuis janvier
  • Alimentation animale : les éleveurs changent d’activités à cause de la flambée du prix de maïs

  • Mila ovaina ny lalam-pifidianana hoy ny firaisamonim-pirenena sasany
  • Niakatra avo folo heny tao anatin’ny dimy taona ny isan’ny ankizy mpirenireny an-dalambe eto Antananarivo
  • Ankon’ny fahasahiranana : nisesy ireo tranga famonoan-tena
  • Sakafom-biby : miova seha-pihariana ireo mpiompy noho ny halafon’ny katsaka

vendredi, 10 février 2023 13:21

Le Journal des régions du 10 Février 2023

  • Farafangana : Seul 3% des habitants paye leurs impôts
  • Ihorombe: L’action antiacridien continue à Satrokala
  • Analamanga : Les cinq arrondissements bénéficieront du Programme Volontaire des Nations Unies

  • Fandoavana hetran-trano eny amin’ny kaominina: 3 isan-jaton’ny mponina ao Farafangana ihany no nahavoaloha
  • Faritra Ihorombe : mbola mijanona mamono sy manara-maso any Satrokala ireo teknisianina mpamono valala
  • Faritra Analamanga : Boriboritany dimy voakasiky ny tetikasa tolotr'asa an-tsitrapo
vendredi, 10 février 2023 13:14

Le Journal du 09 Février 2023

  • Tourisme : Madagascar multiplie les apparitions internationales pour relancer le secteur
  • Education : Le niveau des primaires en hausse
  • Violences faites aux femmes : la plupart des victimes ne portent pas plainte à cause d’un manque de confiance à la justice
  • Formalisation administrative : Coup de pouce aux jeunes entrepreneurs dans la régularisation de leur entreprise à travers la création d’un CGA

  • Fizahan-tany : miantso ireo mpampiasa vola hiantsehatra eto Madagasikara
  • Lentam-pahalalana eny an-tsekoly : nihatsara sy nisy fivoarana ny fahaizan’ireo ankizy
  • Herisetra mahazo ny vehivavy : tsy mitory ny ankamaroan’ireo lasibatra nohon’ny tsy fahampiana fahatokisana amin’ny fitsarana
  • Fanaraha-drafitra : napetraka ny ivontoeram-pitantanana nankantoavina hanampiana ireo orinasa madinika sy salantsalany

 

vendredi, 10 février 2023 13:08

Le Journal du 10 Février 2023

  • Présidentielle 2023 : les propositions de dates sont sorties
  • SAMIFIN : les enjeux financiers illicites ont augmenté en 2022
  • Etudes à l’étranger : certaines universités ont allégé les exigences en langues

  • Fifidianana filoham-pirenena 2023 : nanolotra ireo datim-pifidianana ny Ceni
  • Toamasina : voasarika amin'ny fifohana zava-mahadomelina ireo tanora miditra amina toeram-pisotroana zava mahamamo
  • Alaotra, miasa hatramin’ny alahady ireo tantsaha manetsa vary noho ny fiakaran’ny vidim-bary
  • Fianarana any ivelany : tsy mitaky fahafehezana teny vahiny ny sasany amin’ireo sekoly ambony

  • Toamasina : les jeunes sont un pionnier pour la paix
  • Androy : Huit mères de famille en formation sur l’énergie solaire
  • Mahajanga : dépistage du diabète et contrôle de tension artérielle gratuits
  • Analamanga, Itasy, Vakinakaratra : Presque 50 000 paysans reçoivent les engrais minéraux et biologiques

  • Toamasina : fototra iray hafahana mametraka fandriam-pahalemana ny tanora
  • Androy : renim-pianakaviana valo nampiofanina momban’ny herinaratra azo amin’ny herin’ny masoandro
  • Mahajanga : fitilina maimaimpoana ny diabeta sy tosi-drà eo alohan’ny lapan’ny tanana
  • Analamanga, Itasy, Vakinakaratra : Tantsaha latsaky ny 50 000 izarana masom-boly sy zezika mineraly sy biolojika
mercredi, 08 février 2023 11:21

Le Journal des régions du 07 Février

  • Fokontany Andranodaro - Manakara : les habitants souffrent à cause de l’inondation
  • Nosy Varika : Une zoonose a tué 25 bÅ“ufs depuis janvier
  • SOFIA : La saison de reboisement lancé à l’université en construction

  • Fokontany Andranodaro - Manakara : misedra ny mafy noho ny fiakaran’ny rano ny mponina rehefa fotoam-pahavaratra
  • Nosy Varika : Omby 25 no matin’aretina hatramin’ny volana janoary
  • SOFIA : Nisantatra ny taom-pambolen-kazo tany amin’ny faritry ny Oniversite eo andalam-panamboarana
mercredi, 08 février 2023 11:13

Le Journal du 07 Février 2023

  • La partie Sud-est de Madagascar s’expose au kere malgré les potentiels agricoles
  • Madagascar : une bonne performance dans la production de girofle en 2022
  • Droit des employés : certains employeurs des zones franches et des centres d’appel font travailler les employés au-delà des heures légales sans payer
  • Environnement : 18 milliards d’Ariary pour 64 aires protégées malgaches

  • Tany afaka mamokatra betsaka ny ilany atsimo atsinanan’ny Nosy saingy mihatratran’ny Kere
  • Madagasikara : nihatsara ny vokatra jirofo ho an’ny taona 2022
  • Zon’ny mpiasa : mpampiasa sasany amin’ny orinasa afakaba sy ireo misehatra amin’ny ivom-piantsoana no mampiasa mihoatra ny ora ara-dalana kanefa tsy mandoa tambin-karama
  • Environnement : 18 milliards Ariary hanampiana an’ireo faritra arovana malagasy

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter