COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Programme intégral

Andrea Razafi

Andrea Razafi

  • La réhabilitation de la RN2 pour bientôt
  • Madritsara : des gobelets de riz truqués circulent sur les marchés
  • Analamanga : plus de 38.000 patients soignés lors de la caravane médicale

  • Hatomboka tsy ho ela ny fanarenana ny lalam-pirenena faharoa
  • Mandritsara : mangalatra fatra ireo mpivaro-bary
  • Faritra Analamanga : Maherin’ny 38 000 ny olona nisitraka fizaham-pahasalamana nandritry ny 8 andro
  • La coopérative Fianarantsoa -Cote Est va bientôt être réhabilité
  • Une EPP a été installé à Ambodimandrorofo
  • Célébration 8 mars : Les pèlerins sont déjà actuellement à Antananarivo

  • Ho harenina ny zotra Fianarantsoa- Cote Est 
  • Nahazo sekoly ambaratonga fototra Ambodimandrorofo
  • Fankalazana ny 8 martsa : Efa misy tonga eto Antananarivo ireo mpizaika
jeudi, 09 mars 2023 05:59

Sifflet du 08 Mars 2023

  • Basket : l’équipe malgache affrontera l'Australie et la République Tchèque en match de barrage pour accéder à la mondiale FIBA 3x3
  • La Coupe d'Afrique de rugby à 15 féminin aura lieu à Antananarivo
  • Barea : 11 joueurs du CHAN 2023 dans la liste finale de Barea pour la qualification de la CAN
  • Sport boules : ouverture de la saison 2023, quelques championnats du monde et les jeux des îles aux programmes

  • Basket : hifandona amin'ny Aostralia sy ny Repoblika Tchèque ny Malagasy amin'ny fifanintsanan'ny mondial FIBA 3x3
  • Hatao eto Antananarivo ny fiadina ny amboaran'i Afrika amin'ny Rugby vehivavy lalaovin'olona 15
  • Barea: mpilalao 11 nandray anjara tamin’ny CHAN 2023 no mandrafitra ny lisitry ny ekipa hanao ny fifanintsanana andehana amin’ny CAN
  • Tsipy kanetibe: misokatra amin'ity volana martsa ity ny taom-pilalaovana, hisy fiadiana ny tompondaka erantany sy lalaon'ny nosy
  • Région Atsimo Andrefana : La célébration du 8 mars reportée en raison du mauvais temps
  • Commune Mananasy District de Soavinandriana : Plus de 150 hommes s’entraident pour construire un canal d’irrigation
  • Mananjary : Visite des femmes détenues par l’association des femmes de Mananjary
  • Région Amoron’i Mania : 300 cartes professionnelles pour les pisciculteurs distribuées dans la Communne Rurale d'Imito

  • Faritra Atsimo Andrefana : Ahemotra ny fankalazana ny 8 martsa vokatry ny andro ratsy
  • Kaominina Mananasy distrikan’ny Soavinandriana : Vatan-dehilahy maherin’ny 150 manao tanamaro mamaky tendrombohitra
  • Mananjary : Namangy ireo vehivavy voafonja ny fikambanan’ny vehivavy ao mananjary
  • Faritra Amoron’i Mania : Karatra maha mpiompy Trondro 300 isa, nozaraina tao amin’ny Kaominina Imito
jeudi, 09 mars 2023 05:43

Le Journal du 08 Mars 2023

  • Politique et processus électoral : beaucoup de facteurs empêchent les femmes d’y participer
  • Lutte contre la corruption : le BIANCO mise sur les femmes
  • De moins en moins de richesses créées par le secteur privé à Madagascar
  • Lors de l’entrepreneuriat : des projets non étudiés, à l’origine de l’échec

  • Politika sy zotram-pifidianana : maro ny manakana ny vehivavy handray anjara
  • Ady amin’ny kolikoly : miankina amin’ny vehivavy ny BIANCO
  • Mihakely ny harena foronin’ny sehatra tsy miankina eto Madagasikara
  • Fandraharana : ny tandrevaka amin’ny fandrafetana ny tetikasa no mampirodana ny orinasa

mardi, 07 mars 2023 13:27

Le Journal du 07 Mars 2023

  • Electrification rurale : les femmes ingénieures solaires sont opérationnelles
  • Arrêt du cours à cause du cyclone : certaines écoles priorisent les contenus du programme scolaire pour les examens
  • Digitalisation de la création d’entreprise : une hausse de formalisation enregistrée

  • Famatsiana herinaratra : Afaka miasa ireo renim-pianakaviana niofana momba ny angovo avy amin’ny herin’ny masoandro
  • Mihato ny fampianarana vokatry ny rivo-doza : manao laharam-pahamehana an’ireo lesona manan-danja ny sekoly hanomanana ny fanadinana
  • Digitalisation an’ny fananganana orinasa : miakatra ny fangatahana hiditra amin’ny ara-dalàna

  • District de Mananjary : 85% de la population sont sinistrés
  • Independence financière : une formation pour 460 femmes des 23 régions
  • 8 mars à Mandritsara : les célébrations ont débuté le 25 février  

  • Distrikan’ny mananjary : Traboina ny 85% ny mponina ao amin’ny kominina Mahatsara Sud
  • Fahaleovantena arak’asa : Vehivavy 460 avy amin’ny faritra 23 manerana ny nosy no nahazo fanofanana
  • Mandritsara : Efa hatramin’ny 25 febroary no nomarihina ny andro maneran-tany ho an’ny zon’ny vehivavy
mardi, 07 mars 2023 11:41

Le Journal du 06 Mars 2023

  • Retour du cyclone Freddy : la partie Ouest et Sud-Ouest de Madagascar classées zones rouges
  • Exploitation minière : Les femmes font face à des risques d’exclusion
  • Transport maritime : de plus en plus exposés à des piratages informatiques
  • Amélioration de la condition de vie en milieu carcéral : les acteurs se rassemblent dans une seule plateforme

  • Fiverenan’ny rivodoza Freddy : sokajiana ho faritra mena hatreto ny faritra Atsimo Andrefana
  • Fitrandrahana  : Iharan’ny fanilihana ny vehivavy
  • Fitaterana an-dranomasina : lasa lasibatry ny fanafihana amin’ny alalan’ny informatiques
  • Fanatsarana ny kalitaon’ny fiainana any am-ponja : mitambatra anaty vovonana iray ireo fikambanana amin’io sehatra io

  • Région Atsinanana : Le domaine de l’entreprenariat reste accessible
  • Mandritsara : 1200 jeunes plants sont plantés
  • Atsimo Andrefana : Une rupture du barrage de Fiherena n’est pas encore à craindre

  • Faritra Atsinanana : Mbola malalaka ny sehatry ny fandraharahana
  • Zanakazo miisa 1200 no novolen’ireo tanora ao Mandritsara
  • Faritra Atsimo Andrefana : Tsy mbola vaky ny fefiloha an’i Fiherena
mardi, 07 mars 2023 11:16

Sifflet du 05 Mars 2023

  • Volley Ball CCC zone 7 : l’aventure s’est terminée à la demi-finale pour le GNVB catégorie féminine, toutes les 3 autres équipes ont échoué
  • Qualification à la CAN 2023 : la liste des joueurs de l’équipe malgache connue ce lundi 6 mars
  • Basketball Alley hoop 4è édition : le match a débuté au palais de sport Mahamasina depuis ce vendredi
  • Ultra Trail des Ö Plateaux : l’inscription pour la 14è édition est toujours en cours

  • Volley ball CCC zone 7 : nijanona teo amin’ny lalao manasa-dalana ny dian’ny ekipa malagasy GNVB sokajy vehivavy, nihitsana avokoa ireo ekipam-pirenena roa hafa
  • Fifanintsanana ho an’ny lalao CAN 2023 : fantatra rahampitso 6 martsa ireo mpilalao mandrafitra ny ekipa malagasy
  • Basketball Alley hoop andiany faha 4 : natomboka ny zoma lasa teo tetsy amin’ny kianjan’ny Mahamasina
  • Azakazaka UTOP andiany faha 14 : mbola mitohy ny fisoratana anarana
mardi, 07 mars 2023 11:11

Sifflet du 01 Mars 2023

  • Quatrième jour du volley ball CCC Zone 7 : l’équipe malgache catégorie féminine Stef’Auto à la demi-finale
  • Rodrigues International Kitesurf Festival (RIKF): 3 joueurs malgaches y participeront
  • Football orange pro-league : 8 matchs dans le calendrier pour ce week-end

  • Volley ball CCC Zone 7 andro faha efatra : tafiakatra amin’ny lalao ampahefa-dalana ny ekipa malagasy Stef’auto
  • Festival international Kitesurf : mpilalao Malagasy 3 no handray anjara
  • Baolina kitra football Orange pro-league:  lalao valo no hatrehan’ireo ekipa mpifanandrina amin’ny faran’ny herinandro izao
vendredi, 03 mars 2023 13:16

Le Journal du 03 Mars 2023

  • Financement de la campagne électorale : le secteur privé revendique la transparence
  • Le manque d’expérience, obstacle pour avoir un emploi décent chez les jeunes ruraux
  • Les planteurs de cacao procèdent à la production du chocolat
  • Carte professionnelle pour les artisans : pour une meilleure régulation des métiers

  • Fifidianana : mitaky ny fangaharahana mahakasika ireo famatsiam-bola avy amin’ireo orinasa ny sehatra tsy miankina
  • Anisan’ny sakana tsy ahitan’ny tanora avy any ambanivohitra asa mendrika ny tsy fahampiana traikefa
  • Miroso amin’ny fanodinana sokola ireo mpamboly
  • Hetsika karatra maha matihanina ho an’ny mpanao asa tanana : tsy ampy ny fampahafantarana

Non, c’est interdit par la loi, notamment à Madagascar.

On fait de la publicité pour les médicaments quand on incite ou on encourage la prescription, la vente et la consommation de médicaments par le public.

Mais c’est interdit car les médicaments sont des produits spécifiques. Il faut bien veiller à leur usage et à leur consommation par le grand public. La communication autour des médicaments est réservée aux entités travaillant dans la santé ou au corps médical. Les informations d’usage seulement sont autorisées.  Et cela ne doit pas être mensongère, ni menacer la santé publique. Seuls les médicaments ayant obtenus l’Autorisation de Mise sur le Marché doivent être communiquées. La communication doit toujours noter les effets indésirables, elle doit noter toutes les informations importantes de la notice de façon objective.  Enfin, elle doit renvoyer le public à la prudence et à la consultation de médecin.

Pour Madagascar, c’est la commission Nationale de Contrôle de la Publicité Pharmaceutique qui contrôle les publicités sur les médicaments.

Azo atao ve ny manao dokambarotra momba ny fanafody?

Tsia, voararan’ny lalàna izany, indrindra eto Madagasikara.

Manao dokam-barotra momba ny fanafody ny olona iray rehefa mandrisika sy mitaona ny fivarotana ary ny fihinanana fanafody ho an’ny mpanjifa.

Voarara izany satria tsy toy ny entam-barotra rehetra ny fanafody. Mila fitandremana ny fampiasana azy mba hiantohana ny fahasalamam-bahoaka. Ireo vondrona miasa amin'ny fahasalamana na ny mpiasan’ny fahasalamana ihany no afaka miserasera momba ny fanafody. Ary ny fampahalalana momba ny fampiasana azy ihany no azo atao. Tsy mahazo mamitaka izany, na manohintohina ny fahasalamam-bahoaka. Ny fanafody nahazo alalana avy amin’ny Autorisation de Mise sur le Marché ihany no azo hampahafantarina. Ary tsy maintsy mampahafantatra ny fitandremana, manamarika foana ny voka-dratsiny, mampahafantatra ireo teboka manan-danja rehetra anaty  taratasy fanoroana. Ary farany, mila manoro hoe tsy mandray ilay fanafody raha tsy manatona dokotera. Ho an’i Madagasikara, ny Vaomieram-pirenena misahana ny fanaraha-maso ny dokam-barotra momba ny fanafody no manaramaso izany.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter