COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Programme intégral

Andrea Razafi

Andrea Razafi

Depuis 10 ans, Lova travaille dans la fabrication des meubles en bois. Ce n'est pas difficile, il faut juste s'habituer et être créatif, dit-il. Les outils à utiliser sont également peu nombreux et simples mais permettent de fabriquer de bons meubles. L'objectif est vraiment de satisfaire les clients.

Le Centre de formation technique et professionnelle de Tsarahonenana, à Antananarivo, propose des formations gratuites pour les jeunes défavorisés, les handicapés et pour tout le monde, a indiqué un responsable de cette école. Le centre propose différents types de formation. Elles sont toutes adaptées aux besoins de chacun.

Mandrafitra fanaka vita amin’ny hazo no asan’i Lova nandritry ny 10 taona. Tsy dia sarotra ny manao azy io rehefa zatra sy tia karokaroka foana hoy izy. Ny fitaovana hampiasaina ihany koa, na kely sy tsotsotra ary dia hatafavoahana fanaka tsara foana. Ny tanjona dia ny hanomezana fahafaham-po ireo mpanjifa.

Manome fampiofanana maimaimpoana ho an’ny tanora sahirana ara-pivelomana, ny manana fahasembanana ary ho an’ny rehetra ny ivon-toeram-pampiofanana teknika sy arak’asa mampiaty eny Tsarahonenana, Antananarivo hoy ny tompon’andraikitra iray eo anivon’ity sekoly ity. Misy karazany maro ny fiofanana ary natao hifanaraka amin’ny filàn’ny tsirairay izany.

Reportage :

Madagascar fait partie des pays où les pesticides chimiques dominent encore dans les pratiques. Depuis la propagation des chenilles légionnaires dans l’île en 2016, des usines malgaches ont commencé leur recherche sur les biopesticides respectueuse de l’environnement. Entre autre, Le paragri 45 de la société Biozen, étant le premier à en fabriquer ou encore le pestigasy du startup Adigasy sont maintenant à la portée des agriculteurs locaux.

 

Interview:

 

Sa richesse en biodiversité est ce qui rend la grande île unique. Des multitudes de flores y sont classifiés comme endémiques. Les graminées en font partie. 85% de cette espèce végétale ne se trouvent qu’à Madagascar, affirme le docteur biologiste et botaniste, Jan Hackel.

 

DIY

Ne brûlez pas les pneus crevés, ne les jetez pas non plus. On peut les transformer en objet de décor pour la maison. Voici les étapes à suivre pour les transformer en table basse.

Reportage

Firenena isan’ny mbola manome alalana ny fampiasana fanafody famonoana biby kely misy akora simika i Madagasikara. Nanomboka nanao fikarohana momba ny “biopesticide” anefa ireo orinasa malagasy sasany rehefa nirongadra teto amin-tsika ny fanday lejionera mpanimba voly ny taona 2016. Fanafody biolojika miaro ny tontolo iainana. Isan’ny nivoaka voalohany ny paragri 45, vokarin’ny orinasa Biozen. Miketrika ny vokatra toy izany ihany koa ny avy amin’ny startup Adigasy antsoina hoe pestigasy.

Interview

Maro ireo zava-maniry mampiavaka an’i Madagasikara, kanefa ahiana ho lany tamingana. Isan’izany ny graminés na bozaka. 85% amin’ireo karazam-bozaka dia tsy hita afatsy eto irery ihany ka ilana fikarohana sy paik’ady entina miaro azy hoy ny mpikaroka vahiny amin'ny sehatry ny biolojia, docteur Jan Hackel.

 

DIY

 

Aza ariana na dorana ny kodiarana tsy ilaina intsony! Fomba iray azo atao ny mamadika azy ho lasa latabatra kely.

jeudi, 19 janvier 2023 12:16

Sifflet du 11 Septembre 2023

  • Barea : qualification à la phase finale de la CHAN Algérie 2023
  • CAN U18 Handball : les Akio se contentent d’un match de classement
  • Ladies Maki : départ pour le mondial rugby à 7 dames à Cape Town, Afrique du Sud
  • Basket-ball : championnat national 2ème division, N1B homme à Ambovombe Androy, U20 et N1B Dame à Fianarantsoa

  • Barea CHAN : tafiakatra amin’ny dingana faran’ny CHAN 2023 any Algérie
  • CAN U18 Handball : mionona amin’ny lalao fiadian-toerana ny Akio Madagasikara
  • Maki vehivavy : hanainga ho any Cape Town, Afrika Atsimo hiatrika ny fiadiana ny amboara maneran-tany amin’ny rubgy lalaovin’olona fito
  • Basket-ball : fiadiana ny amboaram-pirenena divisiona faharoa, (N1B) lehilahy any Ambovombe Androy, ny sokajy vehivavy sy ny U20 any Fianarantsoa
jeudi, 19 janvier 2023 12:02

Le Journal du 19 Janvier 2023

  • La tempête tropicale Chenoso fait son entrée à Antalaha, Diana, Sava et Analanjirofo classées zones rouges
  • Eau douce à Madagascar : Denrée rare
  • Moins de 10 % des agriculteurs œuvrent dans la production de semence de qualité
  • Propagande et risque de désinformation : les partenaires sociaux recommandent l’éducation aux médias avant les élections

 

 

 

 

 

  • Miditra ao Sambava sy Antalaha ny rivo-mahery Chenoso, mipetraka ho faritra mena ny faritra Diana, Sava ary Analanjirofo
  • Rano mamy eto Madagasikara : Sarobidy nefa sarotra azo
  • Latsaky ny 10 isan-jaton’ny tantsaha no misehatra amin’ny famokarana masomboly
  • Fonja eto Madagasikara : 98 isan-jaton’ireo voafonja no misedra faharerahan-tsaina, araka ny fanadihadiana nataon’ny Humanité Inclusion

  • Le secteur apiculture en danger dans le Vatovavy
  • Période cyclonique : les jeunes d’Ambodisaina travaillent comme sauveteurs bénévoles
  • Taolagnaro : les poissons rambolo envahissent la mer du sud-est
  • Morafenobe : coupure du pont, hausse des prix des PPN

  • Ahiana ho lany tamingana ny tantely ao Vatovavy
  • Andro ratsy ao Toamasina : mandray anjara amin'ny famonjena voina ireo tanora ao Ambodisaina
  • Mahazo laka ny fia rambolo ao Taolagnaro
  • Tapaka ny tetezana ao Morafenobe, Miakatra ny vidin’entana
jeudi, 19 janvier 2023 09:18

COVID19 : que sait-on du variant XBB ?

Le variant XBB  est apparu à Singapour et à Bengladesh en 2021. Et se propage aux États-Unis, CANADA, Europe et Australie, en 2022. Il est également détecté en Afrique du Sud. C’est un sous variant d’Omicron, issu des variants BA.4 et BA.5.

A ses débuts au Singapour, le pays a enregistré  6800 cas de Covid-19 en 7 jours contre 3.000 par semaine avant son entrée. Marquant sa contagiosité élevée selon le médecin épidémiologiste et directeur de l'Institut en santé globale de la faculté de médecine de Genève. Il possède cinq types de mutations, qui lui permettent d’être résistant aux immunités, ainsi aux vaccins. Il est également capable de coexister avec d’autres souches. Ce qui a donné naissance d’ailleurs, au variant XBB.1.5 en 2022. Mais les vaccins ont été adaptés à ces caractéristiques dont Moderna et Spikevax. Selon un virologue à l'Imperial College de Londres, si l’infection continue et si les doses de rappels sont effectuées, on pourra renforcer encore plus l’immunité. Selon les scientifiques, l’immunité acquise par les variants et vaccins permettent de réduire les formes graves et les décès.

 

 

 

COVID19 : inona no fantatra momba ny endrika coronavirus na variant XBB ?

Tao Singapore sy Bangladesh no nipoitra voalohany ny variant XBB tamin'ny 2021. Ary niparitaka tany Etazonia, CANADA, Eoropa ary Aostralia tamin'ny taona 2022. Hita tao Afrika Atsimo ihany koa izy avy eo.

Izy io dia zanaky ny endrika coronavirus na variant Omicron, avy amin'ny BA.4 sy BA.5. Tamin’ny fiatombohany tao Singapour, nahatratra 6,800 ny trangana Covid-19 tao anatin'ny 7 andro,  raha 3,000 isan-kerinandro izany talohan'ny nidirany. Nanamarika ny fiparitahany aingana izany, hoy ny mpikaroka momba ny valanaretina sy talen'ny Ivotoerana momba ny fahasalamana maneran-tany ao amin'ny fakiolten'ny fitsaboana tao Geneve. Afaka miova endrika in-dimy izy, izay nahafahany nanohitra ny hery fiarovana sy ny vaksiny. Afaka miara-miaina amin'ny karazana covid19 hafa hafa koa izy io. Izay niteraka ny variant XBB.1.5 tamin'iny taona 2022 iny. Saingy navaozina ho afaka miady aminy ny vaksiny  toy ny Moderna sy Spikevax. Mety hihamatanjaka kokoa ny hery fiarovan’ny olombelona, raha mitohy ny fiparitahany ary raha mamerina ny fatrana vaksiny ny tsirairay, hoy ny mpikaroka momba tsimokaretina iray ao amin'ny Imperial College London. Araka ny voalazan'ny mpahay siansa ihany, ny hery fiarovana azo avy amin'ny variants isankarazany sy ny vaksiny dia ahafahana mampihena ny tranga atahorana sy ny tahan’ny fahafatesana.

Chine, Hongrie, Pakistan, Malaisie, Mexique et Argentine.

Ces pays font des essais cliniques sur le vaccin anti-covid par voie oral depuis 2021. La Chine est le premier pays à l’autoriser au mois d’octobre. Il est utilisé comme dose de rappel pour ceux qui se sont déjà fait vacciner. Il est administré en 20s. Le vaccin oral se présente sous forme de gaz, il est contenu dans un aérosol, ou un verre en plastique. On le pulvérise dans la bouche comme avec le spray. Selon les experts, le vaccin oral bloque d’autres gouttelettes avant qu’il n’arrive au poumon. En partie le virus. C’est donc une sorte de masque invisible. Les chercheurs de l’institut chinois de médecine militaire l’on conçu. Il est produit par le laboratoire CanSinoBio.  

Selon les autorités chinoises, il pourrait séduire plus les citoyens que les vaccins par piqûre.

Inona no fantatra momba ilay vaksiny atao ambava, iadiana amin’ny Covid-19 ?

Sina, Hongria, Pakistan, Malezia, Mexique ary Arzantina.

Ireo firenena ireo no efa nanao fikarohana momba ny vaksiny iadiana amin’ny COVID-19, ampidirina ao am-bava, nanomboka tamin'ny 2021. Firenena voalohany nanome alalana izany i China nanomboka ny volana Oktobra teo. Fatra fanamafisana na dose de rappel anefa no ampiasaina azy ho an’ireo izay efa vita vaksiny. 20s no hanaovana azy. Entona, voarakitra anaty fitoerana plastika ilay izy. Ka atifitra anaty vava avy eo. Araka ny filazan'ny manam-pahaizana, manakana ireo karazana singa tsy ho tonga any amin’ny havokavoka ity vaksiny ity. Anisan’ny sakanany ireo tsimokaretina. Ohatran’ny hoe karazana aro vava tsy hita maso izany izy. Mpikaroka avy amin’ny fitsaboana miaramila ao Sina no namorona azy io. Ary novokarin'ny laboratoara CanSinoBio.

Mahasarika ny olona kokoa ity endriny ity noho ny vaksiny atsindrona hoy ireo manampahefana ao Chine.

Dans leur lieu de travail, les agents de santé doivent toujours porter un équipement de protection individuelle. Masque médical, gant, protection des yeux, blouse ou combinaison etc. Ils doivent se laver les mains régulièrement. Les agents de santé doivent s’assurer de l’hygiène de leur espace de travail. Désinfecter les pièces, trier et jeter les déchets liés aux soins des patients, s’assurer qu’ils soient placés dans des sacs solides, bien fermés. S’assurer également que tous les linges soient bien propres comme les nappes ou les draps des lits dans les hôpitaux. Penser à toujours aérer les pièces en ouvrant les portes et les fenêtres. Il faut que les patients et visiteurs portent des masques. Avant de rentrer, enlever les équipements, jeter les éléments jetables, et se laver les mains et porter un nouveau masque. Une fois à la maison, se laver les mains à nouveau.

COVID19: inona avy tokoa ireo fepetra fiarovana tokony horaisin'ny mpiasan’ny fahasalamana ?

Tokony hanana EPI na fitaovam-piarovana manokana ireo mpiasan'ny fahasalamana, ao amin'ny toeram-piasany. Aro vava orona voatoakana amin’ny fitsaboana, fonon-tanana, fiarovana maso, akanjo manokana sns. Mila manasa tanana matetika koa. Manaramaso ny fahadiovan'ny toeram-piasany. Diovina ny efitrano, avahana ary ariana ny fako mifandray amin'ny fikarakarana marary. Atao tsara hidy anaty sase mafy tsara ireo fako mba tsy hiparitaka. Mila madio ihany koa ny lamba ampiasana rehetra, ohatra, lamban-databatra, lambam-pandriana, sns. Sokafana ny varavarana sy ny varavaran-kely mba hivezivezen’ny rivotra tsara. Tsy maintsy manao aro vava orona ny marary sy ny mpitsidika. Alohan'ny hodiana, esorina ny fitaovana fiarovana, soloina ny aro vava orona ary sasana ny tanana. Rehefa tonga any an-trano ianao dia averina sasana indray ny tanana.

Non. Les vaccins contre la COVID-19 ne peuvent pas atteindre l’ADN humain.

Les premiers vaccins produits contre la COVID19 sont les vaccins ARN messagers. Comme le Pfizer/BioNTech. Ce sont des sortes de protéines virales appelés Spike, qu’on introduit dans nos cellules. Notre organisme réagit à son tour en produisant des protéines servant d’anticorps, pour nous protéger des virus. D’abord, ces vaccins ARNm touchent les cellules immunitaires mais pas les cellules des organes reproducteurs. Puis, ils n’atteignent pas le noyau des cellules. Pourtant, notre code génétique ou ADN se trouve dans ce dernier. Les vaccins messagers ARNm ne restent dans notre cellule que pendant 72 heures. Ils se dégradent après. Certains virus comme le VIH contiennent des enzymes qui transportent leur matériel génétique dans l’ADN. Mais ce n’est pas le cas des vaccins ARNm. Il n'y a donc pas de risque de modification. La technologie de l’ARN a été étudiée depuis 30 ans déjà. On l’a appliqué sur la lutte contre le coronavirus après.

COVID19 : marina ve fa afaka manova ny ADN an’ny olombelona ny vaksiny ?

Tsia. Tsy mananika ny ADN an’ny olombelona ny vaksiny iadiana amin’ny COVID-19.

Karazana vaksiny voalohany iadiana amin’ny COVID19 ny vaksiny ARN messager. Tahaka ny Pfizer/BioNTech. Karazana proteinina an’ilay tsimokaretina izy io, antsoina hoe Spike, ampidirina amin'ny selan-tsika. Vokatr’izay, mamokatra proteinina ihany koa isika, ary lasa hery fiarovana ho antsika izany. Voalohany, ny selan’ny hery fiarovana no kitihan’ireo vaksiny ARNm fa tsy ny selan'ny taovam-pananahana. Tsy tonga any amin'ny ivon’ny sela ihany koa izy ireo, izay mitahiry ny ADN antsika. Manaraka izay, mandritra ny 72 ora ihany ny vaksiny ARNm no mijanona ao amin’ny selan’ny vatan’olombelona. Ny tsimokaretina sasany toy ny VIH izao dia manana singa mamindra ny foto-tarazony ao amin'ny ADN an’ny olombelona. Saingy tsy manana izay ny vaksiny ARNm. Teknolojia efa nanaovana fikarohana nandritra ny 30 taona ny vaksiny ARNm. Fa avy eo nampiharina tamin'ny ady amin'ny coronavirus.

Ce nouveau variant est issu de deux sous-variant du variant Omicron. Il est détecté aux États-Unis en octobre 2022. Il est présent dans 38 pays, dont les États-Unis, le Royaume-Uni et Danemark. Avec près de 5 200 nombres de cas depuis cette période jusqu’au 11 janvier 2023. Il ne provoque pas de formes graves selon les scientifiques, dont ceux de l'Institut de virologie de Strasbourg. Cependant, c’est la plus contagieuse en ce moment selon l'Organisation Mondiale de la Santé. Il se répand 12% plus vite que les précédents variants. En 2022, XBB.1.5 représentait 2,5 % des contaminations aux Etats-Unis. En ce moment, il représente 27 % des cas. Grâce à sa capacité de mutation aussi, il échappe facilement aux défenses immunitaires. Et devient ainsi résistant. Ce variant risque de se propager en Europe dans 1 ou 2 mois selon l'agence sanitaire de l'Union européenne. Les symptômes de XBB.1.5 ressemblent à ceux des souches d'Omicron, comme le rhume et la fatigue.

COVID19 : inona no fantatra momba ilay endrika na variant vaovao XBB.1.5 ?

Endrika vaovaon’ny coronavirus izy ity, zanaky ny variant Omicron. Tao Etazonia no nipoirany voalohany, ny volana Oktobra 2022. Firenena 38 no misy azy amin’izao, anisany i Etazonia, Royaume-Uni ary Danemark. Manodidina ny 5 200 no isan’ny tranga nanomboka ny nipoirany hatramin'ny 11 Janoary teo. Tsy misy tranga atahorana izy ity araka ny filazan'ny mpahay siansa toy ireo avy amin’ny ivon-toeram-pikarohana momba ny tsimokaretina ao Strasbourg. Na izany aza, io no variant mora mifindra indrindra amin'izao fotoana izao hoy ny Vondron’ny Firenena mikambana momba ny Fahasalamana. Manatombo 12% ny fiparitahany mihoatra ireo endrika coronavirus teo aloha. Tamin'ny taona 2022, 2,5% n’ireo tranga tao Etazonia no voakasik’ity endrika vaovao ity.  Amin'izao, 27% n’ireo tranga izany. Manana toetra miovaova izy, ka afaka mandositra mora foana amin’ireo hery fiarovan’ny olombelona. Mety hiparitaka any Eropa izy ao anatin'ny 1 na 2 volana hoy ny masoivoho ara-pahasalamana ao amin'ny Vondrona Eropeana. Mitovy amin’ny soritr'aretin'ny Omicron, ny an’ny XBB.1.5, toy ny sery sy ny havizanana.

C’est la pluie en générale qui favorise les maladies virales. Que ce soit la pluie artificielle, que ce soit la pluie naturelle. Dès qu’il y a changement de climat et d’environnement, les risques d'attraper une maladie sont plus élevés. Asthme, sinusite, grippe, etc.

Mais pour la pluie artificielle, selon les médecins, certaines personnes réagissent aux produits chimiques qui s’éparpillent dans l’atmosphère. Elles présentent ainsi des allergies, d’où la grippe.

Et pourquoi la pluie favorise les maladies virales ?

Quand les gouttes de pluie entrent en contact avec le sol, les bactéries contenues dans ce dernier sont projetées dans l’air. Ainsi, les êtres humains ont plus de risque de les inhaler. Près d’1/4 de microbes par an sont dispersés par la pluie dans le monde selon le MIT ou Massachusetts Institute of Technology, aux Etats Unis.

Mais cela dépend du niveau de précipitation et de la caractéristique du sol. Le sol sablonneux absorbe la pluie, ainsi, peu de bactérie seront répandues. Mais avec un sol dur ou goudronné, de nombreuses particules seront projetées dans l’air.

Mampitombo ny trangana gripa tokoa ve ny orana artifisialy ?

Ny orana amin'ny ankapobeny no mampirongatra ny valanaretina. Na orana artifisialy izany, na orana voajanahary. Raha vao miova ny toetr'andro sy ny tontolo iainana Mitombo ny risika hahazoana aretina toy ny soika, sinusita, gripa, sns… Fa ho an'ny orana artifisialy indray, hoy ireo mpitsabo, misy olona tsy mahazaka ilay akora simika izay ampiasaina miparitaka eny amin'ny atmosfera eny. Ka miseho amin’ny alalan’ny gripa izany.

Ary inona izany no mahatonga ny orana mampirongatra ny valanaretina ?

Rehefa milatsaka amin'ny tany ny ranonorana, dia miparitaka amin’ny rivotra ny bakteria avy any anaty tany any. Mitombo kokoa ny risika hidiran’izy ireny anaty vatan’ olombelona. Maneran-tany, ¼ an’ny microba no aparitaky ny orana isan-taona hoy ny MIT na ny ivontoeram-pikarohana iray any Massachusetts, Etazonia any.
Fa miankina amin’ny habetsaky ny rotsak’orana sy ilay karazana tany izany. Mitroka orana ny fasika izao, ka vitsy ny bakteria miparitaka. Fa raha amina goudron na tany tsy mitroka amandoana, dia maro kokoa ny tsimokaretina hiparitaka amin’ny rivotra.

Jusqu’ici, il n’existe pas de données précises sur l’augmentation des précipitations à partir de la pluie artificielle, selon les chercheurs.

La pluie artificielle est une stratégie pour lutter contre la sécheresse. Il s’agit d’injecter des produits chimiques comme l’iodure d’argent sur les nuages. Pour qu’ils se condensent, et provoquent des pluies. Cette technique s’appelle l’ensemencement des nuages.

La pluie artificielle est utilisée pour la première fois à New York, en 1940. L’Israël l’a pratiqué depuis les années 60 mais ils ont arrêté en 2021. Selon les recherches de l'équipe de l’Université de Tel Aviv dirigé par Pr. Pinhas Alpert, la quantité de pluie est la même chaque année.

En ce moment, les pays comme la Chine et les Emirats Arabes unis misent sur cette méthode. Cette dernière a réalisé près de 185 opérations de provocation de pluie artificielle en 2019. Le but est surtout  d’augmenter les réserves d’eau dans les zones arides.

Aux États-Unis, la pluie artificielle est interdite dans quelques États comme la Pennsylvanie. L'Espagne l’a pratiqué pour lutter contre la grêle.

Mais quels peuvent être les impacts sur la santé ?

Les avis des scientifiques divergent. Selon certains scientifiques, cette matière peut impacter sur la qualité du sol et la végétation. Une fois, les animaux et les êtres humains exposés à ce type de produit. Cela peut provoquer des maladies rénales et pulmonaires. D’autres chercheurs défendent que si les quantités de produits injectés sont faibles, il n’y aura pas de conséquences  sur la biodiversité.

Mampitombo ny rotsak'orana ve ny orana artifisialy manoloana ny fiovaovan'ny toetr'andro?

Hatreto, tsy mbola manana valim-dpikarohana mazava ireo mpikaroka maneran-tany momba ny fiakaran’ny rotsak’orana avy amin’ny orana artifisialy.

Paik’ady hiadiana amin’ny hain-tany moa ny orana artifisialy. Ny atao, fafazana akora simika ny rahona. Ka mitangorona izy ireo,  ka manafaingana ny fiforonan’ny orana.

Tany New York, tamin'ny taona 1940 no nampiasaina ny orana artifisialy voalohany.

Efa hatramin’ny taona 1960 kosa no nampihatra azy i Israely saingy nijanona izany tamin’ny taona 2021. Araka ny fikarohana nataon’ny ekipana mpikaroka avy ao amin’ny Oniversiten’i Tel Aviv tarihin’ny Pr. Pinhas Alpert, mitovy  foana ny habetsahan’ny rotsakorana  isan-taona.

Amin'izao fotoana izao, ny firenena toa an'i Shina sy ny Emirats Arabes unis no tena mampiasa io fomba io. Ity farany izay namokatra orana artifisialy manodidina ny 185 ny taona 2019. Tanjona  ny fampitomboana ny tahirin-drano any amin’ny faritra karakaina.

Any Etazonia anefa, voarara ny orana artifisialy any amin'ny firenena  toa an'i Pennsylvanie. Efa nampihatra izany kosa i Espaina mba hiadiana amin'ny havandra.

Fa inona anefa no mety ho fiantraikan'izy ity amin’ny fahasalamana?

Tsy mitovy ny hevitry ny mpahay siansa. Araka ny voalazan'ny mpahay siansa sasany, mety hisy fiantraikany amin'ny kalitaon'ny tany sy ny zavamaniry io akora simika io. Ary avy eo, miteraka aretina amin’ny biby sy olona izany. Ohatra,  aretin'ny voa sy ny havokavoka. Milaza kosa ny mpikaroka sasany fa tsy misy fiantraikany amin'ny zavamananaina izy ity raha kely ny tahan’ilay akora ampiasaina.

jeudi, 19 janvier 2023 05:42

Le Journal du 18 Janvier 2023

  • Grève des camionneurs : certains vendeurs optent pour d’autres alternatives d’importation
  • Milieu carcéral à Madagascar : 98% des prisonniers sont victimes de dépression, selon une étude de l’Humanité Inclusion
  • Se souhaiter une bonne année chaque début d’année symbolise la paix
  • Le Kabary est devenu un vecteur de paix pour les jeunes selon l’orateur Kalo Miaina

 

 

 

  • Fitokonan’ireo mpitatitra entana : Mitady lalam-panafarana hafa ireo mpivarotra sasany
  • Diabeta : tsy misy fanaraha-maso manokana ho an'ny marary, na dia misy foibe fitiliana aza any amin'ny faritra
  • Fifampiarahabana nahatratra ny taona : manamafy orina ny fihavanana
  • Endrika fampitana fandriampahalemana ho an’ny tanora ny kabary, hoy ny mpikabary Kalo Miaina

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter