COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Programme intégral

Andrea Razafi

Andrea Razafi

- Toamasina: Le ciel de Toamasina accueille désormais  tous les vols après une rupture à cause de la covid-19.

- Région SAVA : Après deux ans de formation les jeunes d’Antsirabe Nord sont prêts pour entreprendre dans l’agriculture et l’élevage.

- Nosy Be : Les activités culturelles reprennent.  

- Lutte contre la malnutrition : La culture de Sorgho en bonne voie.

- Toamasina : Misokatra amin’ny sidina rehetra, rehafa fsy nisokatra nandritran’ny roa taona ny seranam-piaramanidin’i Ambalamanasy Toamasina

- Faritra SAVA: Nahavita fanofanana amin’ny fambolena sy fiompiana ireo voly fanondrana ka hahazo tohana ara-bola ireo tanoran’Antsirabe Nord.

- Hetsika ara-kolontsaina any Nosy Be: Miverina amin’ny laoniny.

- Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo any Atsimo, hamafisina sy aparitaka ny fambolena Apemba.

jeudi, 30 juin 2022 12:23

Le Journal du 30 Juin 2022

- Fako eto Andrenivohitra: Mety ho vahaolana amin’ny fitobian’ny fako ve ny lamina vaovao napetraka?

- Andro iraisam-pirenena ho an’ny astéroïde : astéroïde iray nomena ny anarana « Besely » avy amin’ny anaran-tanana malagasy iray.

- Dihy ankehitriny : afaka mianatra avokoa ny rehetra.

- Misy fampianarana Hindi eny amin’ny Masoivoho Indiana.

mercredi, 29 juin 2022 13:49

le Journal du 29 Juin 2022

- Mandrisika ny fividianana fitaovana fitilina ny vatana eo amin’ny fadin-tseranana ny fahatratrarana Sri-Lankais niaraka tamin’ny volamena sy safira anatin’ny fitombenany.

- Ny fandraisana an-tanàna ireo ankizy « Autiste » mandritrany fanadinam-panjakana.

- Fanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana eny amin’ny lisea : mpampianatra amin’ny lisea miisa 1000 no manaraka fiofanana manokana.

- Manodidina 250 ny tanora nihofana tao amin’ny YEC na ny  Youth  Education Center tao anatin’ny 4 taona nisiany teto mananjary.

mercredi, 29 juin 2022 13:42

Le Journal des régions du 29 Juin 2022

- Région Atsinanana: la coopérative KMSM  dotée d’une unité de provenderie et d’une poussinière dans les communes d’Ambalamanasy et Antetezatoana, District de Toamasina II.

- Menabe : Les essaims de criquets migrateurs ne seront traités que lorsqu'ils quitteront la ville de Morondava.

- Enseignement supérieur : Deux universités, Soavinandriana Itasy et  Fenerive Est sont complètement achevées, plusieurs attendent la fin des travaux.

- Faritra Atsinanana: Nahazo fanampiana hampivoarana ny asany ny koperativa KMSM.

- Faritra Menabe: Andrasana hivoaka ny tanàna ny valala vao hovonoina.

- Oniversité vaovao manerana ny nosy, efa nandray mpianatra fa miandry fanokanana sisa.

- Antsirabe :  130 jeunes ont bénéficié d’une formation agricole et d’un financement d’un million d’Ariary.

- Tolagnaro :  La « Maison Digitale pour les Femmes » aide les femmes à créer et gérer leurs entreprises.

- Toamasina : Une hausse de 20% dans les résultats du CEPE 2022.

- Antsirabe : Tanora telopolo amby zato nahazo fampiofanana sy vola iray tapitrisa ariary avy.

- Tolagnaro :  Mampivoatra an’ireo vehivavy te handraharaha ny « Maison Digitale pour les Femmes ».

- Toamasina : Nanatombo 20% ny taha-pahafahana fanadinana CEPE tamin’ity taom-pianarana ity.

mardi, 28 juin 2022 12:11

Le Journal du 28 Juin 2022

 - Ireo dingana arahina rehefa misy ny « Grâce présidentielle ».

- Trano mora: atao laharam-pahamehana amin’ny fisitrahana azy ireo mponin’Imerintsiatosika.

- Fampiharana ny vidin-jiro vaovao « Optima Business » ho an’ny orinasa : mitady marimaritra iraisana ireo mpandraharaha.

 - Ho mangatsiaka kokoa noho ny teo aloha ny toetr'andro manomboka amin’ity herinandro ity.

Le livre « Asaramanitra » relate les souvenirs de la célébration de la fête nationale du 26 juin. C'est un livre pour enfants, composé de poème écrit par l’autrice Coralie Randriamanga ou Moa'Gasy et illustré par l'illustratrice Fy. C’est l'histoire de Maharo, un petit garçon, qui se prépare pour la célébration de la fête nationale. Les images et les mots reflètent la culture malgache, comme la décoration des maisons, l’artisanat malgache, le repas malgache, les lampions, etc. L'autrice explique que le livre veut rappeler aux jeunes et aux adultes leurs enfances et veut faire prendre conscience aux enfants d'aujourd'hui la joie d'être malgache.

 


« Asaramanitra »,  boky nivoaka  mitantara ireo fahatsirovana mikasika ny fankalazana ny fetimpirenena 26 Jona. Boky ho an’ny ankizy izy ity, ahitana  tononkalo nosoratan’i  Randriamanga Coralie na i Moa’Gasy ary noravahan’ilay mpanao sary, Fy. Tantaran’i Maharo, zazalahy kely, manomana  fetimpirenena 26 Jona no voarakitra ao. Hita anatin’ny sary sy ny teny ireo fomba fomba malagasy hanamarihana izany toy ny endriky ny  tranony, ny asantanana toy ny petakofehy, ny sakafo malagasy, ny fitondrana arendrina sns. Te hampatsiaro ny fahazazana ny boky hoy ny mpanoratra, Randriamanga Coralie ary te hampahafantatra amin’ny ankizy ankehitriny izany hafaliana amin’ny maha Malagasy izany.

Nos mains se baladent partout, sur les poignées de portes, sur les marchandises dans les boutiques et il est évident pour nous de se laver les mains après. Mais il y a  également d’autres petits gestes qui peuvent se présenter comme risques pour notre santé.

Se ronger les ongles. Les personnes qui ont de longs ongles peuvent avoir cette mauvaise habitude. Pourtant nos ongles sont un nid à microbes et bactéries. Se ronger les ongles peut faciliter leur transmission dans notre organisme. Il est donc conseiller de se couper régulièrement les ongles.

Autre nid à microbe et germes. Nos cheveux et surtout la barbe. On est tenté de les toucher plusieurs fois dans la journée. Veillez donc à leur hygiène ou évitez de toujours les toucher.

Il y a aussi les petits objets qu’on utilise quotidiennement : le téléphone, les stylos, les clés,  etc.  On les manie au quotidien pourtant ce sont des vecteurs de virus et de microbes aussi. Il est important de les nettoyer, par exemple avec un coup de lingette.

 

Covid-19 : ireo fihetsika kely mila ialana mba hiarovana amin’ny tsimokaretina sy sy mikraoba.

 

Mikasika zavatra maro be tanantsika, varavarana, entana samihafa eny amin’ny magazay eny ary efa mahazatra antsika avy eo manasa tanana aorian’izay. Saingy misy ihany koa ny fihetsika kely madinika izay mety hahazoantsika aretina ihany koa.

Ohatra ny manaikitra hoho. Mety hanana io fahazaran-dratsy io ny olona  manalava hoho. Feno mikraoba sy bakteria anefa ao anaty hoho ao. Ary ny fanakerana azy dia manamora ny fifindran'ireo aretina ao amin'ny vatantsika. Noho izany, tsara raha tapahana ny hoho raha manana izay fahazarana izay.

Toerana hafa mety hitobian’ny mikraoba ihany koa. Ny volontsika ary indrindra ny volombava. Alaim-panahy hikasika azy ireo imbetsaka isan’andro isika. Tsara noho izany raha tandremana ny fahadiovany ireo na tsy mikasika izany matetika.

Eo koa ireo zavatra madinika fampiasantsika isan’andro : ny finday, penina, lakile, sns. Kasihana isanandro, nefa mety hitobian’ny tsimokaretina sy mikraoba ihany koa. Zava-dehibe ny fanadiovana azy ireo, ohatra hoe  fafana kely amin’ny lingette.

- Majunga : grand nettoyage avec la population.

- Morondava : forage en micro-irrigation pour la culture de la baie rose.

- Ambatondrazaka : conséquence du délestage sur la productivité.

- Imerintsiatosika : divers activités pour célébrer la fête nationale.

- Mahajanga : Fanadiovana faobe niarahana tamin’ny mponina.

- Morondava : Nahazo vovo fitehirizandrano ny mpamboly baie rose.

- Ambatondrazaka : miantraika amin’ny fihariana ny fanapahan-jiro.

- Imerintsiatosika : Hetsika maro hankalazana ny fetim-pirenena.

- 25 juin : Journée mondiale des marins.

- Majunga : cours gratuit pour les candidats du BEPC.

- Examen CEPE : quelques Cisco ont déjà publié les résultats.

- Menabe : BIF pour le district de Manja.

- Andro maneran-tany ho an’ny tantsambo ny 25 jona.

- Mahajanga : fampianarana maimaim-poana ho an’ny mpanala fanadinana BEPC.

- Fanadinana CEPE : faripiadidiam-pampianarana maro efa namoaka valim-panadinana.

- Menabe : nahazo BIF ny distrikan’i Manja.

- Une diminution de 4% a été enregistrée pour Madagascar dans la lutte contre la malnutrition.

- Ambohimahasoa  et Isandra: un résultat plus que satisfaisant pour « Avotra mirindra » et « Vatsin’ankohonana » dans la lutte contre la pauvreté.

- Toamasina : Les enseignants FRAM non subventionnés ont reçu une aide financière.

- Météo : Les conditions météorologiques hivernales persisteront, il y aura une augmentation du niveau de la mer.

 

- Nihena efatra isanjato ny tahan’ny tsy fanjarian-tsakafo eto amintsika hoy ny Banky iraisampirenena.

- Ambohimahasoa  sy Isandra: Mandaitra amin’ny ady amin’ny fanatrana ny « Avotra mirindra » sy ny « Vatsin’ankohonana »

- Toamasina: Nisitraka fanampiana ara-bola ireo Mpampianatra Fram.

- Toetry ny andro : Hangirifiry ny ririnina, mila fitandremana manokana ny sisin-dranomsaina sasany.

 

lundi, 27 juin 2022 11:40

Le Journal du 27 Juin 2022

- Fankalazana ny faha 26 jiona teny Mahamasina : Isan’ireo nankasitrahan’ny tanora indrindra ny seho nataon’ny SEMIPI.

- Efa manana ny lanjany ireo hosodoko vita Malagasy.

- Tananan’Antananarivo : Voarakitra an-tsary.

- Miandrivazo  toeram-piterahana :  misafidy ny eny amin’ny tsy miankina na fomba nentim-paharazana ny mpiteraka sasany.

Le MOOC ou Massive Open Online Course, cours en ligne libre d’accès est un outil d’apprentissage actuellement très utilisé. Il est souvent connu étant un outil d’accompagnement pour apprendre les langues étrangères, mais beaucoup bien de thématiques y sont également disponibles. Un petit reportage sur des jeunes apprentis de la langue allemande suivi d’un partage d’expériences d’une jeune « MOOCeuse », c’est à écouter dans l’émission ketrika sy kandra.

Ny MOOC na Massive Open Online Course, na fampianarana ampitain-davitra misokatra ho an’ny rehetra dia fitaovana iray isan’ny be mpampiasa indrindra amin’izao hanampiana traikefa sy fahalalana. Fianarana teny vahiny no tena hamantarana azy, saingy sehatra sy taranja maro hafa ihany koa no azo trandrahana amin’ny alalany. Fanadihadiana kely momba ny ankizy liana mianatra ny teny alemà sy fizarana traikefa amin’ny fianarana amin’ny MOOC no arahinao ao anatin’ny fandaharana ketrika sy kandra.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter