COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Programme intégral

Andrea Razafi

Andrea Razafi

Au début, 34 pays internationaux ont participé au concours interuniversitaire de La Haye en art oratoire. Ils sont 4 actuellement à affronter la demi-finale. Madagascar, représenté par l’Université Catholique de Madagascar et l’Université d’Antananarivo fait partir de ces équipes.  Selon le comptage des points, les équipes malgaches sont considérées fortes parmi ces demi-finalistes. Tout au long du débat, la réactivité de l’équipe, ainsi que la qualité de raisonnement, et la qualité de l’éloquence ont été appréciées par les juges.

Oniversite 34 no nandray anjara tamin’ilay fifaninana momban’ny fahaiza mandaha-teny izay nataon’ny oniversiten’ny La Haye. Efatra sisa izy ireo amin’izao hiatrika ny manasa-dalana ary isan’izany ireo ekipa malagasy roa avy amin’ny Oniversiten’Antannarivo sy ny Univérsité Catholique de Madagascar. Raha ny isa azo hatreto dia voasokajy ho isan’ireo ekipa mafy ny ekipe Malagasy. Ny fahaizan’izy ireo mamaly ny mpifanandrina, sy ny fahaizany mandalina ary ny haiteny hoentiny anatin’ny ady hevitra no tena maharesy lahatra ny mpitsara.

De nombreuses personnes aspirent à un meilleur équilibre entre leur vie professionnelle et leur vie privée, ou veulent juste s’épanouir dans leur travail. Ce sont des raisons parmi tant d’autres qui poussent les professionnels à changer de poste, ou à vouloir travailler dans un tout autre domaine. Quelles sont ces raisons qui entraînent une reconversion professionnelle ? Quelles étapes pour y arriver et à quels défis doit-on s’attendre ? Réponse avec le témoignage d’une ancienne caissière dans une banque, reconvertie au commerce sur terrain, et d’un coach en développement personnel.

Maro ny olona te handanjalanja kokoa ny asany sy ny fiainany manokana, na te hivelatra kokoa eo amin’ny asany. Antony ao anatin’ny maro hafa mety mahatonga ny mpiasa hiova asa ireo, na hiasa amin’ny sehatra hafa mihitsy. Inona avy ireo antony mety mahatonga ny fiovana asa sy sehatr’asa na « reconversion professionnelle » ? Inona avy ny dingana arahina sy ireo fanamby mety ho atrehin’ireo izay te hirotsaka ao anatin’izany ? Mamaly ireo fanontaniana ireo ny fijoroana vavolombelon’ny mpiasan’ny banky iray, izay lasa ao amin’ny tontolon’ny varotra ankehitriny, ary coach amin’ny resaka développement personnel iray.

  • Toamasina : les jeunes face à la politique, une initiative de la FES
  • Mananjary : les épreuves d’EPS du BEPC ont débuté hier
  • Tsiroanomandidy : le certificat foncier à l’honneur des paysans

  • Toamasina : ny tanora manoloana ny politika, hetsiky ny FES
  • Mananjary : nanomboka omaly ny fanadiana ara-panatanjahan-tena BEPC
  • Tsiroanomandidy : mahazo tombony ny tantsaha amin’ny fisitrahana kara-tany
mardi, 23 mai 2023 12:21

Le Journal du 23 Mai 2023

  • Après la première Edition de « Fiara Zo » la Caravane sera à Mampikony et Ambondromamy
  • Tsibilitika : une nouvelle menace pour la santé des jeunes dans le Sud
  • Youth Talks : une opportunité pour les jeunes de proposer des nouveaux modèles d’éducation

  • “Fiara Zo”: ho any Mampikony sy Ambondromamy indray ny andiany faharoa
  • Fanadinana BEPC : niakatra ny isan’ny mpianatra hiatrika izany ao amin’ny farim-piadidim-pampianarana Morondava
  • Tsibilitika : tanora maro any atsimon’i Madagasikara no manomboka miditra amin’ny fifohana azy
  • Youth Talks : irika ahafahan’ny tanora manolo-kevitra fomba fampianarana vaovao

 Cela fait 10 ans que les agriculteurs des 7 communes de la régions Bongolava produisent des semences de bonne qualité : riz et haricot. Actuellement 450 agriculteurs travaillent dans le secteur alors qu’au début ils n’étaient que 6. Nous avons parlé avec un technicien en agriculture concernant les semences. Nous vous partageons également le témoignage d’un agriculteur qui utilise les engrais biologiques. Très peu des agriculteurs de la région de Bongolava utilisent les engrais biologiques.

10 taona mahery izao ny commune 7 ato amin’ny faritra Bongolava no namokaran’ny tantsaha ny masom-boly tsara kalitao toy ny vary sy tsaramaso. Misandrahaka amina tantsaha maherin’ny 450 eo ny asa ankehitriny raha 6 fotsiny izany tany ampiandohana. Hiresadresaka amina teknisianinan’ny fambolena isika atao anatin’ny fandaharana. Hiresaka ihany koa isika momban’ny zezika biolojika. Araho ato anaty Ketrika sy Kandra ary ny tafatafa nifanaovana tamina tantsaha.

Bebeto, Rudo et Dino sont des jeunes peintres d’Ambilobe mais qui travaillent à Nosy Be. Nous avons eu un entretien avec eux et ils nous partagent leur méthode de travail avant de produire une œuvre d’art. Ils exposent leurs œuvres dans leur cour. Nous tenons à préciser qu’ils sont autodidactes.

Dans la deuxième partie de l’émission, nous vous partageons l’entrevu avec Rafaly. Originaire de la capitale, il est à Nosy Be depuis près de 20 ans pour le travail. Il a actuellement un salon de coiffure et travaille à son compte.

Ny sehatr’asa hoso-doko indray no hiompanan’ny fandaharana Ketrika sy Kandra androany. Tanora mpanao hoso-doko aty Nosy Be ry Bebeto, Rudo ary Dino. Mampiranty ny asa-tanany eo antokon-taniny izy ireo. Tsy nianatra manokana momba ny sary izy ireo fa nampiana-tena. Avy any Ambilobe moa izy telo mirahalahy fa mila ravin’ahitra eto. Araho ary ireo dingana maromaro arahin’izy ireo mialohan’ny hamokarany ny hoso-doko ho zava-kanto azo amidy.

Hiresadresaka amin’ny Rafaly kosa isika ao amin’ny tapany faharoa, izay mpila ravin’ahitra ihany koa eto Nosy Be. 20 taona niasana teto izy ary efa nahasokatra trano fiheteza.

La chevelure constitue un symbole de beauté pour la majorité des femmes et aussi pour les hommes. Et depuis le début du 20ème siècle, la coloration a permis de la valoriser. Cependant, il faut bien connaître ce produit avant son utilisation. Il existe deux types de teintures pour cheveux : celle à base de produits naturels, et celle composées de produits chimiques. Des probables réactions allergiques peuvent donc survenir après son application, notamment chez les personnes âgées. Il est donc conseillé de consulter un professionnel. Le Docteur Tahiana Ramanantsoa nous apporte plus d’explication dans Santénaka.

Manamarika ny haingon’ny ankamaroan’ny vehivavy sy ny lehilahy ny volo. Ary nanomboka ny taonjato faha roapolo no nanomezana lanja azy be be kokoa tamin’ny alalan’ny fandokoana. Alohan’ny ampiasana ny loko dia mila fantarina mialoha ny vokatra ao anatiny. Misy karazany roa izy ireny, dia ny loko natoraly sy ny loko misy vokatra simika. Mety hiteraka tsy fahazakana na allergie izy, indrindra ho an’ny olona efa nahazo taona. Ilaina noho izany ny manantona matihanina momba ny lokom-bolo. Manazava ny Dokotera Ramanantsoa Tahiana ato anaty Santénaka.

Les participants dans la discipline karaté do se sont déjà préparés pour les Jeux des Îles de l’Océan Indien 2023 depuis novembre 2022. Selon les explications du président de la fédération karaté do de Madagascar, le docteur Ratefinanahary Emile, ils ont eu cinq regroupements, deux compétitions. Le nombre des participants, mixte – en groupe et en individuel, est de trente et un karatéka avec trois arbitres et quatre entraîneurs. Ces trente et un participants vont se battre pour avoir les seize médailles d’or dans cette discipline.

Efa vonona hatramin’ny novambra 2022 ireo mpandray anjara amin’ny taranja karate mandritra ny lalaon’ny nosy 2023. Araka ny fanazavan’ny filohan’ny federasion karate an’i Madagasikara, ny dokotera Ratefinanahary Emile, efa nisy fifampivondronana dimy sy fifaninana roa izy ireo. Iraika amby telopolo no isan’ny mpandray anjara lahy sy vavy, mandeha tsy iray iray izany na vondrona. Manana mpitsara telo izy ireo ary mpanazatra efatra. Hiady ho an’ny medaly volamena enina amby folo ireo mpandray anjara iraika amby telopolo ireo.

lundi, 22 mai 2023 13:41

Le Journal du 22 Mai 2023

  • Disciplines écartées pour les JIOI : enjeux sur le nombre de médailles à convoiter
  • Concours interuniversitaire d’art oratoire : les équipes malgaches en demi-finales ce mercredi
  • La fracture numérique empêche d’ancrer les TICs dans l’éducation

  • Taranja tsy mandray anjara amin’ny JIOI : lokanady amin’ny isan’ny medaly ho azon’i Madagasikara
  • Manakana ny fampidirana ny TICs ao amin’ny fampianarana ny tsy fitoviana amin’ny fampiasana ny nomerika
  • Fifaninana momban’ny fahaizana mandaha-teny : tafiakatra amin’ny manasa-dalana avokoa ireo ekipa malagasy roa

Les jeunes sont tombés dans la dépression quand ils ont surtout un avenir incertain ou une déception amoureuse. Le moral, tout comme le corps, peut être fatigué quand il subit beaucoup trop de choc, en plus des stress. Une intervention médicale auprès d’un psychiatre s’impose pour le remonter surtout quand les jeunes se tendent vers le suicide. On peut éviter la dépression en écoutant sans juger les jeunes en détresse, en éduquant les jeunes dès le jeune âge à être fort dans toutes les circonstances de la vie, d’après Randriamanana Kolo, un psychologue, Fy Indrafonjanahary de l’observatoire de la jeunesse et Evariste un père de famille.       

Fanahiana ny ho avy matetika no mahatonga ireo tanora tratran’ny fahaketrahana ara-tsaina. Ny saina dia toy ny ratsam-batana rehetra ka mety ho reraka rehefa betsaka loatra ireo dona mahazo azy vokatry ny fitambarana rarin-tsaina, hoy ny mpahay toetr’olona Randriamanana Kolo. Azo tsaboina ara-medikaly io raha efa manana fironana te hamono tena ny saina mba hampatanjaka azy indray. Azo sorohina koa anefa amin’ny alan’ny fihainoana tsy mitsaratsara ireo tanora manana olana, fametrahana fifandraisana eo amin’ny ray aman-dreny sy zanaka ary fanabeazana dieny mbola kely mba hatanjan-tsaina hoy kosa i Fy Indrafonjanahary avy amin’ny observatoire de la jeunesse sy i Evartiste raim-pianakaviana.

  • Mandritsara : le prix du bidon d’eau atteint 700 ariary
  • Ambovombe : les jeunes s’adonnent à la relation sexuelle précoce
  • Androy et Anosy : renforcement et sensibilisation sur le LITS
  • Tsiroanomandidy : amélioration de la sécurité routière

  • Mandritsara : niakatra ho 700 ariary ny rano iray bidon
  • Ambovombe : miroso aloha loatra amin’ny firaisana ara-nofo ny tanora
  • Androy sy Anosy : nohamafisina sy nentanina ny momba ny LITS
  • Tsiroanomandidy : nohatsaraina ny fandriam-pahalemana amin’ny fitaterana

Source de vitamine B12 et de Zinc, l’huitre au naturel est un fruit de mer très prisé. Britney Rasolonirina nous partage leurs bienfaits mais également les précautions en termes de préparation et de consommation de ce produit pour préserver notre santé. La pollution en mer comme les produits chimiques peuvent avoir des impactés sur la santé.  

Samy mankafy huitre avokoa ny sokajin-taona rehetra na ankizy na tanora na lehibe. Vokatra alaina avy an-dranomasina izy io raha ny eto Madagasikara.  Maro ny vokatsoa mety ho azo amin’ny fihinana azy fa ilaina ihany koa ny mikarakara azy tsara mialoha ny hinanana azy. Hanazava ny tsara ho fantatra amin-tsika Britney Rasolonirina, mpiandraikitra ny fikarohana eo anivon’ny ONN.

Appart les promenades au Bord de la mer et les brochettes, le grand baobab est l'une des endroits qui nous vient toujours à l'esprit quand on va à Mahajanga. Qui d'entre nous n'a pas été invité à faire sept fois le tour de ce grand Baobab en arrivant à Mahajanga. Mais quelle est sa véritable histoire ?

Andriantahina Mahafahana, directrice exécutive de l'office régional du tourisme de Boeny, a accepté d'être interviewée pour en dire plus à ce sujet.

Ankoatran’ny hoe fandehandehanana sy fihinanana kitonotono eny amin’ny Bord, vao hoe hihazo an’i Mahajanga dia isan’ny mby an-tsaina foana ilay Baobab lehibe ny amin’ny moron-dranomasina iny.  Iza tamin-tsika no tsy efa nisy niteny hoe miodina im-pito eo amin’io Baobab lehibe io rehefa tonga any Mahajanga.  Fa inona kosa anefa no tena tantarany?

I Andriantahina Mahafahana tale mpanatanteraka eo anivon’ny ofisim-paritry ny fizahan-tany Boeny no nanaiky hitafatafa hanazava misimisy kokoa mahakasika azy io.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter