- Comment les gérants des parcs nationaux luttent contre les feux de forêts en ce moment ?
- La Responsabilité Sociétale des Entreprises n’est pas obligée par la loi.
- Un haut diplômé n’est pas forcément un bon pédagogue, selon un proviseur d’un lycée public.
Fanisana mpifidy : miantso ny olom-pirenena hitoroka ny tsy fahatomombanana ny CENI.
Fomba hiatrehan’ireo mpiaro ny valan-javaboahary ny doro ala amin’izao.
Miompana kokoa amin’ny asa sosialy ny tamberin’andraikitra ho an’ny fiarahamonina ataon’ireo orin’asa.
Tsy voatery ahay mampianatra izay manana diplaoma rehetra hoy ny proviseran’ny lisea iray.
La plaidoirie se fonde sur trois principes. Premièrement, il faut que la thématique ou le problème à soulever concerne la société en général. Deuxièmement, il faut bien s’informer sur le sujet et surtout bien recouper les informations avant de les partager aux autorités. Et troisièmement, il faut définir un objectif clair à l’action de plaidoyer : est-ce pour changer les textes et loi ou faire avancer la coutume ? Léa Rasoamalala du projet OBS Mada nous explique en détails.
Teboka telo no tsy maintsy fehezina raha hanao haitaky. Ny voalohany dia mila mahakasika ny fiaraha-monina iray manontolo ny lohahevitra sy ny olana izay horesahina. Ny faharoa dia ny fahazoana vaovao mari-pototra amin’io lohahevitra io ary ny teboka farany dia ny famaritana ny tanjon’ny haitaky ohatra hanova rafitra ve sa hanova fomba fanao sa hanova lalà na, raha ny fanazavan’i Rasoamalala Léa, avy amin’ny tetik’asa OBS Mada.Â
Coupe de Madagascar U23 volley ball: Les inscriptions sont désormais ouvertes pour les joueurs qui souhaitent y participer.
CAN Beach soccer Mozambique 2022 : 12 sur les 20 joueurs sélectionnés formeront l'équipe nationale malgache.
Basketball : Le match 3x3 WorkShop aura lieu les 8 et 9 octobre au stade couvert d'Akorondrano.
Section athlétisme d'Antsohihy : préraration pour les championnats de 2023.
Â
Coupe de Madagascar U23 Lahy sy Vavy taranja volley ball : Efa misokatra ny fisoratana anarana ho an’ireo mpilalao maniry handray anjara.
CAN Beach soccer Mozambique 2022 : Mpilalao 12 amin’ny 20 voafantina no handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy.
Taranja Basket ball : Atao ny 8 sy 9 Oktobra izao eny amin’ny Kianja mitafo Akorondrano ny lalao 3x3 WorkShop.
Section athlétsime any Antsohihy : efa manomana ny lalao atao ny taona 2023.
Â
Journée mondiale des enseignants : certains enseignants font des recherches personnelles pour s’améliorer.
Comment les mesures de protection des personnes atteintes d’albinismes sont appliquées à la base ?
Air pollué dans la capitale : les conseils d’un médecin pour atténuer les conséquences sur la santé.
Environnement : les entreprises locales améliorent la prise en charge des déchets électroniques.
Andro maneran-tany ho an’ny mpampianatra : misy ireo mikaroka manokana hanatsarana fahaiza-manao.
Toy ny ahoana ny fandraisana antanana ny fiarovana ireo zaza varira eny ifotony ?
Ny torohevitry ny mpitsabo manoloana ny fahalotoan’ny rivotra eto Antananarivo.
Tontolo iainana : hatsaraina ny fandraisana an-tanana ireo fako elektronika eto amintsika.
A 200 km d’Antananarivo, le marché des zébus de Tsiroanomandidy approvisionne la capitale en viande. Ils viennent des régions Menabe, Melaky, Boeny ainsi que de la région Bongolava même. Plus de 7000 têtes se regroupent à chaque jour de marché et sont pour la plupart, vendus. Le principal problème pour les vendeurs et propriétaires de zébus, ce sont les fiches individuelles des bovidés qui apparemment, sont vendu à un prix plus exorbitant que ce qui est normal. Solo, vendeur de zébu nous raconte.
Any Tsiroanomandidy, 200 km miala an’Antananarivo no misy ny tsenan’omby izay mamatsy omby sy henan’omby hoan’Antananarivo. Avy any amin’ny faritra Menabe, Melaky, Boeny akry Bongolava ihany ireo omby hamidy ao. Isan’ireo olana goavana hatrehan’ireo mpandraharaha amin’ny sehatry ny omby ny FIB. Amidin’ireo tompon’andraikitra amin’ny vidiny tsy mifanaraka amin’ny tokony ho izy izany. Manazava amintsika momba izany i Solo, mpandraharaha amin’ny varotr’omby eto Tsiroanomandidy.
Antsiranana : Retour en force du festival « I’TRÔTRA » après covid-19
Itasy: 9.000 Ha de forêt de Tapia devient « Aire protégée communautaire »
Moramanga: Le nombre de cas confirmés positifs au VIH ne cesse d’augmenter
Antsiranana : Hasongadin’ny I’TRÔTRA ireo talentan’ny dihy ankehitriny
Itasy:Â Ala tapia sivy arivo hektara havadika ho faritra arovana
Moramanga: Tsy mitsahatra mitombo ireo olona voan’ny VIH.