COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ArticlesInterviews

Andrea Razafi

Andrea Razafi

Non, à Madagascar, le faible taux de participation des électeurs ne peut pas invalider le scrutin de l’élection présidentielle. 

Autrement dit, les résultats de l’élection sont valables même s’il y a un taux d’abstention très élevé.

La règle reste la même : si un candidat remporte la majorité absolue des suffrages exprimés au premier tour, c’est à dire plus de 50% des voix, alors il sera élu président de la République.

Mais si aucun candidat n’a atteint ce seuil, dans ce cas on organise un second tour.

Misy fiantraikany amin'ny voka-pifidianana ve ny fahavitsian'ny mpifidy ?

Raha ny eto Madagasikara dia tsy misy lalàna milaza fa mety hanova ny voka-pifidianana ny tahan’ny fandraisana anjaran’ny mpifidy.

Fa miompana kosa amin’ny hoe raha mahazo vato be indrindra amin’ny fihodinana voalohany ny kandidà iray dia ho lany ho filohan’ny repoblika. Izany hoe tsy averina ny fifidianana, ary manankery avy hatrany ny vokatra azo.

Fa raha tsy nisy kandidà mahatratra ny dimampolo isan-jaton’ny vato, izany hoe ny maro an’isa tanteraka, amin’ity tranga ity dia miroso amin’ny fihodinana faharoa.

mercredi, 22 novembre 2023 06:47

Le Journal des régions du 21 Novembre 2023

  • Tourisme à Nosy Be : les opérateurs se préparent pour accueillir les touristes étrangers
  • Toliara, Faritra Atsimo Andrefana : nouveau cas d’intoxication alimentaire
  • Commune rurale Ambalavao : 300 enfants ont reçu leur acte de naissance

  • Fizahan-tany Nosy Be : miomana amin’ny fahatongavan’ireo vahiny mpizahan-tany avy any ivelany
  • Toliara, Faritra Atsimo Andrefana : tranga na fanapoizinana ara-tsakafo
  • Kaominina ambonivohitry Ambalavao : ankizy maherin’ny 300 nanamboarana kopiam-pahaterahana
  • Les habitants de Vohipeno lâchent petit à petit la défécation en lieu public
  • Le vaste champ de petits arbres produit près de 1 000 000 par an
  • 346 nouveaux poteaux électriques seront bientôt implantés à Mananjary

  • Manomboka tafiala amin’ny fangerena ankalamazana ny mponina any Vohipeno
  • Tanin-janakazo midadasika Analamanga : mamokatra zanakazo 1 000 000 isan-taona
  • Andrijiro vaovao miisa 346 no hapetraka ao Mananjary
lundi, 20 novembre 2023 13:21

Le Journal du 20 Novembre 2023

  • L’élection du 16 Novembres s’était déroulée dans le calme d’après les observateurs électoraux
  • Les cours ont repris à l’Université d’Antananarivo aujourd’hui
  • Ninie Donia, la reine du salegy s’en est allée

  • Nilamina ny fifidianana tamin’ny 16 Novambra hoy ireo mpanara-maso iraisam-pirenena
  • Niverina androany ny fampianarana teny amin’ny Oniversiten’Antananarivo
  • Ninie Donia, la reine du salegy s’en est allée

  • CISCO Toamasina I : événement pour la lutte contre l’insécurité
  • Kianjavato du district de Mananjary : la production de bananes diminue
  • Le bateau touristique SH Diana a passé à Mahanjanga le 09 novembre dernier

  • Farim-piadidiam-pampianarana Toamasina voalohany : manao hetsika hisorohana ny tsy fandriam-pahalemana
  • Kianjavato distrikan’ny Manajary : nihena ny famokarana akondro
  • Sambo lehibe SH Diana mpizaha-tany, nandalo tany Mahajanga ny 09 novambra teo
  • Semaine de la semaine mondiale de l’entreprenariat à Nosy Be : les visiteurs ne cessent d’augmenter
  • Le Japon a fait don d’un véhicule blindé pour la distribution de l’eau à Tôlanaro
  • Les toilettes publiques sont insuffisantes, provoquant l’insalubrité à Ambalavao

  • Herinandro manerantany ho an'ny fandraharahana ao Nosy-be hell-ville : nitombo ihany ny isan’ny olona nitsidika
  • Fitondram-panjakana japoney, nanolotra fiara mifono vy hitsinjarana rano any Tôlanaro
  • Tsy ampy ny toeram-pivoahana natokana hoan’ny daholobe any Ambalavao, vokany miparitra ny maloto
  • Miandrivazo : des femmes activistes qui luttent contre la violence basée sur le genre
  • 14 Novembre : la journée mondiale de la lutte contre le diabète
  • Train Express Fianarantsoa-Manakara : opérationnel bientôt

  • Miandrivazo : vehivavy mijoro miady amin’ny herisetra izay mifototra amin’ny maha lahy sy maha vavy
  • 14 Novembre : andro maneran-tany iadiana amin’ny aretina diabète
  • Train Express Fianarantsoa-Manakara : hiverina afaka fotoana fohy
  • L’élection à Ambatoboeny n’est pas très populaire : les organisateurs sont prêts
  • Commune de Mahatsara Sud, distrika de Mananjaray se prépare déjà pour les cyclones
  • Région Fitovinagny : distribution de carte de pêcheurs et sensibilisation

  • Mangingina ny resa-pifidianana ao Ambatoboeny : vonona ny mpikarakara
  • Kaominina Mahatsara Sud Distrika Mananjaray : miomanana sahady amin’ny fiatrehana ny fotoanan’ny rivo-doza
  • Faritra Fitovinagny : fizarana karatra hoan'ny mpanjono sy fanentanana mahakasika ny ICAM
  • Des jeunes et des entrepreneurs de Mandritsara ont reçu des formations de gestion financière
  • Célébration de la semaine mondiale de l'entrepreneuriat à Nosy Be du 13 au 19 novembre
  • Poissonnerie Baolong, Alasora, Antananarivo : lancement officiel du projet social FIA MORA deuxième édition

  • Tanora sy mpandraharaha maro avy amina sehatra miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana ao Mandritsara no ampihofanina momba ny fitantanam-bola
  • Herinandro eran-tany hoan'ny fandraharahana ao Nosy Be nanomboka ny faha 13 hatramin’ny 19 novembre ho avy izao
  • Toeram-pivarotana Baolong, Alasora, Antananarivo : fanaingana amin'ny fomba ofisialy ny drafitr’asa ara-tsosialy FIA MORA andiany faharoa
  • Analanjorofo : la récolte de girofle était ouverte le 25 septembre
  • Toamasina : une consultation publique était organisée pour la mise en place d’un canal et un lieu de stockage de gaz
  • La montgolfière commence son tour de Madagascar depuis 6 au 25 novembre

  • Nanomboka nitety an’i Madagascar ny 6 ka hatramin’ny 25 novambre izao ny balaoma mafana
  • Toamasina : nanao fakan-kevitra ampahibemaso ny fametrahana ny fantsona sy ny toerana hitahirizana Gaz
  • Tanora sy mpandraharaha maro avy amina sehatra miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana ao Mandritsara no ampihofanina momba ny fomba fitantanam-bola
  • Miandrivazo : les pêcheurs se reconvertissent en vendeur de produits agricoles durant la fermeture de la saison de pêche
  • MINAE – FEL : les éleveurs projettent produire près 4 000 têtes de poulets par mois
  • Cantine scolaire Amoron’ny Mania : 119 Ecoles primaires publiques en bénéficie

  • Miandrivazo : mivarotra ireo vokatra misy ireo mpanjono mandritra ny fikatonan’ny taom-panjonoana
  • MINAE – FEL : mikasa ny hamokatra akoho gasy 4 000 isa isam-bolana ireo mpiompy
  • Cantine scolaire Amoron’ny Mania : sekoly fanabeazana fototra 119 no misitraka izany
vendredi, 17 novembre 2023 09:34

Le Journal du 15 Novembre 2023

  • Diabète : les jeunes prennent des précautions pour faire face à la maladie
  • Madagascar Airlines : la suspension des vols long courrier engendre des perturbations dans le secteur tourisme
  • Diary Nofy : le premier livre d’histoires malgaches à être sur la plus grande bibliothèque flottante Logos Hope
  • Novembre numérique : des jeux vidéo créés par des jeunes malgaches sont exposés à l’IFM Analakely

  • Diabeta : misy ireo tanora mandray fepetra isorohana azy
  • Madagascar Airlines : misy fikorotanana ny sehatry ny fizahan-tany vokatry ny fampihatoana vonjimaika ny sidina iraisam-pirenena
  • Diary Nofy : boky malagasy voalohany ao amin’ny sambo Logos Hope
  • Novambra nomerika : misy fampirantiana kilalao an-tsary noforonina tanora malagasy any amin’ny IFM Analakely

vendredi, 17 novembre 2023 09:24

Le Journal du 14 Novembre 2023

  • Election présidentielle : à deux jours du scrutin, certains électeurs ne savent pas encore pour qui ils vont voter
  • Ceux qui travaillent pourront exprimer leurs voix à l’élection, dans la capitale
  • Contentieux électoraux : le droit de déposer un recours est réservé aux électeurs ou candidat votant
  • Bande dessinée malgache : Ndrematoa est parti en laissant un héritage pour les jeunes

  • Roa andro sisa dia fifidianana, nefa mbola misy ireo mpifidy tsy mahalala hoe iza no ho fidiany
  • Fifidianana filoham-pirenena : afaka ny haneho ny heviny ireo miasa eto andrenivohitra
  • Fifanolanana ara-pifidianana : ny olom-pirenena na kandida nandray anjara tamin’ny latsa-bato ihany no afaka mametraka fitoriana
  • Tantara an-tsary malagasy : nodimandry namela lova ho an’ireo tanora i Ndrematoa

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter