COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ArticlesInterviews

Andrea Razafi

Andrea Razafi

mardi, 19 décembre 2023 12:55

Le Journal du 19 Décembre 2023

  • 2ème session parlementaire ordinaire : 7 lois adoptées
  • Environ 8.000 parents ont été formés par le Ministère de l’Education Nationale depuis 2020 pour renforcer l’éducation des enfants
  • L’exploitation sexuelle des enfants en ligne gagne de plus en plus de terrain à Madagascar
  • COP28 une mesure encourageante et des nouveaux défis pour Madagascar

  • Fivoriana ara-potoanan’ny antenimeram-pirenena : lalàna fito tamin’ireo sivy naroso no lany
  • Ray aman-dreny miisa 8.000 no voaofan’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena nanombomboka tamin’ny taona 2020 mba hanamafisana ny fanabeazana ny ankizy
  • Miha mahazo vahana eto Madagasikara ny fanararaotana ara-nofo ireo ankizy amin’ny tambazotrantserasera
  • COP28 fepetra mahavelom-panantenana ary misy ihany koa ny fanamby miandry

mardi, 19 décembre 2023 12:37

Le Journal des régions du 19 Décembre 2023

  • Lycoper à Ambatondrazaka a produit environ 3000 bouteilles de ketchup
  • Désormais, les récoltes venant d’Ampasina Manambitagnona peuvent circuler
  • La RNS12 reliant Irondro à Manakara est réhabilité

  • Mamokatra hatramin’ny 3000 tavoangy ny orinansa Lycoper mpanodina voatabia ao Ambatondrazaka
  • Afaka mivezivezy ny vokatra avy any Ampasina Manambitagnona
  • Vita ny RNS12 mampitohy an’Irondro sy Manakara
mardi, 19 décembre 2023 07:27

Le Journal du 18 Décembre 2023

  • Deuxième mandat du président Andry Rajoelina : les jeunes attendent encore plus de création d’emploi
  • 240 000 élèves bénéficieront d'une cantine scolaire pendant 3 ans
  • El Niño : Le BNGRC propose des solutions pour sauver les prochaines récoltes
  • Vente de sapin de Noël dans la capitale : une hausse d’environ 5000 ariary pour le sapin artisanal, et 10.000 ariary pour l’importé

  • Fotoam-pitondrana faharoan’ny filoham-pirenena : miandrandra famoronana asa misimisy kokoa ny tanora
  • Efatra alina sy roa hetsy ireo mpianatra hisitraka sakafo an-tsekoly
  • Tranga El Niño : mandroso vahaolana hiarovana ireo voly ny BNGRC
  • Varotra Hazonoely eto An-drenivohitra : nahitana fiakarany dimy arivo ariary ireo vita tanana ary iray alina ireo hafarana avy any ivelany

mardi, 19 décembre 2023 07:16

Le Journal du 15 Décembre 2023

  • L’investiture d’un président élu est un moment essentiel pour un Etat républicain
  • Le programme Vikina : soutenir les initiatives des jeunes pour atteindre les objectifs de développement durable des jeunes
  • Les chanteurs modernes d’aujourd’hui font déjà inconsciemment du Hira gasy selon Rodin Serge

  • Fotoana tena manan-danja ho an’ny firenena repoblikana ny lanonam-pianianan’ny filoha voafidy
  • Fandaharan'asa Vikina : manohana ny hetsika ataon'ny tanora hanatrarana ny tanjon'ny fampandrosoana maharitra
  • Miendrika hiragasy ihany koa ny kanto voizin’ny tanora sasany ankehitriny hoy Rodin Serge

Elles concernent l’élection des maires, des membres des conseils municipaux pour les communes urbaines et les membres des conseils communaux pour les communes rurales. Ces élections se tiennent tous le même jour, au cours d’un même scrutin. Pour l’élection du maire, le candidat qui se trouve à la tête de la liste et ayant recueilli le plus grand nombre de suffrages exprimés est élu maire. Au cas où les candidats obtiennent le même nombre de vote, le siège est attribué au plus âgé d’entre eux.

Les maires et leurs conseillers sont élus au suffrage universel direct pour un mandat de quatre ans. Toutefois, une proposition de loi modifiant la durée de leur mandat à cinq ans a été adoptée au niveau du Sénat à Anosy dernièrement. Le mandat actuel, qui devait prendre fin d’ici début 2024, pourrait donc être prolongé.

Inona no tsara ho fantatra momban’ny fifidianana kaominily ?

Ny fifidianana kaominaly dia midika hoe fifidianana ben’ny tanàna sy ireo mpikambana ho mpanolontsaina monisipaly, ho an’ny kaominina antanan-dehibe na mpanolontsaina kaominaly ho an’ny kaominina ambanivohitra. Atao amin’ny andro iray avokoa ireo fifidianana rehetra ireo. Raha miresaka ny fifidianana ben’ny tanàna isika izao, dia lany ho ben’ny tanàna izay kandida nahazo vato betsaka indrindra. Raha toa ka misy kandida roa samihafa samy mahazo vato mitovy, dia omena ny kandida be taona indrindra sy mendrika ny ho lany ny toerana.

Ny olom-pirenena misoratra anaty lisi-pidifidianana no mifidy ben’ny tanàna sy mpanolotsaina ireo, izay miasa ao anatin’ny efa-taona. Na izany aza, nisy tolo-dalàna manova izany ho dimy taona, nalefa holaniana eny anivon’ny antenimieran-doholona Anosy tamin’ity volana ity. Mety hihemotra araka izany ny faran’ny fe-potoana hiasan’izy ireo raha tokony hifarana amin’ny fiandohan’ny taona 2024 izao.

vendredi, 15 décembre 2023 08:12

Le Journal des régions du 13 Décembre 2023

  • Ankadinondry et Analavory ont reçu une machine de transformation noisette
  • 5 enseignants sur 8 de l’EPP Marovato sont à la charge des parents d’élèves
  • 50 kilos de foie de requin destinés à la vente illicite ont été interceptés à Mananjary

  • Ankadinondry sy Analavory : nametrahana toerana fanodinana voanjo
  • Mpampianatra 5 amin’ny 8 ao amin’ny EPP Marovato no karamain’ny Ray aman-dreny
  • Sarona ny atina antsantsa milanja 50 kilao saika amidy tao Mananjary
vendredi, 15 décembre 2023 07:42

Le Journal des régions du 14 Décembre 2023

  • Haute Matsiatra : Ambalavao obtient une machine de transformation de tomates
  • Le prix du poivre vert chute dans la commune de Sahavato, district Nosy Varika
  • Ihorombe : les villageois d’Ambatolahy refusent la plantation de bois par la société TOZZI Green sur leur terre

  • Faritra Matsiatra ambony : nahazo milina hanodinana voatabia ny any Ambalavao
  • Nidina ny vidin’ny dipoivatra maitso ao amin’ny kominina Sahavato distrikan’ny Nosy Varika
  • Faritra Ihorombe : tsy mankasitraka ny fambolen-kazo ataon’ny orinasa TOZZI Green eo amin’ny taniny ny mponina ao amin’ny kaominina Ambatolahy
vendredi, 15 décembre 2023 07:07

Le Journal du 14 Décembre 2023

  • Curage des canaux de drainage : le risque d’inondation sera allégé dans la capitale
  • Fêtes de fin d’année : les organisateurs évènementiels peinent à se préparer
  • Les couturiers doublent leurs efforts à l’approche des fêtes
  • Chocolat : hausse de commandes chez les producteurs pendant les fêtes

  • Fanadiovana lakandrano lehibe : hampihena ny tondra-drano eto andrenivohitra
  • Fetin’ny faran’ny taona : mandeha ny fanomanana ho an’ireo mpikarakara hetsika
  • Miasa mafy ireo mpanjaitra amin’izao ankatoky ny fety izao
  • Sokola : tsy maharaka ny kaomandy ireo mpamokatra rehefa fety

jeudi, 14 décembre 2023 11:45

Le Journal du 13 Décembre 2023

  • Manque de précipitation : le calendrier cultural situe les tâches agricoles dans les périodes les plus favorables
  • Entrepreneuriat : le manque de volonté bloque le projet des jeunes entrepreneurs
  • Droit des détenus : son respect est encore un grand défi pour Madagascar

  • Tsy fahampian’ny orana : mampahafantatra ny fotoana tsara indrindra hanaovana ny lahasam-pambolena ny tetiandro nataon’ny ministera manoloana ny fahafohezan’ny fotoanan’ny orana
  • Fandraharahana : tsy fahampian'ny finiavana no manakana ny tetikasan'ny tanora mpandraharaha
  • Zon’ireo voafonja : fanamby lehibe ho an’i Madagasikara ny fanajana izany

jeudi, 14 décembre 2023 06:08

Les opportunités dans l'ouvrage métallique

Le fer est utilisé pour la construction, la décoration et des outils utiles aux quotidiens. Dans notre émission Ketrika sy Kandra d’aujourd’hui, nous allons écouter l’entretien avec un apprenti de l’ouvrage métallique dans la première partie. Et dans la deuxième partie, un chef d’atelier d’ouvrage métallique et enseignant au lycée technique va nous donner plus d’explication sur le métier d’un ferronnier.

Ilaina amin’ny fanamboarana trano, haingo isan-karazany sy fitaovana fampiasa andavanandro ny vy. Ato anaty fandaharana Ketrika sy Kandra dia iresaka amina tanora iray mianatra asa momba ny fanamboarana sy fikirakiraina vy isika ao amin’ny tapany voalohany. Ao amin’ny tapany faharoa kosa dia iresaka amina tompon’andraikitra mitantana orinasa vy sady mpampianatra teknika.

En se basant sur la loi régissant les élections à Madagascar, tout agent de l’Etat, fonctionnaire civil ou militaire qui sont candidats à des élections sont mis dans une position d’autorisation spéciale d’absence, à partir de la date de publication de la liste officielle des candidats jusqu’à la date du scrutin.

Il en est de même pour toute personne nommée aux hautes fonctions, candidat à l’élection présidentielle.  Dans le cas où ils sont élus, ils ont un délai de trente jours après la proclamation officielle des résultats pour démissionner de leurs fonctions précédentes. Si ce n’est pas le cas, ils reprennent leurs fonctions, c’est-à-dire qu’ils redeviennent des simples citoyens et leur statut de candidat n’est plus considéré.

Hatramin’ny oviana ny kandida nirotsaka ho filoham-pirenena no mitazona izay anarana maha kandida azy izay ?

Raha mijery ny lalàna mifehy ny fifidianana eto madagasikara isika an, manana fahazoan-dàlana hampiato amin’ny fotoana voafetra ny asany ny olona iray kandida amina fifidianana, manomboka amin’ny fotoana namoahana ny lisitr’ireo kandida hatramin’ny fotoam-pifidianana. Mitovy amin’izay ihany koa ireo olona mitana andraikitra ambony amin’ny firenena, kandida hirotsaka filoham-pirenena.

Raha voafidy izy, dia manana 30 andro hialana amin’ny asa nosahaniny teo aloha. Raha toa ka tsy lany kosa, dia miverina amin’ny asany izy, izany hoe miverina toy ny olom-pirenena rehetra, ary tsy manankery intsony ny sata maha kandida azy.

C’est une cérémonie officielle marquant le début de son mandat, après que la Haute Cour Constitutionnelle ait proclamé les résultats officiels de l’élection présidentielle.

Une passation officielle de pouvoir entre le Président sortant et le nouveau président a alors lieu lors de cet évènement.

Ensuite, le nouveau président ou nouvellement réélu prête serment. A partir de sa prestation de serment, son mandat commence alors.

Il reçoit à ce moment l’insigne de Grand-Croix de première classe de l’Ordre National, et le Collier de Grand maître de l’Ordre National Malagasy par un Chancelier.

Il s’agit d’une délégation de pouvoir, assistée par tous les membres de la Haute Cour Constitutionnelle, des membres du gouvernement et de différentes entités.

Inona ny atao hoe fanokanana ny filohan’ny Repoblika ?

Lanonana ofisialy manamarika ny fanombohan’ny andraikiny izany, taorian’ny nanambaran’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ny voka-pifidianana ofisialy.

Misy ny famindram-pahefana amin’ny fomba ofisialy eo amin’ny Filoha lany sy ny Filoha vaovao mandritra io hetsika io.

Aorian’izany dia manao fianianana ny filoha vaovao na ny filoha lany fanindroany. Manomboka amin’ny fotoana nanaovany fianianana no manomboka ny fe-potoam-piasany.

Amin’io fotoana io no hahazoany ny mari-pamantarana Grand-Croix de première classe de l’Ordre National, sy ny Grand Maître de l’Ordre National Malagasy izay atolotry ny mpitahiry ny tomboka-sem-panjakana.

Famindram-pahefana no iantsoana an’izay, ary atrehan’ireo mpikambana rehetra ao amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana, ny mpikambana ao amin’ny governemanta ary ny sampana samihafa.

mercredi, 13 décembre 2023 07:22

Le Journal du 12 Décembre 2023

  • Une hausse de 200 ariary pour le riz et 400 ariary le kilo pour le sucre a été observée presque dans toute l’île
  • Exportation : 98% des articles malgaches entreront sans frais de douane en Chine à partir du 25 décembre
  • Librairie flottante Logos Hope : le tourisme à Toamasina ravivé
  • Lire donne des ailes : une exposition pour inciter les enfants à la lecture se tient à l’IFM Analakely

  • Fiakaran’ny vidim-piainana : niakatra 200 ariary eo ny kilaon’ny vidim-bary, 400 ariary ho an’ny vidin’ny siramamy manerana ny Nosy
  • Fanondranana entana : 98% amin’ny vokatra malagasy no afaka hiditra malalaka any Chine tsy mandoa haban-tseranana
  • Fivarotam-boky mitsingevana Logos Hope : namelona ny fizahantany tao Toamasina
  • “Lire donne des ailes”: fampiratiana hentina hampirisihana ireo ankizy hamaky boky

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter