Actuellement, nombreux sont ceux qui recourent à l’utilisation de l’énergie solaire à Madagascar. Aujourd’hui, nous allons parler d’un dispositif inventé par un jeune Malgache. Tsiry, 31 ans qui a étudié à l’université polytechnique Vontovorona, a conçu une batterie à partir de lithium. Il nous donne plus de détails dans notre émission Question A.
Efa miha maro ny olona mirona amin’ny fampiasana ny angovo azo avy amin’ny masoandro eto Madagascar, eto andrenivohitra na any ambanivohitra. Hitafatafa amin’i Tsiry, tanora malagasy nanamboatra vato aratra vita amin’ny lithium hangalana herin’aratra azo amin’ny masoandro isika androany ato anaty fandaharana.
Connaissez-vous la différence entre les produits artisanaux par rapport aux autres ? Randriamorasota Soloniaina Junot, responsable à la Lisy Art Gallérie va nous apporter les caractéristiques de ces produits dans notre émission Question A.
Efa nanontany tena ve ianao oe inona no mampiavaka ny asa-tanana raha miohatra amin’ny tao-zavatra hafa ? Izay indrindra no hofantarin-tsika ato amin’ny fandaharana Hono ho aho, izay iarahana amin’i Randriamorasota Soloniaina Junot, tompon’andraikitra ao amin’ny Lisy Art Galérie.
Nous allons décortiquer les transports maritimes à Nosy Be dans notre émission Question A d’aujourd’hui. Randriamanga Ignace, directeur régional adjoint auprès d’APMF, va nous partager les conditions requises pour travailler dans ce secteur.
Hiresaka ny fitaterana an-dranomasina ao Nosy Be indray isika ato anaty fandaharana Hono Ho Aho androany. Randriamanga Ignace, tale rejionaly mpanampy ao amin’ny sampan-drahara misahana fitaterana an-dranomasina sy an-dranomamy na APMF ao Nosy Be no hiresadresaka amintsika ny fepetra mila arahina raha te hian-tsehatra amin’io.
Le mois de septembre est dédié pour la sensibilisation à l’Alzheimer. L’association Madagascar Alzheimer « Masoandro Mody » participe à cet événement. Andriamaro Murielle Rason, vice-président de cette association va nous partager le programme de toutes les activités durant ce mois dans notre émission Question A.
Septembra, vola natokana hampahafantarana ny Alzheimer. Maro ny hetsika hitranga ary isan’ny mandray anjara amin’izany ny fikambanana « Masoandro Mody ». Fikambanana voalohany sady tokana mandray an-tanana ny olona voan’izay eto Madagascar. Resadresaka niarahana tamin’ny Andriamaro Murielle Rason, filoha lefitry ny fikambana, mahakasika ny fandaharam-potoana.
Dans notre émission Question A d’aujourd’hui, nous allons parler du livre « Histoires de Madagascar ». Un livre qui a comme objectif, la réconciliation de Madagascar selon son auteur Tsihaligno Rangers. Il essai de retracer 7 faits majeurs de notre histoire. Les détails sur le programme Feon'ny Tanora maroloko.
Fampihanam-pirenena no hevi-dehibe entin’ny boky iray « Histoires de Madagascar », nosoratan’i Tsihaligno Rangers. Miezaka ny manasongadina tantara 7 lehibe nisy teto Madagascar moa ity boky ity. Araho ao amin'ny fandaharana ary ny andinindininy.
.