COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ArticlesInterviews

Andrea Razafi

Andrea Razafi

Les Sihanaka et le Ody  

Depuis des siècles, les Sihanaka n’utilisent uniquement les plantes et les ressources naturelles que pour se soigner, mais aussi pour se protéger. Au fil des années, de génération en génération, ils ont su exploiter les ressources naturelles. Raison pour laquelle les Sihanaka sont réputés comme étant pratiquants des Ody ou mpilalao ody.

Nosindratsimilao

Le Nosindratsimilao est un ilot près de la plage de Fénerive Est. Il s’agit d’un tombeau qui est devenu un lieu sacré pour demander bénédiction aux ancêtres. Ce lieu est rempli de fady : interdit de s’y rendre le jeudi, les Merina n’ont pas accès à ce lieu.

Sihanaka sy ny Ody

Ara-tantara, tsy nampiasa fanafody hafa ankoatran’ny tao amin’ny faritra nisy azy ny olona Sihanaka na hitsaboana tena, na hiarovana ny fananana. Notrandrahin’izy ireo ny fampiasana izany ary tena nahomby taminy izany tany aloha. Izany no nahatonga ny tantara hoe mpilalao Ody ny Sihanaka

Nosin-dratsimilao

Nosy kely iray manakaiky ny sisin-dranomasinan’i Fenoarivo Atsinanana ny Nosindratsimilao. Fasana izy io saingy lasa toerana fanasinanana sy fangatahana fitahiana amin’izao fotoana izao. Misy fadiny io toerana io. Ohatra hoe tsy azo andehanana eny rehefa andro alakamisy. Tsy azon’ny Merina aleha ihany koa eny an-toerana.  

Nous utilisons des matériaux faits en pierre au quotidien, que ce soit des matériaux de construction, des ustensiles divers ou des objets de décoration. Avant de devenir ces articles polis à notre disposition, la pierre brute suit un trajet : des carrières d’extraction jusqu’aux points de vente, en passant par des étapes de transformation. Nous allons d’abord consulter les conditions de travail des miniers sur une des carrières d’extraction célèbres près de la communauté d’Akamasoa, ensuite, un point de vente en plein air d’objets d’artisanat sur la Route Nationale 1.

Mampiasa fitaovana vita amin’ny vato isika amin’ny andavanandro, na hanorenana fotodrafitrasa, na ampiasaina ao an-tokantrano, na koa haingon-tanàna. Mialohan’ny ahazahoana mampiasa azy ireny anefa dia manaraka lalana ny vato : eny amin’ny toerana fitrandrahana vato ka hatrany amin’ny toerana fivarotana, mandalo dingana maro hamadihana azy. Hojerentsika aloha ny fomba fiasan’ireo mpamaky vato eny amin’ny toerana famoahana vato malaza manodidina ny akany Akamasoa, avy eo toerana fivarotana asa tanana iray eny amin’ny lalàm-pirenena voalohany.

Les langoustes sont des crustacés de la Grande île très prisées sur le marché international. Nous sommes actuellement en pleine campagne de la pêche à la langouste dans toute l’île. Il y a deux calendriers de fermeture de la pêche de ce crustacé. Etienne Bemanaja, directeur général de la pêche nous dit plus sur cette filière.

Mampiavaka an’i Madagasikara ny fananana Oratsimba na langouste. Anatin’ny vanim-potoanan’ny jono an’ity karazana hazandrano ity isika amin’izao ary amin’ny faritra rehetra dia ahitana azy. Tsy mitovy ny vanim-potoana hidian’ny jono ho an’ny faritra maromaro eto Madagasikara. Hizara momba io seham-pihariana io  Bemanaja Etienne Tale Jeneralin’ny Jono eo anivon’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena manga.  

jeudi, 11 mai 2023 12:59

Le Journal du 11 Mai 2023

  • Lutte contre les accidents des deux roues : une communauté de conducteurs forme et sensibilise ses membres
  • Environnement : L’accent sur la conservation de l’écosystème

  • Toamasina : nitombo isa ny nisoratra anarana ao anatin'ny lisitry ny mpifidy
  • Ady amin’ny loza-mpifamoivoizan’ny kodiaran-droa : manentana sy mampiofana ireo mpamily ny fikambanana iray
  • Mamono ny vaovao marina ny tsaho sy ny honohono
  • Fandriampahalemana : Hamafisina ny fanaraha-maso ny sisin-tany

  • Le taux d’inscription à la liste électorale est faible dans la commune Namorona, Manakara
  • Mandritsara : le prix des médicaments et de consultation médicale sont en hausse
  • Tanambao Besakay : Le Vakisaha aura eu lieu ce mois de mai

  • Ambany ny tahan’ny fisoratana anarana ao amin’ny lisi-pifidianana
  • Midangana ny saran’ny fitsaboana sy ny vidim-panafody ao Mandritsara
  • Ity volana mey ity no hanatanterahana ny "Vakisaha" ao Tanambao Besakay
jeudi, 11 mai 2023 08:13

Sifflet du 10 Mai 2023

  • Football Mandritsara : L’As OFEM vainqueur de la coupe « Omby Dimy »
  • Rugby : les Ladies Maki affronteront l'équipe du Kenya pour la "Coupe d'Afrique des Nations"
  • Judo : Laura Rasoanaivo disputera la Coupe du monde à Doha

  • Baolina Kitra Mandritsara : mpandresin’ny coupe omby dimy As OFEM
  • Baolina lavalava : hifanandrina amin’ny ekipa keniana ny Ladies Maki ho an’ny « Coupe d’Afrique des nations »
  • Haiady Judo : hiatrika ny amboara maneran-tany any Doha i Laura Rasoanaivo

La commune de Manakara a du mal à gérer proprement ses déchets. Avec plus de 4 tonnes d’ordures par jour, seulement une dizaine de bacs à ordure et un camion sont utilisés pour les stocker dans des endroits déjà débordés. Pourtant, aucune société de recyclage n’est en vue. Rien que des initiatives personnelles comme celle de Natana, un jeune chercheur dont le projet est de collecter les déchets plastiques de sa ville pour les transformer en carburant. Il veut bien arriver loin, mais pas sans le soutien de l’Etat.

Ratsy tantana ny fako ao amin’ny kaominin’i Manakara. Fako 4 taonina mahery eo isan’andro no sahanina amin’ny fiara lehibe iray monja sy dabam-pako am-polony vitsy. Efa himpoka tanteraka ihany koa ny toerana fanatobiana izany, simba ny tontolo iainana. Tsy misy orinasa mpamadika sy mpikirakira fako anefa ao an-toerana na iray aza. Finiavan’olo-tsotra no misy, toa an’i Natana, tanora mpikaroka manangona ireny fako plastika ireny sy mamadika azy ho lasa solika. Tsy afaka hampiroborobo izany izy raha tsy misy fanohanana.

mercredi, 10 mai 2023 13:07

Le Journal du 10 Mai 2023

  • Persistance de la pauvreté : le problème est au niveau local selon la banque mondiale
  • Transport ferroviaire : la reprise de la ligne cote Est tant attendue
  • Zetra Festival : une multitude d’opportunité pour les jeunes

  • Ady amin’ny Roro any Mahajanga : nanentana an’ireo ray aman-dreny ny polisim-pirenena
  • Fitaterana : andrasana ny fiverenan’ny ligne Antananarivo Antsinanana TCE
  • Fitarazon’ny fahantrana : avy eto an-toerana ny fototry ny olana hoy ny banky iraisam-pirenena
  • Zetra Festival : Tombotsoa maro no ho sitrahan’ny tanora

mercredi, 10 mai 2023 11:57

Le Journal des régions du 10 Mai 2023

  • Des investigations sur la viande qui contient de formol
  • Toliara : certains noms ne s’affichent pas dans la liste électorale provisoire
  • Le marché de zébus de Mandritsara devient un festival

  • Efa misokatra ny fanadihadiana momban’ilay hena misy formol
  • Toliara : maro ireo anarana tsy tafiditra tao anatin’ny lisi-pifidianana vonjimaika
  • Navadika ho festival ny tsenan’omby mampalaza an’i Mandritsara

Reportage

L'agriculture occupe la deuxième place dans le domaine d’activité ménager à Madagascar. Plus de 72 pour cent des ménages élèvent du bétail et la région d'Androy est la première.

Par classement, les régions de l'Ouest et du Nord sont les premières à élever des bovins, tandis que dans la capitale on trouve plutôt des porcs et des volailles. Et les bovins et ovins sont dans le Sud. Deux éleveurs vont nous partager leur mode d’élevage.

Nous allons aussi expliquer ce qu’est l’élevage soucieux de l'environnement.  

Interview

La construction du "Grenier Communautaire Villageois" d'une capacité de cent tonnes dans la Commune de Ranotsara Nord dans le district de Iakora, Fianarantsoa est un grand pas dans la gestion des récoltes surtout lors des périodes de soudure. De nombreux agriculteurs utilisent déjà des techniques de production qui peuvent augmenter le rendement de la récolte. En général, cette dernière atteint cinq tonnes par hectare.

Grâce à la coopération du Ministère de l'Agriculture et de l'Elevage avec les agriculteurs à travers le programme DEFIS, ce point de collecte collectif a été mis en place.

Astuces

En plus de l'huile d'olive et le vinaigre blanc, l'un des ingrédients dont on a toujours besoin à la maison c’est le Bicarbonate de Sodium. Mais quels sont les avantages de son utilisation au jardin ?

Fanadihadiana

Laharana faharoa amin’ny sahan’asa ataon’ireo tokantrano eto Madagasikara ny fiompiana.  Maherin’ny 72 isanjaton’ireo tokantano no miompy ary ny faritra Androy no loha-laharana amin’izany.

Raha sokajiana dia ny faritra Andrefana sy Avaratra no voalohany amin’ny fiompiana omby, ho an’ny eto an-drenivohitra kosa dia ny kisoa sy ny akoho amam-borona ary ny omby sy ny ondry aman’osy any Atsimo.

Olona roa no hizara ny fomba fiompiany amin-tsika.

Ahoana ihany koa izany fiompiana hiaro ny tontolo iainana izany? Arahin-tsika anatin’ny fanadihadiana ny hevitry ny manampahaizana manokana mahakasika ny fiompiana.

Interview

Hanazava mahakasika an’ilay fanorenanana ny toeram-panangonam-bokatra iraisana na ny “Grenier Communautaire Villageois” mahazaka zato taonina ao amin’ny Kaominina Ranotsara Avaratra ao amin'ny distrikan'Iakora, Fianarantsoa isika.

Nohon’ny fiaraha-miombon’antoky ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana amin’ireo tantsaha mpamokatra tamin’ny alalan’ny Fandaharan’asa DEFIS no nananganana an’ity toeram-panangonam-bokatra iraisana ity.

Efa maro ny tantsaha mampiasa teknikam-pamokarana izay ahafahana mampitombo ny voka-bary. Amin’ny ankapobeny dia mahatratra dimy taonina isaky ny hektara ny voka-bary.

Fikafika

Ankoatran’ny menaka olive, ny vinaigitra fotsy sy ny karibonetra dia isan’ireo akora ilaina foana ao an-trano ao. Inona ary ny tombontsoa amin’ny fampiasana ny karibonetra eny an-jaridaina? Izay no atolotra anatin’ny fikafika.

Reportage 

En plus du changement climatique, l'un des problèmes auxquels les agriculteurs sont confrontés est la détérioration des récoltes chaque année. Nombreuses sont les raisons, mais l'un des facteurs qui dépendent de la qualité du produit est la semence utilisée.

Les agriculteurs ont déjà leurs propres habitudes en ce qui concerne les semences qu'ils utilisent. Il y a aussi des graines sélectionnées et des graines de qualité que nous importons parfois. Nous parlerons de la gestion des semences et de la façon d’accroitre nos productions en prenant bien soin des semences. #Hiakan’ny tontolo

Interview

"Climate School" est un événement pour sensibiliser les jeunes étudiants à l’environnement qui s'est tenu à Mahajanga le 17 et le 18 mars derniers. L'objectif est de planter 10 000 arbres dans 24 écoles de Mahajanga. "Climate School" est une collaboration entre le Ministère de l'Environnement à travers la DIREDD Boeny - Betsiboka et le Ministère de l'Education Nationale.

Astuce

Il est déconseillé de jeter l'huile usagée car elle a des effets néfastes pour l'environnement. Alors, quoi faire de cette huile usagée ? Les détails dans l’astuce du jour.

Fanadihadiana

Ankoatran’ny fiovaovan’ny toetry ny andro, isan’ny olana hatrehan’ireo mpamboly ihany koa ny faharatsian’ny vokatra isan-taona. Maro no mety ho antony fa antoky ny fahatsaran’ny vokatra ny masomboly ampiasaina. Efa manana ny fahazarany ireo tantsaha amin’ireo masomboly ampiasainy. Fa misy ihany koa ilay hoe masomboly voafantina sy masomboly raitra, izay hafaran-tsika avy any ampitan-dranomasina mihitsy indraindray. Hiresaka momba ny fikirakirana ny masomboly sy ny hampitomboana vokatra amin’ny alalan’ny fikajiana tsara izany isika ato anatin’ny #Hiakan’ny tontolo.

Interview

Hetsika fanabeazana ny tanora mpianatra hitia ny  tontolo iainana “Climate school”  izay natao tao Mahajanga ny 17 sy 18 martsa lasa teo no natao. Tanjona ny hambolena zanakazo miisa 10 000 amin’ny sekoly miisa 24 ao Mahajanga. Fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovain-jafy amin’ny alalan’ny DIREDD Boeny – Betsiboka sy ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena ary ireo mpiara-mpiombon’antoka ao Boeny ity hetsika “Climate school” ity.

Fikafika

Tsy azo atao ny manarinary fahatany ny menaka avy nampiasaina satria miteraka voka-dratsy eo amin’ny tontolo iainana izy iny. Dia inona indray ary anefa no hampiasana an’iny menaka efa simba iny ? Izay no arahina ato anatin’ny fikafika.

mercredi, 10 mai 2023 06:48

Le Journal des régions du 04 Mai 2023

  • Toliary : le 3 mai marqué par un reboisement de mangrove
  • Vohémar : coup d’envoi pour la pêche au "Sardines"
  • Agriculture : une récolte satisfaisante pour le riz a Ankadinondry Sakay, Bongolava

  • Nomarihina tamin’ny fambolena honko ny fankalazana ny 03 Mai tao Toliara
  • Distrikan'i Vohimarina (Vohémar), faritra SAVA : misokatra ny fotoam-panjonoana "Sardines"
  • Fambolena : nivoatra ny voka-bary tany Ankadinondry Sakay, Bongolava

Dans le Sud Est de Madagascar, l’ethnie Antefasy a sa propre façon de se vêtir. Chez les femmes en particulier, le port du « sikina » ou encore « salova », un tissu que l’on met pour cacher ses formes, est une coutume suivie par bon nombre de résidents. Il est porté différemment, en fonction des évènements à assister. Ça en va de même pour les chapeaux. A part cela, les « Apanjaka », ou rois, tiennent encore une place importante dans plusieurs groupes d’ethnies de la région, comme l’est dans le groupe d’ethnie « rabakara ».

Manana ny fomba fitafy mampiavaka azy ny foko Antefasy any amin’ny faritra Atsimo Atsinanan’i Madagasikara. Ho an’ny vehivavy manokana izao, dia mbola fomba hajain’ny maro any ny fisikinana salova, lamba entina hanakonana ny bika, indrindra ho an’ireo mbola tsy manambady. Misy fomba samihafa fanaovana azy kosa izy io arakaraky ny zava-misy, ohatra hoe rehefa mamonjy fahoriana.  Torak’izany ihany koa ny satroka. Ankoatr’izay, mbola hajaina fatratra any amin’iny faritra iny ihany koa ireo « apanjaka ».

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter