COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

mardi, 18 avril 2023 12:26

Le Journal du 18 Avril 2023

  • CENI : la liste électorale en ligne présente des anomalies
  • Examens officiels : le taux d’inscription a augmenté pour cette année
  • Nouveau code minier : les changements apportés incitent les exploitants à être plus responsables

  • CENI : misy tsy fahatomombanana ny lisi-pifidianana anaty tranonkala
  • Sehatra politika : ambany ny fandraisana anjaran’ny tanora amin’ny zotram-pifidianana
  • Mandrisika ireo mpitrandraka ho tompon'andraikitra ilay fehezan-dalàna vaovao momba ny harena ankibon'ny tany

Sur notre série chômage et recherche d’emploi, voici 3 autres conseils pour optimiser sa période de chômage

  • C’est le moment de faire une autoévaluation : quels sont vos points forts, quelle a été l’expérience professionnelle qui vous a le plus marqué, quelle sont les compétences que vous voulez mettre en avant dans votre candidature, etc.
  • Restez cultivé. Suivez les actualités, lisez les journaux, tenez-vous au courant de ce qui se passe autour de vous, dans votre région et dans le pays. Intéressez-vous également à l’évolution du secteur qui vous intéresse. Visitez les salons, les séminaires et les conférences dans votre quartier, même s’il n’y pas forcément de recrutement.
  • Soignez votre profil sur les réseaux sociaux. Certains recruteurs vont aller jeter un œil sur le compte personnel des candidats. Paramétrez votre compte pour qu’il ne soit visible que par vous et vos amis

Ahoana ny hiatrehana ny fotoana tsy fananana asa ?

Vanimpotoana sarotra ho an’ny tanora ny tsy fananana asa sy fitadiavana asa. Ireto misy torohevitra telo afaka hanampy anao miatrika izany :

  • Makà fotoana handinihana ny tenanao : inona ny zavatra hainao ? Inona ny traikefa anananao ? Inona no mety mampiavaka anao amin’ny hafa ? sns
  • Mazotoa manara-baovao, na amin’ny onjampeo na fahitalavitra na amin’ny aterineto. Fantaro izay mitranga eo amin’ny tanana na faritra misy anao. Tsara ihany koa ny manatrika ireny salon, foara, seminera na fihaonam-be momban’ny asa ireny.
  • Raha mampiasa tambazotran-tserasera ianao, dia amboary mba hanintona mpampiasa ny zavatra zarainao any. Safidio tsara ny sary avoaka sy ny zavatra soratana.

D’un point de vue économique, les jeunes sont les plus touchés par les pertes d’emploi liées au Covid-19, rapporte l’INSTAT dans le résultat de son enquête réalisée en 2021. Ces jeunes sont âgés de 25 à 40 ans et les individus ayant un niveau d’enseignement supérieur sont les plus concernés. C’est-à-dire, ceux qui ont terminé le niveau secondaire et les études supérieures.

La majorité de ces jeunes ont exercé des emplois liés aux activités scientifiques et techniques, dans le secteur d’hébergement et de restauration ou transport. 70% d’entre eux sont dans le salariat, d’autres sont autoentrepreneurs et d’autres encore travaillent pour une entreprise familiale.

Inona ny fiatraikan’ny valanaretina covid-19 teo amin’ny tanora ?

Raha ny lafiny ara-bola no jerena, dia ireo tanora no betsaka very asa indrindra vokatry ny valanaretina covid-19, araka ny fanadihadiana nataon’ny INSTAT ny taona 2021. Tanora eo anelanelan’ny 25 hatramin’ny 40 taona eo, ary ireo izay nahavita fianarana no voakasika kokoa amin’izany. Izany hoe nandalo ambaratonga faharoa sy ambaratonga ambony.

Ny ankamaroan’ireo tanora very asa ireo dia niasa tamin’ny sehatra siantifika sy teknika, na koa tamin’ny fandraisam-bahiny sy fisakafoana ary fitaterana. Ny ankabeazany niasa tamina orinasa, ny hafa nanana ny orinasany manokana ary tao koa ireo niasa tamina orinasam-pianakaviana.

Le système douanier à Madagascar a été amélioré, plus modernisé grâce à une coopération bilatérale Madagascar et la Corée. Une solution pour booster le système de contrôle des fraudes et contrebande. Ainsi la surveillance des côtes sera renforcée.

Ny fanatsarana ny fampitaovana eo anivon’ny fadin-tseranana hanatsarana ny fitiliana sy ny fanaraha-maso ny fidirana sy ny fivoahan’ny entana eto amin’ny Nosy fa indrindra ny mety ho fisian’ny hosoka. Ny fanatsarana ny fampitaovana sy fomba fiasa no laharam-pahamehana ao. Eo ihany koa ny fanamafisana ny fanaraha-maso ny sisintany.

Les paysagistes font des prestations par rapport à la commande des clients. Le prix des fleurs pour bordure est à partir de 1000 ariary chacune. Ils plantent les gazons par partiel et le prix varie du type de gazon.

La médecine du sport est une spécialisation comme tous les autres après la médecine générale. Le médecin du sport conseille ses patients sur la physiologie du sport, la diététique sportive etc ; fait une couverture médicale des athlètes lors d’un match ou d’une compétition.

Miankina amin’ny komandin’ny mpanjifa ny asa zaridaina atao ao an-tokotaniny. Manomboka amin’ny arivo ariary ny sisim-boninkazo. Isaky ny ampahany na « partiel » kosa ny fambolena bozaka ho an’i Christian Eric sy ny ekipany.

Sampana iray aorian’ny fianarana ho dokotera ny dokotera ara-panatanjahantena. Manoro ny ezaka tokony hatao anaty fanatanjahantena izy ireo. Mitsabo ny atleta rehefa misy lalao lehibe ireny ihany koa. Misy 10 eo izy eto Madagasikara.

mardi, 18 avril 2023 05:55

Engrais biologique et engrais chimique

REPORTAGE

Les engrais sont aussi nécessaires dans les petits jardins domestiques ou avec des petits pots de fleurs que dans les productions agricoles. C’est clairement la base en production agricole parce que l’engrais nourrit la plante avec ses matières minérales et organiques. Depuis la nuit des temps, même au début des productions agricoles de l’homme, on a utilisé les engrais naturels. Les agriculteurs témoignent les bienfaits des engrais naturels sur leurs productions mais surtout sur la préservation de l’environnement.

INTERVIEW

Les engrais chimiques sont de plus en plus utilisés dans les productions agricoles. Mais ces engrais chimiques nuisent l’environnement. L’ingénieur agricole, Mamy Razanakolona, nous parle de son utilisation et surtout ses conséquences à la production agricole mais surtout à l’environnement.   

FANADIHADIANA

Zavatra ilaina foana raha vao miresaka fambolena, na ho an’ny zaridaina ao an-trano, na ny voninkazo amin’ireny tavim-boninkazo ireny, fa indrindra ny famokarana sakafo hoanina. Fototry ny fambolena ny zezika satria izy no mamahana ny zavamanan’aina amin’ny alalan’ny akora organika sy mineraly ao aminy. Hatrany amboalohany dia zezika natoraly avokoa ny nampiasaina tamin’ny fambolena. Mitantara ny tombony amin’ny fampiasana zezika natoraly ny tantsaha.

TAFATAFA

Miahamaro ny fampiasana ny zezika simika amin’ny famokarana ara-pambolena amin’izao fotoana. Manimba ny tontolo iainana anefa ny zezika simika. Manazava ny fampiasan’ny olona azy sy ny voka-dratsiny amin’ny fambolena fa indrindra amin’ny tontolo iainana ny manam-pahaizana amin’ny fambolena, Razanakolona Mamy.

  • Mananjary : 5 enfants décèdent après avoir consommé des hoffes ou “hofika”
  • Tsarabaria Vohémar : les deux principaux suspects arrêtés suite au naufrage d'une embarcation illicite pour Mayotte
  • Sambava : des coupures d’électricité programmées à partir de ce jour
  • Abondance des pluies : la saison de plantation des haricots verts à Miandrivazo, repoussée à cause de la montée d’eau

  • Manajary : Zaza 5 mianadahy no maty nihinana veoveo na hofika tao Naomorona distrikan’ny Manakarana
  • Tsarabaria Vohémar : Voasambotra ireo voaroiroy fa mpanondrana olona an-tsokosoko mankany Mayotte
  • Sambava : hisy fahatapaha-jiro isanandro manomboka androany
  • Miandrivazo : Nihemotra ny voly tsaramaso noho ny habetsahan’ny rotsakorana be loatra
lundi, 17 avril 2023 14:19

Le Journal du 17 Avril 2023

  • Liste électorale dans les Fokontany : peu de citoyens vérifient leurs noms
  • Sphère politique : une faible participation des jeunes dans le processus électoral
  • Education : 30 ans après, les manuels scolaires malgaches mis à jour
  • Concert : environ 400 000 personnes regroupées au spectacle de rue du groupe AmbondronA à l’avenue de l’indépendance Analakely

  • Lisitry ny mpifidy eny anivon’ny fokotany : mbola vitsy ireo olom-pirenena misava ny anarany
  • Fanabeazana : 30 taona aty aoriana, avaozina ireo boky fampianarana
  • Tsy fahampiandrano ao Toliara : hatomboka ny tetikasa mamadika ranomasina ho rano fisotro

lundi, 17 avril 2023 11:43

Festival Miaraka

Le festival inclusif pluridisciplinaire “MIARAKA” avec la Compagnie Lovatiana qui promeut l'intégration des artistes en situation d’handicap. La danse sera mise en avant pendant cet évènement. La danse contemporaine ouvre une occasion au partenariat.

Ny Festival Miaraka dia hetsika ara-java-kanto karakarain’ny compagnie Lovatiana, miangaly ny dihy ankehitriny. Omena vahana ao anatin’io hetsika io ny fiaraha-miasan’ny olona manana fahasembanana sy ny olo-tsotra ary misokatra ho an’ny taranja ara-java-kanto rehetra. Ny dihy no tena hisongadina ao anatin’io hetsika io. Ny traikefa azo dia mampiseho fa ny dihy ankehitriny dia manokatra varavarana amin’ny sehatry ny fiaraha-miasa.

lundi, 17 avril 2023 09:09

Qu'est-ce que l'Asthénie

Chacun a sa propre condition physique et chacun a donc le sport qui lui convient. Pour certains, il peut s'agir simplement de marcher, pour d'autres, il peut s'agir d'un exercice plus intense. Mais comment savoir qu’on doit changer de sport ? Nous nous tournerons également vers le Docteur Rakotoherison Jimy Médecin du Sport à l'Académie Nationale des Sports Ampefiloha Antananarivo pour nous expliquer ce qu’est "Asthénie".

Samy manana ny toe-batany ny tsirairay ary samy manana ny fanatanjahantena mety sy sahaza azy. Ho an’ny sasany mety hoe mandeha tongotra ihany no vitany, ny an’ny hafa indray mety hoe fanazaran-tena mafimafy kokoa noho izay. Fa rehefa toy ny ahoana anefa no tokony hiova fanatanjahan-tena atao ? Hitodika amina ny dokotera Rakotoherison Jimy Médecin du Sport etsy amin’ny Académie Nationale des Sports Ampefiloha Antananarivo ihany koa isika hanazava mahakasika an’izany hoe “Asthénie” izany.

lundi, 17 avril 2023 08:48

L’apnée du sommeil

On entend souvent la phrase : “ Notsindrian’ny Mamposavy ” littéralement : sous la pression de la sorcière ou paralysé par la sorcière. On est en plein sommeil mais on à cette incapacité de bouger malgré le fait qu’on a l’impression d’être conscient de notre environnement. Mais qu'en dit le médecin ? On parlera aussi de "l'apnée du sommeil"

Henontsika eny amin’ny fiarahamonina eny matetika rehefa miresaka hoe “ Notsindrian’ny Mamposavy aho alina”. Ilay matory toa mahatsiaro tena kanefa tsy afa-mihetsika iny izy io.  Fa ahoana anefa hoy ny mpitsabo? Hiresaka mahakasika an’ilay hoe « Apnée du sommeil » ihany koa isika.

lundi, 17 avril 2023 08:19

Qu'est que la Kinésithérapie

Les amis ou les membres de la famille et même les voisins nous conseillent souvent d’aller voir les masseurs traditionnels qui ont des dons pour nous soulager les fatigues passagères. Il y en a même qui proposent le massage pour soigner le cancer. Sans distinction d’âge les gens se ruent vers ses masseurs.

Des fois ça marche et certains des médecins conseillent à leurs patients de consulter des masseurs car ils pensent que cela aide à améliorer la condition sanitaire de ses patients. Nous avons donc décidé d’éclaircir tout cela avec les avis d’un kinésithérapeute.

Efa fahenontsika matetika eny amin’ny fiaraha-monina eny ny hoe “ento mihotra e”. Indraindray aza aretina tsy ampoizin-tsika toy ny hoe homamiadana dia misy manolo-kevitra hoe entina mihotra. Tsy misy salan-taona izy io fa hatramin’ny zaza vao teraka aza dia misy mitondra eny amin’ireny mpanotra ireny. 

Hahitam-bokatra izy ity indraindray ary misy mpitsabo ihany koa aza manaiky ny fandehanana eny amin’ireo mpanotra noho izy afaka manampy amin’ny fitsaboana izay efa atao.

Nandeha nanotany ihany koa izahay hahazoan-tsika fanazavana fanampiny mahakasika an’izany “kinésiethérapie” izany.

vendredi, 14 avril 2023 12:43

Le Journal du 14 Avril 2023

  • Demande de passeport : l’exigence de la lettre d’hébergement est suspendue
  • Pêche Madagascar est en pleine campagne de pêche à la langouste
  • Caravane du droit « Fiara Zo » : pour joindre l’offre et la demande en matière de justice
  • Spectacle dans la Rue du groupe Ambondrona : les forces de l’ordre vont déployés 800 éléments

  • Fangatahana pasipaoro : nohamoraina ny fikarakarana azy
  • Jono : Anatin’ny fisokafan’ny jono oratsimba izao Madagasikara
  • Hetsika « Fiara Zo » : Manantona ifotony sy mampahafantatra ny zon’ny olom-pirenena
  • Fampisehoana an-dalambe ataon’ny Ambondrona : miisa 800 ireo mpitandron’ny filaminana

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter