Renouvellement des manuels scolaires après 30 ans. Des ateliers se sont déroulés le 17 et 18 avril pour vérifier la qualité de ces manuels afin de les conformer au contexte actuel, ainsi aux besoins des élèves. Ce sont les matières de base, à savoir les Sciences de la Vie et de la Terre, le Français, le Calcul et la Physique Chimie qui subissent la réforme en premier. Cela s’applique aux classes primaires et celles de collèges. Le débat tourne autour du fait que le nombre de ces manuels doivent correspondre au nombre des élèves : un livre, un élève ; qu’il y ait plus de pratique pour que l’élève comprenne et ne fasse pas simplement des répétitions ou des par cœur ; que les écoles privées ne soient pas laissées pour compte par rapport aux écoles publiques. Une discussion entre le Directeur de la Communication du Ministère de l’Education Nationale, Rakotoarisoa Zo Lala, une professeure de Français dans une école privée, Domohina Andiamanalina et un spécialiste de l’éducation, Randrianarijaona Léon Faniry.
30 taona no nisiana izay vao navaozina ireo bokim-pampianarana. Nisy atrikasa hijerena ny kalitaon’ireo boky ireo ny 17 sy 18 aprily 2023, mba hifanarahan’izany amin’ny hodidina ankehitriny sy ny filàn’ireo mpianatra. Ireo taranja fototra toy ny sisansa, fizika sy simia, frantsay no havaozina. Eny amin’ny ambaratonga fototra : ambaratonga voalohany sy kolejy no hanaovana izany aloha. Adihevitra manodidina ny isan’ny boky : boky iray, mpianatra iray; fampiarana fa tsy mijanona ho tsianjery faotsiny no ilaina, ary fijerena ireo sekoly tsy miankina no resahan’ny talen’ny serasera eo an’ivon’ny Ministeran’ny Fanabeazana Fototra, Rakotoarisoa Zo Lala sy mampianatra Frantsay amina sekoly tsy miankina, Andriamanakina Domohina ary manampahaizana manokana momba ny fanabeazana, Randrianarijaona Leon Faniry.
1ere partie : gaspillage alimentaire
La jeune Stannie Rameliarison, entrepreneure, nous parle de séchage de fruits avec la nutritionniste Fanja Rakotondrasoa. Elles s’échangent autour des modes de séchage de fruits et légumes qui permettent de garder les valeurs nutritionnelles de ces aliments. Un procédé qui pourrait être utilisé pour lutter contre le gaspillage alimentaire et même l’insécurité alimentaire.
2e partie : entrepreneuriat des jeunes dans le recyclage
Stannie Rameliarisoa parle ensuite des problèmes que font face les jeunes entrepreneurs actuellement avec Ambinintsoa Razanadrakoto, jeune entrepreneure qui transforme les boites de conserve en objet décoratif. Elles abordent aussi les défis et les obstacles qu’endurent ces jeunes. Mais également, elles partagent leurs expériences et donnent des conseils aux autres jeunes entrepreneurs.
Cette émission a été réalisée dans le cadre de l’émission Echappée Belle de France Télévision.
Tapany voalohany : fandanian-tsakafo tsy ara-drariny
Miresaka mikasika ny fanamainana voankazo sy legiona i Rameliarison Stannie, tanora mpandraharaha mpanamaina voankazo sy legioma miaraka amin’ny teknisianin’ny fanjariantsakafo, Rakotondrasoa Fanja. Mifanakalo amin’ny fomba fanamainana ireo sakafo ireo sy ny fomba fitahirizana ireo otrikaina anatin’ireo sakafo ireo rehefa hamainina izay izy. Fomba iray io hiadiana amin’ny fandanian-tsakafo tsy ara-drariny ary mety tonga hatrany amin’ny fiadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo mihitsy aza.
Tapany faharoa : fandraharan’ny tanora amin’ny resaka fanodinana
Miresaka ireo olana sedrain’ny tanora mpandraharaha amin’ny sehatry ny fanodinana i Rameliarison Stannie sy i Razanadrakoto Ambinintsoa, tanora mpandraharaha amin’ny fanodinana kapoka. Resahin’izy ireo ihany koa ny sedra sy ireo sakana ho an’ny tanora. Mizara ny traikefa azon’izy ireo sy manome torolalana ho an’ny tanora mpandraharaha mitovy amin’izy ireo.
Natao ity fandaharana ity tao anatin’ny fandaharana Echappée Belle vokarin’ny France Télévision.