COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

La réception des plaintes sur les litiges fonciers se fait par examen de chaque cas. Mais avant ça, des autorités sont envoyées sur place par le bureau des doléances auprès de la Présidence, pour déterminer la situation. Ensuite, le règlement dépendra des preuves récoltées contre le ou les auteurs. Ce qui amènera l’affaire auprès du tribunal. Plus d’éclaircissement sur ce sujet dans Hono ho aho, avec le Directeur du Bureau des doléances auprès de la Présidence, Richardson Rakotomanana.

Ny fandraisana ny fitarainana momba ny ady tany dia atao amin’ny alalan’ny fandinihana ny tranga tsirairay. Mialoha izany anefa dia alefan’ny birao misahana ny fitarainana eo anivon’ny Repoblika any an-toerana ny manam-pahefana, hamantatra ny zava-misy. Avy eo, miankina amin'ny porofo voaangona amin'ireo niteraka disadisa ny fifanarahana atao amin’ny lasibatra. Mitohy any amin’ny fitsarana ny raharaha avy eo. Fanazavana fanampiny momba io loha-hevitra io ato anaty Hono ho aho, miaraka tamin’ny Talen’ny biraon’ny fitarainana eo anivon’ny Repoblika, Richardson Rakotomanana.

vendredi, 14 avril 2023 08:06

Le Journal des régions du 13 Avril 2023

  • La non-maitrise des nouvelles technologies est un frein pour les jeunes à la recherche d'un emploi à Toliara
  • Fitovinany : le district d'Ikongo doté de quatre écoles résistantes aux cyclones
  • Mananjary : la commune urbaine améliore la procédure de collecte des recettes et taxe de vente

  • Sakana ho an’ny tanora mitady asa ny tsy fahafehezana teknolojia vaovao ao Toliara
  • Fitovinany : nahavitana sekoly mahazaka rivodoza efatra ny distrikan’Ikongo
  • Natsaraina ny fomba fiasa eo amin’ny fampidiram-bola avy amin’ny hetran’ny mpivarotra ao amin’ny kominina ambonivohitr’i Mananjary
jeudi, 13 avril 2023 12:55

Le Journal du 13 Avril 2023

  • Education des citoyens aux élections : la société civile déplore l’absence de catégorisation des électeurs
  • Transparence des élections : le Bianco consulte les acteurs électoraux 
  • Suicide chez les jeunes : 15 cas en un mois d’après l’observatoire des jeunes
  • INDRI : Il ne faut pas reboiser en fin de saison de pluies et à la même période à Madagascar

  • Fanabeazana ny olom-pirenena mikasika ny fifidianana : mitaraina amin’ny tsy fanasokajiana ireo mpifidy ny firaisamonim-pirenena
  • Kolikoly eo amoin’ny fifidianana : naka ny hevitr‘ireo mpisehatra eo amin’ny fifidianana ny BIANCO
  • Famonoan-tena : tanora miisa 15 no maty tao anatin’ny iray volana hoy ny observatoara momban’ny tanora
  • Tsy tokony hamboly hazo amin’ny faran’ny vanim-potoanan’ny orana isika eto Madagasikara

  • Analanjirofo : Refonte de la liste électorale
  • Ambatondrazaka : Il y a plus de 148 000 électeurs inscrits
  • Nosy-be : Malgré une pêche aux chinchards florissante, les commerçants locaux ne voient pas leurs revenus en hausse

  • Analanjirofo : Fanavaozana lisi-pifidianana
  • Ambatondrazaka : Mihoatran' ny 148 000 no isan'ny mpifidy voasoratra anarana
  • Nosy-be : be ny vokatra mahalôky tamin'ny ity taona ity fa tsy nitombo anefa ny vola miditra amin’ny mpivarotra
jeudi, 13 avril 2023 08:44

Sifflet du 12 Avril 2023

  • Laura Rasoanaivo est à la tête du classement mondial dans la catégorie Juniors -70kg
  • L’équipe nationale ANKOAY est maintenant en stage de préparation en France
  • Toamasina accueille le championnat national de l’Athlétisme

  • Rasoanaivo Laura : Laharana voalohany manerantany amin’ny judo - 70 kg
  • Manao fanazaran-tena any Frantsa ny ekipam-pirenena Ankoay
  • Toamasina no mandray ny fifaninana nasionaly ny Atletisma
jeudi, 13 avril 2023 08:40

Sifflet du 05 Avril 2023

  • Football : 80 clubs seront attendus au Champions League Atsimondrano
  • Doré Justin a remporté la médaille d’or lors du tournoi du SIESAMA à Antsirabe
  • Basket Ball : Le championnat régional de Menabe aura lieu le 11 au 16 avril prochain

  • Atsimondrano champions league : klioba 80 no andrasana
  • Ny faha 11 hatramin’ny 16 volana April izao no atao ny Champion régional du MENABE 2023 
  • Nahazo medaly volamena i Doré Justin nandritra ny fifaninana nokarakairain’ny SIESAMA izay natao tao Antsirabe
jeudi, 13 avril 2023 08:16

Sifflet du 26 Mars 2023

  • Judo : Laura Rasoanaivo tient la 3eme place de -70 kg dans le classement mondial
  • Basket Ball : La première vague d’entrainement de l’Equipe nationale Ankoay s’achève aujourd’hui
  • Foot-ball : Le terrain Rabemananjara à Mahajanga est de nouveau opérationnel
  • Foot-ball : La délégation de foot-ball à Mandritsara a organisé un championnat

  • Judo : Laharana faha-3 maneran-tany amin’ny sokajy zandriny -70 kg i Laura Rasoanaivo
  • Basket Ball : Mifarana androany ny Dingana voalohany amin'ny fanomanan-tena anaty fampivondronana ireo Ekipam-pirenena Ankoay
  • Foot-ball : Miverina azo hilalaovana sy hanaovana fanazaran-tena indray ny kianja Rabemananjara any Mahajanga
  • Foot-ball : Nikarakarana fifaninana baolina kitra ny degelasion’ny baolina kitra ao Mandritsara
jeudi, 13 avril 2023 08:00

Sifflet du 22 Mars 2023

  • L’équipe sélectionnée à Manajary participera au tournoi de la région Antsinanana
  • Tennis : Madagascar vice-champion d’Afrique de tennis U14
  • Le groupe de Ladys Maki de Madagascar pour le championnat rugby sevens challenges 2023 selon le communiqué d’hier
  • Barea de Madagasikara fera un match demain 23 Mars pour la présélection de la CAN 2023

  • Handray anjara amin’ny lalao fifanitsanana faritra Antsinanana eo amin’ny taranja beach soccer ny ekipa voafatina ao Mananjary
  • Tennis : Tompon-daka lefitra tamin’ny sojaky U14 tamin’ny fiadiana ny tompon-dakan’i Afrika amin’ny taranja Tennis i Madagasikara
  • Fantatra omaly ny sokajy hisy an’ireo Ladys Maki an’i Madagasikara amin’ny fiadiana ny tompon-daka ny rugby sevens challenges 2023
  • Hiatrika lalao fifanintsanana ho amin’ny CAN 2023 ny Barea n’i Madagasikara rahampitso 23 Martsa
jeudi, 13 avril 2023 07:49

Le Journal du 11 Avril 2023

  • CENI : vérification de la liste électorale provisoire à partir de ce jour
  • Les tortues de Madagascar : victimes d’exploitation et d’exportation
  • L’Etat vise à réduire les coûts des appels téléphoniques et connexion
  • L’ITIE prend le statut d’un Etablissement Public Administratif : vers une mise en œuvre des actions pour la transparence du secteur minier

  • CENI : Manomboka androany ny fanamarihana ny lisi-pifidianana vonjimaika
  • Sokatra : Anjakan’ny fitrandrahana sy fanondranana antsokosoko
  • Mikendry ny hampihenana ny saran’antso sy ny internet ny fanjakana
  • Mandray ny satan’ny Etablissement Public Administratif ny ITIE : afaka manomboka ny asa fampangaraharahana ny indostrian’ny harena an-kibon’ny tany

jeudi, 13 avril 2023 07:07

Le Journal du 12 Avril 2023

  • Impact de la hausse de prix : des étudiants décident de travailler la nuit
  • La douane fait face à de plus en plus de fraudes
  • Seules les ordures ménagères sont récupérées par le SMA
  • La vérification de la liste électorale et les inscriptions continuent

  • Tsy fanarahandalana : Nahatratra hosoka maro ny eo anivon’ny fadintseranana
  • Mitohy ny fanamarinana sy ny fisoratana anarana ao amin’ny lisitry ny mpifidy
  • Fiatraikan’ny vidim-piainana : misy manao asa amin’ny alina ireo mpianatra
  • Mahavoasazy ny tsy fanajana lalàna amin’ny fanariana fako eto Antananarivo

  • Antananarivo : près de 100 personnes consultées par le service d’urgence du HJRA Ampefiloha ce lundi de Pâques
  • Analanjirofo : toutes les forces de l’ordre mobilisées lors des festivités des Pâques
  • Manakara : les habitants de Nomorona en difficulté après le passage du cyclone Freddy
  • Mahajanga : un avion léger a fait un atterrissage d’urgence suite à une défaillance technique en plein vol

  • Antananarivo : olona efa ho 100 ny traboina noraisin’ny sampandraharaha vonjy taitra ny HJRA Ampefiloha ny alatsinainin’ny Paka
  • Analanjirofo : nahetsika avokoa ireo mpitandron’ny filaminana nandritra ny paska
  • Manakara : Mbola misedra fasahiranana ny ankamaroan’ny mponina ao Nomorona taorian’ny rivodoza freddy
  • Mahajanga : fiaramanidina maivana iray no nipetraka vonjy maika teny an-tanimbary vokatry ny olana teny am-panidinana
vendredi, 07 avril 2023 13:37

Le Journal du 07 Avril 2023

  • Industrie textile à Madagascar : Renforcement de compétences des femmes leaders par Better work
  • Festival Miaraka : Comment les arts du spectacle aident les personnes handicapées ?
  • Beaucoup d’internautes trompés par des images générées par des intelligences artificielles génératrices d’images
  • Weekend Pascal : Des frais de transport régional révisés

  • Orinasa afakaba : Nanamafy ny fahaizamanaon’ireo vehivavy tomponandraikitra ny Better Work
  • Festival Miaraka : Ahoana no ahafahan’ny fampisehoana ara-javakanto manampy ireo olona manana fahasembanana ?
  • Maro ny mpikirakira aterineto no voafitaky ny sary tsy marina avy amin’ny “intelligence artificielle” na faranitan-tsaina artifisialy mpamorona sary
  • Fetin’ny Paka : Nampiakarina ny saran-dalana amin’ireo zotra rezionaly

vendredi, 07 avril 2023 13:21

Le Journal des régions du 07 Avril 2023

  • Délinquance juvénile à Toamasina : des mineurs ont été interceptés pour consommation de drogue
  • Manakara : le CEG Namorona subit les difficultés post cycloniques
  • OBS MADA Ihorombe : le projet prend fin

  • Toamasina : Tanora tsy ampy taona miisa 60 no tratra nisotro zava-mahadomelina
  • Manakara : Isan’ireo sekoly misedra olana taorian’ny rivodoza ny ao amin’ny CEG Namorona
  • OBS MADA Ihorombe : nifarana ny tetik’asa
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter