COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

Les jeunes sont tombés dans la dépression quand ils ont surtout un avenir incertain ou une déception amoureuse. Le moral, tout comme le corps, peut être fatigué quand il subit beaucoup trop de choc, en plus des stress. Une intervention médicale auprès d’un psychiatre s’impose pour le remonter surtout quand les jeunes se tendent vers le suicide. On peut éviter la dépression en écoutant sans juger les jeunes en détresse, en éduquant les jeunes dès le jeune âge à être fort dans toutes les circonstances de la vie, d’après Randriamanana Kolo, un psychologue, Fy Indrafonjanahary de l’observatoire de la jeunesse et Evariste un père de famille.       

Fanahiana ny ho avy matetika no mahatonga ireo tanora tratran’ny fahaketrahana ara-tsaina. Ny saina dia toy ny ratsam-batana rehetra ka mety ho reraka rehefa betsaka loatra ireo dona mahazo azy vokatry ny fitambarana rarin-tsaina, hoy ny mpahay toetr’olona Randriamanana Kolo. Azo tsaboina ara-medikaly io raha efa manana fironana te hamono tena ny saina mba hampatanjaka azy indray. Azo sorohina koa anefa amin’ny alan’ny fihainoana tsy mitsaratsara ireo tanora manana olana, fametrahana fifandraisana eo amin’ny ray aman-dreny sy zanaka ary fanabeazana dieny mbola kely mba hatanjan-tsaina hoy kosa i Fy Indrafonjanahary avy amin’ny observatoire de la jeunesse sy i Evartiste raim-pianakaviana.

  • Mandritsara : le prix du bidon d’eau atteint 700 ariary
  • Ambovombe : les jeunes s’adonnent à la relation sexuelle précoce
  • Androy et Anosy : renforcement et sensibilisation sur le LITS
  • Tsiroanomandidy : amélioration de la sécurité routière

  • Mandritsara : niakatra ho 700 ariary ny rano iray bidon
  • Ambovombe : miroso aloha loatra amin’ny firaisana ara-nofo ny tanora
  • Androy sy Anosy : nohamafisina sy nentanina ny momba ny LITS
  • Tsiroanomandidy : nohatsaraina ny fandriam-pahalemana amin’ny fitaterana

Source de vitamine B12 et de Zinc, l’huitre au naturel est un fruit de mer très prisé. Britney Rasolonirina nous partage leurs bienfaits mais également les précautions en termes de préparation et de consommation de ce produit pour préserver notre santé. La pollution en mer comme les produits chimiques peuvent avoir des impactés sur la santé.  

Samy mankafy huitre avokoa ny sokajin-taona rehetra na ankizy na tanora na lehibe. Vokatra alaina avy an-dranomasina izy io raha ny eto Madagasikara.  Maro ny vokatsoa mety ho azo amin’ny fihinana azy fa ilaina ihany koa ny mikarakara azy tsara mialoha ny hinanana azy. Hanazava ny tsara ho fantatra amin-tsika Britney Rasolonirina, mpiandraikitra ny fikarohana eo anivon’ny ONN.

Appart les promenades au Bord de la mer et les brochettes, le grand baobab est l'une des endroits qui nous vient toujours à l'esprit quand on va à Mahajanga. Qui d'entre nous n'a pas été invité à faire sept fois le tour de ce grand Baobab en arrivant à Mahajanga. Mais quelle est sa véritable histoire ?

Andriantahina Mahafahana, directrice exécutive de l'office régional du tourisme de Boeny, a accepté d'être interviewée pour en dire plus à ce sujet.

Ankoatran’ny hoe fandehandehanana sy fihinanana kitonotono eny amin’ny Bord, vao hoe hihazo an’i Mahajanga dia isan’ny mby an-tsaina foana ilay Baobab lehibe ny amin’ny moron-dranomasina iny.  Iza tamin-tsika no tsy efa nisy niteny hoe miodina im-pito eo amin’io Baobab lehibe io rehefa tonga any Mahajanga.  Fa inona kosa anefa no tena tantarany?

I Andriantahina Mahafahana tale mpanatanteraka eo anivon’ny ofisim-paritry ny fizahan-tany Boeny no nanaiky hitafatafa hanazava misimisy kokoa mahakasika azy io.

  • Menabe : retour de la Poliomyélite
  • Nosy Varika : seuls 40 % des parents d’élèves peuvent payer les enseignants FRAM
  • Ihosy : La Radio Avec assure l’éducation des jeunes et de la population

  • Menabe : miverina indray ny lefakozatra
  • Nosy Varika : ny 40 % ny ray aman-drenin’ny mpianatra ihany no mahaloa ny karaman’ny mpampianatra FRAM
  • Ihosy : mandray an-tanana ny fanabeazana ny tanora sy ny mponina ny Radio Avec
lundi, 22 mai 2023 09:09

Sifflet du 21 Mai 2023

  • 11ème édition des Jeux de iles : l’hymne est sorti le vendredi 19 mai 2023
  • Le Championnat interministérielle de pétanque à Analamanga a vue 35 entités participants
  • Maki Run à Nosy Komba : 215 personnes ont participé
  • La section Karaté de Mananjary mise en place le vendredi 17 mai dernier
  • Préparation pour les Jeux des îles : les nageurs du ligue d’Analamanga ne s’entrainent plus

  • Lalaon’ny Nosy andiany faha-11 : ny zoma faha 19 May 2023 no nivoaka ny hira faneva
  • Fiadiana izay ho tompondankan’Analamanga tsipy kanetibe mpiasam-panjakana : miisa 35 ireo nandray anjara
  • Maki Run ao Nosy Komba : niisa 215 ireo nandray anjara
  • Karate Mananjary : Tafantsangana ny alarobia 17 may lasa teo
  • Fanomanana ny lalaon’ny Nosy : mitsahatra amin’ny fanazaran-tena ny ankamaroan’ny mpilomano eto Analamanga

Une autre urgence par rapport à la consommation de drogue par injection à Madagascar. Le plan stratégique national malgache rapporte que 8% des porteurs du VIH à Madagascar ont contracté l’infection par injection. Des pertes humaines considérables, des impacts sur la santé et l’économie, c’est à craindre, selon le Dr Edmond Razanajatovo, de l’association Ainga AIDES.

Isan’ny loza mitatao iray hafa ateraky ny fandraisana zava-mahadomelona atsindrona ny VIH SIDA. Araka ny drafitra nasionaly miady amin’io tsimok’aretina io dia 8% ny olona mitondra ny VIH no tratran’izany vokatry ny tsindrona. Ahiana ny hiakaran’io taha io sy ny fatiantoka maro, hoy ny Dr Razanajatovo Edmond, avy amin’ny fikambanana Ainga AIDES.

La lutte contre la propagation des drogues concerne la réduction de l’offre et de la demande de drogue. D’après le mouvement de la société civile, le deuxième volet, c’est-à-dire du côté réduction de la demande est négligé, car la structure nationale de lutte contre ce phénomène est absente dans le pays.

Mizara roa lehibe ny ady atao amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina : fampihenana ny tolotra sy ny tinady. Nanambara ny vondron’ny firaisamonim-pirenena fa mandringa io ady atao io satria tsy mandeha ny fampihenana ny tinady. Ny fananganana indray ny rafitra nasionaly no vahaolana amin’izany hoy izy ireo.

vendredi, 19 mai 2023 13:45

Le Journal du 19 Mai 2023

  • Tenue de l’Assise de la Transformation Digitale en Afrique : les jeunes entrepreneurs du numérique en lumière
  • Salaire minimal des employés du secteur privé : quels impacts sur leur pouvoir d’achat ?
  • Andrainjato : les étudiants reçoivent une formation au secourisme
  • Lutte contre la drogue : les jeunes de Manakara entrent en scène

  • Assise de la Transformation Digitale eto Afrika : misongadina ireo tanora mpandraharaha eo amin’ny nomerika
  • Karama farany ambany ho an’ny mpiasa amin’ny sehatra tsy miankina : misy fiantraikany amin’ny fahefa-mividin’izy ireo ve izany ?
  • Andrainjato : ampianarina ny taranja vonjy aina ireo mpianatra
  • Ady amin’ny zava-mahadomelina : mirontsaka an-tsehatra ireo fikambanana tanora ao Manakara

05 jeunes sur 10 sont intéressés et actifs dans le sphère politique à Madagascar. Un Constat du Fondation Friedrich Ebert Stiftung ou FES Madagascar lors de la présentation du numéro 30 de sa revue Politikà qui se penche largement sur l'implication des jeunes dans le processus électoral. Raoto Andriamanambe, le rédacteur en chef du magazine politikà nous a expliqué.

Tanora malagasy 05 amin’ny 10 no liana sy mavitrika amin’ny sehatra politika eto Madagasikara. Fanadihadian’ny Fondation Friedrich Ebert Stiftung na FES Madagascar nambarany nandritra  ny fanolorana ny laharana faha-30 amin’ny gazety boky Politikà. Mitondra fanazavana i Raoto Andriamanambe, tonian-dahatsoratry ny gazety boky politikà.

vendredi, 19 mai 2023 13:05

Trafic de tortues Sokake

Plus de 30 000 tortues radiées ou sokake de Madagascar ont été exportés à l’international entre 2018 et 2021. 70% de ces tortues destinées à l’exportation sont capturées, selon le rapport publié par TRAFFIC, un organisme international de conservation, au mois de mars. Maitre TITA, Juriste environnementaliste de l’Alliance Voahary Gasy (AVG) nous a expliqué.

Maherin’ny 30 000 ireo sokatra malagasy voaondrana any ivelany vokatry ny tsy fanajana ny lalàna. Tamin’ireo sokatra kasaina ahondrana ireo, dia ny 70% no azo sy tafaverina eto amin-tsika, hoy ny tatitra navoakan’ny TRAFFIC, fikambanana iraisampirenena iray, tamin’ny volana martsa lasa teo. Mitondra fanazavana i Maitre TITA, mpahay lalàna momba ny tontolo iainana ao amin’ny Alliance Voahary Gasy (AVG).

vendredi, 19 mai 2023 12:31

La cybercriminalité

Des nombreux jeunes ont été convoqués au service central de lutte contre la Cybercriminalité au cours des 10 dernières années, depuis la vulgarisation du réseau Facebook. En raison de mauvaises utilisations des réseaux sociaux et d'Internet. Commissaire Hassan MOUIGNI, le Chef de service central de lutte contre la cybercriminalité à Anosy nous a expliquer ce genre de cas.   

Tanora maro no tafiakatra eny anivon’ny sampandraharaha foibe miady amin’ny heloka an’habaka na ny cybercriminalité tao anatin’ny 10 taona. Antony mahatonga izany ny tsy fahafehezana ny fampiasana ny tambazotran-tserasera sosialy sy ny ateriteno. Mitondra fanazavana mikasika izay ny Commissaire Hassan MOUIGNI, Lehiben’ny sampan-draharaha misahana ny heloka an’habaka.

On parlera d'éducation inclusive dans le programme Ndao hilaoeky. Nous allons échanger ce thème avec nos invitées composées de Randriamampianina Rivo Henintsoa, ​​directrice de l'école AKAMA, Rasolofoarintseheno Hentsoa Tiana, vice-présidente de l'association des étudiants handicapés de l'université d'Antananarivo, Randriamanatsoa et Viviane étudiants mal-voyants. Ecoutez la conversation que nous avons eue ici au Studio Sifaka.

Hiresaka momba ny fanabehazana mampiaty isika atao amin’ny fandaharana ndao hilaoeky. Hitafatafa hiaraka amin-tsika i Randriamampianina Rivo Henintsoa, Talen’ny sekolin’ny AKAMA, Rasolofoarintseheno Hentsoa Tiana vice-président de l’association des étudiants handicapés à l’Université d’Antananarivo, Randriamanatsoa sy Viviane mpianatra manana fahasembanana ara-pahitana. Arahin-tsika ary ny resadresaka niarahana teto amin’ny Studio Sifaka.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter