COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

Le 03 mai c’est la journée internationale de la liberté de presse. Hervé Rakotozanany, formateur de journalistes nous partage sa perception de la liberté de presse à Madagascar. Son point de vue sur la difficulté rencontrée par les journalistes dans la collecte d’informations au niveau des ministères.

Andro iraisam-pirenena ho an’ny  fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety ny 03 mai. Vahinin-tsika i Herve Rakotozanany, mpampiofana mpanao gazety hiresaka ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara. Horesahany ihany koa ny fahitany ny fahazoam-baovao eny anivon’ny ministera.

lundi, 15 mai 2023 07:47

Sifflet du 14 Mai 2023

  • Basketball : la délégation malgache est partie pour le mondial 3x3 à Vienne
  • Judo : Haingo Ramiandrisoa a connu également une défaite à Doha
  • 4eme édition de Rally Motul : les deux spéciales sont terminées ce matin
  • Football : des matchs inter-service commenceront mercredi à Mandritsara
  • Utop : la 7-ème édition a commencé vendredi dernier

  • Basketball : nanainga anio ny delegasiona malagasy hiatrika ny tompondaka maneran-tany 3x3 any Vienne
  • Judo : resy ny solon-tenan-tsika i Haingo Ramiandrisoa tany Doha
  • Rally Motul andiany faha efatra : vita io maraina io ny spéciale 2
  • Football : lalao ara-piralahiana isan-tserivisy any Mandritsara manomboka ny alarobia ho avy izao
  • Utop : nanomboka tamin’ny Zoma ny andiany faha fito
  • Région Fitovinany : pêche illégale de langouste fait perdre 2 milliards d’ariary à l’Etat
  • Mananjary : trois salles de classe ont été réhabilitées
  • Antananarivo : aucune détection de formol sur les viandes après l’analyse
  • Région Diana : plus 19 000 enfants à vacciner contre la poliomyélite

  • Tafiakatra 2 miliara ariary eo ny fatiantoky ny fanjakana amin’ny fanjonoana langosta tsy manaraka ny tokony ho izy
  • Voavaha amin’ny ampahany ny olana eo amin’ny sehatrin’ny fampianarana ao amin’ny kominina Ankatafana distrikan’ny Mananjary
  • Tsaho ny filazana fa misy formol ny hena amidy eto an-drenivohitra
  • Faritra Diana : zaza meherin’ny 19 000 no kendrena vita vaksiny fanefitry ny lefakozatra

Une alimentation équilibrée suppose des repas matin, midi et soir. Ces aliments doivent être variés : les légumes, les fruits et les brèdes sont à prioriser ; il ne faut pas manger trop de fruits, surtout la banane, cela risque d’augmenter le taux de sucre dans notre organisme. Pour les protéines, les viandes de porc et de zébu ne sont pas bonnes pour la santé en revanche, privilégier les viandes de poisson et de poulet. Pour les aliments qui apportent de l’énergie et le sucre, le riz ne devrait être qu’à 1/3 de l’assiette, on peut le substituer par des pates ou des tubercules. Les aliments à fibre aident au transit intestinal, ils préviennent contre la constipation.

Ny hoe misakafo ara-pahasalamana midika fa tsy maintsy misakafo maraina, atoandro, hariva. Mila atao isan-karazany izany. Ny legioma sy ny anana no tena atao betsaka. Tsy dia tena hoe atao betsaka loatra ny voankazo, indrindra fa ny akondro, fa vao mainka mampiakatra ny tahan’ny siramamy any amin’ny vatana izany. Ratsy ihany koa ny mihinana hen’omby sy henan-kisoa fa aleo ary nofon-trondro sy akoho no hohanina. Ho an’ny vary kosa, apahatelona vilia ihany izany ary azo soloina hanin-kotrana sy paty ohatra. Ny sakafo misy tsiraka kosa manampy amin’ny fiasan’ny tsinay ary tsy mampitohina.

vendredi, 12 mai 2023 14:16

Infos vues par les jeunes du 12 Mai 2023

L’échange entre les jeunes sur la prise de rôrô, la participation des jeunes pendant la préparation électorale, et la grève des enseignants à l’université d’Ankatso était vif. Des sujets qui concernent surtout les jeunes.

Nafana ny ady hevitra niarahana tamin’ireo tanora mahakasika ny fandraisan’ny tanora Roro, ny fampandraisana anjara ny tanora amin’ny fanomanana ny fifidianana ary ny fitokonana ataon’ny mpampianatra eny. Loha-hevitra izay tena mahakasika ny tanora avokoa.

Le girofle graine une fois par an dès leur 4ème âge. Par contre son entretien se fait pendant toute l’année.  Un climat ambiant lui est favorable. En 2022, les collecteurs achètent le kilo de girofle à 28000 ariary.

Pépinière de girofle

Les jeunes plantes de girofle peuvent être cultiver à partir de douze mois environ. Pour Isabelle, une pépiniériste, les clients devraient commander un an à l’avance pour acheter. Son prix varie entre 1000ar à 1500 ariary.

Indray mandeha no manome vaoniny ny jirofo ao anatin’ny taona iray fa mandavataona kosa ny fikarakarana azy. Manomboka eo amin’ny faha efa-taona eo izy amin’ny ankapobeny no manome vaoniny. Toe-trandro antonona foana ihany koa no tadiaviny mba ivelomany. 28000 ariary no nandraisan’ireo mpanangom-bokatra ny kilaon’ny jirofo efa maina sy voafantina tamin’ny taom-piotazana 2022 teo.

Zanaka-jirofo

Heritaona eo amin’ny ankapobeny vao azo afindra hambolena ny zanaka jirofo. Ho an’i Isabelle dia fandrihana heritaona mialoha ny zanakazo raha te hanjifa fa tsy misy tonga dia vonona. 1000 ar ny vidin’izany ao aminy.

vendredi, 12 mai 2023 13:30

Journée internationale des infirmiers

L’ordre des infirmiers prévoit une stricte surveillance de ses membres. En effet. Des doléances sur des cas de corruption et de dérives ont été reçues. La plupart des infirmiers dans les hôpitaux de la ville sont plus concernés par cette doléance selon les informations que nous avons reçues. Et les infirmiers sortants de certains établissements privés sont les plus impliqués dans ce genre de cas.

Hanatanteraka fanaraha-maso entitra ho an’ny mpikambana ao aminy ny holafitry ny infirmier. Fitorohana momba ny kolikoly sy tsy fanatanterahana araka ny tokony ho izy ny asany no voarain’ny tompon’andraikitra. Ny ankamaroan’ireo mpitsabo mpanampy amin’ny hopitaly an-tanàn-dehibe no tena voakasik’io fitorohana. Ary ny ankamaroan’ireo mpitsabo mpanampy nivoaka tamin’ireo oniversite tsy miankina amin’ny fanjakana no tena voakasik’ity raharaha ity.

vendredi, 12 mai 2023 13:17

Le Journal des régions du 12 Mai 2023

  • Des tremblements de terre ont été constatés mercredi et jeudi dernier
  • Cent jeunes de la région Amoron’i Mania ont bénéficié des titres vertes
  • Plus de 67000 enfants à vacciner contre la poliomyélite dans le Melaky
  • MEDICAERO a terminé sa mission à Ampanihy

  • Nahenoana fihetsehana maromaro ny tany ny alarobia sy ny alakamisy teo
  • Tanora zato ao Amoron’i Mania nozaraina titre verte
  • Melaky : zaza miisa 67 000 no kendrena ho vita vaksiny fanefitry ny lefakozatra
  • Ampanihy : hifarana rahampitso ny fitsaboana maimai-poana omen’i MEDICAERO
vendredi, 12 mai 2023 13:11

Le Journal du 12 Mai 2023

  • Lutte contre la polio : éradiquer la défécation à l’air libre est une priorité
  • Une stricte surveillance des infirmiers sera effectuée par l’ordres des infirmiers de Madagascar
  • L’exportation de la vanille vers l’Europe menacée par une suspension

  • Ady amin’ny lefakozatra na Polio : laharam-pamehana ny ady amin’ny fangerena ankalamanjana
  • Hentitra ny fanaraha-maso atao amin’ireo mpitsabo mpanampy
  • Mety ho tratran’ny fampiatoana ny fanondranana lavanila ao Eropa

Les Sihanaka et le Ody  

Depuis des siècles, les Sihanaka n’utilisent uniquement les plantes et les ressources naturelles que pour se soigner, mais aussi pour se protéger. Au fil des années, de génération en génération, ils ont su exploiter les ressources naturelles. Raison pour laquelle les Sihanaka sont réputés comme étant pratiquants des Ody ou mpilalao ody.

Nosindratsimilao

Le Nosindratsimilao est un ilot près de la plage de Fénerive Est. Il s’agit d’un tombeau qui est devenu un lieu sacré pour demander bénédiction aux ancêtres. Ce lieu est rempli de fady : interdit de s’y rendre le jeudi, les Merina n’ont pas accès à ce lieu.

Sihanaka sy ny Ody

Ara-tantara, tsy nampiasa fanafody hafa ankoatran’ny tao amin’ny faritra nisy azy ny olona Sihanaka na hitsaboana tena, na hiarovana ny fananana. Notrandrahin’izy ireo ny fampiasana izany ary tena nahomby taminy izany tany aloha. Izany no nahatonga ny tantara hoe mpilalao Ody ny Sihanaka

Nosin-dratsimilao

Nosy kely iray manakaiky ny sisin-dranomasinan’i Fenoarivo Atsinanana ny Nosindratsimilao. Fasana izy io saingy lasa toerana fanasinanana sy fangatahana fitahiana amin’izao fotoana izao. Misy fadiny io toerana io. Ohatra hoe tsy azo andehanana eny rehefa andro alakamisy. Tsy azon’ny Merina aleha ihany koa eny an-toerana.  

Nous utilisons des matériaux faits en pierre au quotidien, que ce soit des matériaux de construction, des ustensiles divers ou des objets de décoration. Avant de devenir ces articles polis à notre disposition, la pierre brute suit un trajet : des carrières d’extraction jusqu’aux points de vente, en passant par des étapes de transformation. Nous allons d’abord consulter les conditions de travail des miniers sur une des carrières d’extraction célèbres près de la communauté d’Akamasoa, ensuite, un point de vente en plein air d’objets d’artisanat sur la Route Nationale 1.

Mampiasa fitaovana vita amin’ny vato isika amin’ny andavanandro, na hanorenana fotodrafitrasa, na ampiasaina ao an-tokantrano, na koa haingon-tanàna. Mialohan’ny ahazahoana mampiasa azy ireny anefa dia manaraka lalana ny vato : eny amin’ny toerana fitrandrahana vato ka hatrany amin’ny toerana fivarotana, mandalo dingana maro hamadihana azy. Hojerentsika aloha ny fomba fiasan’ireo mpamaky vato eny amin’ny toerana famoahana vato malaza manodidina ny akany Akamasoa, avy eo toerana fivarotana asa tanana iray eny amin’ny lalàm-pirenena voalohany.

Les langoustes sont des crustacés de la Grande île très prisées sur le marché international. Nous sommes actuellement en pleine campagne de la pêche à la langouste dans toute l’île. Il y a deux calendriers de fermeture de la pêche de ce crustacé. Etienne Bemanaja, directeur général de la pêche nous dit plus sur cette filière.

Mampiavaka an’i Madagasikara ny fananana Oratsimba na langouste. Anatin’ny vanim-potoanan’ny jono an’ity karazana hazandrano ity isika amin’izao ary amin’ny faritra rehetra dia ahitana azy. Tsy mitovy ny vanim-potoana hidian’ny jono ho an’ny faritra maromaro eto Madagasikara. Hizara momba io seham-pihariana io  Bemanaja Etienne Tale Jeneralin’ny Jono eo anivon’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena manga.  

jeudi, 11 mai 2023 12:59

Le Journal du 11 Mai 2023

  • Lutte contre les accidents des deux roues : une communauté de conducteurs forme et sensibilise ses membres
  • Environnement : L’accent sur la conservation de l’écosystème

  • Toamasina : nitombo isa ny nisoratra anarana ao anatin'ny lisitry ny mpifidy
  • Ady amin’ny loza-mpifamoivoizan’ny kodiaran-droa : manentana sy mampiofana ireo mpamily ny fikambanana iray
  • Mamono ny vaovao marina ny tsaho sy ny honohono
  • Fandriampahalemana : Hamafisina ny fanaraha-maso ny sisin-tany

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter