COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ÉLECTIONS

Andrea Razafi

Andrea Razafi

mardi, 20 février 2024 08:31

Le Journal des régions du 17 Février 2024

  • Une cyclogenèse est observée dans la partie Nord-Est de Madagascar
  • La pêche de concombre de mer est maintenant interdite
  • Taolagnaro : la campagne de chimioprophylaxie continue au début du mois de mars

  • Misy fiforonana rivo-doza arahi-maso ao avaratra Atsinan’i Madagasikara
  • Voarara ny fanjonoana dingadingana manomboka izao
  • Taolagnaro : hitohy amin’ny fiandohan’ny volana martsa ny chimioprophylaxie
mardi, 20 février 2024 07:39

Le Journal des régions du 19 Février 2024

  • Il est fort possible que la tempête se change en cyclone aujourd'hui
  • La suspension du cours à Toamasina se prolonge jusqu’à demain
  • Parmi les 800 détenus, on compte 110 personnes atteintes de conjonctivite bactérienne

  • Mety ivadika rivo-doza androany ilay andro ratsy
  • Toamasina : mbola tsy mianatra ny mpianatra hatramin’ny rahampitso
  • Voafonja miisa 110 amin’ireo 800 teo no tratran’ilay areti-maso conjonctivite bactérienne
mardi, 20 février 2024 07:26

Le Journal du 19 Février 2024

  • Il faut renforcer les plaidoyers pour faire adopter l’avant-projet de loi sur l’accès à l’information à caractère public
  • Espèces migratrices : les baleines sont menacées
  • Camp national de basket 3×3 « de la Rue vers l’Or » : satisfecit des participantes
  • Mardi gras : comment les écoles définissent-elles le thème ?

  • Mila hamafisina ny adisisika hampandaniana ny tolo-dalàna momba ny fisitrahana torohay sy vaovao eny anivon’ireo sampandraharaham-panjakana
  • Karazam-biby mpifindra monina : isany ahiana tandindomin-doza ny trozona
  • Basket 3x3 “De la rue vers l’or” : Afapo ireo mpandray anjara
  • Mardi gras : ahoana no fomba hamaritan’ny sekoly ny lohahevitra ?

lundi, 19 février 2024 12:40

Le Journal des régions du 16 Février 2024

  • Taolagnaro : 190 personnes ont reçu des formations sur la pisciculture
  • Haute terre sud : des jeunes ont reçu des formations sur la fabrication de petits outils de production
  • Tanimandry – Ihosy : un appel à manifestation d’intérêt pour la deuxième édition d’ODOF
  • La résidence des anciens combattants à Moramanga a reçu des équipements

  • Taolagnaro : olona miisa 190 no misitraka fampiofanana amin’ny fiompiana trondro
  • Nampiofanina amin’ny fanamboarana fitaovam-pamokarana madinika ireo tanora
  • Tanimandry – Ihosy : anaovana tolo-bidy ny ODOF andiany faharoa
  • Zokiolona mpiady tia tanindrazana : nahazo fampitaovana ny trano fonenana manokana izay amboarina ao Moramanga
lundi, 19 février 2024 12:05

Le Journal du 16 Février 2024

  • Toamasina : 87% de la ville est inondée à cause des fortes pluies
  • Trophée du jeune entrepreneur 2024 : la participation des jeunes entrepreneurs agricoles attendue
  • L’observation responsable et durable de la mégafaune marine : un arrêté interministériel officiellement lancé

  • Toamasina: dibo-drano ny 87%-n’ny tanàna noho ny rotsak’orana
  • Trophée du jeune entrepreneur 2024 : mifantoka misimisy amin’ireo tanora mpandraharaha amin’ny fambolena
  • Fomba fijerena tompon’andraikitra ny biby lehibe an-dranomasina : nampahafatarina ny lalàna vaovao mifehy azy

A l’occasion de la journée mondiale de la radio, le 13 février, Studio Sifaka a organisé un débat autour du rôle de la radio : informer, éduquer et divertir. Les intervenants, Fetra Rakotondrasoava – Secrétaire Général au Ministère de la communication, Jean-Claude Andrianaivo – journaliste ancien et enseignant, Dina Rakotomanga – jeune journaliste ont discuté des émissions radio qui devraient assurées ce rôle de la radio avec des contenus à la fois informatifs, éducatifs et divertissants. Ils ont également traité de l’accès à l’information des journalistes. « Si la porte est fermée, on entre par la fenêtre. Et même si la fenêtre est fermée, on trouve d’autres façons d’entrer » ont argumenté les intervenants. Jean-Claude Andrianaivo a surtout insisté sur le fait que c’est au journaliste de trouver les informations. Et à par ce rôle de la radio, nous avons discuté de l’avenir de la radio face à l’avancée technologique. Les intervenants sont unanimes sur le fait que la technologie ne surpassera jamais la radio et qu’au contraire elle devrait être exploitée pour donner une valeur ajoutée à la radio.

Par la diffusion du débat sur les radios partenaires du Studio Sifaka durant cette journée mondiale de la radio, l’émission a aussi été diffusée sur la radio nationale malgache le 18 février.

Nikarakara adihevitra mahakasika ny anjara asan’ny radio (manome vaovao, manabe, mampiala voly) ny Studio Sifaka nandritra ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny radio ny 13 febroary. Nandray anjara tamin’izany i Fetra Rakotondrasoava – Sekretera Jenaraky ao amin’ny ministeran’ny serasera, Jean-Claude Andrianaivo – mpanao gazety tranainy, Dina Rakotomanga – mpanao gazety tanora. Noresahina nandritra izany fa tokony mahafeno ireo anjara asan’ny radio ireo ny fandaharana iray, izany hoe sady tokony hanome vaovao no hanabe no hampiala voly. Niresaka ny fahafahan’ny mpanao gazety mahazo vaovao ihany koa ireo mpandray anjara : « raha midy ny varavara dia miditra amin’ny varavarankely. Fa na dia mihidy aza ny varavaran-kely dia tokony mitady fomba hahazoana ilay vaovao ny mpanao gazety ». Nanamafy i Jean Claude Andrianaivo fa anjara asan’ny mpanao gazety ny mitady voavao fa tsy toloram-potsiny izy. Ankoatra izay anjara asan’ny radio izay dia noresahina nandritra ny fandaharana ihany koa ny ho avin’ny radio manolona ny fivoaran’ny teknolojia. Mitovy hevitra ireo mpandray anjara fa tsy ho fatin’ny teknolojia ny radio ary tokony hanampy amin’ny fivoaran’ny radio aza ny teknolojia.

Ankoatran’ny fandefasana ny adihevitra tamin’ireo radio mpiara-miasa amin’ny Studio Sifaka ny andron’ny 13 febroary io dia nandefa izany ihany koa ny radio nasionaly malagasy ny 18 febroary.

vendredi, 16 février 2024 08:52

Le Journal du 15 Février 2024

  • L’ignorance des citoyens conduit à la captivité des primates selon le Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Charbon écologique : les ménages malgaches disent être prêts à l’adopter si le coût leur sera accessible
  • La prévention du suicide reste un grand défi pour la santé publique
  • La langue malgache n’a pas encore de normes linguistiques unifiées

  • Ny tsy fahalalan’ny olom-pirenena dia mitondra any amin’ny fihazana ny gidro hoy ny profesora Jonah Ratsimbazafy
  • Charbon écologique : mazoto mampiasa azy ny tokantrano malagasy raha mora vidy koa
  • Fanamby lehibe ho an’ny tontolon’ny fasalamam-bahoaka ny fisorohana ny famonon-tena
  • Mbola tsy manana feni-teny iombonan’ny rehetra ny teny malagasy

vendredi, 16 février 2024 08:36

Le Journal des régions du 15 Février 2024

  • Toamasina : les cours sont suspendus jusqu’à 16 février
  • Hôpital de Toamasina : ouverture d’un centre ophtalmologique
  • Projet Diabe : Ankazobe a reçu aussi sa part
  • District de Beloha Androy : fin de la formation des enfants et des jeunes

  • Toamasina : miato hatramin'ny 16 febroary ny fampianarana
  • Hopitaliben’i Toamasina : nahazo toerana fandidiana maso ho an’ny ankizy
  • Tetikasa Diabe : nahazo ny anjarany ny tao Ankazobe
  • Distrikan'ny Beloha Androy : famaranana ny fanofanana sy fampianarana ireo ankizy sy tanora
jeudi, 15 février 2024 06:09

Le Journal des régions du 14 Février 2024

  • La circulation sur la RNS 5 est de nouveau opérationnelle
  • Mananara Nord : deux tortues de mer ont été rendues à la mer
  • Madagascar a accueilli près de 2 600 touristes internationaux en 2023

  • Efa misokatra ho an’ny fifamoivoizan’ny fiara rehetra ny lalam-pirenena fahadimy RNS 5
  • Mananara Avaratra : naverina an-dranomasina ireo fano miisa roa saika hamidy
  • Enina alina sy roa hetsy ireo mpizahan-tany iraisam-pirenena tonga nitsidika an’i Madagasikara tamin’ny 2023
jeudi, 15 février 2024 05:29

Le Journal du 14 Février 2024

  • Sommet mondial des gouvernements: nouvelle coopération pour Madagascar
  • Le ministre du tourisme et de l’artisanat a dévoilé ses priorités pour les 100 premiers jours
  • Soutenir les personnes atteintes d’épilepsie : adopter des gestes pratiques peut sauver une vie
  • Commerce et Saint Valentin : les deux vont de pair pour les propriétaires de magasins

  • Fihaonam-be eran-tany momba ny governemanta : nahazo fifanaraham-piaraha-miasa vaovao i Madagasikara
  • Nampahafatarin’ny minisitry ny fizahantany sy ny asa tanana ny laharam-pahamehana ho azy ireo ato anatin’ny 100 andro voalohany
  • Manavotra aina ny fahaizana ireo fihetsika atao rehefa mahita olona voan’ny androbe
  • Saint Valentin : fety mampidi-bola be ho an’ny magazay

mercredi, 14 février 2024 13:23

Le Journal du 13 Février 2024

  • RALE 2024 : le nombre d’inscrits dépasse celui prévu par la CENI
  • Théâtre radiophonique : très exposé au piratage à l’ère du numérique
  • Emission radio : tout a évolué grâce la technologie

  • Fanavaozana isan-taona ny lisi-pifidianana : betsaka noho ny novinavinain’ny CENI ireo mpifidy nisoratra anarana
  • Tantara an’onjampeo : hianjadian’ny hosoka amin’izao fotoanan’ny nomerika izao
  • Fandaharana amin’ny onjampeo : nivoatra ny zava-drehetra noho ny teknolojia

mercredi, 14 février 2024 10:11

Sifflet du 14 Février 2024

  • Football : la deuxième édition du projet Football for Schools se déroulera à Antsirabe
  • Basketball - The game of the future : un mélange entre le basket virtuel et le basket physique
  • ASIEF : les compétitions se dérouleront à Antsirabe cette année

  • Baolina kitra : hatao any Antsirabe ny andiany faharoa amin’ny Football for Schools
  • Basketball - The game of the future : fifangaroan’ny basket lalaovina eny ambony kianja sy lalaovina an-tsolosaina
  • ASIEF : Antsiranana no voasafidy hanatanterahana ny fifaninanana amin’ity taona ity
mardi, 13 février 2024 13:35

Le Journal des régions du 13 Février 2024

  • Fenérive Est : le pont d’Ampasompotsy est coupé
  • Le conflit social entre les habitants Esira et Manevy a été résolu
  • 415 exemplaires de la première édition de « Diary Nofy » ont été transcrits en braille

  • Distrikan'i Fenoarivo Atsinanana : tapaka ny tetezana Ampasimpotsy
  • Niravona ny olana nisy teo amin’ny mponina Esira sy Manevy
  • Boky miisa 325 vita amin'ny braille « Diary Nofy » andiany voalohany
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter