COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Programme intégral

Andrea Razafi

Andrea Razafi

  • Fermeture de la période de pêche : des pêcheurs clandestins surpris à Ambatoboeny
  • Mauvais temps : le trafic maritime de la côte Est interrompu
  • Mananjary : la plupart des détenus abandonnés par leurs familles
  • Bealanana : plus de 3.000 livrets de bovins nécessitent une mise à jour

  • Mihidy ny fotoam-panjonoana : maro anefa ireo tratra manjono sy mivarotra ao Ambatoboeny 
  • Andro ratsy ao Atsinanana : notapahina ny fifamoivozana an-dranomasina
  • Tsy misy mamangy ny ankamaroan’ireo voafonja ao Mananjary
  • Bealanana: tsy nisy fanavaozana ireo bokin’omby, tsy afa-mivarotra ireo tompon’omby

La ville d’Ambovombe Androy est connue par les sandales en cuir que les artisans fabriquent à partir des cuirs de bœufs. Un couple d’artisans, Mandinetoa et Soanoalahy, nous fait découvrir leur commerce de «Kapa hoditra» sur un coin de rue de la ville. 

La mer à 15 kilomètres de la ville, la pêche aux langoustes se pratique aussi à Ambovombe. Le pêcheur Manisoa sur nos micros dans l’émission Ketrika sy Kandra.

Isan’ny mampalaza ny tananan’Ambovombe Androy ny kapa hoditra amboarin’ny mpanao asa tanana amin’ny hoditr’omby any an-toerana. Mpivady mpanao ity asa tanana ity i Mandinetoa sy i Soanoalahy. Eo amoron-dalana no ivarotany izany kapa hoditra izany. Fitadiavam-bolan’izy mivady.  

15 kilometatra miala ny tampon-tanana ny ranomasina. Asa isan’ny be mpanao ihany koa ny jono langouste. Anisany i Manisoa, teo amin’ny fandraisam-peonay.

mercredi, 18 janvier 2023 08:04

Mal de dos et grossesse

Les maux de dos durant la grossesse touchent 50 % des femmes enceintes. Ils apparaissent habituellement entre le cinquième et le septième mois. La douleur est généralement ressentie dans le bas du dos et à l’arrière du bassin. Quelles sont les préventions et les exercices utiles pour soulager la douleur ?

Dans la partie deux, le docteur Prisca Rakotonirina nous présente les explications médicales concernant les maux de dos durant la grossesse.

Matetika ny vehivavy rehefa mitondra vohoka dia manomboka maheno marary any amin’ny lamosiny sy ny valahany any. Any amin’ny fahadimy sy fahafiton’ny volana hitondrana vohoka izy io no tena matetika mitranga. Eo amin’ny valahana sy eo amin’ny fitombenana no tena hahenoana azy.  Ilaina ny mijery sy manara-maso an’izany mba hahafahana misoroka na hoe mitsabo ihany koa.

Tapany faharoa : Ho entin’ny dokotera Rakotonirina Prisca, amin-tsika ny fanazavana ara-medikaly mahakasika an’io fahararian’ny lamosina io sy ny fitondrana vohoka ary ireo fitandremana na fitsaboana tokony atao.

Ireo kilonga madinika matetika no tena tratran’ireny aretin’ny taovam-pisefoana ireny. Kohaka, sery, gripa sy ireo soritr’aretina samihafa, maneho tsy fahazakana ny toetr’andro sy ny fahalotoan’ny rivotra.

Handeha ary hanontanian-tsika ny mpitsabo ny mahakasika an’ireo aretina rehetra mpahazo ny kilonga vokatry ny fiovaovan’ny toetr’andro sy ny fahalotoan’ny rivotra izay. Ny dokotera Rabehevitra Paula no vahin’ny fandaharana.

Les enfants sont plus sensibles à la pollution de l’air, au changement climatique… Grippe, toux et les troubles respiratoires sont les maladies les plus constatées par cette situation.

Le docteur Paula Rabehevitra intervient autour de ces maladies, dues au changement climatique et à la pollution qui touchent généralement les enfants.

mardi, 17 janvier 2023 12:35

Le Journal du 17 Janvier 2023

  • Grève des camionneurs : les prix des PPN ne devraient pas connaître une hausse
  • Refonte de la liste électorale : la société civile remarque un manque de communication
  • Exportation : les exportateurs ne sont pas professionnels et ne sont pas motivés
  • Diabète : aucun suivi spécialisé pour les malades, même si les centres de dépistage sont présents dans les régions

  • Fitokonana ataon’ny mpitondra fiara vaventy : Tsy tokony hiakatra ny vidin’ny entana ny fampiasa andavan’andro
  • Fanavaozana ny lisitry ny mpifidy : Mahatsikaritra tsy fahampiana serasera ny eo anivon’ny fiarahamonim-pirenena
  • Fanondranana : tsy matihanina ary tsy maharisika ho an’ny fanondranana ny mpamokatra eto Madagasikara

Selon les spécialistes et les anesthésistes, des préparations psychologiques sont nécessaires quand un patient doit faire face à une anesthésie générale ou une opération chirurgicale de longue durée. Inquiétudes, stress, divers sentiments envahissent les patients avant et au moment de l’opération.

Dans la partie deux, le professeur Rabarijaona Mamy nous apprend le métier de “Neurochirurgien”.

Mila fiomanana tsara ireo marary hiatrika ny fandidiana, indrindra ireo hampatoriana manontolo na hoe haharitra ora maro izany, hoy ireo dokotera sy ireo manam-pahaizana manokana mahakasika ny fahasalamana. Tahotra, fitaintainana, maro ireo fihetseham-po izay mifamahofaho anatin’ireo hiatrika fandidiana ka izay no mila hanomanana azy. Tsy izy ihany anefa fa ireo manodidina ihany koa dia mila manampy azy hiatrika io dingana lehibe io.

Hampahafantarina an-tsika eto amin’ny tapany faharoa kosa indray ny asan’ireo mpitsabo mpandidy atao hoe “Neurochirurgien”. Ny Profesora Rabarijaona Mamy no hiaraka amin-tsika mandritra an’izany. 

On parle souvent de mal de ventre ou des incontinences lorsqu’on voyage. Mais quelles en sont les causes ? Qu’est-ce qui se passe réellement dans notre corps lorsqu’on voyage ?

Bien que fréquents, les causes du mal de ventre ne sont pas toujours identifiables. La gastro-entérite, le syndrome de l'intestin irritable, les problèmes urologiques et les gastrites en sont les principaux responsables. Dans la partie deux de l’émission, le docteur Rabenjanahary Tovo va nous nous donner plus d’éclaircissements. 

Voaresaka matetika ny hoe marary kibo na misy tsy fahatomombanana any amin’ny vavony rehefa manao dia, miala amin’ny fonenana mahazatra ka hihazo tanana iray vaovao. Fa inona marina moa izany no tena antony ? Inona no zava-mitranga ao anatin’ny vatan-tsika ao rehefa mifindra toerana ?

Fizarana faharoa : hiresaka mahakasika an’ireo aretina miteraka fikorontanan’ny ao anaty kibo ao ny dokotera Rabenjanahary Tovo.

Il n’y a pas de saison pour que des vers infectent l’être humain.  Les enfants en sont les plus touchés. Malgré tout, les adultes et même les personnes âgées n’en sont pas épargnées.

Nausées, irritation de l’anus ce sont les symptômes les plus fréquents. Dès fois il n’y a aucun signe. Il faut alors toujours faire attention. Le docteur Razakantoanina Maminirina nous explique comment éviter ces vers et comment les enlever de notre organisme.

Tsy mifidy vanin’andro na vanim-potoana ilay hoe misy kankana. Ny ankizy no matetika hahitana azy ity. Na izany aza misy ihany koa izy ity eo amin’ny olon-dehibe eny hatramin’ireo efa nahazo taona aza.

Loiloy, mangididy ny lavaky ny fitombenana no isan’ireo fambara re matetika ho mampilaza ny fisian’ny kankana. Tsy voatery hisy soritr’aretina hiseho ihany koa anefa. Ny fomba isorohana sy fitsaboana azy no ampahafantarina anao eto amin’ny tapany faharoan’ny fandaharana izay hiarahana amin’I Dokotera Razakantoanina Maminirina.

  • Grève des camionneurs à Moramanga : les locaux se font des chiffres d’affaires
  • Route nationale 34 : la circulation revient à la normale
  • Hausse du kapoaka de riz à Mandritsara : des familles se tournent vers le sambitrimbitrika
  • Toamasina : travailler à l’extérieur intéresse de plus en plus les jeunes 

  • Fitokonan’ny mpitatitra fiara vaventy ao Moramanga : misy ireo mahazo tombony
  • Lalam-pirenena faha 34 : miverina amin’ny laony ny fifamoivozana ao Berintsy, Ankilizato, vita ny tetezana
  • Fiakaran’ny vidim-bary eto Mandritsara : malaza ny sambitrimbitrika
  • Mahasarika ireo tanora ao Toamasina ny hiasa any ivelany

A la vue d’un accident de moto, de nombreux témoins se ruent vers le conducteur blessé. Il y en a même ceux qui veulent aider par tous les moyens en pratiquant les premiers secours. Mais est-ce que ces gestes sont adaptées ? Qu’est-ce qu’il faut faire vraiment ?

Deuxième volet de l’émission : le professeur Rabarijaona Mamy va nous expliquer tout ce qu’il faut savoir sur le “Traumatisme crânien”, un des cas le plus recensé en urgence mais aussi lors des accidents de moto.

Betsaka ny fomba hitan-tsika eny anivon’ny fiaraha-monina eny entina hanampiana an’ireo olona tojo lozam-pifamoivoizana amin’ny kodiarandroa. Maro ireo te hanampy kanefa mila fitandremana izany. Misy amin’ireo fihetsika mety handaitra amin’olona sasany kanefa tsy mety amin’ny hafa. Samy hafa ny toe-pahasalaman’ny olona tsirairay avy. Mety hampihitatra ny ratra sy ny fahavoazan’ilay olona ihany koa. Inona avy izany ireo fihetsika mila tandremana ny tena tokony atao?

Tapany faharoa : hanazava mahakasika an’ilay hoe “Traumatisme crânien” ny profesora Rabarijaona Mamy. Aretina mitranga rehefa tojo lozam-pifamoivoizana ambony kodiarandroa. Io rahateo no tena maro mpahazo indrindra amin’ireo aretin’ny loha eny amin’ny hopitaly eny.

La pluviométrie de chaque région dépend de chaque climat. A l’Est, l’anticyclone soufflant depuis l’Océan Indien regroupe plus de nuage pluvieux pour cette partie de l’île. La « Zone de Convergence Inter tropical », une zone où les alizés provenant de l'hémisphère Nord et ceux du Sud se rejoignent, emmène des pluies sur les côtes au Nord de l’Ile. Ces vents humides et pluvieux sont bloqués par les montagnes et n’arrivent pas au Sud, explique un ingénieur météorologue de la Météo Malagasy Herilalaina Rasolonjatovo.

Miankina amin’ny toe-trandro sy volon-tany isaky ny faritra tsirairay ny fizaran’ny orana eto Madagasikara. Misy ilay hoe « anticyclone » any amin’ny Faritra Atsinanana izay rivotra mahery avy any amin’ny ranomesimbe indiana. Manangondrahona betsaka io ka mitondra orana amin’iny toerana iny. Ilay « Zone de Convergence Inter tropical » izay fifandonan’ny rivotra avy amin’ny ilabolatany avaratra sy atsimo kosa dia mitondra orana ho an’ny faritra avaratra. Tohanan’ny tendrom-bohitra samihafa ireo ka tsy tafapaka any amin’ny ilany atsimon’ny Nosy. Mihena rahateo ny heriny eny am-pandehanana, araka ny fanazavan’ny injeniera momba ny toetr’andro eo anivon’ny Météo Malagasy, i Rasolonjatovo Herilalaina.

Le CNARP ou Centre National de Recherches Pharmaceutiques célèbre cette année son 45e anniversaire. 6 départements de ce centre effectuent  des recherches sur les plantes et en produisent des médicaments. Plusieurs recherches sont effectuées pour cette dernière et  un test clinique est nécessaire pour l’approbation. Au mois de décembre 2022, le CNARP organise un symposium international avec le thème bien être et Santé : la complémentarité de la médecine traditionnelle et conventionnelle. Le Directeur des Recherches Associées du CNARP, Ralambonirina Sylvia, s’exprime dans Hono ho aho.  

Mankalaza ny faha 45 taona amin’ity taona ity ny CNARP na Centre National de Recherches Pharmaceutiques. Misy departemanta 6 mikaroka sy mamokatra fanafody ao amin’izy ireo. Misy dingana maro arahina amin’izany izay mifarana amin’ny fanandramana amin’ny olombelona. Nikarakara fihaonambe iraisam-pirenena mikasika ny  fifamenoan’ny fitsaboana nentin-drazana sy ny fitsaboana moderina izy ireo ny volana Desambra 2022. Manazava i Ralambonirina Sylivia, Directeur des Recherches Associées ao amin’ny CNARP.

La pâtisserie est un domaine assez  rythmé. Dans une grande surface de la capitale, la fabrication de gâteaux est assurée par une équipe de 40 personnes. La tâche doit s’achever vers 6h du matin pour pouvoir livrer à temps dans tous les magasins annexes à Antananarivo. L’équipe avance la production en fonction des commandes. La production des pains bâtards se fait également la nuit : mélange des ingrédients vers 16h et cuisson vers 23h.

Amin’ny 6 maraina dia mila vita avokoa ny mofomamy amidy amina tranombarotra lehibe iray eto Madagasikara. Manodidina ny 40 isa ireo mpanao mofomamy mamokatra izany ho an’ny magazay miara-miasa aminy eto Antananarivo. Amin’ny alina ihany koa ny asa fandrahoana ireo mofo dipaina : amin’ny 6 ariva no halona ireo mofo ary amin’ny 11 alina ny fandrahoana azy. Miankina amin’ny komandy ny hanamboaran’izy ireo mofo.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter