COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Programme intégral

Andrea Razafi

Andrea Razafi

La violence économique basée sur le genre s’explique par le partage inégal des biens ou de l’argent entre un couple. Cet acte de violence peut être perpétré par chacun d’entre eux. La cause peut être le complexe de supériorité de celui qui apporte plus d’argent par rapport à l’autre dans le foyer, l’envie de dominer, etc. La violence économique entraîne des conséquences physiques et morales sur le/la victime. Gilbert Mahazoarivo, responsable de « Men Engage » dans la Région Anosy, un projet de l’ONG Capacity Building for Communities, nous en dit plus sur le sujet.

Ny hoe herisetra ara-toekarena mifototra amin’ny mahalahy na mahavavy dia fitanilana eo amin’ny fitsinjarana ny fananana iombonana eo amin’ny mpivady. Mety samy hanao an’io avokoa na ny andaniny na ny ankilany. Ny antony dia ny fiheveran-tena ho nampidi-bola misimisy kokoa sy fiheverana ny tena ho ambony noho ny vady ka afaka manapan-kevitra kokoa. Misy vokany ara-batana sy ara-tsaina eo amin’ilay iharany ny herisetra ara-toekarena izany. Manazava mikasika izany ny tompon’andraikitry ny « Men Engage » izay tetikasa iray tanterahin’ny ONG CFORC (Capacity Building for Communities) ao amin’ny Faritra Anosy, Mahazoarivo Gilbert.

jeudi, 22 septembre 2022 08:35

Infos vues par les Jeunes du 26 Août 2022

Andrianirina Miharisoa Manitriniaina et Razafintsoa Tsihoarana Andrianina, tous les deux étudiants en communication vont aujourd’hui parler des sujets suivants :

  • Les choix qui s’offrent aux nouveaux bacheliers.
  • Les études politiques à Madagascar.
  • La préparation face à la période estivale.

Haneho hevitra momba ireo vaovao nisongadina nandritra ity herinandro ity indray i Andrianirina Miharisoa Manitriniaina sy Razafintsoa Tsihoarana Andrianina. Ireto avy ny lohahevitra ho resahina :

  • Manana safidy betsaka ireo tanora ao aorian’ny fahafahana baccalauréat.
  • Ny fanarahana ny taranja « sciences politiques » eto Madagasikara.
  • Fiomanana hiatrehana ny fotoam-pahavaratra eto an-drenivohitra.
jeudi, 22 septembre 2022 08:30

Infos vues par les Jeunes du 19 Août 2022

Raby Soanandrasana Pamela, Andrianavalomandimby Anjarasoa Finoana et Tovonantenaina Roméo vont discuter des thèmes suivants :

  • Poursuivre les études dans une université publique.
  • Le divorce à l’amiable.
  • Modus Mode, initiation des jeunes dans le travail de la mode.

Raby Soanandrasana Pamela, Andrianavalomandimby Anjarasoa Finoana ary i Tovonantenaina Roméo no vahinin’ny fandaharana androany. Ireto avy ireo lohahevitra ho resahina :

  • Fianarana eny amin’ny oniversitem-panjakana.
  • Fisaraham-panambadiana hifanarahana.
  • Modus mode – Hetsika iray hampiroboroboana ny sehatry ny lamaody.

jeudi, 22 septembre 2022 08:18

Infos vues par les jeunes du 22 Juillet 2022

Comme tous les vendredis, nous tendons de nouveau nos micros aux jeunes. Rakotondrasoa   Karen, Rasoanaivo   Fréderic et Rakotondrandria Alferi vont exprimer leur opinion sur la hausse des prix, la vaccination Covid-19 et les activités de vacances.

Haneho hevitra mikasika ny fiatrehana ny fiakaran’ny vidim-piainana, ny fahavitrihana  hanao vaksiny miaro amin’ny Covid-19 sy ireo zavatra azo atao mandritra ny fialan-tsasatra ireo tanora vahinin-tsika androany.  Hahenoana an’i Rakotondrasoa   Karen, Rasoanaivo   Frederic sy Rakotondrandria   Alferi. 

mercredi, 21 septembre 2022 08:53

Le Journal du 21 Septembre 2022

  • Journée internationale de la paix : Les jeunes ont leur responsabilité face au racisme.
  • Le prix de la vanille sur le Marché Européen est à négocier durant les 5 jours de réunion de l’UE-AFOA à Antananarivo.
  • Microcèbe de Mme Berthe dans le Menabe: classé parmi les 90% des primates en voie de disparition.
  • Exposition de peinture Diorama à l’Ivokolo Analakely par l’artiste Fetra Rabarison.

  • Andro iraisam-pirenena hoan’ny fandriam-pahalemana : Manana ny andraikiny ny tanora.
  • Resahina mandritra ny fivoriana iarahana amin’ny vondrona Eropeana ny vidin’ny lavanila.
  • Fampianarana mamaky teny sy manoratra: voafonja fito mianadahy notolorana mari-pahaizana ara-panjakana.
  • Fampiratiana fomba fandokoana "DIORAMA" ataon’i Fetra RABARISON ao amin’ny Ivokolo Analakely.

mardi, 20 septembre 2022 13:41

Le Journal du 20 Septembre 2022

  • Réseau de frelatage de carburant à Toamasina : interpellé suite à des plaintes reçus auprès de l’OMH.
  • Accessibilité sur les médicaments : Madagascar importe près de 80 pour cent ces médicaments chimiques.
  • L’Imra fait des recherches sur les pervenches pour avoir un médicament anti-cancer.
  • Le débit des frais pour les dépôts d’argent à partir des Mobile Money est interdit partout à Madagascar.

  • Tambazotra mpanapoka solika ao Toamasina : Fitarainana azon’ny OMH no nahatratrarana azy.
  • Fahafahana mahazo fanafody : 80 isan-jato amin’ireo fanafody simika no afaran’i Madagasikara.
  • Manao fikarohana momba ny ivonenina ny IMRA hitadiavana fanafody miady amin’ny homamiadana.
  • Tsy tokony hisy sarany ny fanaovana petra-bola amin’ny Mobile Money eto Madagascar.

- Inauguration d’un coin jeunes à Antsohihy.

- Placement d’un Centre de multiplication des géniteurs caprins à Manja.

- La population d'Antsakoabe dans le district d'Analalava dénonce et n'accepte plus toute exploitation forestière dans la forêt protégée.

 

 

- Natsangana ny coin jeunes ao Antsohihy.

- Napetraka ao Manja ny ivotoerana hanatsarana taranaka osy.

- Tsy eken'ireo mponina ao Antsakoabe distrikan’i Analalava intsony ny fanimbana ny zava-boary ao amin'ny ala nao an-toerana.

lundi, 19 septembre 2022 12:57

Le Journal du 19 Septembre 2022

  • Education à Madagascar : Des attentes non conformes aux réalités.
  • La deuxième guerre Mondiale a marqué la relation entre Madagascar et Grande Bretagne.
  • Près de 3148 jeunes participent dans le projet OBSMADA.
  • Covid-19 : Baisse des nouveaux cas dans le monde, l’OMS publie six nouvelles orientations.

  • Fanabeazana Eto Madagasikara : Filana tsy mifanaraka amin’ny zava-misy.
  • Fandevenana an’I Elizabeta II : Nampifamatotra ny tantaran’I Madagasikara sy Royaume Uni ihany koa ny ady lehibe faharoa.
  • Miisa 3148 ireo tanora misehatra anatin’ny OBSMADA ary samy manana ny andraikiny.
  • Covid-19 : Nihena ny tranga vaovao maneran-tany, namoaka toro-lalana vaovao ny OMS.

- Nosy-be a reçu un bateau Argos 710 et des matériaux pour la pêche en mer.

- Toamasina : La célébration du World Clean-up Day a été marquée par des campagnes de nettoyage.

- Mananjary : Un bus est désormais fonctionnel.

 

- Nosy-be : Nahazo sambo Argos 710 sy fitaovana ampiasaina amin’ny jono an-dranomasina.

- Toamasina : Fanentanana sy fanadiovana no nanamarihan’ny fikambanana tanora ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny fanadiovana.

- Mananjary : Efa misy fiara fitateram-bahoaka miasa.

Comme dans les autres pays du monde, Omicron reste le variant dominant sur le continent africain selon le Centre africain de contrôle et de prévention des maladies. En Afrique australe, les courbes épidémiques sont actuellement en baisse : en Afrique du Sud, Botswana, Namibie, Angola, Mozambique et à Madagascar.

La situation reste stable en République Démocratique du Congo (RDC), au Soudan du Sud et au Soudan, ainsi qu’en Egypte et en Libye. En revanche, le gouvernement tchadien vient d’imposer à nouveau le port de masque obligatoire et la distanciation sociale depuis quelques semaines. Une hausse du nombre de nouveaux cas est également observée au Niger, au Bénin et au Libéria. Au Maroc, le pays vient de dépasser la deuxième vague d’Omicron et a été retiré de la liste des « destinations à haut risque ».  Même chose en Tunisie, qui accélère la campagne de vaccination actuellement.

 

Manao ahoana ny fivoaran’ny Covid-19 aty Afrika ?

Tahaka ny any amin’ny firenena hafa dia ny fiovanendrika Omicron no miparitaka indrindra aty Afrika amin’izao, hoy ny Centre africain de contrôle et de prévention des maladies. Aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika,  efa mihamidina hatrany ny isan’ny tranga vaovao, toy ny atsy Afrika atsimo, Botswana, Namibie, Angola, Mozambique sy eto Madagasikara.

Voafehy kosa ny fivoaran’ny aretina, na dia mbola misy aza, any amin’ny Repoblika demokratikan’ny Congo, Soudan, Egypta sy Lybie. Any Tchad kosa, dia vao naverin’ny fanjakana ny fepetra fanaovana aro vava orona sy ny fanajana ny elanelana iray metatra, herinandro vitsivitsy izay. Nahitana fiakarany kely koa ny trangana coronavirus any Niger, Bénin sy Libéria. I Maroc indray, rehefa avy nandalo ny andiany faharoa tamin’ny Omicron, dia efa tsy sokajiana ho firenena atahorana intsony. Tahaka izany koa ny any Tunisie, izay manamafy ny fanaovana vaksiny amin’izao.

La perte d’odorat est l’un des symptômes les plus fréquents de la covid-19, notamment avec le variant Omicron. L’individu a de grandes difficultés à reconnaitre un arome, un parfum ou une odeur, sans qu’il ait le nez bouché. C’est un symptôme bénin qui se manifeste dans les formes légères de la maladie. Il peut éventuellement s’accompagner de la perte de gout.

La perte d’odorat peut persister plusieurs semaines, déclare Marc Lecuit, responsable de l'unité Biologie de l'Infection à l’Institut Pasteur. Une autre étude européenne menée sur 1300 patients a révélé qu’environ 80% des patients ont récupérer leur capacité olfactive deux mois après la fin de la maladie. Certains patients, tout de même, n’arrivent pas à récupérer totalement leur odorat. Il faut consulter un médecin dans ce cas pour recevoir le traitement adapté.

 

Covid-19 : hafiriana no mety tsy hahare fofona ny olona iray ?

Iray amin’ny soritraretina miverina matetika amin’ny olona voan’ny covid-19 ny tsy faharenesana fofona, indrindra amin’ny fiovanendrika Omicron. Tsy tsentsina anefa ny oron’izy ireo fa saingy tsy mahare fofona fotsiny, ary indraindray koa, tsy mahare tsiron-tsakafo. Fisehon’aretina tsy atahorana izy io amin’ny ankapobeny. 

Mety haharitra herinandro maromaro izany, hoy Marc Lecuit, tompon’andraikitra ao amin’ny Institut Pasteur ao Frantsa. Fikarohana iray natao tany Eoropa, tamina olona 1300 ihany koa no nahalalana fa niverina ny faharenesana fofona tamin’ny ankamaroan’izy ireo, roa volana taorian’ny fahasitranana. Misy ihany anefa no tsy niverina tanteraka izany ho an’ny olona sasany. Ny tsara indrindra dia manatona mpitsabo afaka manome fitsaboana mifandraika amin’izay.

samedi, 17 septembre 2022 10:31

Le Journal des régions du 17 Septembre 2022

- L’hôpital de Mananjary peut désormais recevoir des patients après avoir été détruit après le passage du cyclone Batsiraï.

- Trois régions Analamanga, Atsinana et Boeny bénéficient de l’opération Tsiky, traitant les enfants atteints de la maladie du bec de lièvre et présentant une fente palatine.

- La lutte contre le paludisme à Ihorombe débutera du 31 octobre au 02 décembre 2022.

- Sortie de la promotion Aina à Antsirabe : 1197 élèves inspecteurs de police et agents de police.

- Efa afaka mandray marary ny hopitaly be ao Mananjary amin’izao rehefa avy ravan’ny rivo-doza Batsiraï.

- Faritra telo no misitraka ny hetsika mizara tsiky, Analamanga, Atsinanana ary Boeny, fitsaboana ireo zaza sima sy vaky lanilany.

- Ady amin’ny tazomoka ao Ihorombe hanomboka ny 31 oktobra hatramin’ny 02 Desambra izao.

- Mpianatra inspecteurs de police sy agents de police miisa 1197 no navoaka omaly tao Antsirabe.

Les scientifiques du King’s College de Londres ont pu identifier les 3 formes de covid long les plus fréquentes, sur la base d’une étude effectuée sur 1500 personnes. 

Le premier groupe de personnes représente des symptômes neurologiques. Ils se manifestent par la perte d’odorat, la fatigue, une vision troublée, la dépression et des maux de tête persistants. Généralement, ce sont le variants alpha et beta qui sont à l’origine de l’infection.

Le deuxième groupe est associé aux symptômes cardiorespiratoires. C’est-à-dire des douleurs thoraciques, essoufflement important ou un problème pulmonaire.

Et dans le troisième groupe, ce sont les symptômes inflammatoires qui prédominent, comme des douleurs abdominales et des douleurs musculaires aigues.

Dans le monde, plus de 10% des patients de la covid-19 a signalé des symptômes persistants au-delà de 12 semaines, considéré comme covid long.

 

Inona avy ireo endriky ny covid long matetika miseho ?

Ireo manampahaizana ao amin’ny King’s College de Londres no nampahafantatra ireo endrika 3 matetika miseho amin’ny covid long, rehefa nanadihady olona 1500.

Ny vondrona voalohany dia nahitana soritraretina any amin’ny fiasan’ny atidoha. Izany hoe mihena ny fahenoana fofona, manjavozavo ny maso, misy aretin’andoha miverimberina, na fahaketrahana ara-tsaina. Ito vondrondra ito no ahitana olona betsaka indrindra.

Ao amin’ny vondrona faharoa indray, dia ireo olana amin’ny taovam-pisefoana no tena hita. Toy ny hoe fahasarotana miaina, marary ao amin’ny tratra, mora sempotra.

Ny vondrona fahatelo farany, dia mifandraika amin’ireo fanaintainana any amin’ny hozatra.

Manerantany, manodidina ny 10% amin’ny olona voan’ny tsimokaretina no mbola ahitana soritraretina mitohy anatin’ny 12 herinandro, izay lazaina hoe covid long.

 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter