COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Programme intégral

Andrea Razafi

Andrea Razafi

vendredi, 16 septembre 2022 13:11

Le Journal du 16 Septembre 2022

  • Pêche illégale non déclarée et non règlementée (INN): l’État est en étroite collaboration avec les communautés locales pour des contrôles.
  • La Validation des Acquis Professionnels : délivrée après l’acquisition des expériences professionnelles.
  • Bibliothèques municipales : les étudiants sont les principaux occupants.

  • Jono tsy ara-drariny : miara-miasa amin’ny fanjakana ireo vondron’ny mpanjono eny ifotony amin’ny fanaraha-maso.
  • Ny « Validation des Acquis de l’Expérience na ny VAE » : mari-pahaizana atolotra aorian’ny fahazoana traikefa arak’asa.
  • Nosy be : ankizy avy mianatra, lasa mangataka eny andalana.
  • Tranom-boky kaominaly : ireo mpianatra eny amin’ny anjery manontolo no tena mpitsidika an’izy ireny.

vendredi, 16 septembre 2022 12:44

Le Journal des régions du 16 Septembre 2022

Les mangues de Miandrivazo doivent être cueillies à l'avance pour éviter les voleurs.

Achèvement à 90 % de la construction du pont RNS 25 PK26+200 à Vohiparara.

Premier Salon de l’Etudiant en 45 ans depuis la création de l'Université Barikadimy Toamasina.

Tsy maintsy hotazana mialoha ny manga ao Miandrivazo mba hialana amin’ireo mpangalatra.

Vita ny 90% ny tetezana RNS 25 PK26+200 ao Vohiparara.

Sambany tao anatin’ny 45 taona nihorenan’ny oniversité barikadimy Toamasina no nisy Salon de l’Etudiant.

jeudi, 15 septembre 2022 13:29

Le Journal du 15 Septembre 2022

  • Recrudescence de l’insécurité à Taolagnaro.
  • Foire des Produits halieutiques : une occasion pour les petits pêcheurs de faire entendre leur problème.
  • D-CLIC PRO : un projet pour professionnaliser les jeunes francophones dans les métiers numériques.
  • Démocratie : Comment convaincre les citoyens à s’y intéresser ?

  • Mirongatra indray ny tsy fandriam-pahalemana ao Taolagnaro.
  • Tsenaben’ny hazan-drano : mitady lalam-barotra aty an-drenivohitra ireo mpanjono madinika.
  • Hetsika « D-CLIC PRO »: Mampiditra ireo tanora mampiasa teny frantsay ho lasa matihanina amin'ny asa nomerika.
  • Demokrasia : ny fandresen’ireo fikambanana lahatra ny olom-pirenena ho liana amin'ny demokrasia.

jeudi, 15 septembre 2022 13:17

Le Journal des régions du 15 Septembre 2022

  • Tous les tuk tuk à Mananjary seront numérotés à partir du mois d'octobre.
  • Une personne sur 4, membre de l'association Sembana sy ny Sakaizany à Bongolava est illettrée.
  • La foire aux haricots de Miandrivazo a été reportée pour le 03 au 08 octobre.

  • Hasiana laharana avokoa ireo tuc tuc rehetra miasa ao Mananjary manomboka ny volana oktobra ho avy izao.
  • Olona iray amin’ny 4 ao anatin’ny fikambanana Sembana sy ny Sakaizany ao Bongolava no tsy mahay mamaky teny sy manoratra.
  • Nihemotra amin’ny 03 hatramin’ny 08 Oktobra izao ny tsenaben’ny tsaramaso ao Miandrivazo.
mercredi, 14 septembre 2022 13:32

Le Journal du 14 Septembre 2022

  • Participation de Madagascar à la 26ème Conférence Mondiale sur l’Investissement à travers l’EDBM.
  • Les prises en charge pour les personnes atteintes de la maladie d’Alzheimer existent à Madagascar.
  • Angaredona Music Festival continue la promotion de la culture Malgache.

  • Misolotena an’i Madagasikara amin’ny fihaonambe iraisam-pirenena faha-26 ho amin’ny fampiasam-bola ny EDBM.
  • Sahirana ireo mpianatra nahazo bakalorea teknika amin’ny fanohizana ny fianarana ao Toamasina
  • Efa misy ireo fandraisana an-tanana hoan’ireo olona voan’ny aretina alzheimer eto madagasikara.
  • Manohy ny fampahafantarana ny kolon-tsaina Malagasy ny Angaredona Music Festival.

mercredi, 14 septembre 2022 12:56

Le Journal des régions du 14 Septembre 2022

- Les femmes et les jeunes des régions d'Androy et d'Anôsy recevront une formation technique sur la pêche artisanale.

- Les commerçants de Mahamasina et d'Anosibe ont suivi les restrictions de prix imposées par le ministère de l'Industrie et du Commerce.

- Production prometteuse de carottes et de pommes de terre à Amoron’i Mania.

- Dotation d’une nouvelle "Ecole communautaire" pour  le district scolaire d'Arivonimamo.

- Hahazo fiofanana ara-teknika momba ny jono madinika ny vehivavy sy tanora ao amin’ny faritra Androy sy Anôsy.

- Nanaraka ny famerana ny vidin’entana nataon’ny ministeran’ny indostria sy ny varotra ny mpivarotra eny Mahamasina sy Anosibe.

- Niavaka ny fiakaran’ny vokatra karaoty sy ovy ao Amoron'i Mania.

- Nahazo sekoly vaovao « Ecole communautaire » ny fari-pitantanana pédagojika ao Arivonimamo.

mardi, 13 septembre 2022 13:22

Le Journal du 13 Septembre 2022

  • Fonction publique : les chefs de « fokontany » aspirent à devenir fonctionnaires.
  • Foire Internationale de l’Agriculture IV : une occasion pour les acteurs agricoles de faire des rencontres opportunes.
  • Programme « Seeds For The Future » : Une opportunité pour les jeunes amateurs de nouvelles technologies.
  • Succession de baleines mortes : un réseau de recherche entre ministères et ONG sera bientôt mis en place.

  • Maniry ho mpiasam-panjakana ireo sefo fokontany.
  • Foara Iraisam-pirenena hoan’ny Fambolena sy fiompiana andiany faha-efatra : fotoana hihaoanan’ireo mpisehatra isan’ambaratongany.
  • Amoron'i Mania : andalam-pifidianana izay ho birao maharitry ny Antenimieran'ny Varotra sy ny Indostria.
  • Hetsika « Seeds For The Future » : varavarana misokatra ho an’ireo tanora tia teknolojia.

mardi, 13 septembre 2022 12:26

Le Journal des régions du 13 Septembre 2022

- Le nombre de cadavres repêchés après la collision d’une vedette et d’un boutre à Antsohihy risque encore d’augmenter.

- 12 000 enfants devront être circoncis dans le district de Mananjary.

- Les juridictions en matière de l’environnement et du développement du patrimoine à Moramanga se préparent à la prévention des feux de forêt.

 

 

- Mbola ahiana hitombo ny isan’ireo faty hakarina taorian’ilay loza an-dranomamy tao Antsohihy.

- Zaza miisa 12000 no ezahina vita fora ao amin’ny distrikan’i Mananjary.

- Efa miomana amin'ny hisoroana ny doro tanety ny fari-piadidin'ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy ao Moramanga.

lundi, 12 septembre 2022 13:37

Le Journal des régions du 12 Septembre 2022

- L’accident maritime à Antsohihy a fait des victimes.

- Distribution d'alevins par le ministère : aide aux éleveurs pour avoir un circuit de commercialisation rapide.

- Bongolava : Roi a remporté 3 médailles d'or en KARATE DO.

 

 

- Namoizan’aina indray ny loza andranomamy tao amin’ny distrikan’Antsohihy.

- Fizarana zana-trondro ataon’ny ministera : fanampiana ireo mpiompy mba hahazo lalam-barotra haingana.

- Nitondra médailles volamena 3 i Le Roi zanak’i Bongolava tamin’ny taranja KARATE DO.

lundi, 12 septembre 2022 13:16

Le Journal du 12 Septembre 2022

  • Ouverture de la caisse école pour l’année scolaire 2022 2023 annoncée.
  • Faute d’Infrastructures : Déraillement d’un wagon-citerne à Manjakandriana.
  • Cancer du col de l’utérus et cancer du sein, le ministère de la sante aide les patients en phase précoce.
  • La Collaboration avec les associations locales contribue à favoriser le tourisme rural.

  • Rava ny 60%-n’ireo sekoly ao amin’ny faritra Vatovavy taorian’ny rivodoza farany teo.
  • Manampy amin'ny fampiroboroboana ny fizahantany ambanivohitra ny fiaraha-miasa amin'ireo fikambanana any an-toerana.
  • Homamiadana mpahazo ny vehivavy, Manampy ireo voatily mialoha ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka.
  • Fampirantiana sary « Voyage des déchets » : fampahafantarana ny fomba fipariahan’ny fako eny rehetra eny.

lundi, 12 septembre 2022 06:54

Le Journal des régions du 10 Septembre 2022

- Ambilobe-Iharana: la route nationale 5A fait en 2 heures 30 mn.

- Vakinankaratra: la “Vitrine du Vakinankaratra” se tourne vers l’international.

- Mananjary: le “kapoaka” du riz à 1.200 Ariary à Ambodinonoka.

- Ambositra : sortie de la promotion gendarmique « Ankoay ».

- Ambilobe-Iharana: vita ao anatin’ny ora roa sy sasany.

- Vakinankaratra: mitodika amin’ireo lalam-barotra any ivelany ny “Vitrine du Vakinankaratra”

- Mananjary: 1200 Ariary ny kapoakan’ny vary ao Ambodinonoka.

- Ambositra : nivoaka ny zandary andiany « Ankoay » miisa 1190 mahery.

vendredi, 09 septembre 2022 13:47

Le Journal des régions du 09 Septembre 2022

  • Mananjary : Les résidents réclament plus d’aide de l’État pour les réparations post-cycloniques.
  • Tamatave : 11.000 actes de naissances pour les jeunes de moins de 17 ans.
  • Tuléar : Les lycéens formés en installation et à la maintenance en solaire photovoltaïque.

  • Mananjary : Miady irery ireo mponina amin’ny fanarenana ny tanana taorian’ny rivodoza Batsirai.
  • Toamasina : Ankizy sy tanora 11.000 no nahazo kopia nahaterahana.
  • Toliary : Nofanina hikirakira ireo fitaovana mandeha amin’ny herin’ny masoandro ireo mpianatra amin’ny lisea.
vendredi, 09 septembre 2022 13:38

Le Journal du 09 Septembre 2022

  • Royaume Uni et Madagascar : 2 siècles de relations diplomatiques.
  • L’autorité parentale devrait-elle être retirée aux parents qui maltraitent leurs enfants ?
  • La coopération entre l’agence internationale de l’énergie atomique (AIEA) et l’Etat malgache permet aux jeunes de se développer dans plusieurs domaines.

  • Royaume-Uni sy Madagasikara : fifandraisana ara-diplomatika nandritra ny taon-jato 2.
  • Tokony hoesorina amin’ny Ray sy/na reny ve ny fahefana maha-ray aman-dreny azy raha toa ka manao herisetra amin’ny zanany izy ireo ?
  • Andro iraisam-pirenena ho an’ny alphabetisation faritra anosy.
  • Ahafahan’ny tanora mivoatra amin’ny sehatra maro ny fiaraha-miasa eo amin’ny sampandraharaha iraisam-pirenena momba ny angovo atomika (AIEA) sy ny Fanjakana Malagasy.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter