COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Programme intégral

Andrea Razafi

Andrea Razafi

jeudi, 08 septembre 2022 13:57

Le Journal des régions du 08 Septembre 2022

  • Litige foncier et suspicion de corruption : Risque d’explosion sociale à Bealanana
  • Insécurité grandissante à Morondava: Les opérateurs du tourisme alertent les autorités.
  • Évasion à la maison de détention d’Ikongo : avis de recherche lancé ce jour.

  • Ady tany ao Bealanana : Mikorontana ny mponina noho ny ahiahy trangana kolikoly.
  • Asan-dahalo ao Morondava : Mampaneno lakolosy ireo mpisehatra amin’ny fizahantany.
  • Mpifonja nitsoaka tao Ikongo : Naparitaka androany ny filazana fikarohana.
jeudi, 08 septembre 2022 13:50

Le Journal du 08 Septembre 2022

  • Journée mondiale de l’alphabétisation : mise en place de quelques innovations.
  • Lecture de livres : la volonté des jeunes malgaches est une chose, mais l’accessibilité aux ouvrages en est une autre.
  • Les impôts servent à rembourser les aides financières demandées à l’étranger.
  • Madagascar classé dans le top 10 des pays les plus influents en Afrique.

  • Andro maneran-tany ho an’ny ady amin’ny tsy fahaizana mamaky teny sy manoratra.
  • Vaky boky : Ankoatra ny tsy faharisihan’ny tanora, eo ihany koa ny fahafahana mahazo ireo boky eto Madagascar.
  • Ny hetra dia natao hanefana ireo trosa na fanampiana avy any ivelany.
  • Tafiditra ao anatin’ireo firenena 10 manana ny maha-izy azy indrindra aty Afrika i Madagasikara.

jeudi, 08 septembre 2022 11:04

Sifflet du 07 Septembre 2022

  • Ladies Maki : Madagascar jouera contre l'Australie en Coupe du Monde de Rugby à 7 ce vendredi à 13h11.
  • CAN Handball : Les Akio de Madagascar U18 tiennent la 8eme place en Afrique après avoir perdu le match de classement contre la Libye.
  • Coupe d'Afrique des Clubs : Les clubs Malgaches joueront leurs premiers matchs.
  • CAN U23 : Les matchs aller-retour de la qualification premier tour entre les Barea et les Seychelles se joueront au Stade Barea Mahamasina.

  • Ladies Maki : zoma amin’ny 1 ora sy 11 minitra tolak’andro ny lalaon’i Madagasikara manoloana an’i Australie amin’ny Mondial Rugby à 7.
  • Handball CAN : eo amin’ny faha-8 aty Afrika no misy ny Akio ny Madagasikara U18 rehefa resy tamin’ny lalao fiadin-toerana tamin’i Lybie.
  • Amboaran’ny klioba Afrikanina : hanao ny lalao fifanintsanana voalohany ny Malagasy.
  • CAN U23 : eo amin’ny Kianjan’ny Barea Mahamasina avokoa no anaovana ny lalao fifanintsanana dingana voalohany mandroso sy miverina eo amin’ny Barea sy ny Seychelles
jeudi, 08 septembre 2022 10:52

Sifflet du 04 Septembre 2022

  • Barea : Qualification à la phase finale de la CHAN Algérie en 2023
  • CAN Handball : Les Akio se contentent d’un match de classement
  • Ladies Maki : Départ pour le mondial rugby à 7 dames à Cape Town, Afrique du Sud
  • Basket-ball : Championnat national 2ème division N1B Homme à Ambovombe Androy, U20 et N1B Dame à Fianarantsoa

  • Barea CHAN : Tafiakatra amin’ny dingana faran’ny CHAN 2023 any Algerie.
  • CAN U18 Handball: Mionona amin’ny lalao fiadin-toerana ny Akio ny Madagasikara
  • Maki vehivavy : Hanainga ho any Cape Town, Afrika Atsimo hiatrika ny fiadina ny amboara manerantany amin’ny rubgy lalaovin’olona fito
  • Basket ball : Fiadina ny amboara nasionaly divisiona faharoa (N1B) lehilahy any Ambovombe Androy, ny vehivavy sy ny U20 any Fianarantsoa
jeudi, 08 septembre 2022 10:26

Sifflet du 31 Août 2022

  • Mondiale Karaté 2022 : Rakotobe Junko est classé 7eme dans la catégorie -57kg et 5eme dans le championnat « Sir William Millerson Memorial Cup ».
  • CAN Handball U18 : Rwanda remporte le premier match d’hier contre AKIO par 53-32.
  • Basket-Ball : Le championnat national U14 à Tsiroamandidy et U16 à Fort Dauphin s’est achevé dimanche dernier.
  • Mathias M’Madi sy Lovasoa suivent des formations et entrainement avec la ligue de basket Américaine NBA actuellement.

  • Mondiale Karaté 2022 : Rakotobe Junko, faha-7 tamin’ny Senior -57kg ary faha-5 tamin’ny amboaran’ny «Sir William Millerson Memorial Cup»
  • CAN Handball U18 : resin’ny Rwanda, mpampian-trano, 53-32 ny AKIO ny Madagasikara tamin’ny lalao voalohany omaly
  • Basket Ball : nifarana tamin’ny alahady ny fifaninanam-pirenena U14 tany Tsiroanomandidy sy ny U16 tany Fort Dauphin
  • Manao fampiofanana sy fanazaran-tena miaraka amin’ny ligy basket Amerikanina NBA i Mathias M’Madi sy Lovasoa
jeudi, 08 septembre 2022 10:03

Sifflet du 28 Août 2022

  • Hand-ball : « Akio » l’équipe nationale jouera ce mardi pour sa première fois à la coupe d’Afrique moins de 18 ans.
  • Barea CHAN : victoire de 1-0 contre le Boswana pour le match aller.
  • Volley-ball : Championnat international U14 féminin/masculin, U19 féminin, U21 masculin et 2-ème division féminin et masculin pour aujourd’hui.
  • Athlétisme Alaotra-Mangoro : Les jeunes ramassent 13 médailles.

  • Hand-ball : manao ny lalao voalohan’ny amboaran’ny Afrika latsaky ny 18 taona ny ekipam-pirenena « Akio » lehilahy amin’ny talata
  • Barea CHAN : nandresy ny Botswana 1-0 tamin’ny lalao mandroso tany an-taniny
  • Volley Ball : fifaninanam-pirenena U14 lahy sy vavy, U19 vavy, U21 lahy ary divisiona faharoa lahy sy vavy androany
  • Atletisma Alaotra-Mangoro : nandrombaka medaly 13 ny Gaona

jeudi, 08 septembre 2022 09:46

Sifflet du 14 Août 2022

  • La finale de l’Afrobasket à laquelle nous participerons, ce sera aujourd’hui à 17h30.
  • Le Championnat de Madagascar de Tennis sera au rendez-vous cette année.
  • Les Jeux Olympiques Paris 2024 : Madagascar devra être dans les trois premiers du CAN U23 pour pouvoir y participer
  • « 16ème Rallye Boeny », Quartes spéciales à disputer aujourd’hui à Mahajanga.

  • Anio amin’ny 5 ora sy sasany hariva ilay andro manan-tantara,hiatrehantsika ny lalao famaranana ho amin’ny Afrobasket U 18
  • Tenisy, handray ny fiadiana ny amboaran’I Madagasikara isika amin’ity taona ity.
  • Afaka roa taona no hanomboka ny lalao olimpika izay hatao any Parisy, mila tafiditra anisan’ireo  telo voalohany amin’ny CAN U23 isika
  • Fifanandrainana miisa efatra no natao tamin’ny “16ème Rallye Boeny” anio alahady tany Mahajanga. 
jeudi, 08 septembre 2022 09:37

Sifflet du 10 Août 2022

  • Nous entamons les quarts de finale pour l’Afrobasket U18 aujourd’hui.
  • Afrobasket U18 : Les coachs ont reçu une formation de la part de la FIBA.
  • Football et action sociale : plus de 430 millions d’Ariary récoltés lors du projet « Ensemble pour Madagascar »
  • Festival Mafoaka : l’un des festivals exclusivement sportifs que Mahajanga accueille.

  • Miditra amin’ny ampahefa-dalana isika anio ho an’ny Afrobasket U18.
  • Afrobasket U18 : Tsy ireo mpilalao ihany no nahazo traikefa fa ireo mpanazatra ihany koa.
  • Baolina kitra sy asa sosialy, Maherin’ny telopolo sy efajato tapitrisa Ariary no voaangona tao anatin’ilay tetikasa « Ensemble pour Madagascar ».
  • Isan’ireo hetsika voalohany indrindra any Mahanjanga izay miompana manontolo amin’ny fanatanjahantena ny Festival Mafoaka.

mercredi, 07 septembre 2022 13:28

Sifflet du 07 Août 2022

- AFROBASKET U18 : Les Ankoay Femmes se sont incliné face à l’Ouganda.

- Football : Mathis Andrianaivo Mahefa  intègre l’Olympique de Marseille.

- Football : Barea « B » se fraie un chemin pour la CHAN face au Pirate Seychelles.

- « Barea beach soccer » face au Seychellois aujourd’hui à Mahajanga.

- Madagascar accueillera les jeux des îles en 2023.

- AFROBASKET U18 SOKAJY ZAZAVAVY, Niondrika teo anatrehan’ny Ouganda ny Ankoay.

- Baolina Kitra :  Nahazo fifanarahana ao amin’ny Olympique de Marseille i Mathis Andrianaivo Mahefa.

- Baolina Kitra : Nazava ny fandresena ho an'ny BAREA "B" raha nifanandrina tamin'ny PIRATE SEYCHELLES teo amin'ny lalao miverina amin'ny fifanintsanana ny CHAN.

- Kitra lalaovina an-tora-pasika : Nifanandrina tamin’ny ekipan’i Seychelles  tany Mahajanga ny ekipam-pirenena « Barea beach soccer ».

- Handray ny lalaon’ny nosy isika amin’io taona 2023 io.

 

mercredi, 07 septembre 2022 13:11

Le Journal du 07 Septembre 2022

- Université virtuelle : Une prometteuse innovation avec quelques contraintes.

- Torolalana, une application facile à utiliser pour les nouveaux bacheliers à la recherche de filière.

- Les pays Africains ont besoin de soutien pour faire face à l’Adaptation au changement climatique. 

- Agents contractuels de la fonction publique : quels droits à leur disposition ?

 

 

 

 

 - Oniversite virtoaly: tena tsara saingy misy ihany ny olana.

- « Torolalana », rafibaiko mora ampiasaina manampy ny vao afaka baka hisafidy ny fianarana ho ataony.

- Mila fanohanana ireo firenena afrikanina hiatrehana ny fampifanarahana amin'ny fiovan'ny toetr'andro.

- Mpiasa “contractuel” eny amin’ny sehatra miankina amin’ny fanjakana : Inona no zo afaka hisitrahany ?

 

mercredi, 07 septembre 2022 13:04

Le Journal des régions du 07 Septembre 2022

- Toamasina : le CHU d’Analankininina fonctionne à l’énergie solaire.

- Melaky : l’état et les entreprises privées coopèrent pour construire la route nationale 8A.

- Rentrée scolaire à Moramanga : limitation des droits scolaires demandés aux parents.

- Sava : le nombre des plaintes liées à la corruption en baisse.

 


- Toamasina : mandeha amin’ny herin’ny masoandro ny hopitalin’Analankininina.

- Melaky : mifanome tanana manamboatra ny lalam-pirenena 8A ny fanjakana sy ireo orinasa tsy miankina.

- Fidiran’ny mpianatra ao Moramanga : ferana ireo sarany alaina amin’ny ray aman-dreny.

- Sava : nihena ireo fitarainana mahakasika ny kolikoly.

mardi, 06 septembre 2022 13:49

Le Journal du 06 Septembre 2022

- La SLC est la seule plateforme de consultation citoyenne sur les actions publiques.

- COVID 19:  de moins en moins de vendeurs de masques.

- Nouveaux officiers de l’armée : Ou vont ces nouveaux techniciens des pelotons spéciales ?

- Le respect des Droits Humains devrait être le même que ça soit hors ligne ou en ligne.

- Mbola tsy tafapetraka ny fandraisana anjaran’ny olom-pirenena manoloana ny fitantanana ny Faritra.

- COVID 19: Mihavitsy hatrany ireo mpivarotra arovava orona.

 - Manamboninahitra miaramila vaovao: Mankaiza ireo teknisianina amin’ireo andiany vaovao ireo?

- Tokony hitovy ny fanajana ny zon’olombelona na ety ivelan’ny habaka na ao anatiny.

mardi, 06 septembre 2022 12:38

Le Journal des régions du 06 Septembre 2022

- Ambositra : beaucoup n’ont pas encore de copie de naissance et de carte nationale d’identité.

- Nosy Be : les opérateurs du tourisme formés et préparés pour la saison du requin-baleine.

- Fianarantsoa : les cités U incendiées en cours de réparation.

- Méteo : froid et humidité s’annoncent pour la semaine.

- Ambositra : maro ireo mbola tsy manana soram-piankohonana sy karapanondro.

- Nosy Be : mahazo fiofanana momba ny fizahana « requin-baleine » ireo mpisehatra amin’ny fizahantany.

- Fianarantsoa : an-dalam-panarenana ireo trano may tao amin’ny oniversite Andrainjato.

- Toetr’andro : hitohy ny hatsiaka amin’ny faritra maro.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter