- Alaotra Mangoro a un centre pour soigner le pieds bots.
- Un coin jeune s’est installé au CEG Ambatoboeny.
- Le système de surveillance maritime pour Madagascar est renforcé.
- Les artistes de Tuléar seront associés dans « Collectif des Vakok’arts »
- Alaotra Mangoro : Tsy voatery hihazo an’Antananarivo intsony raha hitsabo ny tongotra mivadika.
- Nahazo « Coin Jeune » ny CEG Ambatoboeny.
- Hamafisina ny fanaraha-mason’ny ranomasin’i Madagasikara.
- Ho ampivondronina anaty Collectif des Vakok’arts » ireo mpanakanto ao Toliara.
- Inona no mahatonga ny fahatapahan-jiro?
- 07 Jona : « Andro iraisam-pirenena ho an'ny fiantohana ny ara-pahasalamana ny sakafo. »
- Handisport: Hampafantarina eto Madagasikara ny tetik’asa CECIFOOT, baolina kitra ho an’ny olona jamba.
- Faritra Itasy : manampy amin'ny ady amin'ny halatr'omby ny onjampeo.
- Herisetra mahazo ny ankizy any an-dakilasy : ny fisorohana sy ny fanaraha-maso ireo niharany no fitaovana hiadiana aminy.
- Anisan’ny manimba ny vokatra lavanilina ny « phénomène foroche ».
- Projet Aro baobab : « tokony haverina ny hasin’ny zava-maniry tsirairay, raha te hanana tontolo mirindra »
- Ny zaza sy tanora mpianatra no loha-laharana ampahafantarina ny tantaran’Ihosy taloha.
- Betsiboka redeviendra le deuxième grenier de Madagascar.
- La radiographie et la mammographie sont disponibles durant la caravane médicale.
- Maevatanana réunira les fans de Basketball.
- Haverina ho sopitra faharoa eto Madagasikara i Betsiboka.
- Caravane medicale : Efa misy radiographie sy mammographie.
- Any Maevatanana indray ny mason’ny mpitia Basketball manomboka ny 11 jona izao.
Misy karazany maro ireo fikambanana miasa ho an’i Madagasikara any ampitandranomasina. Ao Frantsa manokana, misy ireo fikambanana teratany malagasy monina any ivelany. Ary eo ihany koa ireo fikambanana manohana ireo tetikasam-piarahamonina aty Madagasikara. Ohatra amin’izany ny Ambohimad ao Laval. Manohana ny tetikasa famokarana lohamenaka sy mpiompy tantely ao Ambohidratrimo izy, ny ankany akamasoa an’i Père Pedro na ihany koa ny asa tanana vita amin’ny vy an’i Dieudonné Razafinjatovo etsy Ambohimanambola. Eo ihany koa ny fanosehana ireo mpanakanto sy ny fikambanana mpanoratra malagasy toy ny Opération Bokiko. Mba ahitana vola hanohanana ireo tetikasa, mivarotra asa tanana sy vokatra malagasy izy ireo, toy ny lavanila, sokola sy lohamenaka sns. Tanjona ihany koa hoy filohan’ny fikambanana, Nathalie Caharel ny fampahafantarana ny kolontsaina malagasy any ivelany, na sanganasa, na lalao na sakafo izany. Toy izany ihany koa ny asan’ny Hetsika ao Nantes. Fampiroboroboana sy fampahafantarana ny zavakanto, ny tantara ary ny kolontsaina malagasy any ivelany sy eto antoerana no tena ataon’izy ireo, hoy ny filohany, Andrianatoandro Vonjy. Izy ireo no mikarakara ilay hetsika « festival couleur malgache » isan-taona. Eo ihany koa ny fikarakarana dia na voyage solidaire ho an’ireo vahiny aty Madagasikara.
Il existe de nombreuses associations qui œuvrent en faveur de Madagascar à l'étranger. En France notamment, on a des associations de diaspora malgache. Il y a également des associations qui soutiennent des actions solidaires à Madagascar. Tel est le cas d’Ambohimad à Laval. Elle soutient la production d’huile essentielle et le projet d'apiculture à Ambohidratrimo, le centre Akamasoa du Père Pedro ou encore l’atelier de ferronnerie de Dieudonné Razafinjatovo à Ambohimanambola. Elle donne aussi un coup de pouce aux artistes et association d’écrivains malgaches comme Opération Bokiko. Pour récolter des fonds afin de soutenir les projets, l’association fait du commerce équitable en vendant des œuvres d’art et des produits malgaches, comme la vanille, le chocolat, les huiles essentielles etc. La présidente de l'association, Nathalie Caharel, souligne l’optique de promouvoir la culture malgache, qu'il s'agisse d'œuvres d'art, de jeux, de musique, de danse, de plat etc. L’objectif est le même pour l’association Hetsika Nantes. Selon son président, Andrianatoandro Vonjy, leur objectif principal est de promouvoir et de faire connaître l'histoire et la culture malgache à l'étranger et dans le pays également. Hetsika organise chaque année le Festival « Couleurs malgaches". Elle organise depuis quelques années des voyages solidaires avec des touristes étrangers à Madagascar.
- Fakana an-keriny misesisesy: Marary ny fiarahamonina malagasy ka marefo manoloana ny tranga toy izao.
- Mpisehatra mivantana amin’ny fampandriana fahalemana ny tanora.
- Mahajanga: tanora namokatra arina fandrehitra bio misy hanitra natoraly.
- Fanondrahana sy fisafidianana ireo zavamniry hambolena amin’ny vanimpotoanan’ny ririnina.
- Région Atsinanana : Les grenadilles d’Ampasimbe Onibe sont actuellement exportées vers l’Europe et les Etats-Unis.
- La production de haricot dans la région Menabe atteint les 22 000 tonnes.
- Université de Toamasina : Sensibilisation entre étudiants pour lutter contre la pollution.
- Le test d’aptitude militaire reprend à partir du 1er juillet.
- Faritra Atsinanana : Manondrana garanadrelina any Eropa sy Etazonia ny tantsaha ao Ampasimbe Onibe
- Faritra Menabe : Nahavokatra tsaramaso hatramin’ny 22 000 taonina.
- Oniversiten’ny Barikadimy : Hifampitaona ny samy mpianatra hiady amin’ny fahalotoan’ny tontolo iainana.
- Ny 01 jolay izao no hanomboka ny fitsarana miaramila manerana an’i Madagasikara.
Dans quels endroits le port du masque est encore recommandé ?
Si le gouvernement malgache a décidé de mettre fin à l’obligation du port du masque en plein air, celui-ci reste encore en vigueur dans tout espace clos contenant plus de 200 personnes et dans les transports publics.
Ayez quand même le réflexe de porter un masque quand vous vous trouvez dans un endroit clos, mal aéré où il est impossible de respecter la distanciation sociale. Par exemple, le bar, les boites de nuit, le restaurant, etc. Et bien évidemment dans les centres hospitaliers et les pharmacies.
En parallèle, l’OMS recommande à certaines catégories de personne de garder leur masque en tout temps. Il s’agit des personnes âgées, personnes immunodépressives ou toute autre personne vulnérable, des cas contacts ou des personnes récemment guéries de la COVID-19.
Amin’ny toerana tokony ahoana no tokony mbola anaovana aro vava orona ?
Na dia tsy terena intsony ary izao ny fanaovana aro vava orona eny andalambe, dia mbola mitoetra hatrany izany any amin’ny toerana mihidy hahitana olona maherin’ny 200 sy any amin’ny fiara fitateram-bahoaka.
Tsara foana koa anefa ny manao aro vava orona rehefa any amin’ny toerana mihidy sy tery, tsy misy rivotra mivevivezy, na hoe tsy voahaja ilay elanelana iray metatra. Ohatra hoe any amin’ny toerana fisotroana, toeram-pandihizana, toeram-pisakafoana. Anaovy ihany koa ny arovava orona rehefa mandeha any amin’ny toeram-pitsaboana na hopitaly na any amin’ny fivarotam-panafody.
Ankoatr’izay, ireto sokajin’olona ireto dia tsy tokony hiala aro vava orona : ireo efa zokiolona, ireo manana hery fiarovana marefo kokoa, ireo olona ahiahiana ho voan’ny COVID-19 na vao sitrana vao haingana.
Hiver et covid-19 : où en sommes-nous par rapport à l’année dernière ?
Depuis le mois d’avril de cette année, le pays a enregistré en moyenne 40 nouveaux cas de covid-19 par semaine. Ce chiffre a été légèrement en hausse vers la moitié du mois de mai, avec 20 nouvelles contaminations en plus.
Mais rappelons que l’année dernière, à peu près à la même période, on a eu en moyenne 200 cas par jour sur 1000 tests effectués. C’est-à-dire 1 test sur 5 était positif, contre 1 test sur 66 actuellement.
Cette amélioration s’explique par la campagne de vaccination contre la covid-19, explique le ministère de la santé publique. Jusqu’ici, plus d’un million de malgaches ont pu avoir un schéma vaccinal complet.
Ririnina sy covid-19 : aiza ho aiza isika amin’izao raha mitaha amin’ny taona lasa ?
Nanomboka ny volana martsa teo, dia manodidina ny 40 ny isan’ny tranga vaovao voamarina isan-kerinandro. Niakatra kely izy io teo anelanelan’ny volana may teo, nanatombo 20 isa eo.
Fa tamin’ny herintaona izao anefa, dia 200 mahery ny isan’ny tranga vaovao hita isan’andro, tamina fitiliana arivo mahery natao. Izany hoe filitiana 1 amin’ny 5 no miabo, raha 1 amin’ny 66 izany amin’izao.
Vokatry ny fanaovam-baksiny faobe izay mitohy hatramin’izao no mampihena io isa io, hoy ny avy ao anivon’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka. Hatreto dia malagasy miisa iray tapitrisa mahery no efa vita vaksiny covid-19 feno.
- Niverina amin’ny daty teo aloha ny tetiandrom-pampianarana.
- Tanora sady mitaiza no mianatra : tsy tokony ahilikilika izy ireny.
- Miandrivazo, Fampiofanana tanora momban’ny, fahaizana miatrika ny fiainanana sy ny fitantanana ara-bola.
- Fiakaram-bokatra Ambatondrazaka : betsaka ny hetsika ara-kolotsaina mandritra ity volana ity.
- Loky-Manambato: le braconnage de lémuriens reprend de plus belle.
- Les jeunes de Sainte-Marie et de Tamatave : finalistes du rugby beach lors de l’« Esprit Beach Festival».
- Les cinq districts du Menabe renforcent leur sécurité.
- Loky-Manambato: mirongatra indray ny fihazàna gidro.
- Tanora avy ao Sainte Marie sy Toamasina : tafakatra tamin’ny dingana famaranana tamin’ny «Esprit Beach Festival ».
- Amafisina ny fandriam-pahalemana amin’ireo distrika dimy ao Menabe.
- Betsiboka: la plantation de roseaux “phragmites” dans le lac Ambariasa comme geste pour l’environnement.
- Antsohihy: 700 enfants bénéficient d’une copie de naissance.
- Menabe: les nouvelles techniques agricoles augmentent le rendement en arachide.
- Fianarantsoa: le vin malgache se voit améliorer sa qualité.
- Betsiboka : novolena bararata tao amin’ny ranovory Ambariasa ho fiarovana ny tontolo iainana.
- Antsohihy: zaza manodidina ny 700 no nahazo kopia nahaterahana.
- Menabe: mitombo ny vokatra voanjo noho ny teknikam-pambolena vaovao.
- Fianarantsoa : hatsaraina ny kalitaon’ny divay vita Malagasy.
Reportage : Une école dans la capitale a choisi de valoriser les plantes endémiques de Madagascar à travers des peintures faites par les élèves en classe de seconde et première. 30 élèves qui suivent la matière « art plastique » ont choisi chacun une plante qui l’inspire pour en faire un tableau. C’est pour les inciter à connaitre les plantes endémiques et faire connaitre aux visiteurs leurs spécificités. L’exposition a eu lieu à l’Alliance Française Andavamamba du 23 au 25 mai.
Reportage : A Paris, les responsables de la ville encouragent les habitants à utiliser des bicyclettes ou des trottinettes afin de réduire la pollution. Ils encouragent également le covoiturage.
Interview : Le 20 mai est la journée mondiale des abeilles. C’est un agent pollinisateur qui existe à Madagascar en plus des autres tels que les papillons, les guêpes, les abeilles et quelques types de fourmis. Les 80% des végétaux dans le monde sont pollinisés par les abeilles, qui constituent d’ailleurs le plus grand nombre de pollinisateurs à Madagascar. A part leurs prédateurs naturels, les abeilles sont menacées par la déforestation et l’usage des insecticides.
Astuces : Pour attirer les abeilles dans le jardin, la page Estragon.be conseille de diversifier les plantes. Poser un point d’eau pour les abeiller. Cultiver des plantes qui fleurissent à la même saison. Les plantes à fleurs violettes, bleues et vertes sont favorables pour attirer les abeilles.
Reportage : Nisafidy ny hanao sary ireo zava-maniry tsy fahita afatsy eto Madagasikara ny sekoly iray manana taranja « Art plastique ». Mpianatra kilasy « seconde » sy « première » 30 mianadahy no nanao izany sary izany sy nampiranty azy teny amin’ny Alliance Francaise Andavamamba ny 23 hatramin’ny 25 may. Izany dia namporisika ireo ankizy hitia ny zava-maniry. Nampahafantatra tamin’ny mpitsidika ireo zava-maniry ireo sy ny soa entiny ihany koa.
Reportage : Any Parisy dia mamporisika ny mpampiasa lalana handeha bisikileta sy « trotinette » ny mpitondra mba ampihenana ny fiara be loatra ka manimba ny tontolo iainana. Amporisihina toraka izay ihany koa ny fampiasana fiara iombonana na « covoiturage »
Interview : Ny 20 may dia andro maneran-tany ho an’ny tantely izay isan’ireo « Agent pollinisateur ». Manana « Agent pollinisateur » maro isika toy ny vitsika, fangaraka, lolo ary tantely. Ny 80 isan-jaton’ny zava-maniry maneran-tany no nampitsimohan’ny tantely ary ny tantely ihany koa no betsaka manao izany eto Madagasikara. Ankoatra ny fahavalo natoraly dia ireo biby mpihaza ny « pollinisateur » dia manimba azy betsaka ihany koa ny olombelona, ny fahasimban’ny ala, ny fampiasana fanafody famonoana bibikely sns.
Astuces : Ny tantely dia biby mpihaza sy mampitsimoka vony. Raha te hisarika tantely ao an-jaridaina dia tsara ny mamboly zava-maniry isan-karazany sy mamoa amin’ny fotoana samy hafa. Ny voninkazo volomparasy, manga ary maintso no tena manintona ny tantely.