COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Programme intégral

Andrea Razafi

Andrea Razafi

mardi, 17 mai 2022 13:50

Le Journal du 17 Mai 2022

- Mbola maro ireo teboka tsy maintsy ovaina mba hahafahana mampandray anjara amin’ny fifidianana ireo malagasy monina any ivelany.

- Ambatondrazaka : tanora avokoa ny 40,45% ny mpifidy voasoratra ao anatin’ny lisitra.

- Tombana nataon’ny tanoran’ny OBSMADA momba ny servisim-panjakana.

- Fikirakirana tranonkala /Développement web :  Manana fahaiza-manao manokana amin’io sehatra io i Madagasikara.

- Androy : un recensement des albinos en cours pour les surveiller contre les ravisseurs.

- Anosy : un examen du Plan de Gestion du QMM est la solution pour les manifestations après une réunion des autorités locales avec l'entreprise.

- Boeny : la lutte anti-acridienne déjà en cours dans deux districts touchés par l’invasion de criquets dans la région.

- Androy : Manao fanisana ny olona varira ho fanarahamaso azy ireo amin’ny mpaka an-keriny.

- Anôsy : Ny fijerena akaiky ny bokin’andraikitry ny orinasa QMM ny vahaolana avy amin’ny fivorian’ny tomponandraiki-mpanjakana ao an-toerana tamin’ny orinasa.

- Boeny : mandeha ny ady amin’ny andiam-balala efa anatin’ny distrika roa ao amin’ny faritra.

lundi, 16 mai 2022 13:37

Le Journal du 16 Mai 2022

 - Fanaovam-baksiny hiadiana amin’ny Covid 19 : tokony hatsaraina ny paik’adin-tserasera mikasika ny vaksiny.

- Tsara fiatomboka ny adina ara-panatanjahantena ho an’ny BEPC teto Antananarivo renivohitra.

- KMF CNOE : Miankina amin’ny CENI ny ahavitana azy araka ny tokony ho izy.

- Mbola sahirana amin'ny fahazoana sehatra hamoahana vokatra ny tantsaha.

 

- Itasy : près de 32.300 certificats fonciers livres pour 14 communes.

- Sud et sud-ouest : l’invasion acridienne incontrôlée inquiète les paysans.

- Santé : des cas de rougeole détectés à Morondava.

- Lutte contre la défécation à l’air libre : la commune d’Ambositra prend le dessus.

- Itasy : mponina manodidina ny 32.300 no nahazo kara-tany.

- Atsimo sy Atsimo Andrefana : tsy voafehy ny andiam-balala ka mitaintaina ny tantsaha.

- Fahasalamana, miverina ny kitrotro ao Morondava.

- Ady amin'ny fangerena ankalamanjana, nahavita dingana lehibe koa Ambositra.

 

- Morombe se met déjà dans l’ambiance de la fête nationale.

- Analamanga : le nombre des candidats des épreuves sportives du BEPC en baisse.

- Carte e-poketra : bon nombre d’étudiants n’ont pas encore touché à leur bourse universitaire à Majunga.

- Morombe : nanomboka androany ny seho ankalamanjana ho an’ny fetim-pirenena.

- Analamanga : nihena ny isan’ireo manao fanatanjahan-tena amin’ny fanadinam-panjakana BEPC.

- Karatra e-poketra: mbola maro ireo mpianatra tsy nahazo vatsimpianarana ao Mahajanga.

lundi, 16 mai 2022 10:00

Le Journal du 13 Mai 2022

- Nahazo fahalalana vaovao ireo tanora tonga nanatrika ireo hetsika fahatsiarovana ny 13 mety 1972.

- Ankatso : Nanao hetsika fampahafantarana ny tolona tamin’ny 13 Mai 1972 tamin’ireo mpianatra sy tanora.

- Hiova ho oniversite nomerika ny Cntemad.

- Lalao an-tsolosaina sy lalao am-pinday, marisika milalao sy mamorona ny tanora Malagasy.  

 

- Lutte contre la malnutrition aigüe : 8 localités bénéficient du projet Aintsoa.

- Crainte de pollution environnementale : La société QMM et les riverains trouvent un terrain d’entente.

- Ambilobe : l’exploitation de la noix de cajou crée des emplois.

 

- Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo lalina : faritra 8 no ahazo tombony amin’ny tetikasa Aintsoa.

- Disadisa ao Anôsy : mifanantona sy mitady vahaolana maharitra ny orinasa QMM sy ireo vahoaka.

- Ambilobe : mamorona asa maro ny fambolena mahabibo.

 - Moramanga : l’association Rovainafo motive les jeunes à s’intéresser à l’histoire de Madagascar.

- Alaotra-Mangoro : un barrage d’Amparafaravola remise à neuf pour irriguer 10.000 hectares de rizières.

- Recrudescence des maladies sexuellement transmissibles : Boeny devient une zone rouge.

- Moramanga : manamafy ny fampitiavana ny  tantaram-pirenena amin’ny tanora ny fikambanana Rovainafo.

- Alaotra-Mangoro : vita ny toho-drano mamatsy tanimbary 10.000 hektara ao Amparafaravola.

- Mirongatra ny tsimok’aretina VIH/Sida : lasa faritra mena i Boeny.

lundi, 16 mai 2022 06:31

Le Journal du 12 Mai 2022

- Naranty an-tsary sy an-tsoratra tetsy Antaninarenina ny tolona 1972.

- Fisondrotan-karama, manahy amin’ny fisondrotan’ny saram-pianarana ireo ray aman-dreny.

- Misy biby mpanimba ny fambolena  vaovao antsoina hoe acarecide ao amin’ny distrika Ambatoboeny, Mampikony sy Port Berger.

- Fifamoivoizana: Tsy ampy ireo takelaka famantarana.

mercredi, 11 mai 2022 13:29

Le Journal des régions du 11 Mai 2022

- Androy : les élèves en situation de handicap peuvent désormais accéder aux nouvelles infrastructures scolaires.  

- Forum des jeunes : les jeunes de l’Analanjirofo et de Vakinankaratra parlent de leurs besoins.

- Menabe : les criquets détruisent 6000 hectares de rizières.

 

- Androy : afaka mampiasa ireo sekoly sy ireo foto-drafitrasa vaovao ihany koa ireo mpianatra manana fahasembanana.

- Fikaonandohan’ny tanora : mampahafantatra ny filàny ireo tanora ao Analanjirofo sy Vakinankaratra.

- Menabe : Tanimbary 6000 hektara no simban’ny valala.

 

mercredi, 11 mai 2022 12:59

Le Journal du 11 Mai 2022

- 13 mai 1972 : tsy misy akony amin’ny fiainam-pirenena 50 taona aty aoriana.

 - Ilaina ny « Permis de conduire » hoy ny mpampiasa lalana.

- Hifidy izay ho mpikambana maharitra hitantana azy ny antenimieran’ny varotra sy indostria Antananarivo.

- Rastafari : hetsika sy fomba fiaina ho amin’ny fandriampahalemana sy ny fitovian-jo.

mercredi, 11 mai 2022 09:15

Le Journal du 10 Mai 2022

 

- Tsy hisy ny taranja iombonana mandritran’ny adina ara-panatanjahan-tena amin’ny BEPC.

- Zon’ny ankizy, nanolotra tatitra ireo Fiarahamonim-pirenena.

- Campus Internat IT et Digital: Fanofanana momba ny nomerika ho an'ny tanora sahirana.

- « Zana-bolana – Femme lunaire » : mahatsiaro voakasika amin’ireo tantara ao anatiny ireo tanora vehivavy aty amin’ny faritra.

mercredi, 11 mai 2022 08:36

Le Journal des régions du 10 Mai 2022

- Ampanihy : 22 jeunes initiés aux droits humains, au civisme et à l’informatique.

- Forum des jeunes : les défis des régions respectives et les solutions durables évoqués au CCI Ivato.

- Education et rugby : le tournoi “Donan’ny Samy Ngeza” fait parler de lui dans le Vakinankaratra.

 

 

Ampanihy : Mpianatra miisa 22 no nofanina momba ny fahaiza-miaina sy ny teknolojia vaovao.

Fikaonandohan’ny tanora : mampahafantatra ireo olana sy mandroso vahaolana maharitra isa-paritra ny tanora.

Fanabeazana sy baolina lavalava : raikitra ny “Donan’ny Samy Ngeza” ao Vakinankaratra.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter