- Alaotra-Mangoro : les cultivateurs s’indignent face au prix dérisoire du kilo du paddy.
- Antsiranana: 30% des hôtels affichent complets pendant le festival “Festikite”.
- “Nosy Be Expo Tourisme”: pousser les natifs à mieux connaître les sites touristiques de leur région.
- Alaotra-Mangoro : mivarotra fatiantoka ireo tantsaha manoloana ny fahamoran’ny kilaon’ny vary akotry.
- Antsiranana: feno ny 30% amin’ireo trano fandraisam-bahiny nandritra ny “Festikite” andiany voalohany.
- “Nosy Be Expo tourisme”: hohatsaraina ny fahalalan’ny mponina ireo toeram-pitsangatsanganana misy ao aminy.
- BAREA: Lalao voalohany any ivelany manoloana an’i Ghana rahampitso, anatin’ny fifanintsanana ho amin’ny CAN 2023.
- Fifidianana 2023: Misy fiantraikany lehibe amin’ny voka-pifidianana ny fandraisan’ny tanora anjara.
- FARITRA MENABE: Tanora 104 nanao tombana ny sampan-draharaham-panjakana.
- Voly tsaramaso : tsy ampy ny masomboly ao Miandrivazo.
- Fiandohan’ny vanim-pitoana ririnina : Nihena lavitra noho ny tamin’ny taona 2021 ny trangana Covid 19 tamin’ity taona ity.
- Famaritan-karama: Tsy mitovy ny fandrefesana eo amin’ny miankina sy tsy miankina.
- Astrotourisme : Tolotra ara-pizahantany mbola azo trandrahina tsara.
- Tamatave II : l’acquisition des nouveaux certificats fonciers se fait par signature numérique.
- Région SAVA : la route nationale 5 note 25 accidents de bovins depuis début 2022.
- Ambatondrazaka : le CEG Razaka remet à neuf sa bibliothèque.
- Amoron’i Mania : quand la passion du scooter contribue à l’éducation.
- Toamasina II : amin’ny alàlan’ny sonia nomerika no nanomezana ireo kara-tany vaovao.
- Lalam-pirenena faha 5 : omby 25 no voan’ny lozam-pifamoivozana hatramin’ny voalohan’ny taona.
- Ambatondrazaka: nohavaozina ny tranombokin’ny CEG Razaka.
- Amoron’i Mania : azo itaizana ny tanora koa ny taranja kodiaran-droa.
- Autosuffisance alimentaire: l’agriculture, l’élevage et la pêche sont encore des secteurs à renforcer.
- Ankililaoka Toliara II : baisse considérable de la production rizicole.
- Antsiranana : Parmi les régions les plus touchées par la violence et harcèlement scolaire.
- Sécurisation foncière : Des nouvelles technologies en marche.
- Fahavitan-tena ara-tsakafo: mbola marefo ny sehatra fampandrosoana ny fambolena, ny fiompiana ary ny jono;
- Ankililoaka Toliara II: nidina izay tsy izy ny voka-bary.
- Antsiranana: isan’ireo faritra tena hitrangan’ny herisetra any an-tsekoly.
- Fanan-tany : Ampiasana teknolojia vaovao ny fanaraha-maso azy.
- Ambatondrazaka: Le kilo de paddy va en dessous de 900 Ar.
- Salon du livre et de la culture Mahajanga : le prix des livres scolaires est en baisse pendant l’évènement.
- Amoron’i Mania : Le festival de Landibe fait connaitre la région réputée pour sa production de soie.
- Ambatondrazaka: midina ambanin’ny 900ar ny vidin’ny kilaon’ny vary akotry.
- Salon du livre et de la culture Mahajanga : mora ny vidin’ireo bokim-pianarana mandritra ny hetsika.
- Amoron’ny mania: misy ny hetsika karakaraina hamerenana ny lazan’Ambatofinandrahana amin’ny seha –pihariana landibe
- Tafatsangana ny orinasa fanodinana café ao amin’ny Kaominina ambanivohitra Andina distrikan’Ambositra.
- Faritra Fitovinany : Lasibatrin’ny haintrano tao anatin’ity herinandro ity ny ao amin’ny faritra Fitovinany.
- Ihorombe : betsaka ny olona no tsy mahafantatra ny karazana servisim-panjakana.
- Famaranana ny Ligue des champions : mitongilana any amin’ny Réal de Madrid ny safidin’ny maro.
- Plaine de Marovoay : prise en charge des agriculteurs et des terres cultivables.
- Atsimo Andrefana : Une masse d’invasion acridienne détruit les champs.
- Région Anôsy : Les manifestants ont accepté de lever les barrages devant la société minière QMM.
Lemak’i marovoay : homena tohana ireo tantsaha ary hajariana ny velaran-tany volena.
Atsimo andrefana : lasibatry ny andiam-balala ireo voly.
Faritra anösy : nanaiky hanala ny sakana teo amin’ny orinasa QMM ireo vahoaka nitokona taorian’ny fifampiresahana.
Combien de fois pourrai-je attraper la COVID-19 ?
Les scientifiques ne sont pas tous d’accord sur la réponse à cette question. Au début, ils pensaient que le risque d’être réinfecté par la COVID serait minimisé si la personne a déjà contracté le virus par le passé ou a été vaccinée.
Mais en réalité, des milliers de personnes ont déclarées être infectées par la COVID plus d’une fois dans une année, révèle une épidémiologiste à l’université de Stellenbosch en Afrique du Sud.
Selon Kristian Andersen, virologue dans un institut de recherche à San Diego, l’arrivée du variant Omicron, et la mutation de ses sous-variants, a complètement changé la donne. Il est possible qu’une personne puisse attraper la COVID au moins deux fois par an, estime-t-il.
Ça n’enlève pas l’efficacité du vaccin, qui protège des cas de formes graves et d’hospitalisation.
Mety impiry ny olona iray no voan’ny COVID-19 ?
Tsy tena mitovy hevitra tanteraka ireo siantifika ny amin’ny valin’izay fanontaniana izay. Tany amboalohany aloha dia noheverina hoe mihena kokoa ny risika hahazoana fanindroany ny COVID-19 raha toa ka efa voa ilay olona na vita vaksiny.
Ny zava-misy anefa, dia aman’arivony maro ireo olona efa tratran’ity tsimokaretina ity no mbola niverenan’izany indray taty aoriana, rah any filazan’ny épidémiologiste iray ao amin’ny université Stellenbosch atsy Afrika atsimo.
Manam-pahaizana iray ao amin’ny toeram-pikarohana any San Diego kosa no nilaza fa tena nanova zavatra ny nahatongavan’ilay fiovan’endrika Omicron izay tsy mitsahatra mivoatra. Mety ho voan’ny COVID in-droa farahahakeliny hoy izy ny olona iray anatin’ny taona.
Na izany aza, dia mahomby hatrany ny vaksiny, izay miaro amiin’ny tranga fahasarotana sy ny fampidirana hopitaly.
La variole du singe a-t-il un lien avec la Covid-19 ?
Non, aucun lien n’a été fait jusqu’à présent entre la variole du singe et la COVID-19.
Rappelons que la variole du singe est un virus découvert dans les années 50 et qui est présent dans certains pays d’Afrique depuis des décennies. Il se transmet le plus souvent d’un rongeur à l’homme, et rarement d’homme à homme.
Les symptomes sont assez légers : une fièvre ou des maux de tête, même si d’autres pays ont recensé des cas de décès, comme en République Démocratie du Congo par exemple.
La variole du singe préoccupe actuellement le monde scientifique après l’apparition de plusieurs cas en même temps dans différents pays, en dehors du continent africain. Elle est maintenant présente en France, au Canada, en Australie, au Royaume-Uni.
Des virologues s’interrogent sur la raison derrière ce phénomène, si le virus a évolué ou peut évoluer dans les semaines à venir.
Misy ifandraisany ve ny variole du singe sy ny COVID-19 ?
Raha ny fantatra hatreto aloha dia tsy misy ifandraisany ireo valanaretina roa ireo.
Tany amin’ny taona 50 tany no nahitana voalohany ny variole du singe, izay efa misy any amina firenena afrikanina vitsivitsy. Aretina avy amin’ny biby izy io no mifindra any amin’ny olona, fa mahalana no hoe olona samy olona no mamindra azy.
Toy izao ny fomba fisehoany : misy tazo na marary andoha be. Fa na izany aza dia efa nahitana olona matin’io variole du singe io koa, tany amin’ny Repoblikan’ny Congo ohatra.
Miverina resahana be izy io ankehitriny satria nahitana tranga maromaro, niaraka nipoitra, tany amin’ny firenena samihafa ivelan’ny kaotinanta Afrika. Tonga hatrany Frantsa, Canada, Australie, Royaume-Uni izy amin’izao.
Miezaka mitady ireo siantifika ny amin’ny antony mahatonga izany, hoe nivoatra ve ito tsimokaretina ito na koa atahorana hivoatra afaka fotoana vitsy.
La Corée du Nord enregistre son premier cas de la COVID-19
La Corée du Nord a enregistré son tout premier cas de la COVID-19 ce jeudi 12 mai. Il s’agit d’une infection du variant Omicron depuis le début de la pandémie.
Le pays a complètement fermé ses frontières depuis mars 2020 pour s’isoler complètement du reste du monde. En 2020, le gouvernement a réalisé plus de 13 000 tests COVID, qui étaient tous négatifs. Et jusqu’ici, la Corée du Nord n’a vacciné aucun de ses habitants contre la COVID.
Le président Kim Jong Un a annoncé un confinement sur tout l’ensemble du pays. On ne sait pas encore combien de temps ça va durer, mais en tout cas, le président a appelé chaque ville, chaque comté, chaque entreprise et chaque habitation de rester confiner.
Nahitana tranga voalohany tamin’ny COVID any Korea Avaratra, amin’ilay fiovanendrika Omicron.
Tamin’ny vao nanomboka ny valanaretina dia nanakatona tanteraka ny sisintaniny ry zareo, hatramin’izao. Tamin’ny 2020, nanao fitiliana COVID miisa 13 000 teo ny governemanta, fa miiba avokoa ny valiny azo. Hatreto koa, tsy mbola nisy mponina vita vaksiny any na iray aza.
Miditra anaty fihibohana tanteraka izy ireo, araka ny nambaran’ny filohany Kim Jong Un. Tsy mbola fantatra hoe haharitra hafiriana izay, fa nanao antso tamin’ny tanana tsirairay, tamin’ny orinasa sy ny isan-tokantrano izy mba hitoka-monina araka izay azo atao.
Quels sont les sous variants de Omicron identifiés jusqu’ici ?
Jusqu’ici, il existe 5 sous variants de Omicron. Le BA1 et le BA2, découvert au Botswana, sont apparus à peu près au même moment, aux alentours de novembre et décembre de l’année dernière. Depuis, ils se propagent partout dans le monde, surtout en France, mais aussi au Danemark, Afrique du Sud ou en Inde.
Puis, il y a eu le troisième sous-variant, BA3, moins contagieux et moins répandu que les deux premiers.
En janvier, deux nouveaux sous-variants de Omicron ont été identifiés en Afrique du Sud, le BA4 et le BA5, qui sont déjà présents aux Etats-Unis, en Chine et en Europe. En Avril, ces deux sous-variants ont atteint entre 60 et 75% des nouvelles infections en France. Le Centre européen de prévention et de contrôle des maladies estime que ces nouveaux sous-variants « sont assez similaires à BA2, mais ne provoqueraient pas des formes plus graves que les autres versions d'Omicron. »
Inona avy ireo fiovan’endriky ny Omicron efa fantatra hatreto ?
Miisa 5 ireo fiovan’endriky ny Omicron fantatra hatreto. Ny BA1 sy BA2, hita tany Botswana, dia niaraka nipoitra nanodidina ny volana novambra sy desambra tamin’ny taona lasa iny. Nanomboka teo dia niparitaka tamina firenena maro izy, indrindra ao Frantsa, hatrany Danemark, Afrika Atsimo sy Inde.
Avy eo nisy ny fiovan’endrika fahatelo, antsoina hoe BA3, izay mora lefy kokoa raha oharina amin’ireo volohany.
Tamin’ny volana janoary, dia niampy roa indray izany, ny BA4 sy ny BA5, hita tany Afrika atsimo fa efa tonga any Etas-Unis, ao Eorope sy Chine amin’izao. Tamin’ny volana aprily iny, ny 60 hatramin’ny 75% n’ireo tranga vaovao ao Frantsa dia avy amin’ireo fiovan’endrika ireo avokoa. Nilaza ny Centre européen de prévention et de contrôle des maladies fa mitovitovy tanjaka amin’ny BA2 ihany izy ireto, saingy tsy atahorana hiteraka fahasarotana.