Â
- Melaky : l’installation d’un nouveau matériel offre de l’éléctricité en continu pour Maintirano.
- Antsiranana : Ramena se lance aussi dans l’exploitation de l’énérgie solaire.
- Ordre des sage-femmes de Madagascar : une matrone pour 20.000 patientes.
- Sud-Ouest : Près de 7400 enfants protégés contre le mariage précoce et de l’echec scolaire précoce.
- Melaky : handeha tsy ankianto amin’izay ny jiro ao Maintirano.
- Antsiranana : Mamokatra herin’aratra avy amin’ny masoandro koa ao Ramena.
- Holafitry ny mpampivelona eto Madagasikara : mpampivelona 1 no miantoka mpisafo 20.000 eto amintsika.
- Atsimo Andrefana : ankizy manodidina ny 7400 no voaaro amin’ny fanambadiana aloha loatra sy ny fialà na an-tsekoly.
- Fikaonan-dohan’ny tanora : hanangana tetik’asa mivaingana avy amin’ireo tolo-kevitra voaray ny fanjakana.
- Tsy manana fiarovana ara-kasa ireo tanora mandeha miady vato any andohan’Ilakaka.
- Oniversité Maty, manahy ny amin’ny ho aviny ireo mpianatra.
- Fanokafana ny Youzou Smatch’in 2022: feno ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina.
Â
- Atsimo Andrefana : 7400 enfants ont pu être scolarisés.
- Miarinarivo : 2 communes ont bénéficié d’électricité.
- Haute Matsiatra : 57% bénéficiaires du projet Fihariana sont des femmes.
Atsimo Andrefana : zaza 7 400 no tafiditra na-tsekoly.
Miarinarivo : komina miisa roa no ahazo herinatra.
Matsiatra ambony : vehivavy no tompon’ny 57% amin’ireo tetik’asa ao amin’ny Fihariana.
Â
Fikaonan-dohan’ny tanora : maneho ny heviny momba ny famoronan’asa ny tanora.
Manjavozavo amin’ny rehetra izany fiahiana ara-tsosialy izany.
Fénerive Est : ny vidin’entana hangalana azy ao Toamasina no mamaritra ny eny an-tsena fa tsy manaraka ilay napetraky ny fanjakana.
« Digitalisation » eo amin’ny tontolon’ny fandraharahana: Manampy betsaka amin’ny fiaraha-miasa amin’ireo mpamatsy vola.
Â
Akany TAFA, prend en soin les personnes touchées par les troubles psychologiques.
Lutte contre la malnutrition : le projet WASH en vigueur.
Fianarantsoa : Des sages femmes de tout Madagascar se sont rencontrés.
Akany TAFAÂ : Manohana ara-tsaina sy ara-pahasalamana ireo olona marefo.
Nanampy ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo ny WASH.
Fianarantsoa : Nampihaona ireo mpampivelona eraky Madagasikara.
Â
Betsiboka: Une hausse de production de riz jusqu’à 25% envisagée.
Analanjirofo: Le technique de rizipicsiculture s’est amélioré.
Boeny: Cinq sites touristiques seront bientot installés.
Betsiboka : Tombanana hitombo hatramin’ny 25 isan-jato ny voka-bary.
Analanjirofo : Namafisina ny fahaiza manaon’ny tantsaha amin’ny fampiarahana ny voly vary sy ny fiompiana trondro.
Boeny : Toeram-pitsidihana dimy no hosokafana handraisana ireo mpizaha tany.
Â
Â
- Nihemotra any amin’ny laharana faha 98 amin’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety i Madagasikara : ny fahitan’ireo mpanara-baovao izany.
- Tsy ahiana ny fisian’ny hena voapoizina eny an-tsena.
- 18 ireo tanora mandrafitra ny vondron’ny mpanara-maso ny disadisa ao amin’ny Faritra Ihorombe.
- Andron’ny Eropa : nahazo vahana ny fotodrafitr’asa momba ny fambolena.
- Région SAVA : Faire découvrir le métier du journalisme aux étudiants.
- Région Vakinankaratra : Le marché de la production laitière est de plus en plus ouvert.
- Morondava : Quatrième ville la plus exposée au VIH / SIDA
 - Faritra SAVA : Nampafantarina ny mpianatra ny asa fanaovan-gazety.
- Vakinankaratra : Miha misokatra ny lalam-barotra hamoahana ronono.
- Morondava : Toerana faha efatra ahitana VIH SIDA be indrindra eto madagasikara.
Â
Â
- Vidin’ny lavanila : mitotongana hatrany.
- E-taray : rafitra iray manampy ny olom-pirenena sy ny mpanao gazety amin’ny fampiasana ny nomerika.
- Maison des jeunes Fénerive-Est: manampy ireo tanora hiaro-tena amin’ny VIH/SIDA.
- Fisondrotan-karama: hampitombo ny fandaniana ara-tsakafo no betsaka.
- Tsinjo ny ho avy : Tetikasana tanora mikendry ny fahadiovan’ny tanà nan’i Moramanga.
Â
Fanararaotra hoan’ny mpanao gazety ny nomerika na dia mbola vitsy aza ireo mampiasa izany.
« Women in Business » andiany fahatelo : tanjona ny hampitovy lenta ny lahy sy vavy amin’ny fandraharana.
Miandrivazo : nihena ho 60% ny voka-bary noho ny fahasimban’ny tany.
Noraisina an-tanana ka omena tany hivelomana ireo mpifindra monina nanorim-ponenana any amin’ny kaominina Tsaramandroso.
Morondava : nahazo tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny herin’ny masoandro.
Analamanga : hisy fizahana ireo zaza manana olana amin’ny fo mandritra ny folo andro.
Ankazobe : Napetraka ny aro afo mirefy 70km.
Faritra Atsimo : Nahazo fanampiana mitentina 1,5 tapitrisa avy amin’ny firenena Frantsay.
Â
Morondava : Un nouveau parc solaire centrale hybride a été installé.
Analamanga : Des consultations en cardiologie pédiatrique aura lieu au CENHOSOA.
Ankozobe : Des pares-feux se sont installés.
Sud de Madagascar : La France octroie un don de 1,5 millions.
Â
Boeny : tranokala vaovao hampiroboroboana ireo tolotra ara-pizahan-tany.
Menabe : Miisa 8 000 ireo tokantrano marefo tafiditra anatin’ny tetik’asa « asa avotra mirindra ».
Toliara : manodidina ny 8.000 ireo mpianatra tsy afaka mianatra noho ny fahapotehan’ny toeram-pianarana.
Boeny : bientôt un site web pour valoriser les circuits touristiques de la région.
Menabe : 8.000 ménages vulnérables bénéficient du programme « asa avotra mirindra ».Â
Toliara : près de 8.000 élèves sans salles de classe, détruites par le cyclone Jasmine.